Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DEU:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34 


DEU 31:1     Alignment score: 0.477
Moses went and spoke these
words to all Israel .
Mosesy nandeha ary niteny ireo teny ireo tamin'i Israely rehetra .


DEU 31:2     Alignment score: 0.41 → 0.41
He said to them , " I am now one hundred twenty years old ; I can no more go out and come
in ; Yahweh has said to me , ' You will not go over this Jordan . '
Hoy izy tamin'izy ireo : " Roapolo amby zato taona aho ankehitriny ; tsy afaka mandeha mivoaka sy miditra intsony aho ; hoy Yaveh tamiko hoe : ' Tsy hita an'i Jordana ianao . '
DEU 31:3     Alignment score: 0.442 → 0.441
Yahweh your God , he will go over before you ; he will destroy these nations from before you , and you will dispossess them . Joshua , he will go over before you , as Yahweh has spoken .
Yaveh Andriamanitrao , dia handeha manoloana anao ; hamotika ireo firenena eo anoloanao
Izy , ka ho azonao ireny . Josoa , handeha eo anoloanao izy , araka izay nolazain'i Yaveh .
DEU 31:4     Alignment score: 0.476
Yahweh will do to them as he did to Sihon and to Og , the kings of the Amorites , and to their land , which he destroyed .
Yaveh dia hanao amin'izy ireny toy izay nataony tamin'i Sihona sy Oga , mpanjakan'ireo Amorita , sy amin'ireo tanin'izy ireo , izay nosimbainy .
DEU 31:5     Alignment score: 0.289 → 0.292
Yahweh will deliver them over to you , and you will do to them according to all that I commanded you .
Yaveh dia hanome fandresenareo azy ireo rehefa miady
ianareo , ka hanao izay rehetra nandidiako anareo amin'izy ireo ianareo .
DEU 31:6     Alignment score: 0.322
Be strong and of good courage , fear not , and do not be afraid of them ; for Yahweh your God , he it is who goes with you ; he will not fail you nor abandon you . "
Matanjaha ary mahereza tsara , aza matahotra , ary aza raiki - tahotra azy ireo ; satria Yaveh Andriamanitrao , Izy izay mandeha miaraka aminao ; tsy hanary anao na koa hahafoy anao Izy . "
DEU 31:7     Alignment score: 0.392 → 0.39
Moses called to Joshua and said to him in the sight of all Israel , " Be strong and of good courage , for you will go with this people into the land that Yahweh has sworn to their ancestors to give them ; you will cause them to inherit it .
Niantso an'i Josoa i Mosesy ary niteny taminy teo imason'Israely rehetra hoe : " Matanjaha ary mahereza tsara , satria handeha hiaraka amin'ireo vahoaka ireo any amin ' ny tany izay nampanantenain'i
Yaveh tamin ' ny razan'izy ireo fa homeny azy ireo ianao ; hahatonga azy ireo handova izany ianao .
DEU 31:8     Alignment score: 0.354 → 0.371
Yahweh , he it is who goes before you ; he will be with you ; he will not fail you nor abandon you ; do not be afraid , do not be discouraged . "
Yaveh , Izy no handeha eo anoloanao
; hiaraka aminao Izy ; tsy hanary anao na hahafoy anao Izy ; aza matahotra , aza kivy . "
DEU 31:9     Alignment score: 0.501 → 0.503
Moses wrote this law and gave it out to the priests , the sons of Levi , who carried the ark of the covenant of Yahweh ; he also gave copies of it to all the elders of Israel .
Nanoratra izany lalàna izany i Mosesy ary nanome izany an'ireo mpisorona , ireo zanak'i
Levy , izay nitondra ny fiaran ' ny faneken'i Yaveh ; nanome dika mitovy amin'izany an'ireo loholon'Israely rehetra ihany koa izy .
DEU 31:10     Alignment score: 0.445
Moses commanded them and said , " At the end of every seven years , at the time fixed for the cancellation of debts , during the Festival of Shelters ,
Nandidy azy ireo Mosesy ary niteny hoe : " Isaky ny faran ' ny fito taona , amin ' ny fotoana voatondro amin ' ny fanafoanana ireo trosa , mandritry
ny Firavoravoan ' ny Fialofana ,
DEU 31:11     Alignment score: 0.374 → 0.381
when all Israel has come
to appear before Yahweh your God in the place that he will choose for his sanctuary , you will read this law before all Israel in their hearing .
rehefa tonga hiseho eo anatrehan'i Yaveh Andriamanitrao eo amin ' ny toerana izay safidiany ho fitoerany masina ny Israely rehetra , dia hamaky io lalàna io manoloana an'Israely rehetra eo an - tsofin'izy ireo ianao .
DEU 31:12     Alignment score: 0.352 → 0.367
Assemble the people , the men , the women
, and the little ones , and your foreigner who is within your city gates , so that they may hear and learn , and so that they may honor Yahweh your God and keep all the words of this law .
Vorio ny olona , ny lehilahy , ny vehivavy , ny zaza , ary ny vahininao izay ao amin ' ny vavahadin ' ny tanànanao , mba ho afaka handre sy hianatra izy ireo , ary mba ho afaka hanome voninahitra an'i Yaveh Andriamanitrareo sy hitandrina ny teny rehetra amin'io lalàna io izy ireo .
DEU 31:13     Alignment score: 0.331 → 0.33
Do this so that their children , who have not known , may hear and learn to honor Yahweh your God , as long as you live in the land that you are going over the Jordan to possess . "
Ataovy izany mba ho afaka handre sy hianatra hanome voninahitra an'i Yaveh Andriamanitrareo , ny zanak'izy ireo , izay tsy mahafantatra , raha mbola mipetraka ao amin ' ny tany izay hitànareo ho any Jordana ho fanananareo ianareo .
DEU 31:14     Alignment score: 0.552
Yahweh said to Moses , " Look , the day is coming when you must die ; call Joshua and present yourselves in the tent of meeting , so that I may give him a command . " Moses and Joshua went and presented themselves in the tent of meeting .
Hoy Yaveh tamin'i Mosesy hoe : " Indro , ho avy ny andro izay tsy maintsy hahafatesanao ; antsoy Josoa ary manolora tena ao amin ' ny lay fihaonana , mba hahafahako manome baiko azy . " Dia nandeha Mosesy sy Josoa ary nanolotra ny tenan'izy ireo tao amin ' ny lay fihaonana .
DEU 31:15     Alignment score: 0.394
Yahweh appeared in the tent in a pillar of cloud ; the pillar of cloud stood over the door of the tent .
Niseho tao amin ' ny lay tamin ' ny andry rahona i Yaveh ; ny andrin - drahona nitsangana teo amin ' ny varavaran
' ny lay .
DEU 31:16     Alignment score: 0.306 → 0.332
Yahweh said to Moses , " Look , you will lie down with your fathers ; this people will rise up and act like a prostitute going after the strange gods that are among them in the land where they are going . They will abandon me and break my covenant that I have made with them .
Hoy Yaveh tamin'i Mosesy : " Indro , hiara - handry amin'ireo razanao ianao ; io vahoaka io dia hitsangana ka hanao tahaka ny mpijangajanga manaraka andriamanitra hafa izay eo amin'izy ireo ao amin ' ny tany izay handehanan'izy ireo . Hahafoy Ahy izy ireo ary handrava ny fanekeko izay nataoko tamin'izy ireo .
DEU 31:17     Alignment score: 0.219 → 0.225
Then , on that day , my anger will be kindled against them and I will abandon them . I will hide my face from them and they will be devoured . Many disasters
and troubles will find them so that they will say on that day , ' Have these disasters not come upon us because our God is not in our midst ? '
Ary , amin'io andro io , dia hirehitra amin'izy ireo ny hatezerako ary handao azy ireo Aho . Hanafina ny tavako amin'izy ireo Aho ka ho levona izy ireo . Aretina maro sy korontana no ho hitan'izy ireo mba hiteny toy izao izy ireo amin'io andro io hoe : ' Tsy tonga eto anivontsika ve ireo aretina ireo satria tsy eto afovoantsika ny Andriamanitsika ? '
DEU 31:18     Alignment score: 0.362 → 0.362
I will surely hide my face from them on that day because of all the evil that they will have done , because they will have turned to other gods .
Hanafina ny tavako amin'izy ireo tokoa Aho amin'io andro io nohon ' ny ratsy rehetra izay nataon'izy ireo , satria nitodika tany
amin'ireo andriamani - kafa izy ireo .
DEU 31:19     Alignment score: 0.376
Now therefore write this song for yourselves and teach it to the people of Israel . Put it in their mouths , so that this song may be a witness for me against the people of Israel .
Ankehitriny ary dia soraty ho an ' ny tenanareo ity hira ity ary ampianaro ny vahoakan'Israely izany . Ataovy ao am - bavan'izy
ireo izany , ka mety ho fijoroana vavolombelona ho Ahy amin'ireo vahoakan'Israely izany hira izany .
DEU 31:20     Alignment score: 0.365 → 0.372
For when I will have brought them into the land that I swore to give to their ancestors , a land flowing with milk and honey , and when they have eaten and become
satisfied and prosperous , then they will turn to other gods and they will serve them and they will despise me and they will break my covenant .
Satria rehefa hitondra azy ireo any amin ' ny tany izay nampanantenaiko homena ireo razamben'izy ireo Aho , tany izay tondra - dronono sy tantely , ary rehefa avy nihinana ka voky sy afa - po izy ireo , dia hitodika any amin'ireo andriamani - kafa sy hanompo azy ireo ary hanao tsinontsinona Ahy sy handrava ny fanekeko .
DEU 31:21     Alignment score: 0.306 → 0.311
When many evils and troubles come
upon this people , this song will testify before them as a witness ( for it will not be forgotten from the mouths of their descendants ) . For I know the plans that they are forming today , even before I have brought them into the land that I swore to them . "
Rehefa tonga eo anivon'io vahoaka io ny ratsy sy ny korontana maro , dia ho vavolombelona eo anatrehan'izy ireo io hira io ( satria tsy ho adino eo ambavan'ireo taranak'izy ireo izany ) . Satria fantatro ny tetikasa izay foronin'izy ireo ankehitriny , na dia nentiko tany amin ' ny tany izay nampanantenaiko azy ireo aza izy ireo . "
DEU 31:22     Alignment score: 0.414 → 0.411
So Moses wrote this song the same day and taught it to the people of Israel .
Noho izany dia nanoratra io hira io tamin'io andro io ihany i Mosesy ary nampianatra izany an'ireo vahoakan'Israely .
DEU 31:23     Alignment score: 0.439
Yahweh gave Joshua son of Nun a command and said , " Be strong and of good courage ; for you will bring the people of Israel into the land that I swore to them , and I will be with you . "
Nanome didy an'i Josoa zanaka lahin'i Nona i Yaveh nanao hoe : " Matanjaha ary mahereza tsara ; satria ianao no hitondra ny vahoakan'Israely ao amin ' ny tany izay nampanantenaiko azy ireo , ary hiaraka aminao Aho . "
DEU 31:24     Alignment score: 0.416
It happened that when Moses had finished writing the words of this law in a book ,
Izao no niseho rehefa nahavita nanoratra ireo tenin ' ny lalàna tao anaty boky i Mosesy ,
DEU 31:25     Alignment score: 0.387 → 0.441
that he commanded the Levites who carried the ark of the covenant of Yahweh , and he said ,
fa handidy an'ireo Levita izay mitondra ny fiaran ' ny faneken'i
Yaveh izy , manao hoe :
DEU 31:26     Alignment score: 0.434
" Take this book of the law and put it by the side of the ark of the covenant of Yahweh your God , so that it may be there as a witness against you .
" Raiso ity bokin ' ny lalàna ity ary apetraho eo ankilan
' ny fiaran ' ny faneken'i Yaveh Andriamanitrareo , mba ho eo tahaka ny vavolombelona manohitra anao izany .
DEU 31:27     Alignment score: 0.324 → 0.326
For I know your rebellion and your stiff neck ; look , while I am still alive
with you even today , you have been rebellious against Yahweh ; how much more after my death ?
Satria fantatro ny fikomianareo sy ny fahamafisan - dohanareo ; indro , raha mbola velona miaraka aminareo aho androany , dia mpikomy manohitra an'i Yaveh ianareo ; mainka fa rehefa maty aho ?
DEU 31:28     Alignment score: 0.318 → 0.336
Assemble to me all the elders of your tribes , and your officers , so that I may speak these
words in their ears and call heaven and earth to witness against them .
Vorio eto amiko ireo loholon ' ny fokonareo rehetra , sy ireo manam - boninahitra , mba hahafahako miteny ireo teny ireo eo an - tsofin'izy ireo sy miantso ny lanitra sy ny tany ho vavolombelona manohitra azy ireo .
DEU 31:29     Alignment score: 0.28
For I know that after my death you will utterly corrupt yourselves and turn aside out of the path that I have commanded you ; disaster will come
on you in the following days . This will happen because you will do what is evil in the sight of Yahweh , so as to provoke him to anger through the work of your hands . "
Satria fantatro fa aorian ' ny hahafatesako ianareo dia hamitaka ny tenanareo tokoa ka hiala amin ' ny lalana izay nandidiako anareo ; ho avy aminareo ny aretina amin ' ny andro manaraka izany . Hiseho izany satria hanao izay ratsy eo imason'i Yaveh ianareo , izay hahatonga Azy ho tezitra amin'ireo asan ' ny tananareo . "
DEU 31:30     Alignment score: 0.297 → 0.291
Moses recited in the ears of all the assembly of Israel the words of this song until they were finished .
Dia nolazain'i
Mosesy teo an - tsofin'ireo vahoakan'Israely rehetra ny tonon'izany hira izany mandrapa - tapitrany .
DEU 31     Average alignment score: 0.375 for 30 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DEU:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34