Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DEU:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34 


DEU 29:1     Alignment score: 0.466
Moses called to all Israel and said to them , " You have seen everything that Yahweh did before your eyes in the land of Egypt to Pharaoh , to all his servants , and to all his land
Nantsoin'i
Mosesy ny vahoakan'Israely rehetra ka hoy izy tamin'izy ireo : " Efa hitanareo izay rehetra nataon'i Yaveh tamin'i Farao teo anoloan ' ny masonao tany amin ' ny tany Egypta , dia tamin'ireo mpanompony rahetra , sy tamin ' ny taniny rehetra


DEU 29:2     Alignment score: 0.416
the great sufferings
that your eyes saw , the signs , and those great wonders .
ireo fahoriana lehibe izay hitan ' ny masonao , ireo famantarana , ary ireo fahagagana lehibe .
DEU 29:3     Alignment score: 0.188 → 0.214
But until today Yahweh has not given you a heart to know
, eyes to see , or ears to hear .
Fa hatramin ' ny anio dia tsy nanome fo hahafantarana , maso hahitana , sofina handrenesana ho anareo Yaveh .
DEU 29:4     Alignment score: 0.349 → 0.375
I have led you for forty years in the wilderness ; your clothes did not wear out on you , and your sandals did not wear out on your feet .
Efapolo taona no nitondrako anareo tany
an'efitra , tsy niala taminareo ny akanjonareo , ary tsy niala teo an - tongotrao ny kapanao .
DEU 29:5     Alignment score: 0.375 → 0.373
You did not eat any bread , and you did not drink any wine or other strong drink , so that you might know that I am Yahweh your God .
Tsy nihinana mofo ianareo , tsy nisotro divay na zava - pisotro mahamamo hafa , mba hahafantaranareo fa Izaho no Yaveh Andriamanitrareo .
DEU 29:6     Alignment score: 0.484 → 0.485
When you came to this place , Sihon , the king of Heshbon , and Og , the king of Bashan , came out against us to fight , and we struck them down .
Raha tonga tamin'ity toerana ity ianareo , dia nivoaka mba hiady amintsika , i Sihona , ilay mpanjakan'i Hesbona , sy Oga , ilay mpanjakan'i
Basana , dia lavontsika izy ireo .
DEU 29:7     Alignment score: 0.475 → 0.576
We took their land and gave it as an inheritance to the Reubenites , to the Gadites , and to the half tribe of Manasseh .
Nalaintsika ireo taniny
ary nomentsika ho lovan'ireo Robenita , sy Gadita , ary ho an ' ny an - tsasaky ny fokon'i Manase izany .
DEU 29:8     Alignment score: 0.296
Therefore keep the words of this covenant and do them , so that you may prosper in everything that you do .
Noho izany tandremo ireo tenin'ity fanekena ity ary ataovy izany , mba ho hambinina
amin'izay rehetra hataonareo anie ianareo .
DEU 29:9     Alignment score: 0.395 → 0.394
You stand today , all of you , before Yahweh your God ; your chiefs , your tribes , your elders , and your officers all the men of Israel ,
Mijoro ianareo androany , ianareo rehetra , eo anoloan'i
Yaveh Andriamanitrareo ; ireo lehibenareo , ireo fokonareo , ireo loholonareo , ary ireo manam - boninahitrareo ireo lehilahin'i Israely rehetra ,
DEU 29:10     Alignment score: 0.264 → 0.276
your little ones , your wives , and the foreigner who is among you in your camp , from him who cuts your wood to him who draws your water .
ireo zaza madinikareo , ireo vadinareo , ary ny vahiny izay ao aminao ao amin ' ny tobinao
, na izay manapaka ny hazonao hatramin'izay mantsaka ny ranonao .
DEU 29:11     Alignment score: 0.396
You are here in order to enter into the covenant of Yahweh your God and into the oath that Yahweh your God is making with you today ,
Tonga eto ianao mba hiditra amin ' ny faneken'i
Yaveh Andriamanitrao sy amin ' ny fianianana izay hataon'i Yaveh Andriamanitrao aminao ani ,
DEU 29:12     Alignment score: 0.342 → 0.337
so that he may make you today into a people for himself , and that he may be God for you , as he spoke to you , and as he swore to your ancestors , to Abraham , to Isaac , and to Jacob .
ka hahatonga anao ho vahoakany
Izy , ary Izy ho Andriamanitrao , arak'izay nolazainy taminao , sy arak'izay nianianany tamin ' ny razanao , tamin'i Abrahama , tamin'i Isaka , ary tamin'i Jakoba .
DEU 29:13     Alignment score: 0.411
For it is not only with you that I am making this covenant and this oath
Fa tsy aminareo ihany no hanaovako izao fanekena sy fianianana izao
DEU 29:14     Alignment score: 0.34
with everyone standing here with us today before Yahweh our God but also with those who are not here with us today .
dia amin'izay
rehetra mitsangana eo anoloan'i Yaveh Andriamanitsika miaraka amintsika eto anio fa amin'ireo izay tsy miaraka amitsika eto anio ihany ko .
DEU 29:15     Alignment score: 0.276 → 0.303
You know how we lived in the land of Egypt , and how we came
through the midst of the nations through which you passed .
Fantatrareo ny fomba niainantsika tany amin ' ny tany Egypta , ary ny fomba namakivakisantsika ireo firenena izay nolalovanareo .
DEU 29:16     Alignment score: 0.325 → 0.417
You have seen their disgusting idols made of wood and stone , silver and gold , that were among them .
Efa hitananareo ireo zava - maharikorikon'izy ireo : dia ireo sampy hazo sy ireo sampy vatony
, volafotsy sy volamena , izay teo amin'izy ireo .
DEU 29:17     Alignment score: 0.284 → 0.279
Make sure there is not among you any man , woman , clan , or tribe whose heart is turning away today from Yahweh our God , so as to go worship the gods of those
nations . Make sure there is not among you any root that produces poison fruit and wormwood .
Aoka tsy hisy eo aminareo na lehilahy , na vehivavy , na fianakaviana , na foko izay mivily miala amin'i Yaveh Andriamanitsika ny fony anio , ka handeha hanompo ny andriamanitr'ireo firenena ireo . Aoka tsy hisy faka mamokatra zava - mangidy sy zava - mahafaty eo aminareo .
DEU 29:18     Alignment score: 0.25 → 0.261
When that person hears the words of this curse , he will bless himself in his heart and say , ' I will have peace , though I walk in the stubbornness of my heart . ' This would destroy the wet together with the dry .
Koa raha ren'izany olona izany ireo tenin'ity fanozonana ity , dia hitso - drano ny tenany ao am - pony izy ka hanao hoe : ' Hanam - piadanana aho , na dia mandeha araka ny ditran ' ny foko aza . ' Izany dia haharingana ny lena miaraka amin ' ny maina .
DEU 29:19     Alignment score: 0.441
Yahweh will not pardon him . Instead , the anger of Yahweh and his jealousy will smolder against that man , and all the curses that are written in this book will come
on him , and Yahweh will blot out his name from under heaven .
Ary tsy hamela azy Yaveh , fa kosa , hirehitra amin'izany lehilahy izany ny fahatezeran'i Yaveh sy ny hasarotam - piarony , ary ho tonga aminy ny ozona rehetra izay voasoratra anatin'ity boky ity , ary ho fafan'i Yaveh tsy ho eo ambany lanitra ny anarany .
DEU 29:20     Alignment score: 0.34
Yahweh will set him apart for disaster out of all the tribes of Israel , in keeping with all the curses of the covenant that are written in this book of the law .
Ary hatokan'i Yaveh ho eny ivelan
' ny fokon ' Israely rehetra amin ' ny loza izy , araka ny fanozonana rehetra amin ' ny fanekena izay vaosoratra anatin'ity bokin ' ny lalàna ity .
DEU 29:21     Alignment score: 0.349
The generation to come
, your children who will rise up after you , and the foreigner who comes from a distant land , will speak when they see the plagues on this land and the diseases with which Yahweh has made it sick
Ny taranaka ho avy , dia ireo zanaka izay handimby anareo , ary ny vahiny izay avy amin ' ny tany lavitra , dia hiteny rehefa hitan'izy ireo ny areti - mandringana amin'ity tany ity sy ireo aretina izay nampahararian'i Yaveh izany
DEU 29:22     Alignment score: 0.375 → 0.423
and when they see that the whole land has become sulfur and burning salt , where nothing is sown or bears fruit , where no vegetation grows , like the overthrow of Sodom and Gomorrah , Admah and Zeboyim , that Yahweh destroyed in his anger and wrath
Ary rehefa hitan'izy ireo fa tonga solifara sy sira mirehitra ny tany manontolo , izay tsy namafazana na inona na inona na namoha voa , izay tsy misy zava - maniry , tahaka ny naharava an'i Sodoma sy Gomoro , Adma sy Jeboima , izay noravan'i Yaveh tamin ' ny fahavinirany
sy fahatezerany
DEU 29:23     Alignment score: 0.335 → 0.341
they will say together with all the other nations , ' Why has Yahweh done this to this land ? What does the heat of this great anger mean ? '
dia hiara - hilaza amin ' ny firenen
- kafa rehetra izy ireo hoe : " Nahoana no nanao izao tamin'ity tany ity i Yaveh ? Inona no hevitr'izao firehetan ' ny fahatezerana lehibe izao ? '
DEU 29:24     Alignment score: 0.373 → 0.371
Then people will say , ' It is because they abandoned the covenant of Yahweh , the God of their ancestors , that he made with them when he brought them out of the land of Egypt ,
Ary hiteny ireo vahoaka hoe : " Izao no izy satria tsy nanaraka ny faneken'i
Yaveh , Andriamanitr'ireo razambeny izy ireo , izay nataony tamin'izy ireo tamin ' ny nitondrany azy ireo nivoaka ny tany Egypta ,
DEU 29:25     Alignment score: 0.304
and because they went and served other gods and bowed down to them , gods that they had not known and that he had not given to them .
ary satria izy ireo nandeha nanompo andriamani - kafa sady niankohoka tamin'izany izy ireo , dia ireo andriamanitra izay tsy fantatr'izy ireo ary tsy nomeny
ho azy ireo akory .
DEU 29:26     Alignment score: 0.257 → 0.264
Therefore the anger of Yahweh has been kindled against this land , so as to bring on it all the curses that are written in this book .
Noho izany ny fahatezeran'Andriamanitra dia narehitra
tamin'ity tany ity , ka tonga teo aminy ireo ozona rehetra izay voasoratra tamin'ity boky ity .
DEU 29:27     Alignment score: 0.297
Yahweh has uprooted them from their land in anger , in wrath , and in great fury , and has thrown them into another land , as today . '
Ary nofongoran'i Yaveh tamin ' ny fahatezerana , tamin ' ny fahavinirana , ary tamin ' ny fahasosorana lehibe , tsy ho amin ' ny taniny
izy ireo , ary nariany tany amin ' ny tany hafa , mandrak'androany . "
DEU 29:28     Alignment score: 0.297 → 0.335
The secret matters belong alone to Yahweh our God ; but the things that are revealed belong forever to us and to our descendants , so that we may do all the words of this law .
Ireo zava - miafina dia an'i Yaveh Andriamanitsika irery ihany ; fa ny zavatra ambara kosa dia natao ho antsika sy ireo taranatsika mandrakizay , mba hahafahantsika manatanteraka ny teny rehetran'ity lalàna ity .
DEU 29     Average alignment score: 0.359 for 28 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DEU:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34