Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DEU:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34 


DEU 26:1     Alignment score: 0.456 → 0.458
When you have come
into the land that Yahweh your God is giving you as an inheritance , and when you possess it and live in it ,
Rehefa tonga any amin ' ny tany izay homen'i Yaveh Andriamanitrao ho lovanao ianao , ary rehefa lasanao sy honenanao izany ,


DEU 26:2     Alignment score: 0.279 → 0.298
then you must take some of the first of all the produce of the land that you have brought in from the land that Yahweh your God is giving you . You must put it in a basket and go to the place where Yahweh your God will choose
to make a dwelling for his name .
tsy maintsy alainao ny sasany amin ' ny voaloham - bokatra rehetra eo amin'ilay tany izay nitondrana anao teo amin ' ny tany izay nomen'i Yaveh Andriamanitrao . Tsy maintsy hataonao ao anaty harona izany ary handeha any amin ' ny toerana izay nosafidin'Yaveh Andriamanitrao ho fitoerany masina ianao .
DEU 26:3     Alignment score: 0.318
You must go to the priest who will be serving in those days and say to him , ' I acknowledge today to Yahweh your God that I have come
to the land that Yahweh swore to our ancestors to give us . '
Tsy maintsy mandeha any amin ' ny mpisorona izay hanompo amin'ireo andro ireo ianao , ary hiteny aminy hoe : ' Miaiky an'i Yaveh Andriamanitrao aho ankehitriny fa izaho dia avy amin ' ny tany izay nianianan'i Yaveh tamin'ireo razantsika mba homena antsika . '
DEU 26:4     Alignment score: 0.336 → 0.359
The priest must take the basket out of your hand and set it down before the altar of Yahweh your God .
Tsy maintsy halain ' ny mpisorona eo an - tananao
ilay harona ary hapetrany manoloan ' ny alitaran'i Yaveh Andriamanitrao .
DEU 26:5     Alignment score: 0.315 → 0.336
You must say before Yahweh your God , ' My ancestor
was a wandering Aramean . He went down into Egypt and stayed there , and his people were few in number . There he became a great , mighty , and populous nation .
Tsy maintsy miteny eo anatrehan'i Yaveh Andriamanitrao ianao hoe : ' Syrianina mienjienjy ny razambeko . Nandeha nidina tany Egypta izy ary nijanona tany , ary vitsy an'isa ireo vahoakany . Tany no nahatonga azy ho lehibe , nahery , ary firenena be mponina .
DEU 26:6     Alignment score: 0.225 → 0.231
The Egyptians treated us badly and afflicted us . They put hard labor on us .
Ratsy fitondrana sy nampahory antsika ireo Egyptiana . Nampanaoviny ny asan'ireo andevo isika .
DEU 26:7     Alignment score: 0.289 → 0.304
We cried out to Yahweh , the God of our fathers , and he heard our voice and saw our affliction , our labor , and our oppression .
Nitaraina tamin'i Yaveh , Ilay Andriamanitr'ireo razantsika isika , ary henony ny feontsika ary hitany ny fahoriantsika , ny asantsika , ary ny fijaliantsika .
DEU 26:8     Alignment score: 0.487
Yahweh brought us out of Egypt with a mighty hand , with an outstretched arm , with great fearsomeness , with signs , and with wonders ;
Nentin'i
Yaveh nivoaka avy tany Egypta tamin ' ny tanana mahery isika , tamin ' ny faninjirana sandry , sy tamin ' ny fampitahorana lehibe , tamin ' ny famantarana , ary tamin ' ny fahagagana ;
DEU 26:9     Alignment score: 0.387 → 0.391
and he has brought us to this place and has given us this land , a land that flows with milk and honey .
ary Izy nitondra antsika tamin'ity toerana ity sy nanome antsika ity tany ity , dia tany izay tondra - dronono sy tantely .
DEU 26:10     Alignment score: 0.3 → 0.342
Now look , I have brought the first of the produce of the land that you , Yahweh , have given me . ' You must set it down before Yahweh your God and worship before him ;
Indro ankehitriny , mitondra ny voaloham - bokatry
ny tany izay nomenao , Yaveh , ahy aho . ' Tsy maintsy hapetrakao eo ambany manoloana an'i Yaveh Andriamanitrao izany ary manaova fanompoam - pivavahana eo anoloany ;
DEU 26:11     Alignment score: 0.312
and you must rejoice in all the good that Yahweh your God has done for you , for your house you , and the Levite , and the foreigner who is among you .
ary ianao dia tsy maintsy miravoravo
amin'izay zava - tsoa rehetra nataon'i Yaveh Andriamanitrao taminao , tamin ' ny ankohonanao ianao , sy ny Levita , ary ireo mpivahiny eo aminao
DEU 26:12     Alignment score: 0.376 → 0.391
When you have finished giving all the tithe of your harvest in the third year , that is , the year of tithing , then you must give it to the Levite , to the foreigner , to the fatherless , and to the widow , so that they may eat within your city gates and be filled .
Rehefa avy manolotra ny ampahafolon ' ny vokatrao
rehetra tamin ' ny taona fahatelo ianao , izay , taonan ' ny ampahafolon - karena , dia tsy maintsy homenao ho an ' ny Levita izany , ho an ' ny vahiny , ho an ' ny kamboty , sy ho an ' ny mpitondratena , mba hahafahan'izy ireo mihinana ao anatin ' ny vavahadin ' ny tanànanao ka ho voky .
DEU 26:13     Alignment score: 0.297 → 0.302
You must say before Yahweh your God , ' I have completely removed from my house the things that belong to Yahweh , and have given them to the Levite , to the foreigner , to the fatherless , and to the widow , according to all your commandments that you have given me . I have not transgressed any of your commandments , neither have I forgotten them .
Tsy maintsy milaza eo anoloan'i
Yaveh Andriamanitrao ianao hoe : ' Nentiko nivoaka ny tranoko ireo zavatra izay an'i Yaveh , ary nomeko ny Levita , ny mpivahiny , ny tsy manan - dray , sy ny mpitondra tena , araka ny didinao rehetra izay nomenao ahy . Tsy nisy nodikaiko ireo didinao , na nohadinoiko ireo .
DEU 26:14     Alignment score: 0.274 → 0.291
I have not eaten any of it in my mourning , nor have I put it somewhere else when I was unclean , nor have I given any of it in honor of the dead . I have listened to the voice of Yahweh my God ; I have obeyed everything you have commanded me to do .
Tsy nihinana tamin'izany aho nandritry
ny fisaonako , na nataoko teny ho eny tamin ' ny andron ' ny fahalotoko , na nomeko ho fahan - kanina hanajana ny maty . Nihaino ny feon'i Yaveh Andriamanitro aho ; nankatoaviko avokoa izay rehetra nandidianao ahy mba hataoko .
DEU 26:15     Alignment score: 0.381 → 0.405
Look down from the holy place where you live
, from heaven , and bless your people Israel , and the land that you have given us , as you had sworn to our fathers , a land flowing with milk and honey . '
Mijere ambany avy eny amin ' ny toerana masina izay hitoeranao , avy eny an - danitra , ary tahio ireo Israely vahoakanao , sy ilay tany izay nomenao anay , araka izay nianiananao tamin'ireo razanay , dia tany tondra - dronono sy tantely . '
DEU 26:16     Alignment score: 0.312
Today Yahweh your God is commanding you to obey these
statutes and decrees ; you will therefore keep them and do them with all your heart and with all your soul .
Anio Yaveh Andriamanitrao dia mandidy anao mba hankato ireo lalàna sy didy ireo ; noho izany dia hitandrina azy ireo ianao ary hanaraka izany amin ' ny fonao manontolo sy ny fanahinao manontolo .
DEU 26:17     Alignment score: 0.303
You have declared today that Yahweh is your God , and that you will walk in his ways and keep his statutes , his commandments , and his decrees , and that you will listen to his voice .
Nanao fanambarana ianao androany fa Yaveh dia Andriamanitrao , ka handeha amin ' ny lalany
ianao ary hitandrina ireo fitsipiny , ireo didiny , sy ireo lalàny , ary hiaino ny feony ianao .
DEU 26:18     Alignment score: 0.354
Today Yahweh has declared that you are a people who are his own possession
, as he had promised you , and that you are to keep all his commandments ,
Anio Yaveh dia manao fanambarana fa ianao dia vahoaka izay Azy manokana , araka izay nampanantenainy anao , ary ianao dia natao hitandrina ireo didiny rehetra ,
DEU 26:19     Alignment score: 0.318
and he will set you high above all the other nations that he has made , and you will receive praise , fame , and honor . You will be a people that is set apart to Yahweh your God , just as he said . "
ary ho hataony ho ambony noho ireo firenena hafa rehetra izay nataony ianao , ary ianao dia hahazo dera
, laza , ary voninahitra . Ho vahoaka voatokana ho an'i Yaveh Andriamanitrao ianao , araka izay nolazainy . "
DEU 26     Average alignment score: 0.34 for 19 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DEU:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34