Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DEU:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34 


DEU 20:1     Alignment score: 0.36 → 0.361
When you march out to battle against your enemies , and see horses , chariots , and a people more numerous than you , you must not be afraid of them ; for Yahweh your God is with you , he who brought you up out of the land of Egypt .
Raha hivoaka hiady amin ' ny fahavalonareo ianareo , ka mahita ireo soavaly , ireo kalesy , ary vahoaka maro an'isa noho ianareo , dia aza matahotra azy ireo ianareo ; fa miaraka aminareo i Yaveh Andriamanitrareo , Izy izay nitondra anareo niakatra niala ny tany Egypta .


DEU 20:2     Alignment score: 0.343
When you are about to enter into battle , the priest must approach and speak to the people .
Koa rehefa mby ampototry ny ady ianareo , dia tsy maintsy hanatona ny mpisorona ka hiteny amin ' ny vahoaka .
DEU 20:3     Alignment score: 0.344 → 0.346
He must say to them , ' Listen , Israel , you are going to battle against your enemies . Do not let your hearts faint . Do not fear or tremble . Do not be afraid of them .
Dia hilaza amin'izy ireo izy hoe : " Mihainoa , ry Israely , hiady amin ' ny fahavalonareo ianareo . Aoka tsy ho reraka ny fonareo . Aza matahotra na mangovitra . Aza matahotra azy ireo .
DEU 20:4     Alignment score: 0.335
For Yahweh your God is the one who is going with you to fight for you against your enemies and to save you . '
Fa i Yaveh Andriamanitrareo no hiaraka handeha aminareo mba hiady amin ' ny fahavalonareo ary mba hamonjy anareo .
DEU 20:5     Alignment score: 0.297 → 0.3
The officers must speak to the people and say , ' What man is there who has built a new house and has not dedicated it ? Let him go and return to his house , so that he does not die in battle and another man dedicates it .
Dia tsy maintsy hiteny amin ' ny vahoaka ireo manam - boninahitra
ka hanao hoe : " Misy lehilahy ve ao izay nanao trano vaovao ka mbola tsy nitokana izany ? Aoka izy handeha ary hiverina any an - tranony , mba tsy ho faty an'ady izy ka ho lehilahy hafa indray no hitokana izany .
DEU 20:6     Alignment score: 0.249 → 0.25
Is there anyone who has planted a vineyard and has not enjoyed its fruit ? Let him go home , so he will not die in battle and another man enjoy its fruit .
Misy lehilahy ve namboly tanim - boaloboka ka mbola tsy nisitraka ny vokatr'izany ? Aoka izy hody , mba tsy ho faty an'ady izy ka olon
- kafa indray no hisitraka ny vokatr'izany .
DEU 20:7     Alignment score: 0.246 → 0.249
What man is there who is betrothed to a woman
but has not yet married her ? Let him go home so that he does not die in battle and another man marry her . '
Misy lehilahy ve ao nifamofo tamim - behivavy nefa tsy mbola nanam - bady azy ? Aoka izy hody mba tsy ho faty an'ady ka ho lehilahy hafa indray no hanambady azy . "
DEU 20:8     Alignment score: 0.242 → 0.261
The officers must speak further to the people and say , ' What man is there who is fearful or fainthearted ? Let him go and return to his house , so that his brother 's heart does not melt like his own heart . '
Dia mbola hiteny amin ' ny vahoaka hatrany ireo manam - boninahitra
hanao hoe : " Misy lehilahy ve ao izay matahotra na reraka am - po ? Aoka izy handeha ary hiverina any an - tranony , mba tsy ho ketraka toy ny fony koa ny fon ' ny rahalahiny . "
DEU 20:9     Alignment score: 0.272 → 0.273
When the officers have finished speaking to the people , they must appoint commanders
of armies over them .
Koa rehefa avy miteny amin ' ny vahoaka ireo manam - boninahitra , dia tsy maintsy manendry mpifehy hitarika azy ireo izy ireo .
DEU 20:10     Alignment score: 0.387 → 0.387
When you march up to attack a city , make those people an offer of peace .
Rehefa mandeha mba hanafika tanàna ianareo , dia manaova tolo - pihavanana amin'ireo vahoaka ireo .
DEU 20:11     Alignment score: 0.246 → 0.246
If they answer peaceably and open their gates to you , all the people who are found in it must become forced labor for you and must serve you .
Raha manaiky ny tolotrareo sy manokatra ny vavahadiny
ho anareo izy ireo , dia ho tonga andevonareo sy hanompo anareo ny olona rehetra izay hita ao .
DEU 20:12     Alignment score: 0.287 → 0.285
But if it makes no offer of peace to you , and instead makes war against you , then you must besiege it ,
Fa raha tsy manao tolo - pihavanana aminareo izany , fa hamaky ady aminareo kosa , dia tsy maintsy ataonareo fahirano izany ,
DEU 20:13     Alignment score: 0.384 → 0.395
and when Yahweh your God gives you victory and puts them under your control , you must strike
every man in the town with the edge of the sword .
ary rehefa manome fandresena anareo Yaveh Andriamanitrareo ka mametraka azy ireo eo ambany fifehezanareo , dia tsy maintsy vonoinareo ny lehilahy rehetra ao amin'ilay tanàna
DEU 20:14     Alignment score: 0.292 → 0.306
But the women
, the little ones , the livestock , and everything that is in the city , and all its spoil , you will take as booty for yourself . You will consume the booty of your enemies , whom Yahweh your God has given to you .
Fa ny vehivavy kosa , ireo zaza madinika , ny biby fiompy , sy izay rehetra ao amin'ilay tanàna , ary ny hareny rehetra , dia ho alainareo ho babo ho anareo izany . Dia hihinana ny babon'ireo fahavalonareo ianareo , izay nomen'i Yaveh Andriamanitrareo anareo .
DEU 20:15     Alignment score: 0.3 → 0.301
You must act in this way toward all the cities that are very far from you , cities that are not of the cities of these following nations .
Izany no fomba tsy maintsy ataonareo amin'ireo tanàna rehetra izay tena lavitra anareo , dia ireo tanàna tsy avy amin'ireto tanàn'ireto firenena manaraka ireto .
DEU 20:16     Alignment score: 0.197 → 0.225
In the cities of these
peoples that Yahweh your God is giving you as an inheritance , you must keep alive nothing that breathes .
Ao amin ' ny tanànan'ireo olona izay omen'i Yaveh Andriamanitrareo anareo ho lovaina ireo , dia tsy azonareo asiana velona izay mety ho manam - pofon'aina .
DEU 20:17     Alignment score: 0.431 → 0.512
You must completely destroy them : the Hittite , and the Amorite , the Canaanite
, the Perizzite , the Hivite , and the Jebusite , as Yahweh your God has commanded you .
Fa kosa , tsy maintsy ravànareo tanteraka izy ireo : ny Hetita , sy ny Amorita , ny Kananita , ny Perizita , ny Hivita , ary ny Jebosita , araka izay nandidin'i Yaveh Andriamanitrareo anareo .
DEU 20:18     Alignment score: 0.239 → 0.253
Do this so that they do not teach you to act in any of their abominable ways , as they have done for their gods . If you do , you will sin against Yahweh your God .
Ataovy izany mba tsy hampianaran'izy ireo anareo hanao ireo fomba fahavetavetany
, araka izay nataon'izy ireo tamin'ireo andriamaniny . Raha manao izany ianareo , dia hanota amin'i Yaveh Andriamanitrareo .
DEU 20:19     Alignment score: 0.298 → 0.306
When you will besiege a city for a long time , as you wage war against it to capture it , you must not destroy its trees by wielding an ax against them . For you may eat from them , so you must not cut them down . For is the tree of the field a man whom you should besiege ?
Rehefa ela no hanaovanareo fahirano tanàna iray , raha miady aminy ianareo mba hahazoana azy , dia tsy azonareo kapaina amin ' ny famaky ireo hazony . Satria afaka mihinana avy amin'ireo ianareo , izany no tsy hahazoanareo manjera azy ireo . Fa olona ve ny hazo ao an - tsaha no tokony ataonareo fahirano ?
DEU 20:20     Alignment score: 0.28 → 0.28
Only the trees that you know are not trees for food , you may destroy and cut down ; you will build siege works against the city that makes war with you , until it falls .
Ireo hazo izay fantatrareo fa tsy hazo fihinana ihany , no azonareo simbaina sy azera ; hanangana fahirano manohitra an'ilay tanàna izay miady aminareo ianareo , mandra - paharavan'izany .
DEU 20     Average alignment score: 0.309 for 20 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DEU:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34