Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DEU:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34 


DEU 19:1     Alignment score: 0.428 → 0.43
When Yahweh your God cuts off the nations , those
whose land Yahweh your God is giving you , and when you come after them and live in their cities and houses ,
Rehefa manapaka ireo firenena Yaveh Andriamanitrareo , ireo tany izay omen'i Yaveh Andriamanitrareo ho anareo , ary rehefa maka ny tanin'izy ireo ary monina tao amin ' ny tanànan'izy ireo sy ny tranon'izy ireo ianareo ,


DEU 19:2     Alignment score: 0.355
you must select three cities for yourself in the middle of your land that Yahweh your God is giving you to possess .
dia misafidiana tanàna telo ho an ' ny tenanareo eo afovoan ' ny taninareo izay nomen'i
Yaveh Andriamanitrareo anareo ho fananana .
DEU 19:3     Alignment score: 0.32 → 0.346
You must build
a road and divide the borders of your land into three parts , the land that Yahweh your God is causing you to inherit , so that everyone who kills another person may flee there .
Manamboara lalana ary zarao ho telo ny faritaninareo , ny tany izay navelan'i Yaveh Andriamanitrareo ho lovainareo , mba handositra any izay rehetra mamono olon - kafa .
DEU 19:4     Alignment score: 0.161 → 0.161
This is the instruction concerning the one who kills another and flees from there in order to save his own life
the one who unintentionally kills his neighbor without hating him at the time of the accident .
Izao no lalàna ho an ' ny olona izay mamono olon - kafa ary mandositra hipetraka any : na iza na iza mamono tsinahy ny mpiara - belona aminy , ary tsy nankahala azy teo aloha
DEU 19:5     Alignment score: 0.22 → 0.238
For example , if a man goes into the forest with his neighbor to cut wood , and he chops with the ax to cut down a tree , and the ax head slips off of the handle and strikes his neighbor and kills him then that man must flee to one of these
cities and save his life .
toy ny rehefa mankany an'ala miaraka amin ' ny mpiara - belona aminy mba hanapaka hazo , ary mikapa ny hazo amin ' ny famaky izy , ary miala eny amin ' ny tahony ny lohan'ilay famaky ka mahavoakapoka ilay mpiara - belona aminy ka maty izy dia tsy maintsy mandositra any amin ' ny iray amin'ireo tanàna ireo ary mipetraka any izany lehilahy izany .
DEU 19:6     Alignment score: 0.349 → 0.361
Otherwise the avenger of blood might go after the one who took a life , and in the heat of his anger overtake him , if the distance is too great , strike him and kill him , even though that man did not deserve to die , since he had not hated his neighbor in the past .
Raha tsy izany dia mety ho arahin ' ny mpamaly ilay iray izay hanala ny aina
, ary ny firehetan - katezerany no handresy , raha lehibe loatra ny halavirana , kapohy izy ary vonoy izy , na dia tsy mendrika ny ho faty aza izany lehilahy izany , satria tsy nankahala ny mpiara - belona aminy izy tany aloha .
DEU 19:7     Alignment score: 0.314 → 0.316
Therefore I command you to select three cities for yourself .
Noho izany mandidy anao aho hifidy tanàna telo ho anao .
DEU 19:8     Alignment score: 0.366 → 0.366
If Yahweh your God enlarges your borders , as he has sworn to your ancestors to do , and gives you all the land that he promised to give to your ancestors ;
Raha manitatra ny faritaninareo i Yaveh Andriamanitrareo , araka ny efa nianianany tamin'ireo razambenareo fa ho ataony , ary ny tany rehetra izay nampanantenainy
fa homena ny razambe anareo ;
DEU 19:9     Alignment score: 0.346 → 0.357
if you keep all these
commandments to do them , which I am commanding you today commandments to love Yahweh your God and to always walk in his ways , then you must add three more cities for yourself , besides these three .
raha tandrovinareo ireo didy rehetra ireo , izay handidiko anareo anio ireo didy mba hitia an'i Yaveh Andriamanitrareo sy handeha amin ' ny lalany mandrakariva , dia tokony hanampy tanàna telo lehibe ho an ' ny tenanareo ianareo , ankoatra ireo telo .
DEU 19:10     Alignment score: 0.311 → 0.324
Do this so that innocent blood is not shed in the midst of the land that Yahweh your God is giving you for as an inheritance , so that no bloodguilt may be on you .
Ataovy izany mba tsy hisy ràn'olona tsy manan
- tsiny hiraraka eo amin'ilay tany izay omen'i Yaveh Andriamanitrareo ho anareo ho lova , mba tsy ho meloka amin ' ny ianareo .
DEU 19:11     Alignment score: 0.277 → 0.28
But if anyone hates his neighbor , lies in wait for him , rises up against him , and mortally wounds him so that he dies , and if he then flees into one of these
cities
Saingy raha misy olona mankahala ny mpiara - belona aminy , manomana tetika hamonoana azy , mitsangana hanohitra azy , ary mandratra azy mba ho faty , ary raha mandositra any amin ' ny iray amin'ireo tanàna ireo izy
DEU 19:12     Alignment score: 0.3 → 0.3
then the elders of his city must send
and bring him back from there , and turn him over to the hand of the avenger of blood , so that he may die .
dia tsy maintsy maniraka sy maka azy hiverina avy any ireo loholona ao amin ' ny tanànany , ary manolotra azy eo an - tanan ' ny mpamaly faty , mba ho faty izy .
DEU 19:13     Alignment score: 0.157 → 0.157
Your eye must not pity him ; instead , you must completely remove the bloodguilt from Israel so that it may go well with you .
Aoka ny masonareo tsy ampiseho
famindram - po aminy ; fa kosa , foano tsy ho eo amin'Israely ny famonoana olona tsy manan - tsiny , mba hahasoa anareo .
DEU 19:14     Alignment score: 0.3 → 0.306
You must not remove your neighbor 's landmark that they set in place a long time ago , in your inheritance that you will inherit , in the land that Yahweh your God is giving you to possess .
Aza esorina amin ' ny mpiara - belona aminareo ny famantaran
- tany izay napetrak'izy ireo fotoana maro tany aloha , amin ' ny lova izay ho lovainareo , any amin ' ny tany izay omen'i Yaveh Andriamanitrareo ho fanananareo .
DEU 19:15     Alignment score: 0.317 → 0.324
One sole witness must not rise up against a man for any iniquity , or for any sin , in any matter that he sins ; at the mouth of two witnesses
, or at the mouth of three witnesses , must any matter be confirmed .
Tsy misy vavolombelona tokana tokony hitsangana hiampanga olona iray amin ' ny heloka rehetra , na amin ' ny ota rehetra , amin ' ny zavatra nanotàny rehetra ; fa amin ' ny vavan ' ny vavolombelona roa , na amin ' ny vavan ' ny vavolombelona telo , no hanamarinana ny zavatra rehetra .
DEU 19:16     Alignment score: 0.277 → 0.278
Suppose that an unrighteous witness rises up against any man to testify against him of wrongdoing .
Raha atao hoe misy vavolombelona tsy marina iray mitsangana manohitra olona mba hijoro vavolombelona hiampanga azy amin ' ny fanaovan - dratsy .
DEU 19:17     Alignment score: 0.269 → 0.29
Then both men , the ones between whom the controversy exists , must stand before Yahweh , before the priests and the judges who serve in those days .
Ary ireo lehilahy roa , izay misy tsy fiombonan - kevitra , dia tsy maintsy mijoro eo anatrehan'i Yaveh , eo anatrehan'ireo mpisorona sy mpitsara izay mpanompo tamin'izany andro izany .
DEU 19:18     Alignment score: 0.272
The judges must make diligent inquiries ; see , if the witness is a false witness and has testified falsely against his brother ,
Ireo mpitsara dia tokony hanao fanadihadiana lalina
; jereo , raha sandoka ny vavolombelona ary raha mijoro vavolombelona tsy marina amin ' ny rahalahiny ,
DEU 19:19     Alignment score: 0.244
then must you do to him , as he had wished to do to his brother ; and you will remove the evil from among you .
dia ataovy aminy izay niriany hatao amin ' ny rahalahiny ; ary hanala ny ratsy eo aminareo ianareo .
DEU 19:20     Alignment score: 0.245
Then those
who remain will hear and fear , and will from then on commit no longer any such evil among you .
Ary ireo izay tavela dia handre sy hatahotra , ary tsy hanao zava - dratsy toy izany eo aminareo intsony manomboka eo .
DEU 19:21     Alignment score: 0.227 → 0.252
Your eyes must not pity ; life will pay for life , eye for eye , tooth for tooth
, hand for hand , foot for foot .
Tsy tokony hampiseho famindram - po ny masonareo ; ny aina no ho solon ' ny aina , maso solon ' ny maso , nify solon ' ny nify , tanana solon ' ny tanana , tongotra solon ' ny tongotra .
DEU 19     Average alignment score: 0.299 for 21 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DEU:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34