Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DEU:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34 


DEU 28:1     Alignment score: 0.44
If you listen carefully to the voice of Yahweh your God so as to keep all his commandments that I am commanding you today , Yahweh your God will set you above all the other nations of the earth .
Raha mihaino
tsara ny feon'i Yaveh Andriamanitrao ianao ary mitandrina ireo didiny rehetra izay handidiako anao androany , dia hametraka anao ambonin ' ny firenena hafa rehetra eto an - tany Yaveh Andriamanitrao .


DEU 28:2     Alignment score: 0.418
All these
blessings will come on you and overtake you , if you listen to the voice of Yahweh your God .
Ireo fitahiana rehetra ireo dia ho tonga aminao ary hahatratra anao , raha mihaino ny feon'i Yaveh Andriamanitrao ianao .
DEU 28:3     Alignment score: 0.443 → 0.441
Blessed will you be in the city and blessed will you be in the field .
Ho tahiana ianao ao an - tanàna , ary ho tahiana ianao any an - tsaha .
DEU 28:4     Alignment score: 0.22 → 0.231
Blessed will be the fruit of your womb , the fruit of your ground , and the fruit of your livestock , and the increase of your herds and the lambs of your flocks .
Ho tahiana izay naterakao , sy ny vokatry ny taninao
, ary ny zanak'ireo bibinao , ny fitomboan ' ny biby fiompinao , ary ny zanaky ny ondry aman'osinao .
DEU 28:5     Alignment score: 0.43 → 0.431
Blessed will be your basket and your kneading trough .
Ho tahiana ny haronao
sy ny lovia fanaova - mofonao .
DEU 28:6     Alignment score: 0.292 → 0.29
Blessed will you be when you come
in , and blessed will you be when you go out .
Ho tahiana ianao raha miditra , ary ho tahiana ianao raha mivoaka .
DEU 28:7     Alignment score: 0.315
Yahweh will cause your enemies who rise up against you to be struck down before you ; they will come
out against you one way but will flee before you seven ways .
Hahatonga ireo fahavalonao izay mitsangana manohitra anao ho resy eo anoloanao Yaveh ; hivoaka hanohitra anao amin ' ny lalana iray izy ireo nefa handositra eo anoloanao amin ' ny lalana fito .
DEU 28:8     Alignment score: 0.32
Yahweh will command the blessing to come
on you in your barns and in all that you put your hand to ; he will bless you in the land that he is giving you .
Handidy ny fitahiana ho tonga aminao ao amin'ireo sompitrao sy amin'izay rehetra kasihin ' ny tananao Yaveh ; hitahy anao any amin ' ny tany izay omeny anao Izy .
DEU 28:9     Alignment score: 0.332
Yahweh will establish you as a people that is set apart for himself , as he has sworn to you , if you keep the commandments of Yahweh your God , and walk in his ways .
Hanorina anao tahaka ny vahoaka izay voatokana ho Azy Yaveh , tahaka ny efa nianianany taminao , raha mitandrina ireo didin'i
Yaveh Andriamanitrao ianao , ary mandeha amin ' ny lalany .
DEU 28:10     Alignment score: 0.318 → 0.319
All the peoples of the earth will see that you are called by the name of Yahweh , and they will be afraid of you .
Ireo vahoaka rehetra eto an - tany hahita fa ianao dia nantsoina tamin ' ny anaran'i
Yaveh , ary hatahotra anao izy ireo .
DEU 28:11     Alignment score: 0.222 → 0.273
Yahweh will make you very prosperous in the fruit of your womb , in the fruit of your livestock , and in the fruit of your ground in the land that he swore to your fathers to give you .
Hanao anao ho mpanan - karem - be amin ' ny zanakao , amin ' ny vokatry ny biby fiompinao , ary amin ' ny vokatry ny taninao
, amin ' ny tany izay nianianany tamin'ireo razanao homena anao Yaveh .
DEU 28:12     Alignment score: 0.388 → 0.391
Yahweh will open to you his storehouse of the heavens to give the rain for your land at the right time , and to bless all the work of your hand ; you will lend to many nations , but you will not borrow .
Hanokatra ho anao ny trano fitehirizany
any an - danitra mba hanome orana ho an ' ny taninao amin ' ny fotoany , sy mba hitahy ny asan ' ny tananao rehetra i Yaveh ; hampisambotra ny firenena maro ianao , fa tsy hisambotra .
DEU 28:13     Alignment score: 0.416 → 0.415
Yahweh will make you the head , and not the tail ; you will be only above , and you will never be beneath , if you listen to the commandments of Yahweh your God that I am commanding you today , so as to observe and to do them ,
Hanao anao ho lohany , ary tsy ho rambony i Yaveh ; ho ambony ihany ianao , fa tsy ho ambany mihitsy , raha mihaino
ireo didin'i Yaveh Andriamanitrao izay handidiako anareo androany , ary mitandrina sy manao ireo ,
DEU 28:14     Alignment score: 0.367
and if you do not turn away from any of the words that I am commanding you today , to the right hand or to the left , so as to go after other gods to serve them .
ary raha tsy mivily amin ' ny iray amin'ireo teny izay handidiako anao androany ireo ianao , amin ' ny havanana na amin ' ny havia , ary manaraka ireo andriamani - kafa mba hanompo azy ireo .
DEU 28:15     Alignment score: 0.433 → 0.432
But if you do not listen to the voice of Yahweh your God , so as to keep all his commandments and his statutes that I am commanding you today , then all these
curses will come on you and overtake you .
Fa raha tsy mihaino ny feon'i Yaveh Andriamanitrao ianao , ary mitandrina ireo didiny sy ireo lalàny rehetra izay handidiako anao androany , dia ho tonga aminao ireo ozona rehetra ireo ary hahatratra anao .
DEU 28:16     Alignment score: 0.481 → 0.473
Cursed will you be in the city , and cursed will you be in the field .
Hozonina ianao ao an - tanàna , ary hozonina ianao any an - tsaha .
DEU 28:17     Alignment score: 0.441 → 0.442
Cursed will be your basket and your kneading trough .
Hozonina ny ao amin ' ny haronao
sy ny lovia fanaova - mofonao .
DEU 28:18     Alignment score: 0.197 → 0.209
Cursed will be the fruit of your womb , the fruit of your ground , the calves of your herds , and the lambs of your flocks .
Hozonina izay naterakao , ny vokatry ny taninao
, ny fitomboan ' ny biby fiompinao , ary ny zanaky ny ondry aman'osinao .
DEU 28:19     Alignment score: 0.324 → 0.317
Cursed will you be when you come
in , and cursed will you be when you go out .
Hozonina ianao raha miditra , ary hozonina ianao raha mivoaka .
DEU 28:20     Alignment score: 0.325 → 0.325
Yahweh will send on you curses , confusion , and rebukes in all that you put your hand to , until you are destroyed , and until you perish quickly because of the evil of your deeds by which you will have abandoned me .
Yaveh handefa aminao ireo ozona , fisafotofotoana , ary ireo fitenenana mafy amin'izay
rehetra kasihin ' ny tananao , mandra - paharinganao , ary mandra - pahafatinao haingana noho ireo asa ratsinao izay hahafoizanao Ahy .
DEU 28:21     Alignment score: 0.245 → 0.245
Yahweh will make the plague cling to you until he destroys you from off the land that you are going in to possess .
Hampifikitra ny areti - mandringana aminao mandra - pandringanany anao amin ' ny tany izay ho azonao i Yaveh .
DEU 28:22     Alignment score: 0.319 → 0.368
Yahweh will attack you with infectious diseases , with fever , with inflammation , with drought , with sword , with scorching winds , and with mildew . These
will pursue you until you perish .
Hamely anao amin'ireo areti - mifindra , amin ' ny tazo , amin ' ny fanaintainana , ary amin ' ny hafanana main - tany sy mandoro , ary amin ' ny rivotra mahamay sy maty fotsy i Yaveh . Hanenjika anao mandra - pahafatinao ireo .
DEU 28:23     Alignment score: 0.454
Your skies that are over your head will be bronze , and the earth that is under you will be iron .
Ny lanitrao
izay ambonin ' ny lohanao dia ho varahina , ary ny tany izay ambaninao dia ho vy .
DEU 28:24     Alignment score: 0.365 → 0.366
Yahweh will make the rain of your land into powder and dust ; from the heavens will it come
down on you , until you are destroyed .
Hanao ny oran ' ny taninao ho fasika sy vovoka i Yaveh ; avy any an - danitra no hidinan'izany aminao , mandra - paharinganao .
DEU 28:25     Alignment score: 0.327 → 0.323
Yahweh will cause you to be struck down before your enemies ; you will go out one way against them but will flee before them seven ways . You will be tossed to and fro among all the kingdoms of the earth .
Hahatonga anao ho resy eo anoloan'ireo fahavalonao
i Yaveh ; hivoaka amin ' ny lalana iray hanohitra azy ireo ianao nefa handositra eo anoloan'izy ireo amin ' ny lalana fito . Hisamboaravoara etsy sy eroa ao amin'ireo fanjakan ' ny tany rehetra ianao .
DEU 28:26     Alignment score: 0.226 → 0.271
Your dead
body will be food to all the birds of the heavens and to the wild animals of the earth ; there will be no one to frighten them away .
Ny fatinao dia ho sakafon'ireo vorona avy eny an - anitra rehetra sy ho an'ireo bibin ' ny tany ; tsy hisy na iza na iza hampitahotra ireo .
DEU 28:27     Alignment score: 0.321 → 0.346
Yahweh will attack you with the boils of Egypt and with ulcers , scurvy , and itch , from which you can not be healed .
Yaveh hamely anao amin'ireo vain'i Egypta sy amin'ireo fery , fahabokana , ary hidihidy , ary tsy ho sitrana amin'izany ianao .
DEU 28:28     Alignment score: 0.407
Yahweh will attack you with madness , with blindness , and with mental confusion .
Yaveh hamely anao amin ' ny fahaverezan - tsaina , amin ' ny fahajambana , ary amin ' ny fikorotanan - tsaina
.
DEU 28:29     Alignment score: 0.322 → 0.35
You will grope about at noonday like the blind grope in the darkness , and you will not prosper in your ways ; you will be always oppressed and robbed , and there will be no one to save you .
Hitsapatsapa amin ' ny atoandro toy ny jamba mitsapatsapa anaty aizina ianao , ary tsy hambinina
amin'ireo lalanao ianao ; hampahoriana sy ho robaina foana ianao , ary tsy hisy na iza na iza hamonjy anao .
DEU 28:30     Alignment score: 0.222 → 0.225
You will betroth a woman , but another man will seize her and rape her . You will build a house but not live in it ; you will plant a vineyard but not enjoy its fruit .
Ho lasa mpifamofo amin ' ny vehivavy ianao , nefa ny lehilahy hafa hisambotra azy ary hanolana azy . Hanamboatra trano ianao nefa tsy hipetraka ao amin'izany ; hanao tanim - boaloka ianao nefa tsy hisitraka ny vokatr'izany .
DEU 28:31     Alignment score: 0.246
Your ox will be killed before your eyes , but you will not eat its meat ; your donkey will be forcibly taken away from before you and will not be restored to you . Your sheep will be given to your enemies , and you will have no one to deliver you .
Ho vonoina eo anoloan ' ny masonao
ny ombinao , nefa tsy hihinana ny henan'izany ianao ; halaina an - keriny eo anoloan ' ny masonao ny borikinao ary tsy haverina aminao . Homena ireo fahavalonao ny ondrinao , ary tsy hanana na iza na iza hanampy anao ianao .
DEU 28:32     Alignment score: 0.227
Your sons and your daughters
will be given to other peoples ; your eyes will look for them the entire day , but will fail with longing for them . There will be no strength in your hand .
Ireo zanakao lahy sy ireo zanakao vavy dia homena ireo olon - kafa ; hitady azy ireo tontolo andro ireo masonao , nefa tsy hahavita miandry azy ireo . Tsy hisy hery eo an - tananao .
DEU 28:33     Alignment score: 0.297 → 0.327
The produce of your land and of all your labors a nation that you do not know will eat it up ; you will always be oppressed and crushed ,
Ny vokatry ny taninao
sy ny asanao rehetra firenena izay tsy fantatrao no hihinana izany ; hampahoriana sy ho potehina mandrakariva ianao ,
DEU 28:34     Alignment score: 0.194
so that you will become
insane by what you have to see happen .
mba hahatonga anao ho very saina noho izay zava - mitranga hitanao .
DEU 28:35     Alignment score: 0.207 → 0.225
Yahweh will attack you in the knees and legs with severe boils from which you can not be cured , from the bottom of your feet
to the top of your head .
Yaveh hamely anao amin ' ny vay mahery eo amin ' ny lohalika sy tongotra ary tsy ho sitrana amin'izany ianao , hatrany amin ' ny faladianao ka hatrany amin ' ny tampon - dohanao .
DEU 28:36     Alignment score: 0.35 → 0.348
Yahweh will take you and the king whom you will place over yourself to a nation that you have not known , neither you nor your ancestors ; there you will worship other gods of wood and stone .
Yaveh hitondra anao sy ny mpanjaka izay hapetrakao ho an ' ny tenanao ho any amin ' ny firenena izay tsy fantatrao
, na ianao na ireo razanao ; hanompo ireo andriamanin - kafa hazo sy vato ao ianao .
DEU 28:37     Alignment score: 0.338
You will become
a source of horror , a proverb , and a byword , among all the peoples where Yahweh will lead you away .
Ho lasa loharanon ' ny horohoro , ohabolana , ary oha - pitenenenana , eo amin'ireo vahoaka rehetra izay handroahan'i Yaveh anao ianao .
DEU 28:38     Alignment score: 0.264 → 0.267
You will take much seed out into the field , but will gather little seed in , for the locusts will consume it .
Hamboly voa betsaka eo an - tsaha ianao , kanefa voa kely no ho hangoninao ao , satria ireo valala dia handany izany .
DEU 28:39     Alignment score: 0.382 → 0.417
You will plant vineyards
and cultivate them , but you will neither drink any of the wine , nor even gather in the grapes , for worms will eat them .
Hanao tanim - boaloboka ianao ary hamboly amin'ireo , nefa tsy mba hisotro amin ' ny divay , na hanangona ireo voaloboka akory , satria ireo kankana no hihinana ireo .
DEU 28:40     Alignment score: 0.335 → 0.389
You will have olive trees within all your territory , but you will not anoint yourself with the oil , for your olive trees will drop their fruit .
Hanana hazon'oliva ao anatin ' ny faritaninao rehetra ianao , nefa tsy hanosotra ny menaka amin ' ny tenanao , satria ireo hazon'olivanao hanintsana ireo voany .
DEU 28:41     Alignment score: 0.309 → 0.311
You will have sons and daughters
, but they will not remain yours , for they will go into captivity .
Hanan - janaka lahy sy zanaka vavy ianao , nefa tsy hijanona ho anao izy ireo , fa ho lasa any amin ' ny fahababoana .
DEU 28:42     Alignment score: 0.187 → 0.194
All your trees and the produce of your ground the locusts will take them over .
Ireo hazonao
rehetra ary ny vokatry ny taninao ireo valala no handany izany .
DEU 28:43     Alignment score: 0.274 → 0.314
The foreigner who is among you will rise
up above you higher and higher ; you yourself will come down lower and lower .
Ny vahiny izay eo aminao dia hisandratra avo dia avo amboninao ; ianao tenanao dia hidina ambany dia ambany .
DEU 28:44     Alignment score: 0.43 → 0.433
He will lend to you , but you will not lend to him ; he will be the head , and you will be the tail .
Hampisambotra anao izy , nefa ianao tsy hampisambotra azy ; ho lohany izy , fa ianao kosa ho rambony .
DEU 28:45     Alignment score: 0.409 → 0.409
All these
curses will come on you and will pursue and overtake you until you are destroyed . This will happen because you did not listen to the voice of Yahweh your God , so as to keep his commandments and his regulations that he commanded you .
Ireo ozona rehetra ireo dia ho tonga aminao sy hanenjika ary hahatratra anao mandra - paharingana anao . Hitranga izany satria tsy nihaino ny feon'i Yaveh Andriamanitrao ianao , ary tsy nitandrina ireo didiny sy ireo fitsipiny izay nandidiany anao .
DEU 28:46     Alignment score: 0.489
These
curses will be on you as signs and wonders , and on your descendants forever .
Ireo ozona ireo ho aminao ho famantarana sy fahagagana , ary ho amin ' ny taranakao mandrakizay .
DEU 28:47     Alignment score: 0.345
Because you did not worship Yahweh your God with joyfulness and gladness of heart when you were in prosperity ,
Satria ianao tsy nanompo an'i Yaveh Andriamanitrao tamim
- kafaliana sy fifalian ' ny fo rehefa tao anatin ' ny fanambinana ianao ,
DEU 28:48     Alignment score: 0.331 → 0.349
therefore will you serve the enemies that Yahweh will send
against you ; you will serve them in hunger , in thirst , in nakedness , and in poverty . He will put a yoke of iron on your neck until he destroys you .
noho izany dia hanompo an'ireo fahavalo izay halefan'Andriamanitra hanohitra anao ianao ; hanompo azy ireo amin ' ny hanoanana , amin ' ny hetaheta , amim - pitanjahana , ary amim - pahantrana ianao . Hametraka zioga vy eo am - bozonao mandra - pandringanany anao izy .
DEU 28:49     Alignment score: 0.416 → 0.413
Yahweh will bring a nation against you from far away , from the ends of the earth , like an eagle flies to its victim , a nation whose language you do not understand ;
Yaveh dia hitondra firenena hanohitra anao avy lavitra , avy any amin ' ny faran ' ny tany , tahaka ny voromahery manidina ho amin ' ny hazany , firenena izay tsy azonao ny fiteniny ;
DEU 28:50     Alignment score: 0.257 → 0.257
a nation with a fierce face that does not respect the aged and does not show favor to the young .
firenena masiaka endrika
izay tsy manaja ny zokiolona ary tsy maneho sitraka an'ireo tanora .
DEU 28:51     Alignment score: 0.339 → 0.344
They will eat the young of your livestock and the produce of your land until you are destroyed . They will leave for you no grain , new wine , or oil , no calves of your herds or the lambs of your flock , until they have caused you to perish .
Hihinana ny zanaky
ny biby fiompinao sy ny vokatry ny taninao mandra - paharingana anao izy ireo . Tsy hamela voa ho anare , divay vaovao , na diloilo , ny zanaky ny biby fiompinao na ny an ' ny ondry aman'osinao izy ireo , mandra - pahafatiny anao .
DEU 28:52     Alignment score: 0.316 → 0.319
They will besiege you in all your city gates , until your high and fortified walls come
down everywhere in your land , walls in which you had trusted . They will besiege you within all your city gates throughout all the land that Yahweh your God had given you .
Hanao fahirano anao ao amin'ireo vavahadin ' ny tanànanao rehetra izy ireo , mandra - pianjeran'ireo rindrinao avo sy mafy rehetra ao an - tanànanao , ireo rindrina izay nitokisanao . Hanao fahirano anao ao amin ' ny vavahadin ' ny tanànanao rehetra manerana ny tany rehetra izay nomen'i Yaveh Andriamanitrao anao izy ireo .
DEU 28:53     Alignment score: 0.352 → 0.352
You will eat the fruit of your own body , the flesh of your sons and of your daughters
, whom Yahweh your God gave you , in the siege and in the distress with which your enemies will oppress you .
Hihinana ny vokatry ny vatanao ihany , ny nofon'ireo zanakao lahy sy ny an'ireo zanakao vavy , izay nomen'i Yaveh Andriamanitrao anao ianao , eo amin ' ny fahirano sy eo amin ' ny fahoriana izay ho ataon'ireo fahavalonao eo aminao .
DEU 28:54     Alignment score: 0.3 → 0.313
The man who is timid and very delicate among you he will be envious of his brother and his own dear wife , and of whatever children he has left .
Ny lehilahy izay marefo sy tena malefaka eo aminareo dia hialona ny rahalahiny sy ny vady malalany
, ary ireo zanaka rehetra nilaozany izy .
DEU 28:55     Alignment score: 0.264 → 0.263
So he will not give to any of them the flesh of his own children that he is going to eat , because he will have nothing left for himself in the siege and in the distress with which your enemy will oppress you within all your city gates .
Ka tsy hanome na amin ' ny iray amin'izy ireo ny nofon
' ny zanany izay ho haniny izy , satria tsy hanana na inona na inona tavela ho an ' ny tenany amin ' ny fahirano sy amin ' ny fahoriana izay hataon'ireo fahavalonao aminao ao amin'ireo vavahadin ' ny tanànanao rehetra izy .
DEU 28:56     Alignment score: 0.207 → 0.207
The tender and delicate woman among you , who would not venture to put the bottom of her foot
on the ground for delicateness and tenderness she will be envious of her own dear husband , of her son , and of her daughter ,
Ny vehivavy marefo sy malefaka eo aminao , izay tsy sahy mametraka ny faladian - tongony amin ' ny tany nohon ' ny faharefoana sy fahalefahana dia hialona ny vady malalany ihany izy , ny zanany lahy , sy ny zanany vavy ,
DEU 28:57     Alignment score: 0.227 → 0.229
and of her own newborn that comes out from between her legs , and of the children whom she will bear . She will eat them in private for lack of anything else , during the siege and in the distress with which your enemy will oppress you within your city gates .
ary ny zanany vao teraka izay mivoaka avy ao anelanelan ' ny tongony , sy ireo zanaka
izay haterany . Hihinana azy ireo mangingina izy nohon ' ny tsy fisian - javatra hafa , mandritra ny fahirano sy ny fahoriana izay hataon'ireo fahavalonao aminao ao amin'ireo vavahadin ' ny tanànanao .
DEU 28:58     Alignment score: 0.393
If you do not keep all the words of this law that are written in this book , so as to honor this glorious and fearful name , Yahweh your God ,
Raha tsy mitandrina ny teny rehetra amin'izao lalàna izay voasoratra ao amin'ity boky ity izao ianao , ary tsy manaja ity anarana
be voninahitra sy mampahatahotra ity , Yaveh Andriamanitrao ,
DEU 28:59     Alignment score: 0.355 → 0.355
then Yahweh will make your plagues terrible , and those of your descendants ; they will be great plagues , of long duration , and severe diseases , of long duration .
dia ho ataon'i Yaveh mahatsiravina ny areti - mandringanao
, sy ny an'ireo taranakao ; ho areti - mandoza ireo , izay maharitra ela , ary aretina mahery , maharitra ela .
DEU 28:60     Alignment score: 0.341
He will bring on you again all the diseases of Egypt that you were afraid of ; they will cling to you .
Ho entiny aminao indray ireo aretin'i
Egypta rehetra izay natahoranao ; hifikitra aminao ireo .
DEU 28:61     Alignment score: 0.453 → 0.453
Also every sickness and plague that is not written in the book of this law , those
also Yahweh will bring on you until you are destroyed .
Ny aretina sy ny areti - mandringana rehetra izay tsy voasoratra ao amin ' ny bokin'ity lalàna ity ihany koa , ireo ihany koa dia ho entin'i Yaveh aminao mandra - paharingana anao .
DEU 28:62     Alignment score: 0.382
You will be left few in number , although you were like the stars of the heavens in number , because you did not listen to the voice of Yahweh your God .
Avela
ho kely an'isa ianareo , na dia tahaka ireo kintan ' ny lanitra aza ny isanareo , satria tsy nihaino ny feon'i Yaveh Andriamanitrareo ianareo .
DEU 28:63     Alignment score: 0.176 → 0.187
As Yahweh once rejoiced over you in doing you good , and in multiplying you , so he will rejoice over you in making you perish and in destroying you . You will be plucked off the land that you are going into to possess .
Tahaka ny nifalian'i Yaveh taminareo tany
taloha tamin ' ny fanaovana ny tsara ho anareo , sy tamin ' ny fampitomboana anareo , no hifaliany aminareo amin ' ny famonoana anareo sy amin ' ny fandringanana anareo . Hongotana amin ' ny tany izay andehananao mba hatao fananana ianareo .
DEU 28:64     Alignment score: 0.306 → 0.318
Yahweh will scatter you among all peoples from the one end of the earth to the other end of the earth ; there you will worship other gods that you have not known , neither you nor your ancestors , gods of wood and stone .
Yaveh dia hampiely anao eo amin'ireo vahoaka rehetra eny amin ' ny faran ' ny tany iray ka hatrany amin ' ny farany hafan ' ny tany ; any ianao dia hanompo ireo andriamani - kafa izay tsy fantatrao
, na ianao na ireo razanao , ireo andriamanitra hazo sy vato .
DEU 28:65     Alignment score: 0.251 → 0.257
Among these
nations will you find no ease , and there will be no rest for the bottoms of your feet ; Yahweh will give you there a trembling heart , failing eyes , and a soul that mourns .
Any amin'ireo firenena ireo dia tsy hahita fitoniana ianao , ary tsy hisy fitsaharana ho an'ireo faladian - tongotrao ; fa kosa , homen'i Yaveh fo tora - kovitra , maso mitanondrika , ary fanahy izay malahelo ianao any .
DEU 28:66     Alignment score: 0.209 → 0.242
Your life will hang in doubt before you ; night and day you will be afraid and will have no assurance of your life .
Hihantona amin ' ny ahiahy eo anatrehanao
ny fiainanao ; hatahotra isan - kalina sy isan'andro ianao ary tsy hahazo antoka ny fiainanao akory .
DEU 28:67     Alignment score: 0.405 → 0.415
In the morning you will say , ' I wish it were evening ! ' and in the evening you will say , ' I wish it were morning ! ' because of the fear in your hearts and the things your eyes will have to see .
Amin ' ny maraina dia hiteny ianao hoe : ' Iriko
mba ho hariva izao ! ' ary amin ' ny hariva dia hiteny ianao hoe : ' Iriko mba ho maraina izao ! ' nohon ' ny tahotra ao am - ponao sy ireo zavatra izay ho hitan'ireo masonao .
DEU 28:68     Alignment score: 0.341 → 0.345
Yahweh will bring you into Egypt again by ships , by the route about which I had said to you , ' You will not see Egypt again . ' There you will offer yourselves for sale to your enemies as male slaves and female slaves , but no one will purchase you . "
Yaveh hitondra anao indray any Egypta amin ' ny sambo , amin ' ny lalana
izay nolazaiko taminao hoe : ' Tsy hahita an'i Egypta intsony ianao . ' Hanolotra ny tenanareo ho varotra any amin'ireo fahavalonareo toy ny mpanompo lahy sy vavy ianareo , nefa tsy hisy na iza na iza hividy anareo . "
DEU 28:69     Alignment score: 0.487 → 0.5
These are the words that Yahweh commanded Moses to tell the people of Israel in the land of Moab , words that were added to the covenant that he had made with them at Horeb .
Ireto ny teny izay nandidian'i Yaveh an'i Mosesy ho lazaina amin ' ny vahoakan'Israely tany amin ' ny tany Moaba , teny izay nanampiana ny fanekena izay nataony tamin'izy ireo tao Horeba .
DEU 28     Average alignment score: 0.331 for 69 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DEU:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34