Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DEU:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34 


DEU 9:1     Alignment score: 0.373 → 0.373
Hear , Israel ; you are about to cross over the Jordan today , to go in to dispossess nations greater and mightier than yourself , and cities that are great and fortified up to heaven ,
Mihainoa , ry Israely ; efa hiampita an'i Jordana ianao anio , mba handeha haka ireo firenena lehibe sy mahery nohon ' ny tenanao , sy ho amin'ireo tanàna izay lehibe misy manda manakatra ny lanitra ,


DEU 9:2     Alignment score: 0.232 → 0.266
a people great and tall , the sons of the Anakim , whom you know , and of whom you have heard people say , ' Who can stand before the sons of Anak ? '
dia vahoaka vaventy sady lava , ireo zanaka lahin
' ny Enakita , izay fantatrao , ary izay efa nandrenesanao ny olona nilaza hoe : ' Iza no afaka hitsangana manoloana ireo zanaka lahin'i Anàka ? '
DEU 9:3     Alignment score: 0.35
Know therefore today that Yahweh your God is he who goes over before you like a devouring fire ; he will destroy them , and he will subdue them before you ; so will you drive them out and make them to perish quickly , as Yahweh has said to you .
Fantaro ary ankehitriny fa Yaveh Andriamanitrao no mialoha lalana
anao tahaka ny afo mandevona ; handringana azy ireo Izy , ary handresy azy ireo eo anoloanao ; ka handroaka azy ianao ary ho vonoinao faingana izy ireo , araka izay efa nolaizain ' Yaveh taminao .
DEU 9:4     Alignment score: 0.315
Do not say in your heart , after Yahweh your God has thrust them out from before you , ' It was because of my righteousness that Yahweh has brought me in to possess this land , ' for it was because of the wickedness of these
nations that Yahweh is driving them out from before you .
Aza milaza ny ao am - ponao , rehefa voaroakan'i Yaveh Andriamanitrao tsy ho eo anoloanao izy ireo hoe : ' Nohon ' ny fahamarinako no nitondran'i Yaveh ahy ho tompon ' ny ity tany ity , ' satria nohon ' ny haratsiam - panahin'ireo firenena ireo no nahatonga an'i Yaveh handroaka azy tsy ho eo anoloanao .
DEU 9:5     Alignment score: 0.332 → 0.348
It is not because of your righteousness or the uprightness of your heart that you are going in to possess their land , but it is because of the wickedness of these
nations that your God is driving them out from before you , and so that he may make come true the word that he swore to your ancestors , to Abraham , Isaac , and Jacob .
Tsy nohon ' ny fahamarinanao na ny fahitsim - ponao no hahatonga anao ho tompon ' ny tanin'izy ireo , fa nohon ' ny haratsiam - panahin'ireo firenena ireo no mahatonga ny Andriamanitrao handroaka azy ireo tsy ho eo anoloanao , ary mba hahafahany manatanteraka ny fahamarinan ' ny teny izay nianianany tamin'ireo razambenao , dia tamin'i Abrahama , Isaka ary Jakoba .
DEU 9:6     Alignment score: 0.235 → 0.266
Know
therefore , that Yahweh your God is not giving you this good land to possess because of your righteousness , for you are a stiff - necked people .
Koa aoka ho fantatrao , fa tsy nohon ' ny fahamarinanao no hanomezan'i Yaveh Andriamanitrao io tany tsara io ho lasanao , fa olona mafy loha ianao .
DEU 9:7     Alignment score: 0.325 → 0.362
Remember and do not forget how you provoked Yahweh your God to anger in the wilderness ; from the day that you left the land of Egypt until you came
to this place , you have been rebellious against Yahweh .
Tsarovy ary aza adinoina ny nihantsianao ny fahatezeran'i Yaveh Andriamanitrao tany an'efitra ; hatramin ' ny andro nandaozanao ny tany Egypta ka hatramin ' ny nahatongavanareo teto amin'ity toerana ity , dia nikomy nanohitra an'i Yaveh hatrany ianareo .
DEU 9:8     Alignment score: 0.411 → 0.494
Also at Horeb you provoked Yahweh to anger , and Yahweh was angry enough with you to destroy you .
Tany Horeba ihany koa dia nihantsy ny fahatezeran'i
Yaveh ianareo , ary tena tezitra taminareo Yaveh ka saika handringana anareo .
DEU 9:9     Alignment score: 0.512 → 0.512
When I went up the mountain
to receive the tablets of stone , the tablets of the covenant that Yahweh made with you , I stayed on the mountain for forty days and forty nights ; I neither ate bread nor drank water .
Rehefa niakatra ho any an - tendrombohitra aho mba handray ireo vato fisaka , dia ireo vato fisaky ny fanekena izay nataon'i Yaveh niaraka taminao , nitoetra tany an - tendrombohitra nandritra ny efapolo andro sy efapolo alina aho ; tsy nihinana mofo na nisotro rano aho .
DEU 9:10     Alignment score: 0.472 → 0.485
Yahweh gave to me the two tablets of stone written with his finger ; on them was written everything just like all the words that Yahweh announced to you on the mountain
out of the middle of the fire on the day of the assembly .
Nomen'i Yaveh ahy ireo vato fisaka roa nosoratan ' ny tanany ; voasoratra teo amin'ireo ny zavatra rehetra araka ny teny rehetra izay nambaran'i Yaveh anareo tany an - tendrombohitra teo afovoan ' ny afo tamin ' ny andron ' ny fivoriana .
DEU 9:11     Alignment score: 0.492 → 0.495
It happened at the end of those
forty days and forty nights that Yahweh gave me the two tablets of stone , the tablets of the covenant .
Ary rehefa tapitra ny efapolo andro sy efapolo alina dia nomen'i Yaveh ahy ireo vato fisaka roa , dia ireo vato fisaky ny fanekena .
DEU 9:12     Alignment score: 0.389 → 0.392
Yahweh said to me , ' Arise
, go down quickly from here , for your people , whom you brought out of Egypt , have corrupted themselves . They have quickly turned aside out of the path that I commanded them . They have made for themselves a cast figure . '
Hoy Yaveh tamiko hoe : ' Mitsangana , midina faingana avy eto , fa ireo vahoakanao , izay nentinao avy tany Egypta , dia efa nanimba ny tenan'izy ireo . Nalaky nivily tamin ' ny lalana nandidiko azy izy ireo . Izy ireo dia nanamboatra sarin - javatra an'idina ho azy ireo . '
DEU 9:13     Alignment score: 0.284
Furthermore , Yahweh spoke to me and said , ' I have seen this people ; they are a stubborn people .
Ankoatra izany , niresaka tamiko Yaveh ary nilaza hoe : ' Efa hitako ireto vahoaka ireto ; vahoaka mafy loha izy ireo .
DEU 9:14     Alignment score: 0.368
Let me alone , so that I may destroy them and blot out their name from under heaven , and I will make of you a nation mightier and greater than they . '
Avelao irery aho , mba hahafahako mandringana azy ireo sy mamafa ny anarany tsy ho eo ambanin ' ny lanitra , ary hataoko ho firenena mahery sy lehibe noho izy ireo ianao . '
DEU 9:15     Alignment score: 0.352
So I turned around and came down the mountain
, and the mountain was burning . The two tablets of the covenant were in my hands .
Noho izany dia nihodina aho ary nidina avy eny an - tendrombohitra , ary dia nirehitra ny tendrombohitra . Tety an - tanako ireo vato fisaka roan ' ny fanekena .
DEU 9:16     Alignment score: 0.435
I looked , and behold , you had sinned against Yahweh your God . You had molded for yourselves a calf . You had quickly turned aside out of the path that Yahweh had commanded you .
Nijery aho , ary indro , nanota tamin'i Yaveh Andriamanitrareo ianareo . Namolavola zanak'omby ho anareo ianareo . Nalaky nivily tamin ' ny lalana
izay nandidian'i Yaveh anareo ianareo .
DEU 9:17     Alignment score: 0.363 → 0.365
I took the two tablets and threw them out of my hands . I broke them before your eyes .
Nalaiko ireo vato fisaka roa ary nariako tsy ho eo an - tanako ireo . Novakiko teo imasonareo
izany .
DEU 9:18     Alignment score: 0.458 → 0.474
Again I lay facedown before Yahweh for forty days and forty nights ; I neither ate bread nor drank
water , because of all your sin that you had committed , in doing that which was evil in the sight of Yahweh , so as to provoke him to anger .
Niankohoka efapolo andro sy efapolo alina teo anatrehan'i Yaveh indray aho ; tsy nihinana mofo aho na nisotro rano , nohon ' ny amin'ireo fahotanareo rehetra izay nataonareo , tamin ' ny nanaovanareo izay ratsy teo imason'i Yaveh , mba hanetsehana ny fahatezerany .
DEU 9:19     Alignment score: 0.347
For I was afraid of the anger and hot displeasure with which Yahweh was angry enough against you to destroy you . But Yahweh listened to me that time also .
Fa natahotra ny fahatezerana sy ny firehetan ' ny tsy fankasitrahana izay tena nahatezitra an'i Yaveh taminareo ka saika handringana anareo aho . Fa nihaino ahy ihany koa Yaveh tamin'izany fotoana izany .
DEU 9:20     Alignment score: 0.53 → 0.532
Yahweh was very angry with Aaron so as to destroy him ; I prayed for Aaron also at the same time .
Tezitra mafy tamin'i Arona Yaveh ka saika handringana azy ; tamin'io dia nivavaka ho an'i Arona ihany koa aho .
DEU 9:21     Alignment score: 0.291 → 0.295
I took your sin , the calf that you had made , and burned it , beat it , and crushed it and ground it very small , until it was as fine as dust . I threw its dust into the stream that came
down from the mountain .
Nalaiko ny fahotanareo , ny zanak'omby izay namboarinareo , ka nodorako izany , nokapohiko , ary notorotoroiko ho tena bitika , mandra - pahatonga azy ho madinika tahaka ny vovoka . Nariako tany amin ' ny renirano izay mikoriana avy any an - tendrombohitra ny vovony .
DEU 9:22     Alignment score: 0.547
At Taberah , at Massah
, and at Kibroth Hattaavah , you provoked Yahweh to wrath .
Tany Tabera , tany Masa , ary tany Kibrota - hatava no niantsinareo ny fahaviniran'i Yaveh .
DEU 9:23     Alignment score: 0.456 → 0.457
When Yahweh sent you from Kadesh Barnea and said , ' Go up and take possession of the land that I have given you , ' then you rebelled against the commandment
of Yahweh your God , and you did not believe or listen to his voice .
Rehefa nandefa anareo hiala tao Kadesi - Barnea Yaveh ary niteny hoe : ' Mandehana miakatra ary alaivo ho fananana ilay tany izay nomeko anareo , ' dia nikomy nanohitra ny didin'i Yaveh Andriamanitrareo ianareo , ary tsy nino na nihaino ny feony .
DEU 9:24     Alignment score: 0.283 → 0.295
You have been rebellious against Yahweh from the day that I knew
you .
Nikomy nanohitra an'i Yaveh ianareo hatramin ' ny andro nahafantarako anareo .
DEU 9:25     Alignment score: 0.486 → 0.49
So I lay facedown before Yahweh those
forty days and forty nights , because he had said that he would destroy you .
Ary niankohoka efapolo andro sy efapolo alina teo anatrehan'i Yaveh aho , satria Izy niteny fa handringana anareo .
DEU 9:26     Alignment score: 0.41 → 0.409
I prayed to Yahweh and said , ' O Lord Yahweh , do not destroy your people or your inheritance whom you have redeemed through your greatness , which you have brought out of Egypt with a mighty hand .
Nivavaka tamin'i Yaveh aho ary niteny hoe : " Ry Yaveh Tompo , aza haringana ireo vahoakanao
na ireo mpandovanao izay navotanao tamin ' ny fahalehibiazanao , izay nentinao nivoaka avy tany Egypta tamin ' ny tanana mahery .
DEU 9:27     Alignment score: 0.419
Call to mind your servants Abraham , Isaac , and Jacob ; do not look at the stubbornness of this people , nor at their wickedness , nor at their sin ,
Tsarovy Abrahama , Isaka , ary Jakoba mpanomponao ; aza mijery ny hamafisan - dohan'ity vahoaka ity , na ny haratsiam - panahiny , na ireo fahotany ,
DEU 9:28     Alignment score: 0.383
so that the land from where you brought us should say , " Because Yahweh was not able to bring them into the land that he promised to them , and because he hated them , he has brought them out to kill them in the wilderness . "
fandrao ny tany izay nitondranao anay hiteny hoe : " Satria Yaveh tsy afaka nitondra azy ireo tany amin'ilay tany izay nampanantenainy
azy ireo , ary satria nankahala azy ireo Izy , no nitondrany azy ireo nivoaka mba hamonoana azy ireo any an'efitra . "
DEU 9:29     Alignment score: 0.308 → 0.307
Yet they are your people and your inheritance , whom you brought out by your great strength and by the display of your power . '
Kanefa vahoakanao
sy lovanao ireo , izay nentinao nivoaka tamin ' ny herinao lehibe sy tamin ' ny fiasan ' ny herinao . '
DEU 9     Average alignment score: 0.395 for 29 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DEU:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34