Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DEU:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34 


DEU 11:1     Alignment score: 0.366
Therefore you will love Yahweh your God and always keep his instructions , his statutes , his decrees , and his commandments .
Noho izany dia aoka hitia an'i Yaveh Andriamanitrareo ianareo ary hitandrina mandrakariva ireo fampianarany
, ny lalàny , ny fitsipiny , ary ireo didiny .


DEU 11:2     Alignment score: 0.263
Notice that I am not speaking to your children , who have not known nor have they seen the punishment of Yahweh your God , his greatness , his mighty hand , or his outstretched arm ,
Mariho fa tsy miteny amin'ireo zanakareo Aho , izay tsy nahafantatra akory na nahita ny fanasazian'i
Yaveh Andriamanitrareo , ny fahalehibeazany , ny tanany mahery , na ny tanany mitsotra ,
DEU 11:3     Alignment score: 0.593
the signs and deeds that he did in the midst of Egypt to Pharaoh , king of Egypt , and to all his land .
ireo famantarana sy asa izay nataony tany afovoan'i
Egypta tamin'i Farao , mpanjakan'i Egypta , ary tamin'ireo taniny rehetra .
DEU 11:4     Alignment score: 0.359
Neither did they see what he did to the army of Egypt , to their horses , or to their chariots , how he made the water of the Sea of Reeds overwhelm them as they pursued after you , and how Yahweh has destroyed them until today ,
Na nahita ny nataony
tamin ' ny tafik'i Egypta , tamin'ireo soavaliny , na tamin ' ny kalesin'izy ireo , ny fomba nanaovany ny Ranomasina Mena handifotra azy ireo raha nanenjika anareo izy ireo , ary ny fomba nandringanan'i Yaveh azy ireo mandrak'androany ,
DEU 11:5     Alignment score: 0.373 → 0.373
or what he did for you in the wilderness until you came
to this place .
na izay nataony ho anareo tany an'efitra mandra - pahatonganareo tamin'ity toerana ity .
DEU 11:6     Alignment score: 0.472 → 0.488
They had not seen what Yahweh had done to Dathan and Abiram , the sons of Eliab son of Reuben , how the earth opened its mouth and swallowed them up , their households , their tents , and every living thing that followed them , in the middle of all Israel .
Tsy hitan'izy ireo izay nataon'i
Yaveh tamin'i Datana sy Abirama , ireo zanak'i Eliaba zanaka lahin'i Robena , izay fomba nanokafan ' ny tany ny vavany ary nitelina azy ireo , ny ankohonan'izy ireo , ny lain'izy ireo , ary izay zava - manan'aina rehetra nanaraka azy ireo , teo afovoan'Israely rehetra .
DEU 11:7     Alignment score: 0.413
But your eyes have seen all the great works of Yahweh that he did .
Fa ny masonareo no efa nahita ireo asa lehiben'i Yaveh rehetra izay nataony .
DEU 11:8     Alignment score: 0.252
Therefore keep all the commandments
that I am commanding you today , that you may be strong , and go in and possess the land where you are going over to possess it ,
Noho izany tandremo ireo didy rehetra izay handidiako anareo anio , mba hahatonga anareo hatanjaka , ka hiditra sy haka ny tany izay hitànareo mba ho fananana ,
DEU 11:9     Alignment score: 0.419 → 0.422
and that you may prolong your days in the land that Yahweh swore to your fathers to give to them and to their descendants , a land flowing with milk and honey .
ary mba ho lava andro ianareo any amin ' ny tany izay nianianan'i
Yaveh tamin'ireo razanareo fa homena azy ireo sy ny taranak'izy ireo , izay tany tondra - dronono sy tantely .
DEU 11:10     Alignment score: 0.312 → 0.316
For the land , where you go in to possess it , is not like the land of Egypt , from where you came
, where you sowed your seed and watered it with your foot , like a garden of herbs ;
Fa ny tany , izay hidiranareo mba hahazoana izany , dia tsy tahaka ny tanin'i Egypta , izay niavianareo , izay namafazanareo ny voanareo sy nanondrahanareo rano izany tamin ' ny tongotrareo , tahaka ny sahana hanitra maitso ;
DEU 11:11     Alignment score: 0.292 → 0.314
but the land , where you go over to possess it , is a land of hills and valleys , and drinks water of the rain of the heavens ,
fa ny tany , izay halehanao mba ho fananana , dia tanin - kavoana sy lohasaha , ary misotro rano avy amin ' ny ranon'oran
- danitra ,
DEU 11:12     Alignment score: 0.404 → 0.404
a land that Yahweh your God cares for ; the eyes of Yahweh your God are always upon it , from the beginning of the year to the end of the year .
ny tany izay karakarain'i Yaveh Andriamanitrareo ; ny mason'i
Yaveh Andriamanitrareo no mitsinjo izany mandrakariva , hatramin ' ny fiandohan ' ny taona ka hatramin ' ny fiafaran ' ny taona .
DEU 11:13     Alignment score: 0.37
It will happen , if you will listen diligently to my commandments that I command you today , to love Yahweh your God and to serve him with all your heart and with all your soul ,
Izany dia hitranga , raha hihaino tsara ireo didiko izay handidiako
anareo anio ianareo , dia ny hitia an'i Yaveh Andriamanitrareo sy hanompo Azy amin ' ny fonareo sy ny fanahinareo manontolo ,
DEU 11:14     Alignment score: 0.302 → 0.309
that I will give the rain of your land in its season , the former rain and the latter rain , that you may gather in your grain , your new wine
, and your oil .
mba hanomezako ranon'orana amin ' ny taninareo amin ' ny vanim - potoany , dia ny voaloha - orana sy ny fara - orana , mba hahafahanareo manangona ny varinareo , ny divainareo vaovao , ary ny diloilonareo .
DEU 11:15     Alignment score: 0.274
I will give
grass in your fields for your cattle , and you will eat and be full .
Hanisy ahitra amin ' ny taninareo Aho ho an'ireo biby fiompinareo , ary hihinana ianareo ka ho voky .
DEU 11:16     Alignment score: 0.367
Pay attention to yourselves so that your heart is not deceived , and you turn aside and worship other gods and bow down to them ;
Tandremo ny tenanareo mba tsy ho voafitaka ny fonareo , ka hivily sy hanompo andriamani - kafa sy hiankohoka amin'izy ireo ianareo ;
DEU 11:17     Alignment score: 0.354 → 0.355
so that the anger of Yahweh is not kindled against you ; and so that he does not shut up the heavens so that there will be no rain , and the land will not yield its fruit , and so that you perish quickly from off the good land that Yahweh is giving you .
mba tsy hirehitra aminareo ny fahatezeran'i
Yaveh ; ary mba tsy hampikatona ny lanitra Izy mba tsy hisian ' ny ranon'orana , ary ny tany tsy hamoa ny voany , ary mba tsy haharingana anareo faingana amin ' ny tany soa izay omen'i Yaveh anareo .
DEU 11:18     Alignment score: 0.276
Therefore lay up these
words of mine in your heart and soul , bind them as a sign on your hand , and let them be as frontlets between your eyes .
Noho izany raketo ao am - po sy fanahinareo ireo teniko ireo , fehezo ho famantarana eo amin ' ny tananareo izany , ary avelao izany ho fehiloha eo anelanelan'ireo masonareo .
DEU 11:19     Alignment score: 0.347 → 0.348
You will teach them to your children and talk about them when you sit in your house , when you walk on the road , when you lie down , and when you get up .
Hampianarinareo ireo zanakareo izany ary miresaha momba azy ireo rehefa mipetraka ao an - trano ianareo , rehefa mandeha eny an - dalana , rehefa mandry , na rehefa mifoha ianareo .
DEU 11:20     Alignment score: 0.163 → 0.254
You will write
them on the doorposts of your house and on your city gates ,
Ho soratanareo eo amin ' ny tolam - baravaran ' ny tranonareo sy eo amin ' ny vavahadin ' ny tanànanareo izany ,
DEU 11:21     Alignment score: 0.38 → 0.378
that your days and the days of your children may be multiplied in the land that Yahweh swore to your ancestors to give them for as long as the heavens are above the earth .
mba hihamaro
ny andronareo sy ny andron'ireo zanakareo any amin ' ny tany izay nianianan'i Yaveh tamin'ireo razambenareo omena azy ireo raha mbola ambonin ' ny tany koa ny lanitra .
DEU 11:22     Alignment score: 0.36
For if you diligently keep all these
commandments that I am commanding you , so as to do them , to love Yahweh your God , to walk in all his ways , and to cling to him ,
Fa raha mitandrina tsara ny didy rehetra izay handidiako anareo ianareo , ka manao izany , hitia an'i Yaveh Andriamanitrareo , handeha amin ' ny lalany rehetra , ary hifikitra Aminy ,
DEU 11:23     Alignment score: 0.388
then Yahweh will drive out all these
nations from before you , and you will dispossess nations larger and mightier than yourselves .
dia handroaka ireo firenena rehetra ireo hiala eo anatrehanareo i Yaveh , ary ianareo dia handroaka firenena lehibe sy mahery noho ianareo .
DEU 11:24     Alignment score: 0.306 → 0.339
Every place where the sole of your foot
will tread will be yours ; from the wilderness to Lebanon , from the river , the Euphrates River , to the western sea will be your border .
Izay toerana hitsahin ' ny faladian - tongotrareo dia ho anareo ; hatrany an'efitra ka hatrany Libanona , hatrany amin ' ny renirano , ny renirano Eofrata , ka hatrany amin ' ny ranomasina andrefana dia ho faritaninareo .
DEU 11:25     Alignment score: 0.302 → 0.305
No man will be able to stand before you . Yahweh your God will lay the fear of you and the terror of you upon all the land that you tread on , as he has said to you .
Tsy hisy olona hahajoro eo anoloanareo . Yaveh Andriamanitrareo no hametraka ny tahotra anareo sy ny horohoro anareo amin ' ny tany rehetra izay hitsahinareo , araka izay efa nolazainy
taminareo .
DEU 11:26     Alignment score: 0.378
Look , I set before you today a blessing and a curse :
Indro , apetrako eo anoloanareo anio ny fitahiana sy ny ozona :
DEU 11:27     Alignment score: 0.423
the blessing , if you obey the commandments of Yahweh your God that I command you today ,
ny fitahiana , raha mankatò ny didin'i
Yaveh Andriamanitrareo izay handidiko anareo anio ianareo ,
DEU 11:28     Alignment score: 0.377 → 0.375
and the curse , if you do not obey the commandments of Yahweh your God , but turn aside from the way that I command you today , to go after other gods that you have not known .
ary ny ozona , raha tsy mankatò ny didin'i
Yaveh Andriamanitrareo ianareo , fa hivily amin ' ny lalana izay handidiko anareo anio , ka hanaraka andriamani - kafa izay tsy mbola fantatrareo .
DEU 11:29     Alignment score: 0.443 → 0.467
It will happen , when Yahweh your God brings you into the land which you go to possess , that you will set the blessing on Mount Gerizim , and the curse on Mount Ebal .
Izany dia hitranga , rehefa hitondra anareo any amin ' ny tany izay halehanareo mba ho fananana i Yaveh Andriamanitrareo , dia hametraka ny fitahiana any an - tendrombohitra Gerizima ianareo , ary ny ozona any an - tendrombohitra Ebala .
DEU 11:30     Alignment score: 0.524 → 0.541
Are they not beyond the Jordan , west of the western road , in the land of the Canaanites who live in the Arabah , over against Gilgal , beside the oaks of Moreh ?
Tsy any andafin'i Jordana ve ireo , andrefan
' ny lalana andrefana , any amin ' ny tanin ' ny Kananita izay monina any Araba , tandrifin'i Gilgala , akaikin ' ny hazo terebintan'i More ?
DEU 11:31     Alignment score: 0.379
For you are to cross over the Jordan to go in to possess the land that Yahweh your God is giving you , and you will possess it and live in it .
Satria hiampita an'i Jordana ianareo hiditra haka ny tany izay omen'i Yaveh Andriamanitrareo anareo , ary ho fanananareo izany ka honina ao ianareo .
DEU 11:32     Alignment score: 0.236 → 0.234
You will keep all the statutes and the decrees that I set before you today .
Ho tandremanareo ny didy aman - dalàna rehetra izay apetrako eo anoloanareo anio .
DEU 11     Average alignment score: 0.369 for 32 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DEU:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34