Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DEU:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34 


DEU 30:1     Alignment score: 0.388 → 0.388
When all these
things have come on you , the blessings and the curses that I have set before you , and when you call them to mind among all the other nations where Yahweh your God has banished you ,
Rehefa tonga eo aminao izao zavatra rehetra izao , ireo fitahiana sy ireo ozona izay napetrako teo anolonao , ary rehefa mahatsiaro azy ireo ianao eo amin'ireo firenena hafa rehetra izay nitondran'i Yaveh Andriamanitrao anao ,


DEU 30:2     Alignment score: 0.332
and when you return to Yahweh your God and obey his voice , following all that I am commanding you today you and your children with all your heart and with all your soul ,
ary rehefa miverina
amin'i Yaveh Andriamanitrao ianao ka makanto ny feony , manaraka izay rehetra handidiako anao izao ianao sy ireo zanakao amin ' ny fonao manontolo sy amin ' ny fanahinao manontolo ,
DEU 30:3     Alignment score: 0.349 → 0.364
then Yahweh your God will reverse your captivity and have compassion on you ; he will return and gather you from all the peoples where Yahweh your God has scattered you .
dia hanova ny fahababonao sy hanana famindram - po aminao i Yaveh Andriamanitrao ; hiverina izy ary hanangona anao amin'ireo olona rehetra izay naparitak'i Yaveh Andriamanitrao .
DEU 30:4     Alignment score: 0.315 → 0.315
If any of your exiled people are in the farthest places under the heavens , from there Yahweh your God will gather you , and from there he will bring you .
Raha misy iray amin'ireo olonao
natao sesitany any amin'ireo toerana lavitra indrindra ambanin ' ny lanitra , any amin'izany no hanangonan'i Yaveh Andriamanitrao anao , ary any amin'izany no hitondrany anao .
DEU 30:5     Alignment score: 0.328
Yahweh your God will bring you into the land that your forefathers possessed , and you will possess it again ; he will do you good and will multiply you more than he did your forefathers .
Yaveh Andriamanitrao hitondra anao amin ' ny tany izay nananan
' ny razambenao , ka ho lasa fanananao indray izany ; hanao soa anao izy ary hampitombo anao mihoatra noho ny nataony tamin'ireo razambenao .
DEU 30:6     Alignment score: 0.366
Yahweh your God will circumcise your heart and the heart of your descendants , so you will love Yahweh your God with all your heart and with all your soul , so that you may live .
Ho forain'i Yaveh Andriamanitrao ny fonao
sy ny fon'ireo taranakao , ka ho tiavinao amin ' ny fonao manontolo sy amin ' ny fanahinao manontolo i Yaveh Andriamanitrao , mba ho velona ianao .
DEU 30:7     Alignment score: 0.388
Yahweh your God will put all these
curses on your enemies and on those who hate you , those who persecuted you .
Yaveh Andriamanitrao dia hametraka ireo ozona rehetra ireo eo amin'ireo fahavalonao sy eo amin'ireo mankahala anao , ireo izay nanenjika anao .
DEU 30:8     Alignment score: 0.468
You will return and obey the voice of Yahweh , and you will do all his commandments that I am commanding you today .
Hiverina sy hankato
ny feon'i Yaveh ianao , ary hanao ireo didiny rehetra izay handidiako anao izao .
DEU 30:9     Alignment score: 0.314 → 0.32
Yahweh your God will make you abundantly prosperous in all the work of your hand , in the fruit of your womb , in the fruit of your livestock , and in the fruit of your ground , for prosperity . For Yahweh will again delight in making you prosperous , as he rejoiced over your fathers .
Hampahomby anao i Yaveh Andriamanitrao amin ' ny asan ' ny tananao
rehetra , amin ' ny vokatry ny tenanao , sy amin ' ny vokatry ny biby fiompinao , ary amin ' ny vokatry ny taninao , ho fandrosoana ; fa i Yaveh hifaly aminao indray nohon ' ny fandrosoana , toy ny nifaliany tamin'ireo rainao .
DEU 30:10     Alignment score: 0.426
He will do this if you will obey the voice of Yahweh your God , so as to keep his commandments and regulations that are written in this book of the law , if you turn to Yahweh your God with all your heart and all your soul .
Hanao izany izy raha hankato
ny feon'i Yaveh Andriamanitrao ianao , mba hitandrina ireo didiny sy ireo fitsipika izay voasoratra tao amin'izany bokin ' ny lalàna izany , raha miverina amin'i Yaveh Andriamanitrao ianao amin ' ny fon sy fanahinao manontolo .
DEU 30:11     Alignment score: 0.309
For this commandment
that I am commanding you today is not too hard for you , neither is it too far for you to reach .
Fa ity didy izay handidiako anao izao ity dia tsy mafy loatra aminao , na lavitra loatra ny hanakaranao azy .
DEU 30:12     Alignment score: 0.315 → 0.317
It is not in heaven , so that you should have to say , ' Who will go up for us to heaven and bring it down to us and make us able to hear it , so that we may do it ? '
Tsy any an - danitra izany , ka tokony hiteny ianao hoe : ' Iza no hiakatra any an - danitra ho antsika sy hitondra izany midina aty amintsika ary manome fahafahana antsika handre izany , mba hanaovantsika izany ? '
DEU 30:13     Alignment score: 0.279 → 0.3
Neither is it beyond the sea , so that you should have to say , ' Who will go over the sea for us and bring it to us and make us to hear it , so that we may do it ? '
Tsy any ampitan - dranomasina izany , ka tokony hiteny ianao hoe : ' Iza no hiampita ny ranomasina ho antsika sy hitondra izany amintsika ary mampandre izany antsika , mba hanaovantsika izany ? '
DEU 30:14     Alignment score: 0.321 → 0.321
But the word is very near to you , in your mouth and your heart , so that you may do it .
Fa efa akaikinao
ny teny , ao amin ' ny vavanao sy ny fonao , mba hahafahanao manao izany .
DEU 30:15     Alignment score: 0.369
See , today I have placed before you life and good , death and evil .
Indro , nataoko teo anoloanao
ny fiainana sy ny tsara , ary ny fahafatesana sy ratsy ankehitriny .
DEU 30:16     Alignment score: 0.365 → 0.37
If you obey the decrees of Yahweh your God , in which I am commanding you today to love Yahweh your God , to walk in his ways , and to keep his commandments , his regulations , and his statutes , you will live and multiply , and Yahweh your God will bless you in the land that you are entering to possess .
Raha mankato
ireo didin'i Yaveh Andriamanitrao ianao , izay handidiako anao ankehitriny mba hitia an'i Yaveh Andriamanitrao , handeha amin'ireo lalany , ary hitandrina ireo didiny , ireo fitsipiny , sy ireo lalàny , dia ho velona sy hitombo ianao , ary Yaveh Andriamanitrao hitahy anao any amin ' ny tany izay hidiranao ho fanananao .
DEU 30:17     Alignment score: 0.29
But if your heart turns away , and you do not listen and are drawn away and bow down to other gods and worship them ,
Fa raha mivily
lalana ny fonao , ary tsy mihaino ianao fa kosa voasarika lavitra sy miankohoka amin'ireo andriamanitra hafa ary manompo azy ireo ,
DEU 30:18     Alignment score: 0.27
then I declare to you today that you will surely perish ; you will not prolong your days in the land that you are passing over the Jordan to go into and possess .
dia ambarako anao ankehitriny fa ho faty ianao ; tsy hanalava ireo andronareo ianareo any amin ' ny tany izay hitànao an'i Jordana mba hidirana sy ho fananana .
DEU 30:19     Alignment score: 0.358
I call heaven and earth to witness against you today that I have set before you life and death , the blessings
and the curses ; therefore choose life so that you may live , you and your descendants .
Miantso ny lanitra sy tany aho mba ho vavolombelona manohitra anao ankehitriny izay efa napetrako teo anoloanao dia ny fiainana sy ny fahafatesana , ireo fitahiana sy ireo ozona ; noho izany fidio ny fiainana mba ho velona , ianao sy ireo taranakao .
DEU 30:20     Alignment score: 0.446 → 0.46
Do this so as to love Yahweh your God , to obey his voice , and to cling to him . For he is your life and the length of your days ; do this so that you may live
in the land that Yahweh swore to your ancestors , to Abraham , to Isaac , and to Jacob , to give them . "
Ataovy izany mba ho fitiavana an'i Yaveh Andriamanitrao , mba hankatoavana ny feony , ary hifikirana aminy . Satria Izy no fiainanao sy halavan'ireo andronao ; ataovy izany mba hiainanao any amin ' ny tany izay nianianan'i Yaveh tamin'ireo razambenao , tamin'i Abrahama , Isaka , sy i Jakoba mba homena azy ireo . "
DEU 30     Average alignment score: 0.356 for 20 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DEU:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34