Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DEU:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34 


DEU 8:1     Alignment score: 0.304 → 0.312
You must keep all the commands that I am giving you today , so that you may live and multiply , and go in and possess the land that Yahweh swore to your fathers .
Aoka ho tananareo ireo didy rehetra izay omeko anareo androany , mba ho velona sy hihamaro
ianareo , ary handeha ka hahazo ny tany izay nianianan'i Yaveh tamin'ireo razambenareo .


DEU 8:2     Alignment score: 0.287 → 0.299
You will call to mind all the ways that Yahweh your God has led you these
forty years in the wilderness , in order that he might humble you , that he might test you to know what was in your heart , as to whether you would keep his commandments or not .
Aoka ho tsaroanao ny lalana rehetra izay nitarihan'i Yaveh Andriamanitrao anao tamin ' ny efapolo taona tany an'efitra , mba hampietreny anao , mba hitsapany anao hahafantarana izay ao am - ponao , raha hitàna ireo didiny ianao na tsia .
DEU 8:3     Alignment score: 0.297 → 0.313
He humbled you , and made you hunger
, and fed you with manna , which you had not known and which your fathers had not known . He did that to make you know that it is not by bread alone that people live ; rather , it is by everything that proceeds out of the mouth of Yahweh that people live .
Nampietry anao Izy , sy nampanoana anao , ary namoky mana anao , izay tsy fantatrao ary tsy fantatr'ireo razanao . Nataony izany mba hahafantaranao fa tsy ny mofo ihany no hiveloman ' ny olona ; fa kosa , ny zavatra rehetra izay aloakan ' ny vavan'i Yaveh dia iveloman ' ny olona .
DEU 8:4     Alignment score: 0.299 → 0.317
Your clothing did not wear out and fall
off you , and your feet did not swell up during those forty years .
Tsy rovitra ary tsy niala taminao ny akanjonao , ary tsy nivonto ny tongotrao nandritr'ireny efapolo taona ireny .
DEU 8:5     Alignment score: 0.242 → 0.242
You will think about in your heart , how , as a man disciplines his son , so Yahweh your God disciplines you .
Aoka ianao hihevitra ao am - ponao , ny fomba hifehezan ' ny ny olona ny zanany , dia tahaka izany no hifehezan'i Yaveh Andriamanitrao anao .
DEU 8:6     Alignment score: 0.244 → 0.293
You will keep the commandments of Yahweh your God , so that you might walk in his ways and honor him .
Hotànanao ireo didin'i
Yaveh Andriamanitrao , mba handehananao amin ' ny lalany sy hanajanao Azy .
DEU 8:7     Alignment score: 0.347 → 0.347
For Yahweh your God is bringing you into a good land , a land of brooks of water , of fountains and springs , flowing out into valleys and among hills ;
Fa Yaveh Andriamanitrao dia mitondra anao amin ' ny tany soa , tanin - dohasahan - driaka , loharano , mikoriana avy amin'ireo lohasaha ary eny anivon ' ny havoana ;
DEU 8:8     Alignment score: 0.38 → 0.404
a land of wheat and barley , of vines , fig trees , and pomegranates ; a land of olive trees and honey .
tanim - barim - bazaha sy vary hordea , voaloboka , hazon'aviavy , ary ampongaben - danitra ; tanin'oliva sy tantely .
DEU 8:9     Alignment score: 0.201 → 0.213
It is a land in which you will not eat bread in poverty and in which you will not lack anything ; a land whose stones are made of iron , and out of whose hills you may dig copper .
Tany
izay hihinananao hanina tsy lany laniana , ary izay handehananao tsy hisy zava - mahory ; tany izay misy vy ny vatony , ary avy ao amin ' ny havoany no hiadianao varahina .
DEU 8:10     Alignment score: 0.318
You will eat and be full , and you will bless Yahweh your God for the good land that he has given you .
Hihinana ianao ary ho voky , ary hisaotra an'i Yaveh Andriamanitrao ianao nohon ' ny tany soa izay efa nomeny
anao .
DEU 8:11     Alignment score: 0.327 → 0.327
Be careful that you do not forget Yahweh your God , by failing to keep his commandments and his rules and statutes that I am commanding you today .
Tandremo mba tsy hanadino an'i Yaveh Andriamanitrao ianao , ary tsy hanao tsinontsinona ireo didiny
, ireo fitsipiny , ary ireo lalàny izay handidiko anao androany ,
DEU 8:12     Alignment score: 0.348
Otherwise , when you eat and are full , and when you build good houses and live in them , your heart will be lifted up .
raha tsy izany , rehefa mihinana ianao ary voky , ary rehefa manorina trano tsara tarehy ary mipetraka ao amin'izany , dia hirehareha ny fonao
.
DEU 8:13     Alignment score: 0.308 → 0.316
Be careful when your herds and flocks multiply and when your silver and gold increase , and all that you have is multiplied ,
Tandremo rehefa mihamaro
ny ombinao sy ny ondry aman'osinao ary mitombo ny volafotsy sy ny varahinao , ary mitombo izay rehetra hanananao ,
DEU 8:14     Alignment score: 0.419
then your heart becomes lifted up and you forget Yahweh your God , who brought you out of the land of Egypt , out of the house of bondage .
dia hirehareha ny fonao
ary adinonao i Yaveh Andriamanitrao , izay nitondra anao nivoaka avy tao amin ' ny tany Egypta , avy tao amin ' ny trano fanandevozana .
DEU 8:15     Alignment score: 0.395 → 0.392
Do not forget him who led you through the great and terrifying wilderness , with its fiery
serpents and scorpions and thirsty ground where there was no water , who brought you water out of the rock of flint .
Aza manadino Azy izay nitarika anao tany amin ' ny tany efitra lehibe sy mampatahotra , miaraka amin ' ny menarana misy poizina sy maingoka ary tany ngazana izay tsy nisy rano , izay namoaka rano ho anao avy tao amin ' ny vatolampy afovato .
DEU 8:16     Alignment score: 0.267 → 0.268
He fed you in the wilderness with manna that your ancestors had never known , so that he might humble you and test you , to do you good in the end ,
Namoky mana anao tany
an'efitra Izy izay tsy mba fantatr'ireo razambenao , mba hahafahany mampietry anao sy mitsapa anao , mba hanasoa anao amin ' ny farany ,
DEU 8:17     Alignment score: 0.232
but you may say in your heart , ' My power and the might of my hand acquired all this wealth . '
fa ianao mety hiteny ao am - ponao hoe : ' Ny heriko sy ny herin
' ny tanako no nahazoako ireto harena rehetra ireto . '
DEU 8:18     Alignment score: 0.309 → 0.311
But you will call to mind Yahweh your God , for it is he who gives you the power to get wealth , that he may establish his covenant that he swore to your fathers , as it is today .
Fa aoka hahatsiaro an'i Yaveh Andriamanitrao ianao , satria Izy no manome anao ny hery hahazoana harena ; mba hanorenany ny fanekeny
izay nianianany tamin'ireo razanao , tahaka izao anio izao .
DEU 8:19     Alignment score: 0.313 → 0.322
It will happen that , if you will forget Yahweh your God and walk after other gods , worship them , and reverence them , I testify against you today that you will surely perish .
Ary raha hanadino an'i Yaveh Andriamanitrao ianao ary hanaraka andriamanin
- kafa , hanompo azy ireo , ary hiankohoka amin'izy ireo , dia mijoro vavolombelona aminareo aho anio fa ho faty tokoa ianareo .
DEU 8:20     Alignment score: 0.412 → 0.412
Like the nations that Yahweh is making to perish before you , so will you perish , because you would not listen to the voice of Yahweh your God .
Tahaka ireo firenena izay nataon'i
Yaveh ringana teo anatrehanareo , dia ho toy izany no haharingana anareo , satria tsy mihaino ny feon'i Yaveh Adriamanitrareo ianareo .
DEU 8     Average alignment score: 0.321 for 20 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DEU:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34