Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DEU:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34 


DEU 23:1     Alignment score: 0.254 → 0.272
A man must not take his father 's wife as his own ; he must not take away his father 's marriage rights .
Tsy tokony maka ny vadin
- drainy ho azy manokana ny lehilahy iray ; tsy tokony maka ny zon ' ny fanambadin ' ny rainy izy .


DEU 23:2     Alignment score: 0.232 → 0.235
No man whose genitals are crushed or cut off may enter the assembly of Yahweh .
Tsy misy lehilahy naratra tamin ' ny fanesorana na fanapahana
ny filahiany afaka hiditra ao amin ' ny fiangonan'i Yaveh .
DEU 23:3     Alignment score: 0.33 → 0.328
No illegitimate child may belong to the assembly of Yahweh ; as far as to the tenth generation of his descendants , none of them may belong to the assembly of Yahweh .
Tsy misy zazasary afaka ho isan ' ny fiangonan'i
Yaveh ; ka hatrany amin ' ny taranaka fara - mandimbiny fahafolo , tsy hisy ho isan ' ny fikambanan'i Yaveh izy ireo .
DEU 23:4     Alignment score: 0.383 → 0.382
An Ammonite
or a Moabite may not belong to the assembly of Yahweh ; as far as to the tenth generation of his descendants , none of them may belong to the assembly of Yahweh .
Ny Amonita sy Moabita dia tsy ho isan ' ny fiangonan'i Yaveh ; ka hatrany amin ' ny taranaka fara - mandimbiny fahafolo , tsy hisy ho isan ' ny fiangonan'i Yaveh izy ireo .
DEU 23:5     Alignment score: 0.554 → 0.554
This is because they did not meet you with bread and with water on the road when you had come
out of Egypt , and because they hired against you Balaam son of Beor from Pethor in Aram Naharaim , to curse you .
Izany dia satria tsy nitsena anareo tamin ' ny mofo sy rano teny amin ' ny lalana nivoahanareo avy tany Egypta izy ireo , ary satria nanakarama an'i Balama zanaka lahin'i Beora avy any Petora any Arama Naharaima hanoherana anao izy ireo , mba hanozona anao .
DEU 23:6     Alignment score: 0.516 → 0.525
But Yahweh your God would not listen to Balaam ; instead , Yahweh your God turned the curse into a blessing for you , because Yahweh your God loved you .
Fa Yaveh Andriamanitrao dia tsy hihaino an'i Balama ; fa kosa , navadik'i Yaveh ho fitahiana ho anao ilay ozona , satria tian'i
Yaveh Andriamanitrao ianao .
DEU 23:7     Alignment score: 0.339 → 0.348
You must never seek their peace or prosperity , during all your days .
Tsy tokony hitady ny fiadanana na fanambinan'izy ireo mihitsy ianao , mandritry
ny androm - piainanao rehetra .
DEU 23:8     Alignment score: 0.378
You must not detest an Edomite , for he is your brother ; you must not abhor an Egyptian
, because you were a foreigner in his land .
Tsy tokony hankahala Edomita ianao , satria rahalahinao izy ; tsy tokony hankahala Egyptiana ianao , satria vahiny tany amin ' ny taniny ianao .
DEU 23:9     Alignment score: 0.36
The descendants of the third generation that are born
to them may belong to the assembly of Yahweh .
Ireo taranaka avy amin ' ny taranaka fahatelo izay naterak'izy ireo dia mety ho anisan ' ny fiangonan'i Yaveh .
DEU 23:10     Alignment score: 0.241 → 0.243
When you march out as an army against your enemies , then you must keep yourselves from every evil thing .
Raha mandeha tahaka ny tafika manohitra an'ireo fahavalonao
ianao , dia tokony hitandrina ny tenanao amin ' ny zavatra ratsy rehetra .
DEU 23:11     Alignment score: 0.307 → 0.307
If there is among you any man who is unclean because of a nighttime accident , then he must go out of the army 's camp ; he must not come
back into the camp .
Raha misy lehilahy tsy madio noho izay nitranga taminy ny alina eo aminao , dia tokony hivoaka ao amin ' ny tobin ' ny tafika izy ; tsy mahazo miverina ao amin ' ny toby intsony izy .
DEU 23:12     Alignment score: 0.483
When evening comes , he must bathe himself in water ; when the sun goes down , he will come
back inside the camp .
Rehefa tonga ny hariva , dia tokony hanasa ny tenany amin ' ny rano izy ; rehefa milentika ny masoandro , dia hiverina ao amin ' ny toby izy .
DEU 23:13     Alignment score: 0.338
You must have a place also outside the camp to which you will go ;
Tokony hanana toerana any ivelan
' ny toby ihany koa ianao izay handehananao ;
DEU 23:14     Alignment score: 0.143 → 0.158
and you will have something among your tools to dig with ; when you squat down to relieve yourself , you must dig with it and then put back the earth and cover up what has come
out from you .
ary hanana zavatra ao amin ' ny fitaovam - piasanao ianao mba handavahana ; rehefa mitingitingina manao maloto ianao , dia tokony handavaka amin'izany ary avy eo mamerina ny tany ka manototra izay nivoaka avy tao aminao .
DEU 23:15     Alignment score: 0.339
For Yahweh your God walks in the midst of your camp to give you victory and to give your enemies into your hand . Therefore your camp must be holy , so that he may not see any unclean thing among you and turn away from you .
Satria i Yaveh Andriamanitrao dia mandeha eny afovoan ' ny tobinao
mba hanome fandresena ho anao sy hanolotra ireo fahavalonao aminao . Noho izany dia tokony ho masina ny tobinao , mba tsy hahitany zavatra tsy madio eo aminao ka hivadika aminao .
DEU 23:16     Alignment score: 0.192 → 0.21
You must not give
back to his master a slave who has escaped from his master .
Ny andevo izay nitsoaka avy any amin ' ny tompony dia tsy tokony haverina any aminy .
DEU 23:17     Alignment score: 0.195 → 0.194
Let him live with you , in whatever town he chooses . Do not oppress him .
Avelao izy hipetraka hiaraka aminao , na aiza na aiza tanàna fidiany
. Aza ampahoriana izy .
DEU 23:18     Alignment score: 0.216 → 0.215
There must be no cultic prostitute among any of the daughters
of Israel , neither must there be a cultic prostitute among the sons of Israel .
Tsy tokony hisy mpijangajanga amin ' ny fanompoan - tsampy eo amin'ireo zanaka vavin'Israely , na koa hisy mpijangajanga amin ' ny fanompoan - tsampy eo amin'ireo zanaka lahin'Israely .
DEU 23:19     Alignment score: 0.337 → 0.336
You must not bring the wages of a prostitute or the wages of a dog into the house of Yahweh your God for any vow ; for both these
are abominations to Yahweh your God .
Ireo karaman ' ny mpivaro - tena na karaman'alika dia tsy tokony entinao miditra ao an - tranon'i Yaveh Andriamanitrao mba hanatanterahana voady ; satria samy fahavetavetana amin'i Yaveh Andriamanitrao ireo .
DEU 23:20     Alignment score: 0.343 → 0.346
You must not lend on interest to your fellow Israelite
interest of money , interest of food , or the interest of anything that is lent on interest .
Tsy tokony haka tombony amin'ireo Israelita namanao ianao rehefa mampindrana tombony amin ' ny vola , tombony amin ' ny sakafo , tombony amin ' ny na inona na inona nampindramina hakàna tombony .
DEU 23:21     Alignment score: 0.317 → 0.326
To a foreigner you may lend on interest ; but to your fellow Israelite
you must not lend on interest , so that Yahweh your God may bless you in all that you put your hand to , in the land which you are going in to possess .
Mety hampindrana hakàna tombony ianao amin ' ny vahiny ; fa amin'ireo Israelita namanao dia tsy tokony hampindrana hakàna tombony ianao , mba hitahian'i Yaveh anao amin'izay rehetra hametrahanao tanana , ao amin ' ny tany izay ho lasa fanananao .
DEU 23:22     Alignment score: 0.321 → 0.334
When you make a vow to Yahweh your God , you must not be slow in fulfilling it , for Yahweh your God will surely require it of you ; it would be sin for you not to fulfill it .
Rehefa manao voady amin'i Yaveh Andriamanitrao ianao , dia tsy tokony hiraikiraiky amin ' ny fanatanterahana izany , satria azo antoka fa ho takian'i Yaveh Andriamanitrao aminao izany ; ho fahotana ho anao ny tsy fanatanterahana izany .
DEU 23:23     Alignment score: 0.293
But if you will refrain from making a vow , it will be no sin for you .
Fa raha hanindry fo ianao amin ' ny fanaovana voady , dia tsy ho fahotana ho anao izany .
DEU 23:24     Alignment score: 0.284 → 0.281
That which has gone out from your lips you must observe and do ; according as you have vowed to Yahweh your God , anything that you have freely promised with your mouth .
Ny teny
izay naloaky ny vavanao dia tandrovy ary tanteraho ; arak'izay voady nataonao tamin'i Yaveh Andriamanitrao , na inona na inona nampanantenainao maimaimpoana tamin ' ny vavanao .
DEU 23:25     Alignment score: 0.357 → 0.356
When you go into your neighbor 's vineyard , you may eat as many grapes as you desire , but do not put any in your basket .
Rehefa mankany amin ' ny tanim - boaloboky
ny mpiara - belona aminao ianao , dia mety hihinana voaloboka maro araka izay irinao , fa aza manisy ao anaty haronao .
DEU 23:26     Alignment score: 0.192 → 0.194
When you go into your neighbor 's ripe grain , you may pluck the heads of grain with your hand , but do not put a sickle to your neighbor 's ripe grain .
Rehefa mandeha mankany amin ' ny tanimbarin ' ny mpiara - belona aminao ianao , dia mety hioty salohim - bary
amin ' ny tananao , fa aza ametrahana antsy fijinjàna ny salohim - barin ' ny mpiara - belona aminao .
DEU 23     Average alignment score: 0.329 for 26 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DEU:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34