Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DEU:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34 


DEU 32:1     Alignment score: 0.395
Give
ear , you heavens , and let me speak . Let the earth listen to the words of my mouth .
Mihainoa , ry lanitra , ary avelao aho hiteny . Aoka ny tany hihaino ny tenin ' ny vavako .


DEU 32:2     Alignment score: 0.274
Let my teaching drop down like the rain , let my speech distill like the dew , like the gentle rain on the tender grass , and like the showers on the plants .
Aoka ny fampianarako hilatsaka toy ny ranon'orana , aoka ny teny halahatro hiraraka toy ny ando , ho toy orana manify amin ' ny ahi - maitso , sy ho toy ny oram - be amin ' ny zava - maniry .
DEU 32:3     Alignment score: 0.375
For I will proclaim the name of Yahweh , and ascribe greatness to our God .
Fa hitory ny anaran'i
Yaveh aho , ary hanaiky ny fahalehibiazan ' ny Andriamanitsika .
DEU 32:4     Alignment score: 0.294 → 0.298
The Rock , his work is perfect ; for all his paths are just . He is the faithful God , without iniquity . He is just and upright .
Ilay Vatolampy , tanteraka ny asany
; fa marina avokoa ny lalany rehetra . Izy ilay Andriamanitra mahatoky , izay tsy misy heloka . Marina sy mahitsy Izy .
DEU 32:5     Alignment score: 0.184 → 0.247
They have acted corruptly against him . They are not his children . It is their disgrace . They are a perverted and crooked generation .
Nanao ratsy nanohitra azy izy ireo . Tsy mba zanany izy ireo . Fahafaham - baraka ho azy ireo izany . Taranaka simba toetra sy meloka izy ireo .
DEU 32:6     Alignment score: 0.305
Do you reward Yahweh in this way , you foolish and unwise people ? Is he not your Father , the one who has created you ? He made you and established you .
Izany ve no fomba hamalianao fitia an'i Yaveh , ry vahoaka adala sy tsy misy saina ? Tsy rainao
ve izy , ilay iray izay nahary anao ? Nanao sy nanorina anao Izy .
DEU 32:7     Alignment score: 0.277 → 0.285
Call to mind the days of ancient times , think about the years of generations
past . Ask your father and he will show you , your elders and they will tell you .
Avereno ao an - tsainao ireo andron ' ny fotoana fahiny , saino ny taona maro efa lasa . Anontanio ny rainao ary dia hasehony anao , ireo loholonao ary dia ho lazain'izy ireo aminao .
DEU 32:8     Alignment score: 0.218 → 0.238
When the Most High gave the nations their inheritance when he divided all of mankind , he set the boundaries of the peoples according to the number of the children of Israel .
Tamin ' ny nanomezan'Ilay Avo Indrindra an'ireo firenena ny lovan'izy ireo tamin ' ny nizarany ny olombelona rehetra , ary ny nametrahany ny faritanin
' ny vahoaka , ary ny namerany ny isan'ireo andriamaniny ihany koa .
DEU 32:9     Alignment score: 0.462
For Yahweh 's portion is his people ; Jacob is his apportioned inheritance .
Fa ny anjaran'i Yaveh dia ireo vahoakany
; Jakoba no zara lovany .
DEU 32:10     Alignment score: 0.162
He found
him in a desert land , and in the barren and howling wilderness ; he shielded him and cared for him , he guarded him as the apple of his eye .
Hitany tany amin ' ny tany efitra izy , sy tany amin ' ny tany efitra lao sy tsy mamokatra ; niaro sy nikarakara azy Izy , niambina azy toy ny anakandriamasony Izy .
DEU 32:11     Alignment score: 0.345
As an eagle that guards her nest and flutters over her young , Yahweh spread out his wings and took them , and carried them on his pinions .
Toy ny voromahery izay miambina ny ankaniny sy manidintsidina eo ambonin'ireo zanany , namelatra ny elany Yaveh ary naka azy ireo , ary nentiny teny ambonin ' ny elany izy ireo .
DEU 32:12     Alignment score: 0.408 → 0.423
Yahweh alone led him ; no foreign god was with him .
Yaveh irery no nitarika azy ; tsy nisy andriamani - kafa niaraka taminy .
DEU 32:13     Alignment score: 0.331 → 0.353
He made him ride on high places of the land , and he fed him the fruits of the field ; he nourished him with honey from the rock , and oil from the flinty crag .
Nampandeha azy teny amin'ireo toerana avon ' ny tany Izy , ary namahana azy ny vokatry ny saha ; namelona azy tamin ' ny tantely avy amin ' ny vatolampy izy , ary menaka tamin ' ny harambato afovato .
DEU 32:14     Alignment score: 0.403
He ate butter from the herd and drank
milk from the flock , with fat of lambs , rams of Bashan and goats , with the finest of the wheat and you drank foaming wine made from the blood of grapes .
Nihinana hero - dronono avy amin ' ny omby sy nisotro ronono avy amin'ireo ondry aman'osy izy , niaraka tamin ' ny tavin ' ny zanak'ondry , ondry lahin ' ny Basana sy ireo osy lahy , niaraka tamin ' ny varim - bazaha tsara indrindra ary nisotro divay mandroatra avy tamin ' ny ranom - boaloboka ianao .
DEU 32:15     Alignment score: 0.368 → 0.369
But Jeshurun grew fat and kicked you grew fat , you were too fat , and you had eaten your fill he abandoned the God who made him , and he rejected the Rock of his salvation .
Fa nihanatavy Jesorona ka nitsipaka nihanatavy ianao , tena natavy loatra ianao , ary nihinana izay nahavoky anao nahafoy an'Andriamanitra izay nanao azy izy , ary nolaviny
ny Vatolampin ' ny famonjeny .
DEU 32:16     Alignment score: 0.269
They made Yahweh jealous
by their strange gods ; with their abominations they angered him .
Nanai izay nahasaro - piaro an'i Yaveh tamin'ireo andriamanin - kafa izy ireo ; tamin'ireo zava - betavetany no nampahatezerany azy .
DEU 32:17     Alignment score: 0.347 → 0.365
They sacrificed to demons , which are not God gods they had not known , gods that recently appeared , gods your fathers did not fear .
Nanao sorona tamin ' ny demonia izy ireo , izay tsy Andriamanitra andriamanitra izay tsy fantatr'izy ireo , andriamanitra izay vao niseho , andriamanitra izay tsy natahoran'ireo razambenareo .
DEU 32:18     Alignment score: 0.256
You have deserted the Rock , who became
your father , and you forgot the God who gave you birth .
Nataonao foana ny Vatolampy , izay efa tonga rainao , ary nohadinoinao ilay Andriamanitra izay niteraka anao .
DEU 32:19     Alignment score: 0.477
Yahweh saw this and he rejected them , because his sons and his daughters
provoked him so .
Hitan'i Yaveh izany ka nafoiny izy ireo , satria nihantsy Azy ny zanany lahy sy vavy .
DEU 32:20     Alignment score: 0.336
" I will hide my face from them , " he said , " and I will see what their end will be ; for they are a perverse generation , children in whom is no faithfulness .
Hoy Izy hoe : " hanafina ny tavako amin'izy ireo Aho , " " ary ho hitako eo izay hiafaran'izy ireo ; fa taranaka mpivadika izy ireo , zanaka
izay tsy mahatoky .
DEU 32:21     Alignment score: 0.252 → 0.297
They have made me jealous
by what is not god and angered me by their worthless things . I will make them envious by those who are not a people ; by a foolish nation I will make them angry .
Nanao izay nahasaro - piaro Ahy tamin'izay tsy andriamanitra izy ireo ary nampahatezitra ahy tamin'ireo zava - poany . Izaho hampialona azy ireo amin'izay tsy vahoaka ; hampahatezitra azy ireo amin ' ny firenena adala Aho .
DEU 32:22     Alignment score: 0.324
For a fire is kindled by my anger and is burning to the lowest Sheol ; it is devouring the earth and its produce ; it is setting on fire
the foundations of the mountains .
Fa nirehitra ny afo nohon ' ny fahatezerako ary mandoro hatrany amin ' ny fiainan - tsy - hita ambany indrindra ; mandevona ny tany sy ny vokatra ao aminy izany ; mampirehitra ireo fototry ny tendrombohitra izany .
DEU 32:23     Alignment score: 0.317 → 0.311
I will heap disasters
on them ; I will shoot all my arrows at them ;
Hampivangongo loza eo amin'izy ireo Aho ; hitifitra azy ireo amin ' ny zana - tsipìkako rehetra Aho ;
DEU 32:24     Alignment score: 0.315
They will be wasted by hunger and devoured by burning heat and bitter destruction ; I will send
on them the teeth of wild animals , with the poison of things that crawl in the dust .
Ho fatin ' ny hanoanana izy ireo ary ho levonin ' ny hafanana mahamay sy fandravana mafaitra ; Halefako ho eo amin'izy ireo koa ny nifin'ireo bibidia , miaraka amin ' ny poizin ' ny biby mandady amin ' ny vovoka .
DEU 32:25     Alignment score: 0.378 → 0.393
Outside the sword will bereave , and in the bedrooms terror will do so . It will destroy both young man and virgin , the nursing baby , and the man of gray hairs .
Hampahory any ivelany
ny sabatra , ary hanao tahaka izany koa ny fampihorohoroana ao amin ' ny efitra fatoriana . Handringana ny tovolahy sy ny virijiny izany , ny zaza minono , ary ny lehilahy fotsy volo .
DEU 32:26     Alignment score: 0.303 → 0.305
I said that I would scatter them far away , that I would make the memory of them to cease from among mankind .
Fa efa nolazaiko fa hampiely azy ireo lavitra Aho , ary hatsahatro
tsy ho eo amin ' ny olombelona ny fahatsiarovana azy ireo .
DEU 32:27     Alignment score: 0.181 → 0.226
Were it not that I feared the provocation of the enemy , and that their enemies would judge mistakenly , and that they would say , ' Our hand is exalted , ' I would have done all this .
Raha tsy nohon ' ny fahatahorako ny fiantsian
' ny fahavalo , sy ny tsy hitsaran'ireo fahavalony azy ireo diso , ka hitenenan'izy ireo hoe : ' Misandratra ny tananay , ' dia nataoko avokoa ireo rehetra ireo .
DEU 32:28     Alignment score: 0.312 → 0.309
For Israel is a nation devoid of counsel , and there is no understanding in them .
Fa firenena tsy hahitam - pahendrena Israely , ary tsy misy fahazavan - tsaina ao aminy .
DEU 32:29     Alignment score: 0.215 → 0.234
Oh , that they were wise , that they understood this , that they would consider their coming fate !
Indrisy , raha mba hendry izy ireo , ka afaka nahatakatra izany , ka afaka nandinika izay hiafarany !
DEU 32:30     Alignment score: 0.305 → 0.318
How could one chase a thousand , and two put ten thousand to flight , unless their Rock
had sold them , and Yahweh had given them up ?
Ataon ' ny iray ahoana ny hanenjika arivo , na ny roa hampandositra iray alina , raha tsy ny Vatolampiny no efa nivarotra azy , ary Yaveh no efa nahafoy azy ireo ?
DEU 32:31     Alignment score: 0.161 → 0.199
For our enemies ' rock
is not like our Rock , just as even our enemies have concluded .
Fa ny vatolampin'ireo fahavalontsika dia tsy mitovy amin ' ny Vatolampintsika , araka izay efa eken ' ny fahavalontsika .
DEU 32:32     Alignment score: 0.393 → 0.397
For their vine comes from the vine of Sodom , and from the fields of Gomorrah ; their grapes are grapes of poison ; their clusters are bitter .
Fa ny voalobony dia avy amin ' ny voalobok'i
Sodoma , ary avy amin'ireo sahan'i Gomora ; voaloboka misy poizina ny voalobony ; ary mangidy ireo sampany .
DEU 32:33     Alignment score: 0.097 → 0.234
Their wine is the poison of serpents and the cruel venom of asps .
Poizin
' ny menarana ny divain'izy ireo ary poizi - mandozaben ' ny menarana .
DEU 32:34     Alignment score: 0.153 → 0.181
Is not this plan secretly kept by me , sealed up among my treasures
?
Tsy fikasana miafina notehiriziko ve izany , voaisy tombo - kase tao an - trano fitoeran - drakitro ?
DEU 32:35     Alignment score: 0.292 → 0.315
Vengeance is mine to give
, and recompense , at the time when their foot slips ; for the day of disaster for them is near , and the things that are to come on them will hurry to happen . "
Ahy ny famaliana , sy ny fampanodiavana , amin ' ny fotoana hahasolafaka ny tongotr'izy ireo ; fa antomotra ny andro hahitan'izy ireo loza , ary hitranga faingana ireo zavatra voatendry ho azy ireo "
DEU 32:36     Alignment score: 0.286 → 0.288
For Yahweh will give justice to his people , and he will pity his servants . He will see that their power is gone , and no one remains , either slaves or free people .
Satria Yaveh dia hanome rariny ny olony
, ary hamindra fo amin'ireo mpanompony Izy . Ho hitany fa tsy manan - kery izy ireo , ary tsy nisy tafajanona , na ireo andevo na ny olon'afaka .
DEU 32:37     Alignment score: 0.24
Then he will say , " Where are their gods , the rock in whom they took refuge ,
Dia hiteny Izy hoe : " aiza ireo andriamaniny , ny vatolampy izay nialofan'izy ireo ?
DEU 32:38     Alignment score: 0.327 → 0.362
the gods who ate the fat of their sacrifices
and drank the wine of their drink offerings ? Let them rise up and help you ; let them be your protection .
Ireo andriamanitra izay nihinana ny tavin'ireo sorona nataony sy nisotro ny divaim - panatitra ahidin'izy ireo ? Aoka izy ireo hitsangana ka hanampy anareo ; aoka izy ireo ho fiarovanareo .
DEU 32:39     Alignment score: 0.22 → 0.252
See now that I , even I , am God , and that there is no god besides me ; I kill , and I make alive
; I wound , and I heal , and there is no one who can save you from my might .
Jereo ankehitriny fa Izaho , dia Izaho , ihany no Andriamanitra , ary tsy misy andriamanitra afa - tsy Izaho ; Izaho no mahafaty , ary Izaho no mahavelona ; Izaho no mandratra , ary Izaho no manasitrana , ary tsy misy hafa afaka hamonjy anao amin ' ny heriko .
DEU 32:40     Alignment score: 0.322
For I lift up my hand to heaven and say , ' As I live forever , I will act .
Eny manandratra ny tanako ho amin ' ny lanitra Aho ary miteny hoe : ' Satria velona mandrakizay Aho , dia hiasa .
DEU 32:41     Alignment score: 0.337
When I sharpen my glittering sword , and when my hand begins to bring justice , I will render vengeance on my enemies , and I will pay back those
who hate me .
Rehefa mandranitra ny sabatro manjelatra Aho , ary rehefa manomboka mitondra ny rariny ny tanako , dia hamaly ireo fahavaloko Aho , ary hovaliako ireo izay nankahala Ahy .
DEU 32:42     Alignment score: 0.388 → 0.385
I will make my arrows drunk with blood , and my sword will devour flesh with the blood of the killed and the captives , and from the heads of the leaders of the enemy . ' "
Hataoko mamon - drà ny zana - tsipìkako , ary ny sabatro
hihinana nofo miaraka amin ' ny ràn'ireo voavono sy ireo babo , ary hatramin ' ny lohan'ireo mpitarika ny fahavalo . " '
DEU 32:43     Alignment score: 0.363
Rejoice , you nations , with God 's people , for he will avenge the blood of his servants ; he will render vengeance on his enemies , and he will make atonement for his land , for his people .
Miravoravoa
, ianareo ry firenena , miaraka amin ' ny vahoakan'Andriamanitra , fa hamaly ny ràn ' ny mpanompony Izy ; hamaly faty ireo fahavalony Izy , fa hanao fanavotana ho an ' ny taniny Izy , dia ho an ' ny olony .
DEU 32:44     Alignment score: 0.306 → 0.33
Moses came and recited all the words of this song in the ears of the people , he , and Joshua son of Nun .
Ary tonga Mosesy ka nitanisa ny teny rehetran'izany fihirana izany teo an - tsofin'ireo vahoaka , izy , sy Hosea zanaka lahin'i Nona .
DEU 32:45     Alignment score: 0.293
Then Moses finished reciting all these
words to all Israel .
Ary tapitra voatanisan'i Mosesy tamin'Israely manontolo izany teny rehetra izany .
DEU 32:46     Alignment score: 0.227 → 0.248
He said to them , " Fix your mind on all the words that I have witnessed to you today , so that you may command your children to keep them , all the words of this law .
Ary hoy Izy tamin'izy ireo : ' Hafantohy ao an - tsainareo ireo teny rehetra izay nijoroako vavolombelona taminareo androany , mba handidianareo ny zanakareo hitandrina an'izany , ny teny rehetra an'ity lalana
ity .
DEU 32:47     Alignment score: 0.307 → 0.307
For this is no trivial matter for you , because it is your life
, and through this thing you will prolong your days in the land that you are going over the Jordan to possess . "
Fa tsy zava - poana ho anareo izany , satria fiainanareo , fa amin'izany zavatra izany no hahalava ny andronao amin'ilay tany izay hiampitanao an'i Jordana ho fanananao . "
DEU 32:48     Alignment score: 0.384 → 0.389
Yahweh spoke to Moses on that same day and said ,
Niresaka tamin'i Mosesy Yaveh tamin'io andro io ihany ka niteny hoe :
DEU 32:49     Alignment score: 0.389 → 0.417
" Go up into this range of the mountains
of Abarim , up Mount Nebo , which is in the land of Moab , opposite Jericho . You will look at the land of Canaan , which I am giving to the people of Israel as their possession .
" Mandehana miakatra amin'ireo tendrombohotr'i Abarima , miakatra hatrany an - tendrombohitra Nebo , izay any amin ' ny tanin'i Moaba , tandrifin'i Jeriko . Hitazana ny tany Kanana , izay homeko ireo zanak'Israely ho fananany ianao .
DEU 32:50     Alignment score: 0.362 → 0.38
You will die on the mountain
that you go up , and you will be gathered to your people , as Aaron your fellow Israelite died on Mount Hor and was gathered to his people .
Ho faty eo amin ' ny tendrombohitra izay hiakaranao ianao , ary ho voahangona eo amin'ireo vahoakanao , tahaka ny nahafatesan'i Arona Israelita namanao tany an - tendrombohitra Hora ka nahangona teo amin'ireo vahoakany .
DEU 32:51     Alignment score: 0.363
This will happen because you were unfaithful to me among the people of Israel at the waters of Meribah in Kadesh , in the wilderness of Zin ; because you did not treat me with honor and respect among the people of Israel .
Izany no hiseho satria ianao dia tsy nahatoky Ahy teo anatrehan'ireo vahoakan'Israely tany amin ' ny ranon'i Meriba tany Kadesy , tany an'efitr'i
Zina ; satria ianao tsy nitondra Ahy tamim - boninahitra sy tamim - panajana teo anatrehan'ireo vahoakan'Israely .
DEU 32:52     Alignment score: 0.248
For you will see the land before you , but you will not go there , into the land that I am giving to the people of Israel . "
Fa ho hitanao eo anoloanao
ny tany , kanefa tsy handeha any ianao , any amin ' ny tany izay homeko ny vahoakan'Israely . "
DEU 32     Average alignment score: 0.32 for 52 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DEU:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34