Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DEU:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34 


DEU 2:1     Alignment score: 0.373 → 0.376
Then we turned and took our journey into the wilderness by the way to the Sea of Reeds , as Yahweh had spoken to me ; we went around Mount Seir for many days .
Ary niverina ka nanohy ny dianay
nankany an'efitra mankany amin ' ny Ranomasina Mena izahay , araka ny nolazain'i Yaveh tamiko ; dia nandeha nihodidina ny tendrombohitra Seira nandritry ny andro maro izahay .


DEU 2:2     Alignment score: 0.506 → 0.506
Yahweh spoke to me , saying ,
Ary niresaka tamiko i Yaveh , nanao hoe :
DEU 2:3     Alignment score: 0.286
' You have gone around this mountain
long enough ; turn northward .
' Efa ampy ny fotoana lava nandehananareo nihodidina ity tendrombohitra ity ; fa mandehana mianavaratra .
DEU 2:4     Alignment score: 0.395 → 0.398
Command the people , saying , " You are to pass through the border of your brothers , the descendants of Esau , who live in Seir ; they will be afraid of you . Therefore be careful
Baikoy
ny olona , manao hoe : " Mila mandalo ny sisin - tanin'ireo rahalahinareo ianareo , dia ny taranak'i Esao , izay monina any Seira ; hatahotra anareo izy ireo . Noho izany mitandrema
DEU 2:5     Alignment score: 0.344 → 0.342
not to fight with them , for I will not give you any of their land , no , not even enough for the sole of a foot to step on ; for I have given Mount Seir to Esau as a possession .
mba tsy hiady amin'izy ireo , fa tsy homeko amin ' ny tanin'izy ireo ianareo , na dia tany
eram - paladia hamindran ' ny tongotra aza ; satria efa nomeko an'i Esao ho fananana ny Tendrombohitra Seira .
DEU 2:6     Alignment score: 0.353 → 0.355
You will purchase food from them for money , so that you may eat ; you will also buy water from them for money , so that you may drink .
Vola no hividiananao sakafo amin'izy ireo , mba hahafahanao mihinana ; vola ihany koa no hividiananao rano amin'izy ireo , mba hahafahanao misotro .
DEU 2:7     Alignment score: 0.341 → 0.362
For Yahweh your God has blessed you in all the work of your hand ; he has known your walking through this great wilderness . For these
forty years Yahweh your God has been with you , and you have lacked nothing . " '
Satria Yaveh Andriamanitrao dia nitahy anao tamin ' ny asan ' ny tananao rehetra ; efa fantany ny fandehananao amin'ity tany efitra lehibe ity . Satria niaraka taminao Yaveh Andriamanitrao nandritr'izay efa - polo taona izay , ka tsy ory na inona na inona ianao . ' "
DEU 2:8     Alignment score: 0.442 → 0.479
So we passed by our brothers , the descendants of Esau who live in Seir , away from the Arabah road , from Elath and from Ezion Geber . Then we turned and passed by the way of the wilderness of Moab .
Koa dia nandalo tany
amin ' ny tanin'ireo rahalahintsika isika , dia ny taranak'i Esao izay monina any Seira , lavitry ny lalan'i Araba , avy any Elata sy avy any Ezion - Gebera . Avy eo niverina isika ka nandalo teo amin ' ny lalana mankany amin ' ny tany efitr'i Moaba .
DEU 2:9     Alignment score: 0.402 → 0.446
Yahweh said to me , ' Do not trouble Moab , and do not fight with them in battle . For I will not give you his land for your own possession
, because I have given Ar to the descendants of Lot , for their possession . '
Hoy Yaveh tamiko hoe : ' Aza manakorontana an'i Moaba , ary aza miady amin'izy ireo . Fa tsy homeko anao ho fanananao manokana ny taniny , satria Ara efa nomeko ireo taranak'i Lota , ho fananan'izy ireo . '
DEU 2:10     Alignment score: 0.473
( The Emites lived there previously , a people as great , as many , and as tall as the Anakim ;
( Nonina tany ny Emima fahiny , izay firenena lehibe , maro an'isa , ary lava tahaka ny Anakita ;
DEU 2:11     Alignment score: 0.516 → 0.516
these
also are considered to be the Rephaim , like the Anakim ; but the Moabites call them the Emites .
noraisina toy ny Refaita ihany koa ireo , tahaka an'ireo Anakita ; fa nantsoin'ireo Moabita hoe Emima izy ireo .
DEU 2:12     Alignment score: 0.465 → 0.466
The Horites also lived in Seir previously , but the descendants of Esau succeeded them . They destroyed them from before them and lived in their place , like Israel did to the land of his possession
that Yahweh gave to them . )
Nonina tany Seira ihany koa ireo Horita fahiny , saingy noroasin ' ny taranak'i Esao izy ireo . Naringany tsy ho eo anoloany izy ireo ka nipetraka teo amin ' ny toeran'izy ireo , tahaka ny nataon'Israely tamin ' ny tany izay nomen'i Yaveh azy ireo . )
DEU 2:13     Alignment score: 0.523 → 0.521
" ' Now rise
up and go over the brook Zered . ' So we went over the brook Zered .
' " Ankehitriny mitsangàna ary mandehana any amin ' ny lohasahan - driaka Zareda . '
DEU 2:14     Alignment score: 0.343 → 0.32
Now the days from when we came
from Kadesh Barnea until we crossed the brook Zered , were thirty - eight years . It was by that time that all that generation of the men fit for fighting were gone from the people , as Yahweh had sworn to them .
Ary ny andro nandehananay avy any Kadesi - Barnea hatrany amin ' ny lohasahan - driaka Zareda , dia naharitra valo amby telo - polo taona . Tamin'izany andro izany no nahalasa ireo lehilahy mpiady tamin'io taranaka io teo amin ' ny olona , araka ny nianianan'i Yaveh tamin'izy ireo .
DEU 2:15     Alignment score: 0.391 → 0.391
Moreover , the hand of Yahweh was against that generation in order to destroy them from the people until they were gone .
Fanampin'izany , nanohitra izany taranaka izany ny tanan'i
Yaveh mba handringanana azy ireo tsy ho eo amin ' ny olona mandra - pahafatin'izy ireo .
DEU 2:16     Alignment score: 0.338
So it happened , when all the men fit for fighting were dead and gone from among the people ,
Ka dia izao no nitranga , rehefa maty ireo lehilahy mpiady ka niala teo amin'ireo olona ,
DEU 2:17     Alignment score: 0.506 → 0.506
that Yahweh spoke to me , saying ,
dia niresaka tamiko i Yaveh , nanao hoe :
DEU 2:18     Alignment score: 0.361 → 0.373
' You are today to pass over Ar , the border of Moab .
' Ankehitriny ianao dia handalo an'i Ara , moron'i Moaba .
DEU 2:19     Alignment score: 0.384
When you come
near opposite the people of Ammon , do not trouble them or fight them ; for I will not give you any of the land of the people of Ammon as a possession ; because I have given it to the descendants of Lot as a possession . ' "
Rehefa manakaiky ny tanin'i Amona ianao , dia aza manakorontana na mila ady amin'izy ireo ; fa tsy hanome anareo ny tanin ' ny vahoakan'i Amona ho fananana aho ; satria efa nomeko an'ireo taranak'i Lota ho fananana izany . ' "
DEU 2:20     Alignment score: 0.404 → 0.403
( That also is considered to be a land of the Rephaim . The Rephaim lived there previously but the Ammonites call them Zamzummim
( Izany ihany koa dia raisina ho tanin'i Refaita . Efa nonina tao ireo Refaita fahiny fa ireo Amonita niantso azy ireo hoe Zamzomita
DEU 2:21     Alignment score: 0.382 → 0.385
a people as great , as many , and as tall as the Anakim . But Yahweh destroyed them before the Ammonites , and they succeeded them and lived in their place .
firenena lehibe , maro an'isa , ary lava tahaka ireo Anakita . Fa Yaveh nandringana azy ireo tsy ho eo anoloan'ireo Amonita , ary noroasiny izy ireo ka nipetraka teo amin ' ny toeran'izy ireo .
DEU 2:22     Alignment score: 0.445 → 0.446
This Yahweh also did for the people of Esau , who live
in Seir , when he destroyed the Horites from before them , and the descendants of Esau succeeded them and have lived in their place even until today .
Toy izany koa no nataon'i Yaveh tamin'i vahoakan'i Esao , izay nonina tany Seira , rehefa nandringana ireo Horita tsy ho eo anoloany izy ireo , ka nandroaka azy ireo ny taranak'i Esao ary nipetraka teo amin ' ny toeran'izy ireo mandrak'ankehitriny .
DEU 2:23     Alignment score: 0.454
As for the Avvites who lived in villages as far as Gaza , the Caphtorim , who came
from Caphtor , destroyed them and settled in their place . )
Ary ny amin'ireo Avita izay nonina tany amin ' ny tanàna lavitra tahaka an'i Gaza , dia naringan ' ny Kaftorita , izay avy any Kaftora izy ireo , ka nonina tao amin ' ny toeran'izy ireo . )
DEU 2:24     Alignment score: 0.437 → 0.443
" ' Now rise
up , go on your journey , and pass over the Valley of the Arnon ; look , I have given into your hand Sihon the Amorite , king of Heshbon , and his land . Begin to possess it , and fight with him in battle .
' " Ankehitriny mitsangàna , mandehana amin ' ny dianareo , ary mandalova any amin ' ny lohasahan'i Arnona ; indro , natolotro eo am - pelatananao i Sihona ilay Amonita , mpanjakan'i Hesbona , sy ny taniny . Santaro ny fanananao , ary miadia aminy .
DEU 2:25     Alignment score: 0.297
Today I will begin to put the fear and terror of you on the peoples that are under the whole sky ; they will hear a report about you and will tremble and be in anguish because of you . '
Ankehitriny dia hanomboka hametraka ny tahotra sy horohoro anao eo amin'ireo olona izay ambanin ' ny lanitra iray manontolo aho ; handre vaovao momba anao izy ireo ary hangovitra sy hangorohoro nohon ' ny aminao . '
DEU 2:26     Alignment score: 0.522 → 0.521
I sent messengers from the wilderness of Kedemoth to Sihon , king of Heshbon , with words of peace , saying ,
Naniraka mpitondra hafatra avy any an'efitr'i
Kedemota aho hankany amin'i Sihona , mpanjakan'i Hesbona , niaraka tamin ' ny teny fihavanana , manao hoe :
DEU 2:27     Alignment score: 0.318 → 0.321
' Let me pass through your land ; I will go along the highway ; I will turn neither to the right hand nor to the left .
' Avelao aho handalo eo amin ' ny taninao
; fa manaraka ny lalambe ny handehanako ; ary tsy hivily hiankavia na hiankavanana aho .
DEU 2:28     Alignment score: 0.304 → 0.307
You will sell me food for money , so that I may eat ; give
me water for money , so that I may drink ; only let me pass through on my feet ;
Vola no hividianako sakafo aminao , mba hahafahako mihinana ; vola no hividianako rano , mba hahafahako misotro ; avelao fotsiny aho handeha ;
DEU 2:29     Alignment score: 0.475 → 0.478
as the descendants of Esau who live in Seir , and as the Moabites who live in Ar , did for me ; until I pass
over the Jordan into the land that Yahweh our God is giving us . '
araka ny nataon ' ny taranak'i Esao izay monina any Seira , sy ireo Moabita izay monina any Ara tamiko ; mandra - pitako an'i Jordana mankany amin'ilay tany izay omen'i Yaveh Andriamanitray ho anay . '
DEU 2:30     Alignment score: 0.377
But Sihon , king of Heshbon , would not let us pass by him ; for Yahweh your God had hardened his mind and made his heart obstinate , that he might defeat him by your might , which he has now done today .
Fa Sihona , mpanjakan'i Hesbona , dia tsy hamela antsika handalo eo aminy ; satria Yaveh Andriamanitrao dia nanamafy ny sainy sy nanamafy ny fony , mba hahafahany mandresy azy amin ' ny herinao
, izay efa nataony ankehitriny .
DEU 2:31     Alignment score: 0.37
Yahweh said to me , ' Look , I have begun
to deliver up Sihon and his land before you ; begin to possess it , in order that you may inherit his land . '
Hoy Yaveh tamiko hoe : ' Indro , efa nanomboka nanolotra an'i Sihona sy ny taniny teo anoloanareo Aho ; santaro ny fananana izany , mba hahafahanareo mandova ny taniny . '
DEU 2:32     Alignment score: 0.551
Then Sihon came out against us , he and all his people , to fight at Jahaz .
Avy eo Sihona tonga nanohitra antsika , izy sy ireo vahoakany
rehetra , mba hiady any Jahaza .
DEU 2:33     Alignment score: 0.216 → 0.216
Yahweh our God gave him over to us and we defeated him and his sons and all his people .
Fa natolotr'i Yaveh Andriamanitsika tamintsika izy ka resintsika ; novonointsika ho faty izy , sy ireo zanany lahy , ary ireo vahoakany
.
DEU 2:34     Alignment score: 0.241 → 0.255
We took all his cities at that time and completely destroyed every city men and the women
and the little ones ; we left no survivor .
Nalaintsika avokoa ny tanànany rehetra tamin'izany fotoana izany ary naringantsika tanteraka ny tanàna rehetra ireo lahy sy vavy ary ireo madinika ; tsy nisy navelantsika ho velona .
DEU 2:35     Alignment score: 0.172 → 0.174
Only the livestock we took as booty for ourselves , along with the spoil of the cities that we had taken .
Ny biby fiompy izay azontsika , niaraka tamin'ireo fananana tao amin'ilay tanàna ihany no nalaintsika .
DEU 2:36     Alignment score: 0.442 → 0.441
From Aroer , which is on the edge of the Valley of the Arnon , and from the city that is in the valley , all the way to Gilead , there was not a city too high for us . Yahweh our God gave them into our hands .
Hatrany Aroera , izay any amin ' ny sisin
' ny lohasahan'i Arnona , ka hatrany amin ' ny tanàna izay any amin ' ny lohasaha , ka hatrany amin ' ny lalana rehetra mankany Gileada , dia tsy nisy tanàna avo loatra ho antsika . Yaveh Andriamanitsika dia nanome fandresena ho antsika tamin'ireo fahavalo teo anoloantsika .
DEU 2:37     Alignment score: 0.379 → 0.379
It was only to the land of the descendants of Ammon that you did not go , as well as all the side of the Jabbok River , and the cities of the hill country wherever Yahweh our God had forbidden us to go .
Tany
amin'ilay tanànan'ireo taranak'i Amona ihany no tsy nandehananao , mbamin'ireo sisin ' ny renirano Jaboka rehetra , sy ireo tanànan ' ny havoana na taiza na taiza noraràn'i Yaveh Andriamanitray tsy ho alehantsika .
DEU 2     Average alignment score: 0.393 for 37 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DEU:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34