Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DEU:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34 


DEU 34:1     Alignment score: 0.529
Moses went up from the plains of Moab to Mount Nebo , to the top of Pisgah , which is opposite Jericho . There Yahweh showed him all the land of Gilead as far as Dan ,
Dia niakatra avy any amin ' ny tany
lemak'i Moaba nankany amin ' ny Tendrombohitra Nebo , nankany an - tampon'i Pisga , izay tandrifin'i Jeriko i Mosesy . Tany Yaveh no nampiseho taminy ny tanin'i Gileada rehetra ka hatrany Dana ,


DEU 34:2     Alignment score: 0.702
and all Naphtali , and the land of Ephraim and Manasseh , and all the land of Judah , to the western sea ,
sy Naftaly rehetra , ary ny tanin'i Efraima sy Manase , sy ny tanin'i Joda rehetra , mankany amin ' ny ranomasina andrefana ,
DEU 34:3     Alignment score: 0.537 → 0.538
and the Negev , and the plain of the Valley of Jericho , the City of Palms , as far as Zoar
.
sy any Negeva , ary ny tany lemaky ny lohasahan'i Jeriko , ny Tanànan ' ny Rofia , ka hatrany Zoara .
DEU 34:4     Alignment score: 0.443 → 0.447
Yahweh said to him , " This is the land that I swore to Abraham , to Isaac , and to Jacob , saying , ' I will give it to your descendants . ' I have allowed you to look at it with your eyes , but you will not go over there . "
Hoy Yaveh taminy hoe : " Ity ny tany izay nianianako tamin'i Abrahama , Isaka , sy Jakoba , nanao hoe : ' Homeko ny taranakareo ity . ' Navelako hijery izany tamin ' ny masonareo ianareo , saingy tsy handeha any . "
DEU 34:5     Alignment score: 0.536
So Moses the servant of Yahweh , died
there in the land of Moab , as the word of Yahweh promised .
Ary dia maty tao amin ' ny tanin'i Moaba i Mosesy , araka ny teny nampanantenain'i Yaveh .
DEU 34:6     Alignment score: 0.44 → 0.481
Yahweh buried him in the valley in the land of Moab opposite Beth Peor , but no one knows where his grave is to this day .
Nalevin'i
Yaveh tao amin ' ny lohasaha ao amin ' ny tanin'i Moaba manandrify an'i Beti - peora izy , fa tsy nisy nahalala izay misy ny fasany mandrak'ankehitriny .
DEU 34:7     Alignment score: 0.32
Moses was one hundred twenty years old when he died
; his eye was not dim , nor his natural force abated .
Roapolo amby zato taona i Mosesy tamin'izy maty ; tsy pahina ny masony , na nihena ny hery voajanahariny .
DEU 34:8     Alignment score: 0.541 → 0.541
The people of Israel mourned for Moses in the plains of Moab for thirty days , and then the days of mourning for Moses were finished .
Nisaona an'i Mosesy tany
amin ' ny tany lemak'i Moaba nandritry ny telopolo andro ny vahoakan'Israely , avy eo tapitra ireo andro fisaonana an'i Mosesy .
DEU 34:9     Alignment score: 0.575 → 0.589
Joshua son of Nun was full of the spirit of wisdom , for Moses had laid his hands on him . The people of Israel listened to him and did what Yahweh had commanded Moses .
Feno ny fanahin ' ny fahendrena i Josoa zanaka lahin'i Nona , satria nametra - tanana
taminy Mosesy . Nihaino azy ny vahoakan'Israely ary nanao izay nandidian'i Yaveh an'i Mosesy .
DEU 34:10     Alignment score: 0.403 → 0.405
There has not arisen a prophet since in Israel like Moses , whom Yahweh knew
face to face .
Tsy nisy mpaminany tahaka an'i Mosesy mihitsy tao Israely , izay fantatr'i Yaveh nifanatrika taminy .
DEU 34:11     Alignment score: 0.528
There has never been any prophet like him in all the signs and wonders that Yahweh sent him to do in the land of Egypt , to Pharaoh , and to all his servants , and to all his land .
Tsy mbola nisy mpaminany toa azy tamin'ireo famantarana sy fahagagana rehetra izay nanirahan'i Yaveh azy mba hatao any amin ' ny tany Egypta , any amin'i Farao , sy ireo mpanompony rehetra , ary any amin ' ny taniny
rehetra .
DEU 34:12     Alignment score: 0.403 → 0.406
There has never been any prophet like him in all the mighty , fearsome deeds that Moses did in the sight of all Israel .
Tsy mbola nisy mpaminany tahaka azy amin ' ny asa lehibe rehetra sy mampatahotra izay nataon'i Mosesy teo imason'Israely rehetra .
DEU 34     Average alignment score: 0.501 for 12 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DEU:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34