Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DEU:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34 


DEU 16:1     Alignment score: 0.501 → 0.525
Observe the month of Aviv , and keep the Passover to Yahweh your God , for in the month of Aviv Yahweh your God brought you out of Egypt by night .
Tandrovy ny volan'i
Abiba , ary tandromy ho an'i Yaveh Andriamanitrareo ny Paska , satria tamin ' ny volan'i Abiba no namoahan'i Yaveh Andriamanitrareo anareo tao Egypta nandritry ny alina .


DEU 16:2     Alignment score: 0.433 → 0.441
You will sacrifice the Passover to Yahweh your God with some of the flock and the herd in the place where Yahweh will choose to make a dwelling for his name .
Mandritry
ny Paska dia ho ataonareo sorona ho an'i Yaveh Andriamanitrareo ny sasany amin'ireo ondry aman'osy ary ny omby ao amin ' ny toerana izay ho safidian'i Yaveh ho fitoerany masina .
DEU 16:3     Alignment score: 0.302 → 0.345
You will eat no leavened bread with it ; seven days will you eat unleavened bread with it , the bread of affliction ; for you came
out of the land of Egypt in haste . Do this all the days of your life so that you may call to mind the day when you came out of the land of Egypt .
Haninareo miaraka amin ' ny mofo tsy misy masirasira izany ; hafitoana no hihinananareo mofo tsy misy masirasira miaraka amin'izany , ny mofom - pahoriana ; satria tampoka no nivoahanareo tao Egypta . Ataovy izany mandritry ny androm - piainanareo mba hahatsiarovanareo ilay andro nivoahanareo tao amin ' ny tany Egypta .
DEU 16:4     Alignment score: 0.33 → 0.335
No yeast must be seen among you within all your borders during seven days ; nor must any of the meat that you sacrifice in the evening on the first day remain until the morning .
Mandritry
ny fito andro dia tsy tokony hahitana lalivay eo amin ' ny faritra rehetra misy anareo ; na hahitana iray amin'ireo hena izay natao sorona ny hariva ho tehirizana mandra - maraina .
DEU 16:5     Alignment score: 0.326 → 0.38
You must not sacrifice the Passover within any of your city gates that Yahweh your God is giving you .
Mandritry
ny Paska dia tsy hanao sorona biby ao anatin ' ny vavahadin ' ny tanànanareo izay omen'i Yaveh Andriamanitrareo ho anareo ianareo .
DEU 16:6     Alignment score: 0.393 → 0.393
Instead , sacrifice at the place where Yahweh your God will choose to make a dwelling for his name . There you will perform the sacrifice of the Passover in the evening at the going down of the sun , at the time of year that you came out of Egypt .
Fa kosa , manaova sorona eny amin ' ny toerana izay ho safidian'i Yaveh Andriamanitrareo ho fitoerany masina . Eo no hanaovanareo sorona ho an ' ny Paska ny hariva mileti - masoandro , amin'ilay andro iray anatin
' ny taona izay nivoahanareo tao Egypta .
DEU 16:7     Alignment score: 0.281 → 0.31
You must roast it and eat it at the place that Yahweh your God will choose
; in the morning you will turn and go to your tents .
Hatonoy izany ary hano eny amin ' ny toerana izay ho safidian'Yaveh Andriamanitrareo ; ny maraina ianareo dia hitodika ary hiverina ao amin'ireo lainareo .
DEU 16:8     Alignment score: 0.454 → 0.457
For six days you will eat unleavened bread ; on the seventh day there will be a solemn assembly for Yahweh your God ; on that day you must do no work .
Hihinana mofo tsy misy masirasira ianareo mandritry
ny enina andro ; amin ' ny andro fahafito dia hisy fivoriana manetriketrika ho an'i Yaveh Andriamanitrareo ; amin'io andro io dia tsy mahazo miasa ianareo .
DEU 16:9     Alignment score: 0.328 → 0.35
You will count seven weeks for yourselves ; from the time you begin to put the sickle to the standing grain you must start counting seven weeks .
Dia manisà fito herinandro ; manomboka amin ' ny fotoana hijinjanareo voalohany ny vary amin ' ny antsy finjinjana no hanisànareo ireo herinandro fito .
DEU 16:10     Alignment score: 0.309 → 0.322
You must keep the Festival of Weeks for Yahweh your God with the tribute of a freewill offering
from your hand that you will give , according as Yahweh your God has blessed you .
Hazony ho an'i Yaveh Andriamanitrareo ny Herinandro Firavoravoana miaraka amin ' ny fandraisana anjara amin ' ny fanati - tsitrapo avy eny an - tananareo izay ho homenareo , araka ny nitahian'i Yaveh Andriamanitrareo anareo .
DEU 16:11     Alignment score: 0.347 → 0.367
You will rejoice before Yahweh your God you , your son , your daughter
, your male servant , your female servant , the Levite who is within your city gates , and the foreigner , the fatherless , and the widow who are among you , at the place where Yahweh your God will choose to make a dwelling for his name .
Hifaly eo anatrehan'i Yaveh Andriamanitrareo ianareo ianareo , ny zanakareo lahy , ny zanakareo vavy , ny mpanomponareo lahy , ny mpanomponareo vavy , ny Levita izay ao amin ' ny vavahadin ' ny tanànanareo , sy ireo mpivahiny , ireo kamboty ray , ary ny mpitondratena eo aminareo , eo amin ' ny toerana izay ho safidian'i Yaveh Andriamanitrareo ho fitoerany masina .
DEU 16:12     Alignment score: 0.316 → 0.316
You will call to mind that you were a slave in Egypt ; you must observe and do these
statutes .
Ho tsaroanareo fa andevo tany Egypta ianareo ; tandrovy ary hampiaro ireo lalàna ireo .
DEU 16:13     Alignment score: 0.317 → 0.318
You must keep the Festival of Shelters for seven days after you have gathered in the harvest from your threshing floor and from your winepress
.
Tandrovy ny Fetin ' ny Fialofana mandritry ny fito andro aorian ' ny fanangonanareo ny vokatra avy amin ' ny famoloana sy ny famiazanareo .
DEU 16:14     Alignment score: 0.36 → 0.387
You will rejoice during your festival
you , your son , your daughter , your male servant , your female servant , the Levite , and the foreigner , and the fatherless and the widow who are within your gates .
Hifaly ianareo mandritry ny firavoravoanareo ianareo , ny zanakareo lahy , ny zanakareo vavy , ny mpanomponareo lahy , ny mpanomponareo vavy , ny Levita , sy ireo mpivahiny , ary ireo kamboty , sy ny mpitondratena izay ao anatin ' ny vavahadinareo .
DEU 16:15     Alignment score: 0.381
For seven days you must observe the festival for Yahweh your God at the place that Yahweh will choose , because Yahweh your God will bless you in all your harvest and all the work of your hands , and you must be completely joyful .
Mandritry
ny fito andro ianareo dia hitandrina ny firavoravoana ho an'i Yaveh Andriamanitrareo eny amin ' ny toerana izay ho safidian'i Yaveh , satria i Yaveh Andriamanitrareo dia hitahy anareo amin ' ny vokatra sy ny asan ' ny tananareo rehetra , ary dia hifaly tokoa ianareo .
DEU 16:16     Alignment score: 0.29 → 0.361
Three times in a year all your males must appear before Yahweh your God at the place that he will choose
: at the Festival of Unleavened Bread , at the Festival of Weeks , and at the Festival of Shelters . No one will appear before Yahweh empty - handed .
Ireo lehilahinareo dia hiseho in - telo isan - taona eo anatrehan'i Yaveh Andriamanitrareo eny amin ' ny toerana izay ho safidiany : any amin ' ny Firavoravoana ny Mofo tsy misy masirasira , any amin ' ny Herinandro Firavoravoana , sy any amin ' ny Fetin ' ny Tabernakely ; ary tsy hiseho tanam - polo eo anoloan'i Yaveh izy ireo ;
DEU 16:17     Alignment score: 0.264
Rather , every man will bring a gift as he is able , that you might know the blessing that Yahweh your God has given to you .
fa kosa , hanome araka izay tratrany
ny lehilahy rehetra , mba hahafantaranareo ny fitahiana izay efa nomen'i Yaveh Andriamanitrareo anareo .
DEU 16:18     Alignment score: 0.309 → 0.345
You must make judges and officers within all your city gates that Yahweh your God is giving you ; they will be taken from each of your tribes , and they must judge the people with righteous judgment .
Manendre mpitsara sy manam - boninahitra ao anatin ' ny vavahadin ' ny tanànanareo rehetra izay omen'i Yaveh Andriamanitrareo anareo ; ho alaina isam - pokonareo izy ireo , ary hitsara ny olona amin ' ny fitsaràna marina . Tsy
DEU 16:19     Alignment score: 0.323 → 0.322
You must not take justice away by force ; you must not show partiality nor take a bribe , for a bribe blinds the eyes of the wise and perverts the words of the righteous .
Tsy tokony haka an - kery ny fitsaràna ianareo ; tsy tokony mampiseho fitanilanana na koa mandray kolikoly , satria ny kolikoly mahajamba ny mason'ireo hendry ary mamadika ireo tenin ' ny fahamarinana .
DEU 16:20     Alignment score: 0.273 → 0.305
You must follow after justice , after justice alone , so that you may live
and inherit the land that Yahweh your God is giving you .
Tokony hanaraka ny fitsaràna ianareo , ny fitsaràna irery , mba hiainanareo sy handovanareo ny tany izay homen'i Yaveh Andriamanitrareo anareo .
DEU 16:21     Alignment score: 0.295
You must not set up for yourselves an Asherah , any sort of pole , beside the altar of Yahweh your God that you will make for yourself .
Aza manangana Aseraha ho an ' ny tenanareo , na karazana
bao , akaikin ' ny alitaran'i Yaveh Andriamanitrareo izay ho ataonareo ho an ' ny tenanareo ianareo .
DEU 16:22     Alignment score: 0.209 → 0.216
Neither must you set up for yourself any sacred stone pillar , which Yahweh your God hates .
Ianareo ihany koa dia tsy tokony hanangana andrim - bato
masina ho an ' ny tenanareo , izay halan'i Yaveh Andriamanitrareo .
DEU 16     Average alignment score: 0.358 for 22 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DEU:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34