Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DEU:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34 


DEU 18:1     Alignment score: 0.482 → 0.504
The priests , who are Levites , and all the tribe of Levi , will have no portion nor inheritance with Israel ; they must eat the offerings
of Yahweh made by fire as their inheritance .
Ireo mpisorona , izay Levitika , ary ny fokon'i Levy rehetra , dia tsy hahazo anjara na lova miaraka amin'Israely ; tsy maintsy mihinana ireo fanatitr'i Yaveh natao tamin ' ny afo toy ny lovany izy ireo .


DEU 18:2     Alignment score: 0.393
They must have no inheritance among their brothers ; Yahweh is their inheritance , as he said to them .
Tsy tokony mahazo lova eo amin'ireo rahalahiny izy ireo ; Yaveh no lovan'izy ireo , araka ny efa nolazainy
tamin'izy ireo .
DEU 18:3     Alignment score: 0.296 → 0.307
This is the share given to the priests , given to them from the people who offer a sacrifice , whether it be an oxen or a sheep : the shoulder , the two cheeks , and the inner parts .
Izao no anjaran
' ny mpisorona avy any amin ' ny vahoaka , sy avy any amin'ireo nanao sorona na ireo omby na ireo ondry : tokony homen'izy ireo ho an ' ny mpisorona ny soroka , ny takolany roa , sy ireo atiny .
DEU 18:4     Alignment score: 0.336 → 0.358
The firstfruits of your grain , of your new wine , and of your oil , and the first of the fleece of your sheep , you must give him .
Ireo voaloham - bokatry
ny varinao , ny divainao vaovao , sy ny diloilonao , ary ny volon'ondrinao voalohany , dia tokony homenao azy izany .
DEU 18:5     Alignment score: 0.531
For Yahweh your God has chosen him out of all your tribes to stand to serve in the name of Yahweh , him and his sons forever .
Fa Yaveh Andriamanitrareo no nifidy azy teo amin ' ny fokonareo rehetra mba hijoro sy hanompo amin ' ny anaran'i
Yaveh , izy sy ny zanany lahy mandrakizay .
DEU 18:6     Alignment score: 0.221 → 0.258
If a Levite comes from any of your towns out of all Israel where he is living and desires with all his soul to come
to the place Yahweh will choose ,
Raha misy Levita iray tonga avy amin ' ny tanànanareo niala ny Israely rehetra izay nipetrahany , ary maniry amin ' ny fanahiny rehetra ho tonga amin'ilay toerana izay ho fidian'i Yave ,
DEU 18:7     Alignment score: 0.459
then he must serve in the name of Yahweh his God as all his brothers the Levites do , who stand there before Yahweh .
dia tsy maintsy manompo amin ' ny anaran'i
Yaveh Andriamaniny izy toy ny ataon'ireo Levita rehetra rahalahiny , izay mijoro ao manoloana an'i Yaveh .
DEU 18:8     Alignment score: 0.181
They must have similar portions to eat , besides of what comes of the sale of his family 's inheritance .
Tokony hanana ny anjara fihinanana mitovy izy ireo , ankoatran'izay azo amin ' ny fivarotana ny lovan
' ny fianakaviany .
DEU 18:9     Alignment score: 0.399 → 0.4
When you have come
into the land that Yahweh your God is giving you , you must not learn to observe the abominations of those nations .
Rehefa tafiditra ao amin ' ny tany izay homen'i Yaveh Andriamanitrareo ianareo , dia aza mianatra mandinika ny fahavetavetan'ireo firenena ireo .
DEU 18:10     Alignment score: 0.206
There must not be found among you anyone who sacrifices
his son or his daughter in the fire , or anyone who uses divination or tells fortunes or interprets omens , or a sorcerer
Tsy tokony hahitana olona mametraka ny zanany lahy na ny zanany vavy anaty afo eo aminareo , na iza na iza mampiasa sikidy , na misikidy , mampiasa ody , na manao ody ,
DEU 18:11     Alignment score: 0.174 → 0.212
or one who casts spells or a sorcerer or a spiritist or one who seeks the dead .
mpanao vintana , miresaka amin ' ny maty , na izay miresaka amin'ireo fanahy .
DEU 18:12     Alignment score: 0.398
For whoever does these
things is an abomination to Yahweh ; it is because of these abominations that Yahweh your God is driving them out from before you .
Fa na iza na iza manao ireo zavatra ireo dia fahavetavetana amin'i Yaveh izany ; satria noho ireo fahavetavetana ireo no handroahan'i Yaveh Andriamanitrareo azy ireo tsy ho eo anoloanareo .
DEU 18:13     Alignment score: 0.386 → 0.385
You must be blameless before Yahweh your God .
Aoka tsy hanan - tsiny eo anoloan'i
Yaveh Andriamanitrareo ianareo .
DEU 18:14     Alignment score: 0.324
For these
nations that you will dispossess listen to those who practice sorcery and divination ; but as for you , Yahweh your God has not allowed you to do so .
Fa ireo firenena izay ho alainareo ireo dia mihaino ireo mpanao ody sy sikidy ; fa ianareo kosa , Yaveh Andriamanitrareo dia tsy namela anareo nanao izany .
DEU 18:15     Alignment score: 0.413 → 0.414
Yahweh your God will raise up for you a prophet from among you , one of your brothers , like me . You must listen to him .
Hanangana mpaminany avy aminareo ho anareo i Yaveh Andriamanitrareo , iray amin'ireo rahalahinareo , tahaka ahy . Tokony henoinareo izy .
DEU 18:16     Alignment score: 0.461 → 0.461
This is what you asked from Yahweh your God at Horeb on the day of the assembly , saying , ' Let us not hear again the voice of Yahweh our God , nor see this great fire anymore , or we will die . '
Izany no nangatahinareo tamin'i Yaveh Andriamanitrareo tany Horeba tamin ' ny andron ' ny fiangonana , manao hoe : ' Andeha isika tsy handre ny feon'i
Yaveh Andriamanitsika intsony , na hahita ity afo lehibe ity intsony , fandrao ho faty isika . '
DEU 18:17     Alignment score: 0.471 → 0.471
Yahweh said to me , ' What they have said is good .
Ary hoy Yaveh tamiko hoe : ' Tsara ireo izay nolazain'izy ireo .
DEU 18:18     Alignment score: 0.316
I will raise up a prophet for them from among their brothers , just like you . I will put my words in his mouth , and he will speak to them all that I command him .
Hanangana mpaminany iray ho an'izy ireo Aho ho eo amin'ireo rahalahin'izy ireo , izay tahaka anareo . Hataoko ao am - bavany
ireo teniko , ary ho lazainy azy ireo izay nandidiko azy rehetra .
DEU 18:19     Alignment score: 0.28
It will happen that if anyone does not listen to the words of mine that he speaks in my name , I will require it of him .
Hiseho izany raha misy olona tsy mihaino
ireo teniko izay lazainy amin ' ny anarako , ho takiko aminy izany .
DEU 18:20     Alignment score: 0.335 → 0.333
But the prophet who speaks a word arrogantly in my name , a word that I have not commanded him to speak , or who speaks in the name of other gods , that very prophet must die . '
Fa ilay mpaminany izay milaza teny am - pireharehana amin ' ny anarako , ny teny izay tsy nandidiko
azy ho lazaina , na izay miteny amin ' ny anaran'ireo andriamanitra hafa , dia tsy maintsy ho faty izany mpaminany izany .
DEU 18:21     Alignment score: 0.361
This is what you must say in your heart : ' How will we recognize a message that Yahweh has not spoken ? '
Izao no tokony ho lazainareo ao am - ponareo : " Ahoana no hanekenay hafatra izay tsy nolazain'i Yaveh ? '
DEU 18:22     Alignment score: 0.366 → 0.366
You will recognize a message that Yahweh has spoken when a prophet speaks in the name of Yahweh . If that thing does not occur nor happen , then that is something that Yahweh has not spoken and the prophet has spoken it in arrogance , and you must not be afraid of him .
Hanaiky ny hafatra izay nolazain'i Yaveh ianareo rehefa miteny amin ' ny anaran'i
Yaveh ny mpaminany . Raha tsy mitranga na tsy tanteraka izany zavatra izany , noho izany dia zavatra tsy nolazain'i Yaveh izany ary niteny izany tamim - pireharehana ny mpaminany , ka tsy tokony hatahotra azy ianareo .
DEU 18     Average alignment score: 0.357 for 22 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DEU:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34