Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DEU:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34 


DEU 5:1     Alignment score: 0.34 → 0.343
Moses called to all Israel and said to them , " Listen , Israel , to the statutes and the decrees that I will speak in your ears today , that you may learn them and keep them .
Dia niantso ny Israely rehetra i Mosesy ka nanao tamin'izy ireo hoe : " Ry Israely , henoy , ireo lalàna sy didy izay ho lazaiko ao an - tsofinareo anio , mba hahafahanareo hianatra sy hitandrina izany .


DEU 5:2     Alignment score: 0.596
Yahweh our God made a covenant with us at Horeb .
Yaveh Andriamanitsika nanao fifanekena tamintsika tao Horeba .
DEU 5:3     Alignment score: 0.451
Yahweh did not make this covenant with our ancestors , but with us , all of us alive
here today .
Tsy nanao izany fanekena izany tamin'ireo razambetsika Yaveh , fa tamintsika , dia isika rehetra velona eto anio .
DEU 5:4     Alignment score: 0.336
Yahweh spoke with you face to face on the mount out of the middle of the fire
Niresaka mivantana taminareo teo amin ' ny tendrombohitra avy tao afovoan ' ny afo i Yaveh
DEU 5:5     Alignment score: 0.51 → 0.51
( I stood between Yahweh and you at that time , to reveal to you his word ; for you were afraid because of the fire , and you did not go up the mountain
) . Yahweh said ,
( Nitsangana teo anelanelanareo sy Yaveh aho tamin'izany fotoana izany , mba hanambara aminareo ny teniny ; fa natahotra ianareo nohon ' ny afo , ka tsy niakatra tao an - tendrombohitra ianareo ) . Dia hoy Yaveh hoe :
DEU 5:6     Alignment score: 0.49
' I am Yahweh your God , who brought you out of the land of Egypt , out of the house of slavery .
' Izaho no Yaveh Andriamanitrareo , izay nitondra anareo hiala tao amin ' ny tany Egypta , hivoaka ny trano fanandevozana .
DEU 5:7     Alignment score: 0.184
You will have no other gods before me .
Tsy hanana andriamanitra hafa eo anoloako ianareo .
DEU 5:8     Alignment score: 0.23 → 0.266
You will not make for yourself a carved figure nor any likeness of anything that is in heaven above , or that is in the earth beneath , or that is in the water below .
Tsy hanao sarin
- javatra voasokitra ho anareo ianareo na endri - javatra izay eny amin ' ny lanitra ambony , na izay ety amin ' ny tany ety ambany , na izay anaty rano ety ambany .
DEU 5:9     Alignment score: 0.359 → 0.358
You will not bow down to them or serve them , for I , Yahweh your God , am a jealous
God . I punish the ancestors ' wickedness by bringing punishment on the children , to the third and fourth generation of those who hate me ,
Aza miankohoka amin'ireo ianao na manompo azy ireo , fa Izaho , Yaveh Andriamanitrao , dia Andriamanitra saro - piaro . Mamaly ny faharatsian'ireo razambe Aho amin ' ny famaizako ireo zaza madinika , hatramin ' ny taranaka fahatelo sy fahefatra an'izay mankahala Ahy ,
DEU 5:10     Alignment score: 0.282 → 0.297
and showing steadfast love to thousands , to those who love me and keep my commandments .
ary haneho tsy fivadiam - panekena kosa amin'ireo olona
an'arivony , amin'ireo izay tia Ahy sy mitandrina ireo didiko .
DEU 5:11     Alignment score: 0.307
You will not take the name of Yahweh your God in vain , for Yahweh will not hold
him guiltless that takes his name in vain .
Tsy ho hampiasanao amin ' ny tsy antony ny anaran'i Yaveh Adriamanitrao , fa i Yaveh dia handray azy ho meloka amin ' ny fampiasana fahatany ny anarany .
DEU 5:12     Alignment score: 0.432
Observe the Sabbath day to keep it holy , as Yahweh your God commanded you .
Tandremo ny andro sabata mba hanamasinana azy , arak'izay nandidian'i Yaveh Andriamanitrao anao .
DEU 5:13     Alignment score: 0.304 → 0.354
For six days you will labor and do all your work ;
fa enina andro no hiasanao sy hanaovanao
ny raharahanao rehetra ;
DEU 5:14     Alignment score: 0.349
but the seventh day is a Sabbath to Yahweh your God . On it you will not do any work not you , nor your son , nor your daughter
, nor your male servant , nor your female servant , nor your ox , nor your donkey , nor any of your animals , nor any foreigner who is within your gates . This is so that your male servant and your female servant may rest as well as you .
fa ny andro fahafito kosa dia Sabata ho an'i Yaveh Andriamanitrao . Amin'izany dia tsy hiasa ianao na ianao , na ny zanakao lahy , na ny zanakao vavy , na ny mpanompo lahinao , na ny mpanompo vavinao , na ny ombinao , na ny borikinao , na ny biby fiompinao , na ny vahiny izay anatin ' ny vavahadinao . Natao izany mba hitsaharan ' ny mpanomponao lahy sy ny mpanomponao vavy tahaka anao .
DEU 5:15     Alignment score: 0.45 → 0.457
You will call to mind that you were a servant in the land of Egypt , and Yahweh your God brought you out from there by a mighty hand and by an outstretched arm . Therefore Yahweh your God has commanded you to keep the Sabbath day .
Dia ho tsaroanao fa mpanompo tany
amin ' ny tany Egypta ianao , ary Yaveh Andriamanitrao no namoaka anao tany tamin ' ny alalan ' ny tanana mahery sy faninjirana ny sandry . Noho izany no nandidian'i Yaveh Andriamanitrao anao mba hitandrina ny andro Sabata .
DEU 5:16     Alignment score: 0.323 → 0.352
Honor your father and your mother , as Yahweh your God has commanded you to do , that you may live a long time in the land that Yahweh your God gives you , and so that it may go well with you .
Manajà ny rainao
sy reninao , araka izay nandidian'i Yaveh Andriamanitrao ho hataonao , dia ho ela velona any amin ' ny tany izay nomen'i Yaveh Andriamanitrao ho anao ianao , ka dia hahasambatra anao anie izany .
DEU 5:17     Alignment score: 0.332
You will not murder .
Aza mamono olona
.
DEU 5:18     Alignment score: 0.53
You will not commit adultery .
Aza mijangajanga .
DEU 5:19     Alignment score: 0.329
You will not steal .
Aza mangalatra .
DEU 5:20     Alignment score: 0.259
You will not give
false witness against your neighbor .
Aza manao vavolombelona diso amin ' ny mpiara - belona aminao .
DEU 5:21     Alignment score: 0.352
You will not covet your neighbor 's wife , you will not covet your neighbor 's house , his field , or his male servant , or his female servant , his ox , or his donkey , or anything that belongs to your neighbor . '
Aza mitsiriritra ny vadin
' ny mpiara - belona aminareo , aza mitsiriritra ny tranon ' ny mpiara - belona aminareo , ny sahany , na ny mpanompo lahiny , na ny mpanompo vaviny , ny ombiny , na ny borikiny , na izay rehetra an ' ny mpiara - belona aminareo . '
DEU 5:22     Alignment score: 0.405 → 0.428
These
words Yahweh spoke in a loud voice to all your assembly on the mountain out of the middle of the fire , of the cloud , and of the thick darkness ; he did not add any more words . He wrote them down on two tablets of stone and gave them to me .
Ireo teny ireo no nambaran'i Yaveh tamin ' ny feo avo tamin ' ny fiangonanareo rehetra teny amin ' ny tendrombohitra avy ao afovoan ' ny afo , ny rahona , ary ny aizim - pito ; dia tsy nanisy teny fanampiny intsony izy . Nosoratany tamin ' ny vato fisaka roa izany ka natolony ahy .
DEU 5:23     Alignment score: 0.419 → 0.42
It came
about , when you heard the voice out of the middle of the darkness , while the mountain was burning , that you came near to me all your elders and the heads of your tribes .
Dia nitranga izao , rehefa nandre ny feo avy ao afovoan ' ny aizina ianareo , raha mbola nirehitra ny tendrombohitra , dia nanakaiky ahy ianareo ireo loholonareo rehetra sy ireo mpitarika ny fokonareo .
DEU 5:24     Alignment score: 0.414 → 0.423
You said , ' Look , Yahweh our God has shown us his glory and his greatness , and we have heard his voice out of the middle of the fire ; we have seen today that when God speaks with people , they can live .
Hoy ianareo hoe : ' Indro , Yaveh Andriamanitsika efa naneho tamintsika ny voninahiny sy ny fahalehibiazany
, ary efa rentsika ny feony avy eo afovoan ' ny afo ; hitantsika androany fa rehefa miteny amin ' ny olona i Yaveh , dia afaka ny ho velona izy ireo .
DEU 5:25     Alignment score: 0.507
But why should we die ? For this great fire will consume us ; if we hear the voice of Yahweh our God any longer , we will die .
Fa nahoana isika no tokony ho faty ? Satria handevona antsika izany afo lehibe izany ; fa raha tsy mihaino
ny feon'i Yaveh Andriamanitsika intsony isika , dia ho faty .
DEU 5:26     Alignment score: 0.348 → 0.366
For who besides us is there among all flesh who has heard the voice of the living God speak out of the middle of the fire and lived , as we have done ?
Fa iza ankoatra antsika no eo amin ' ny nofo rehetra izay efa nandre ny feon'ilay Andriamanitra velona niteny avy teo afovoan ' ny afo ka velona , tahaka izay efa nataontsika ?
DEU 5:27     Alignment score: 0.394 → 0.392
As for you , you should go and listen to everything that Yahweh our God says ; repeat to us everything that Yahweh our God says to you ; we will listen to it and obey it . '
Raha ny aminareo , dia tokony handeha sy hihaino izay rehetra ambaran'i Yaveh Andriamanintsika ianareo , hamerina aminay izay rehetra lazain'i Yaveh Andriamanintsika aminareo ; hihaino sy hankatoa
izany izahay . '
DEU 5:28     Alignment score: 0.391 → 0.391
Yahweh heard your words when you spoke to me . He said to me , ' I have heard the words of this people , what they said to you . What they said was good .
Ren'i Yaveh ny teninareo raha niresaka tamiko ianareo . Hoy Izy tamiko hoe : ' Efa reko ny tenin'ireo vahoaka ireo , dia izay nolazainy
taminao . Tsara izay nambaran'izy ireo .
DEU 5:29     Alignment score: 0.316 → 0.319
Oh , that there were such a heart in them , that they would honor me and always keep all my commandments , that it might go well with them and with their children forever !
Endrey , raha mba misy fo tokoa izy ireo , dia hanaja Ahy sy hitandrina mandrakariva ny didiko rehetra , dia hahasoa azy ireo sy ireo taranany mandrakizay izany !
DEU 5:30     Alignment score: 0.24
Go say to them , " Return to your tents . "
Ndeha lazao amin'izy ireo hoe : " Miverena
any an - dainareo . "
DEU 5:31     Alignment score: 0.227 → 0.239
But as for you , stand here by me , and I will tell you all the commandments
, the statutes , and the decrees that you will teach them , so that they may keep them in the land that I will give them to possess . '
Fa raha ny aminao , mitsangàna eto anatrehako , dia hambarako aminao ny didy rehetra , ny lalàna , sy ireo fitsipika izay ho ampianarinao azy ireo , mba hitandreman'izy ireo izany any amin ' ny tany izay homeko azy ireo ho fananana . '
DEU 5:32     Alignment score: 0.483 → 0.483
You will keep , therefore , what Yahweh your God has commanded you ; you will not turn aside to the right hand or to the left .
Ho tandremanao , noho izany , izay nandidian'i Yaveh Andriamanitrao anao ; mba tsy hivily ho amin ' ny ankavanana na ho amin ' ny ankavia ianao .
DEU 5:33     Alignment score: 0.368 → 0.368
You will walk in all the ways that Yahweh your God has commanded you , so that you may live , and so that it may go well with you , and that you may prolong your days in the land that you will possess .
Handeha amin ' ny lalana
rehetra izay nandidian'i Yaveh Andriamanitrao anao ianao , mba ho velona ianao , ka hahasoa anao izany , ary mba hahalava ny andro iainanao any amin ' ny tany izay ho fanananao .
DEU 5     Average alignment score: 0.381 for 33 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DEU:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34