Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DEU:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34 


DEU 25:1     Alignment score: 0.287
If there is a dispute between men and they go to court , and the judges judge them , then they will acquit the righteous and condemn the wicked .
Raha misy fifamaliana eo amin'ireo lehilahy ka mankany amin ' ny fitsarana izy ireo , ary tsarain'ireo mpitsara izy ireo , dia ho afahan'izy ireo madiodio ilay marina ary ho melohina ilay ratsy fanahy .


DEU 25:2     Alignment score: 0.306
If the guilty man deserves to be beaten , then the judge will make him lie down and be beaten in his presence with the ordered number of blows , according to his wickedness .
Raha mendrika ny ho kapohina ilay meloka , dia ho ampandrian'ilay mpitsara izy ary ho kapohina eo anatrehany
miaraka amin ' ny isan ' ny kapoka voatondro , araka ny helony .
DEU 25:3     Alignment score: 0.216 → 0.23
The judge may give him forty blows , but he may not exceed that number ; for if he should exceed that number and beat him with many more blows , then your fellow Israelite
would be humiliated before your eyes .
Mety hanome kapoka efa - polo azy ny mpitsara , saingy tsy afaka mihoatra an'io isa io izy ; satria raha manome mihoatra io isa io izy ka mikapoka azy bebe kokoa , dia ho afa - baraka eo imasonareo ireo Israelita namanareo .
DEU 25:4     Alignment score: 0.46
You must not muzzle the ox when he threshes the grain .
Aza manakombona ny vavan ' ny omby rehefa mively vary izy .
DEU 25:5     Alignment score: 0.251 → 0.251
If brothers live together and one of them dies , not having any son , then the wife of the dead man must not be married off to someone else outside the family . Instead , her husband 's brother must go to her and take her to himself as a wife , and do the duty of a husband 's brother to her .
Raha misy mpirahalahy miara - mipetraka ary maty ny iray amin'izy ireo , ka tsy nanan - janaka lahy , dia tsy mahazo manambady olona ivelan
' ny fianakaviana ny vadin'ilay lehilahy maty . Fa kosa , tsy maintsy miara - mandry aminy ny zaodahiny ka maka vady azy , ary manao ny adidy amin ' ny maha - zaodahy azy .
DEU 25:6     Alignment score: 0.181 → 0.248
This is so that the firstborn that she bears will succeed in the name of that man 's dead brother , so that his name will not perish from Israel .
Izany dia mba hahombiazan'ilay teraka voalohany izay nentiny
tao an - kibony amin ' ny anaran'ilay rahalahin'io lehilahy io izay maty , mba tsy ho levona ao Israely ny anarany .
DEU 25:7     Alignment score: 0.297
But if the man does not wish to take his brother 's wife for himself , then his brother 's wife must go up to the gate to the elders and say , ' My husband 's brother refuses to raise up for his brother a name in Israel ; he will not perform the duty of a husband 's brother to me . '
Fa raha tsy manam - paniriana ny haka ny vadin
' ny rahalahiny ho azy ilay lehilahy , dia tsy maintsy mankany amin ' ny vavahady any amin'ireo loholona ny vadin ' ny rahalahiny ary miteny hoe : ' Ny zaodahiko dia mandà ny hanome anarana ho an ' ny rahalahiny eto Israely ; tsy hanao ny adidin ' ny zaodahy amiko izy . '
DEU 25:8     Alignment score: 0.32 → 0.32
Then the elders of his city must call him and speak to him . But suppose that he insists and says , ' I do not wish to take her . '
Avy eo ireo loholona eo an - tanànany
tsy maintsy miantso azy ary hiresaka aminy . Fa raha atao hoe mihizingizina izy ary miteny hoe : ' Tsy manam - paniriana haka azy aho . '
DEU 25:9     Alignment score: 0.254 → 0.262
Then his brother 's wife must come up to him in the presence of the elders , take off his sandal from his foot
, and spit in his face . She must answer him and say , ' This is what is done to the man who does not build up his brother 's house . '
Avy eo ny zaodahiny tsy maintsy manatona azy eo anatrehan'ireo loholona , manala ny kapa eny an - tongony , ary mandrora eny amin ' ny tarehiny . Tsy maintsy mamaly azy izy ary miteny hoe : ' Toy izany no atao amin ' ny lehilahy izay tsy manorina ny tranon ' ny rahalahiny . '
DEU 25:10     Alignment score: 0.25
His name will be called in Israel , ' The house of him whose sandal has been taken off . '
Ny anarany dia ho antsoina ao Israely hoe : ' Ny tranon'ilay nesorina ny kapany
. '
DEU 25:11     Alignment score: 0.273
If men fight with each other , and the wife of one comes to rescue her husband out of the hand of him who struck him , and if she stretches out her hand and takes him by the private parts ,
Raha miady ireo lehilahy , ary tonga ny vadin
' ny iray mba hanavotra ny vadiny eny an - tanan'izay namely azy , ary raha maninjitra ny tanany ka mandray azy any amin ' ny filahiny izy ,
DEU 25:12     Alignment score: 0.145
then you must cut off her hand ; your eye must have no pity .
dia tsy maintsy tapahinao ny tanany ; tsy tokony hanana famindram - po ny masonao .
DEU 25:13     Alignment score: 0.21 → 0.211
You must not have in your bag different weights , a large and a small .
Tsy tokony hanana vatomizana samihafa ianao ao anaty kitaponao , ilay kely sy lehibe .
DEU 25:14     Alignment score: 0.257
You must not have in your house different measures , a large and a small .
Tsy tokony hanana fandrefesana samihafa ianao ao an - tranonao
, ilay kely sy lehibe .
DEU 25:15     Alignment score: 0.304
A perfect and just weight you must have ; a perfect and just measure you must have , so that your days may be long in the land that Yahweh your God is giving you .
Vatomizana tonga lafatra sy marina no tokony hanananao ; fandrefesana tonga lafatra sy marina no tokony hanananao , mba ho lava ny andronao
ao amin ' ny tany izay omen'i Yaveh Andriamanitrao anao .
DEU 25:16     Alignment score: 0.338 → 0.308
For all who do such things , all that act unrighteously , are an abomination
to Yahweh your God .
Fa ireo rehetra izay manao zavatra toy izany , ny rehetra izay manao fihetsika tsy am - pahamarinana , dia fahavetavetana eo anatrehan'i Yaveh Andriamanitrao .
DEU 25:17     Alignment score: 0.28 → 0.284
Call to mind what Amalek did to you on the road as you came out of Egypt ,
Tadidio izay nataon'i Amalekita anao teny
an - dalana raha nivoaka an'i Egypta ianareo ,
DEU 25:18     Alignment score: 0.284 → 0.287
how he met you on the road and attacked those
of you at the rear , all who were feeble in your rear , when you were faint and weary ; he did not honor God .
ny fomba nihaonany taminao teny an - dalana sy ny nanafihany ny sasany taminao avy tao aoriana , ireo rehetra izay osa taorianao , rehefa reraka sy sasatra ianao ; tsy nanome voninahitra an'Andriamanitra izy .
DEU 25:19     Alignment score: 0.313 → 0.361
Therefore , when Yahweh your God has given you rest from all your enemies round
about , in the land that Yahweh your God is giving you to possess as an inheritance , you must not forget that you must blot out the remembrance of Amalek from under heaven .
Noho izany , rehefa nomen'i Yaveh Andriamanitrao fitsaharana tamin'ireo fahavalo nanodidina anao ianao , tao amin ' ny tany izay nomen'i Yaveh Andriamanitrao anao mba ho lova , dia tsy tokony hadinoinao fa tsy maintsy mamono ny fahatsiarovana an'ireo Amelekita eo ambany lanitra ianao .
DEU 25     Average alignment score: 0.282 for 19 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DEU:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34