Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DEU:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34 


DEU 10:1     Alignment score: 0.432
At that time Yahweh said to me , ' Carve two tablets of stone like the first , and come up to me on the mountain
, and make an ark of wood .
Hoy Yaveh tamiko tamin'izany fotoana izany hoe : ' Manamboara vato fisaka roa tahaka ilay voalohany , dia miakara aty amiko aty an - tendrombohitra , ary manaova fiara vita amin ' ny hazo .


DEU 10:2     Alignment score: 0.354 → 0.355
I will write
on the tablets the words that were on the first tablets that you broke , and you will put them in the ark . '
Hosoratako ao anatin'ireo vato fisaka ireo ny teny izay tao anatin'ireo vato fisaka voalohany izay nopotehinao , ka hapetrakao ao anatin'ilay fiara ireo . '
DEU 10:3     Alignment score: 0.475
So I made an ark of acacia wood , and I carved two tablets of stone like the first , and I went up the mountain
, having the two tablets in my hand .
Koa nanamboatra fiara tamin ' ny hazo akasia aho , ary nanamboatra vato fisaka roa tahaka ilay voalohany aho , dia niakatra teny an - tendrombohitra aho , niaraka tamin'ireo vato fisaka roa teny an - tanako .
DEU 10:4     Alignment score: 0.463 → 0.473
He wrote on the tablets , like the first writing , the Ten Commandments
which Yahweh had spoken to you on the mountain out of the middle of the fire on the day of the assembly ; then Yahweh gave them to me .
Nosoratany tamin'ireo vato fisaka , tahaka ilay asa soratra voalohany , ny didy folo izay nolazain'i Yaveh taminareo tany an - tendrombohitra teo afovoan ' ny afo tamin ' ny andron ' ny fivoriana ; dia nomen'i Yaveh ahy ireo .
DEU 10:5     Alignment score: 0.473
I turned and came down from the mountain
, and put the tablets in the ark that I had made ; there they are , as Yahweh commanded me . "
Dia nihodina aho ary nidina ny tendrombohitra , ka nametraka ireo vato fisaka tao anatin'ilay fiara izay namboariko ; dia tao izy ireo , araka ny nandidian'i Yaveh ahy . "
DEU 10:6     Alignment score: 0.561
( The people of Israel journeyed from Beeroth Bene Jaakan to Moserah . There Aaron died
, and there he was buried ; Eleazar , his son , served in the priest 's office in his place .
( Niainga niala tao Berota Bene - Jakana ho any Mosera ny vahoakan'Israely . Tao no maty i Arona , ary tao izy no nalevina ; Eleazara , zanany lahy , no lasa mpisorona nandimby ny toerany .
DEU 10:7     Alignment score: 0.317 → 0.342
From there they journeyed to Gudgodah , and from Gudgodah to Jotbathah , a land of streams of water .
Nizotra nankany Godgoda izy ireo rehefa niala tao , ary avy tao Godgoda nankany Jotbata , tany iray be ony .
DEU 10:8     Alignment score: 0.503 → 0.515
At that time Yahweh chose the tribe of Levi to carry the ark of the covenant of Yahweh , to stand before Yahweh to serve him , and to bless people in his name , as today .
Tamin'izany fotoana izany Yaveh nisafidy ny fokon'i Levy mba hitondra ny fiaran ' ny faneken'i
Yaveh , hijoro eo anoloan ' i Yaveh mba hanompo Azy , sy hitso - drano ny olona amin ' ny anarany , tahaka ny ankehitriny .
DEU 10:9     Alignment score: 0.467
Therefore Levi has no portion nor inheritance of land with his brothers ; Yahweh is his inheritance , as Yahweh your God spoke to him . )
Noho izany no tsy hananan'i Levy anjara na lova amin ' ny tany miaraka amin'ireo rahalahiny ; fa Yaveh no lovany , araka izay nolazain'i
Yaveh Andriamanitrao taminy . )
DEU 10:10     Alignment score: 0.471
" I stayed on the mountain
as at the first time , forty days and forty nights . Yahweh listened to me that time also ; Yahweh did not wish to destroy you .
Nitoetra tao an - tendrombohitra tahaka ny tamin ' ny voalohany aho , efapolo andro sy efapolo alina . Nihaino ahy ihany koa Yaveh tamin'izany fotoana izany ; tsy naniry ny handringana anao Yaveh .
DEU 10:11     Alignment score: 0.339 → 0.338
Yahweh said to me , ' Arise
, go before the people to lead them on their journey ; they will go in and possess the land that I swore to their ancestors to give to them . '
Hoy Yaveh tamiko hoe : ' Miarèna , mandehana eo alohan ' ny vahoaka hitarika azy ireo amin ' ny diany . Dia hiditra izy ireo ary haka ny tany izay efa nianianako tamin'ireo razambeny fa homena azy ireo . '
DEU 10:12     Alignment score: 0.392 → 0.411
Now , Israel , what does Yahweh your God require of you , except to fear Yahweh your God , to walk in all his ways , to love him , and to worship Yahweh your God with all your heart and with all your soul ,
Koa ankehitriny , ry Israely , inona moa no angatahin'i Yaveh Andriamanitrao aminao , afa - tsy ny fatahorana an'i Yaveh Andriamanitrao , ny handehanana amin ' ny lalany
rehetra , ny hitiavana azy , ary ny hanompoana an'i Yaveh Andriamanitrao amin ' ny fonao manontolo sy amin ' ny fanahinao manontolo ,
DEU 10:13     Alignment score: 0.391
to keep the commandments of Yahweh , and his statutes , which I am commanding you today for your own good ?
ny fitandremana ireo didin'i
Yaveh , sy ireo lalàny , izay handidiako anao anio mba ho soa ho anao manokana ?
DEU 10:14     Alignment score: 0.422 → 0.446
Behold , to Yahweh your God belongs heaven and the heaven of heavens , the earth , with all that is in them .
Indro , Yaveh Andriamanitrao no tompon
' ny lanitra sy ny lanitry ny lanitra , ny tany , sy izay rehetra ao amin ' ireo .
DEU 10:15     Alignment score: 0.279 → 0.291
Only Yahweh took pleasure in your fathers so as to love them , and he chose you , their descendants , after them , more than any of the other peoples , as he does today .
Yaveh irery ihany no nankasitraka ireo razanao nohon ' ny fitiavany
azy ireo , ary nifidy anareo Izy , ianao taranany , taorian'izy ireo , mihoatra noho ireo olona hafa , tahaka ny ataony mandrak'ankehitriny .
DEU 10:16     Alignment score: 0.314 → 0.323
Therefore circumcise the foreskin of your heart , and no longer stiffen your necks .
Koa forao ny fonareo , ary meteza tsy ho mafy hatoka intsony .
DEU 10:17     Alignment score: 0.307 → 0.317
For Yahweh your God , he is God of gods and Lord of lords , the Great God , the Mighty One and the Fearsome One , who favors no one and takes no bribes .
Fa Yaveh Andriamanitrao , no Andriamanitr'ireo andriamanitra ary Tompon'ireo tompo , ilay Andriamanitra lehibe , ilay mahery sy mampahatahotra , izay tsy mizaha tavan'olona ary tsy mandray kolikoly .
DEU 10:18     Alignment score: 0.321 → 0.339
He executes justice for the fatherless and widow , and he shows love for the foreigner by giving him food and clothing .
Manome rariny ny kamboty sy ny mananotena Izy , ary maneho fitiavana ny vahiny amin ' ny alalan ' ny fanomezana sakafo sy akanjo ho azy Izy .
DEU 10:19     Alignment score: 0.488
Therefore love the foreigner ; for you were foreigners
in the land of Egypt .
Tiavo ny vahiny noho izany ; satria ianareo dia efa vahiny tany amin ' ny tany Egypta .
DEU 10:20     Alignment score: 0.325 → 0.326
You will fear Yahweh your God ; him will you worship . To him you must cling , and by his name will you swear .
Yaveh Andriamanitrao no hatahoranao ; Izy no ho tompoinao
. Aminy ianao no tsy maintsy hifikitra ; ary amin ' ny anarany no hianiananao .
DEU 10:21     Alignment score: 0.184 → 0.255
He is your praise , and he is your God , who has done for you these
great and fearsome things , which your eyes have seen .
Izy no fideranao , ary Izy no Andriamanitrao , izay efa nanao ireo zava - dehibe sy ireo zavatra mampahatahotra ho anao , izay efa hitan ' ny masonao .
DEU 10:22     Alignment score: 0.444 → 0.462
Your fathers went down into Egypt as seventy persons ; now Yahweh your God has made you as many as the stars of the heavens .
Fitopolo olona ireo razanao no nidina tany
Egypta ; fa ankehitriny efa nataon'i Yaveh Andriamanitrao ho maro isa tahaka ny kintana eny amin ' ny lanitra ianao .
DEU 10     Average alignment score: 0.415 for 22 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DEU:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34