Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DEU:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34 


DEU 4:1     Alignment score: 0.274 → 0.3
Now , Israel , listen to the laws and the decrees that I am about to teach you , to do them ; so that you may live
and go in and possess the land that Yahweh , the God of your fathers , is giving you .
Ankehitriny , ry Israely , mihainoa ny lalàna sy ny didy izay ho ampianariko anareo , ho ataonareo ; mba hahavelomanareo sy hidiranareo ka hakanareo ny tany izay homen'i Yaveh , ilay Andriamanitry ny razanareo anareo .


DEU 4:2     Alignment score: 0.261 → 0.263
You will not add to the words that I command you , neither will you diminish them , so that you may keep the commandments
of Yahweh your God that I am about to command you .
Aoka ianareo tsy hanampy ny teny izay handidiako anareo , na hanala amin'izany , mba hitandremanareo ireo lalàn'i Yaveh Andriamanitrareo izay handidiako anareo .
DEU 4:3     Alignment score: 0.557
Your eyes have seen what Yahweh did because of Baal Peor ; for all the men who followed the Baal of Peor , Yahweh your God has destroyed them from among you .
Ny masonareo dia efa nahita izay nataon'i Yaveh noho Bala - Peora ; satria ny olona rehetra izay nanaraka an'i Bala - peora , dia noringanin'i Yaveh Andriamanitrao hiala teo aminao .
DEU 4:4     Alignment score: 0.294
But you who clung to Yahweh your God are alive
today , every one of you .
Fa ianareo izay nifikitra tamin'i Yaveh Andriamanitrareo kosa dia mbola velona ankehitriny , ny rehetra aminareo .
DEU 4:5     Alignment score: 0.296 → 0.291
Look , I have taught you laws and decrees , as Yahweh my God had commanded me , that you should do so in the midst of the land which you are going into in order to possess it .
Indro , nampianatra didy aman - dalàna anareo aho , araka izay nandidian'i Yaveh Andriamanitro ahy , fa tokony hanao izany eo afovoan ' ny tany izay hidiranareo mba ho azonareo ianareo .
DEU 4:6     Alignment score: 0.34 → 0.34
Therefore keep them and do them ; for this is your wisdom and your understanding in the sight of the peoples who will hear about all these
statutes and say , ' Surely this great nation is a wise and understanding people . '
Koa tandremo izany ka ataovy ; fa izany no fahendrena sy fahazavan - tsainareo eo imason ' ny olona izay handre momba ireo didy rehetra ireo ka hanao hoe : ' Azo antoka fa vahoaka hendry sady manam - pahalalana ity firenena lehibe ity . '
DEU 4:7     Alignment score: 0.365
For what other great nation is there that has a god so near to them , as Yahweh our God is whenever we call upon him ?
Fa iza no firenena lehibe hafa izay manana andriamanitra akaiky azy tokoa , tahaka an'i Yaveh Andriamanitsika isaky ny miantso Azy isika ?
DEU 4:8     Alignment score: 0.294
What other great nation is there that has laws and decrees so righteous as all this law that I am setting before you today ?
Iza no firenena lehibe hafa izay manana didy aman - dalàna marina tahaka ity lalàna izay apetrako eto anoloanareo anio ity ?
DEU 4:9     Alignment score: 0.328 → 0.355
Only pay attention and carefully guard yourself , so that you do not forget the things that your eyes have seen , so that they do not leave your heart for all the days of your life
. Make them known to your children and your children 's children .
Fa mitandrema ary ambeno tsara ny tenanao , mba tsy hanadinoinao ny zavatra izay hitan ' ny masonao , ary mba tsy handao ny fonao amin ' ny androm - piainanao manontolo izany . Fa kosa , ampahafantaro amin ' ny zanakao sy ny zafinao izany .
DEU 4:10     Alignment score: 0.353 → 0.38
On the day that you stood before Yahweh your God at Horeb , when Yahweh said to me , ' Assemble me the people , and I will make them hear my words , that they may learn to fear me all the days that they live
on the earth , and that they may teach their children . '
Tamin ' ny andro izay nijoroanao teo anatrehan'i Yaveh Andriamanitrao tany Horeba , dia nilaza tamiko Yaveh hoe : ' Vorio ho Ahy ny vahoaka , ary Izaho hampandre azy ireo ny teniko , mba hianaran'izy ireo hahatahotra Ahy amin ' ny andro - piainan'izy ireo rehetra eto an - tany , ka hahafahan'izy ireo mampianatra ny zanany . '
DEU 4:11     Alignment score: 0.379 → 0.409
You came
near and stood at the foot of the mountain . The mountain burned with fire to the heart of heaven , with darkness , cloud , and thick darkness .
Dia nanakaiky ianareo ary nijoro teo am - pototry ny tendrombohitra . Nirehitra afo nanakatra ny halalin ' ny lanitra ny tendrombohitra , niaraka tamin ' ny aizina , rahona , ary aizim - pito matevina .
DEU 4:12     Alignment score: 0.45
Yahweh spoke to you out of the middle of the fire ; you heard the voice with its words , but you saw no form ; you only heard a voice .
Niteny taminareo avy tao afovoan ' ny afo Yaveh ; nandre ny feo niaraka tamin ' ny teny ianareo , saingy tsy nahita endrika ; nandre feo fotsiny ihany ianareo .
DEU 4:13     Alignment score: 0.348
He declared to you his covenant that he commanded you to perform , the Ten Commandments
. He wrote them on two tablets of stone .
Nanambara taminareo ny fanekena izay nodidiany hampiharinareo Izy , dia ny Didy Folo . Nosoratany tamin ' ny vato fisaka roa izany .
DEU 4:14     Alignment score: 0.319
Yahweh commanded me at that time to teach you statutes and rules , so that you might do them in the land that you are crossing over to take possession of it .
Nandidy ahy hampianatra anareo ny didy sy baiko Yaveh tamin'izany fotoana izany , mba hanaovanareo izany any amin ' ny tany izay hiampitanareo ka halainareo ho fananana .
DEU 4:15     Alignment score: 0.374 → 0.396
So watch yourselves carefully for you saw no kind of form on the day that Yahweh spoke to you at Horeb out of the middle of the fire
Koa mitandrema tsara fa tsy nahita karazan'endrika ianareo tamin'izany andro niresahan'i Yaveh taminareo tao Horeba avy teo afovoan ' ny afo izany
DEU 4:16     Alignment score: 0.133 → 0.141
that you do not corrupt yourselves by making a carved image in the form of any figure , in the likeness of male or female ,
mba tsy hanimba tena ianareo ka hanamboatra sary sokitra mitovy endrika amin'izay mety ho voahary rehetra , dia endrik'olona lahy na vavy ,
DEU 4:17     Alignment score: 0.181 → 0.182
the likeness of any animal on the earth , the likeness of any winged bird that flies in the heavens ,
na mitovy endrika amin'izay mety ho biby rehetra eto an - tany , na mitovy endrika amin'izay mety ho biby manan'elatra ary manidina eny amin ' ny habakabaka ,
DEU 4:18     Alignment score: 0.273
the likeness of anything that creeps on the ground , or the likeness of any fish that is in the water under the earth .
na mitovy endrika amin ' ny zavatra rehetra izay mandady amin ' ny tany , na mitovy endrika amin ' ny trondro any anaty rano ambany tany .
DEU 4:19     Alignment score: 0.35 → 0.38
You must not lift your eyes up to the heavens and look at the sun , the moon , or the stars all the host of the heavens and be drawn away to worship them and adore them those
things of which Yahweh your God has given a share to all the peoples under all the heavens .
Aoka ny masonao tsy hiandrandra ny lanitra ary hijery ny masoandro , ny volana , na ny kintana ny zavatra rehetra eny amin ' ny lanitra ka ho voataona hivavaka amin'ireny sy hanompo an'ireny ireo zavatra izay nanomezan'i Yaveh Andriamanitrao anjara ho an ' ny firenena rehetra ambanin ' ny lanitra .
DEU 4:20     Alignment score: 0.374 → 0.374
But Yahweh has taken you and brought you out of the iron furnace , out of Egypt , to be to him a people of his own inheritance , as you are today .
Fa Yaveh naka anareo ka nitondra anareo niala avy tao amin ' ny fatana fandrendreham - by , dia avy tany
Egypta , mba ho vahoaka izay lovany manokana , tahaka anareo ankehitriny .
DEU 4:21     Alignment score: 0.439 → 0.439
Yahweh was angry with me because of you ; he swore that I would not go over the Jordan , and that I would not go into the good land that Yahweh your God is giving to you as an inheritance .
Tezitra tamiko Yaveh nohon ' ny aminareo ; nianiana Izy fa tsy hiampita an'i Jordana aho , ary tsy hiditra ao amin'izany tany soa izany , dia ny tany izay omen'i Yaveh Andriamanitrao ho lovanao
.
DEU 4:22     Alignment score: 0.283 → 0.284
Rather , I must die in this land ; I must not go over the Jordan . But you will go over and possess that good land .
Fa kosa , tsy maintsy ho faty eto amin'ity tany ity aho ; tsy mahazo miampita an'i Jordana aho ; fa ianareo kosa dia hiampita ary hahazo izany tany soa izany .
DEU 4:23     Alignment score: 0.315
Pay attention to yourselves , so that you do not forget the covenant of Yahweh your God , which he made with you , and make for yourselves a carved image in the form of anything that Yahweh your God has forbidden you to make .
Tandremo tsara ny tenanareo , mba tsy hanadino ny faneken'i
Yaveh Andriamanitrareo , izay nataony taminareo , ka hanamboatra sary sokitra mitovy endrika amin'izay rehetra nandraran'i Yaveh Andriamanitrao tsy ho ataonao .
DEU 4:24     Alignment score: 0.532 → 0.539
For Yahweh your God is a devouring fire , a jealous God .
Fa afo mandevona Yaveh Andriamanitrao , ary Andriamanitra saro - piaro .
DEU 4:25     Alignment score: 0.257 → 0.263
When you beget children and children 's children , and when you will have been in the land for a long time , and if you corrupt yourselves and make a carved figure in the form of anything , and do what is evil in the sight of Yahweh your God , to provoke him to anger
Rehefa manan
- janaka aman - jafy ianao , ary rehefa nitoetra ela tao amin ' ny tany , ary raha manimba ny tenanao ka manao sary sokitra araka ny endrik'izay mety ho zavatra rehetra , ary manao izay ratsy eo imason'i Yaveh Andriamanitrao , mba hampihetsika ny fahatezerany
DEU 4:26     Alignment score: 0.312 → 0.312
I call heaven and earth to witness against you today that you will soon utterly perish from off the land that you are going over the Jordan to possess ; you will not prolong your days in it , but you will be completely destroyed .
dia miantso ny lanitra sy ny tany aho anio ho vavolombelona aminareo fa ho ringana hiala eo amin ' ny tany izay hitànareo an'i Jordana ho fanananareo tokoa ianareo ; tsy ho lava andro ao ianareo , fa ho ringana tanteraka .
DEU 4:27     Alignment score: 0.36 → 0.365
Yahweh will scatter you among the peoples , and you will be left few in number among the nations , where Yahweh will lead you away .
Ho aparitak'i Yaveh eo amin ' ny vahoaka ianareo , ka ho avela vitsy an'isa eo amin'ireo firenena , izay hitondran'i Yaveh anareo ianareo .
DEU 4:28     Alignment score: 0.342
There you will serve other gods , the work of men 's hands , wood and stone , which neither see , hear , eat , nor smell .
Any ianareo no hanompo andriamanitra hafa , izay asan ' ny tanan'olombelona , vita amin ' ny hazo sy vato , izay sady tsy mahita , no tsy mandre , no tsy mihinana , na manimbolo .
DEU 4:29     Alignment score: 0.304 → 0.313
But from there you will seek Yahweh your God , and you will find him , when you search after him with all your heart and with all your soul .
Fa avy any ianareo no hitady an'i Yaveh Andriamanitrareo , ka hahita Azy , rehefa mitady Azy amin ' ny fonareo manontolo sy amin ' ny fanahinareo manontolo ianareo .
DEU 4:30     Alignment score: 0.426
When you are in distress , and when all these
things will have come on you , in those later days you will return to Yahweh your God and listen to his voice .
Rehefa ory ianareo , ary rehefa tonga aminareo izany zavatra rehetra izany , dia hiverina amin'i Yaveh Andriamanitrareo ianareo ka hihaino ny feony any aoriana any .
DEU 4:31     Alignment score: 0.373
For Yahweh your God is a merciful God ; he will not fail you nor destroy you , nor forget the covenant of your fathers that he swore to them .
Fa Andriamanitra mpamindra fo Yaveh Andriamanitrareo ; tsy handao na handringana anareo Izy , na hanadino ny faneken
' ny razanareo izay nianianany tamin'izy ireo .
DEU 4:32     Alignment score: 0.18 → 0.192
Ask now about the days that are past , which were before your time , since the day that God created man on the earth , ask from one end of heaven to the other , whether there has been anything so great as this , or has anything like it ever been heard ?
Fa izao dia hevero ny andro lasa , izay talohanareo : nanomboka tamin ' ny andro izay naharian'Andriamanitra ny olombelona teto an - tany , ary nanomboka tamin ' ny ilan
' ny lanitra ka hatreo amin ' ny ilany hafa , hevero raha nisy tahaka izany zavatra lehibe izany , ary moa ve nisy zavatra tahaka izany mbola re ?
DEU 4:33     Alignment score: 0.271
Did ever a people hear the voice of God speaking out of the midst of the fire , as you have heard , and live ?
Moa ve efa nisy vahoaka nandre ny feon'Andriamanitra niteny avy teo afovoan ' ny afo , tahaka ny nandrenesanareo , ka velona ?
DEU 4:34     Alignment score: 0.337
Or has God ever attempted to go and take for himself a nation from the midst of another nation , by trials , by signs , and by wonders , and by war , and by a mighty hand , and by an outstretched arm , and by great terrors , as everything that Yahweh your God did for you in Egypt before your eyes ?
Na moa ve Andriamanitra efa nitady ny handeha ka haka firenena ho Azy avy eo afovoan ' ny firenena hafa , amin ' ny alalan ' ny fitsapana , famantarana , ary amin ' ny fahagagana , sy ady , amin ' ny tanana
mahery , sy sandry mitsotra , ary amin ' ny horororo lehibe , tahaka ny zava - drehetra izay nataon'i Yaveh teo imasonareo ho anareo tany Egytpta ?
DEU 4:35     Alignment score: 0.314 → 0.359
To you these things were shown , so that you might know
that Yahweh is God , and that there is no one else besides him .
Ianao no nampisehoana ireny zavatra ireny , mba hahafantaranao fa Yaveh no Andriamanitra , ary tsy misy hafa ankoatra Azy .
DEU 4:36     Alignment score: 0.307 → 0.326
Out of heaven he made you to hear his voice , so that he might instruct you ; on earth he made you see his great fire
; you heard his words out of the midst of the fire .
Avy tany an - danitra no nampandrenesany anao ny feony , mba hahafahany mampianatra anao ; teto an - tany no nampisehoany anao ny afony lehibe ; nandre ny feony avy teo afovoan ' ny afo ianao .
DEU 4:37     Alignment score: 0.356
Because he loved your fathers , he chose their descendants after them , and brought you out of Egypt with his presence , with his great power ;
Satria tia an'ireo razambenao Izy , dia nifidy ny taranaka
izay nandimby azy ireo , ka nitondra anao nivoaka an'i Egypta teo amin ' ny fanatrehany , tamin ' ny heriny lehibe ;
DEU 4:38     Alignment score: 0.328 → 0.332
in order to drive out from before you nations greater and mightier than you , to bring you in , to give
you their land as an inheritance , as today .
mba handroahana ny firenena lehibe sy matanjaka noho ianao hiala eo anoloanao , ka hampiditra anao ao , mba hanomezana anao ny tanin'izy ireo ho lova , tahaka ny androany .
DEU 4:39     Alignment score: 0.307 → 0.305
Know
therefore today , and lay it on your heart , that Yahweh is God in heaven above and on the earth beneath ; there is no one else .
Koa fantaro ary anio , ary ataovy ao am - ponao izao , fa Yaveh no Andriamanitra any an - danitra any ambony sy ety an - tany ety ambany ; ary tsy misy hafa .
DEU 4:40     Alignment score: 0.383
You will keep his statutes and his commandments that I command you today , that it may go well with you and with your children after you , and that you may prolong your days in the land that Yahweh your God is giving you forever . "
Hitandrina ny didiny
sy ny lalàny izay handidiako anao anio ianao , mba ho lavorary ny aminao sy ny taranaka mandimby anao , ary mba hahalava ny andro hiainanao ao amin ' ny tany izay omen'i Yaveh anao mandrakizay . "
DEU 4:41     Alignment score: 0.576
Then Moses selected three cities on the east side of the Jordan ,
Avy eo dia nisafidy tanàna telo avy teny amin ' ny ilany antsinanan'i Jordana i Mosesy ,
DEU 4:42     Alignment score: 0.168 → 0.198
so that anyone might flee to one of them if he killed another person accidentally , without being his enemy previously . By fleeing to one of these
cities , he might survive .
mba hahafahan ' ny olona mandositra any amin ' ny iray amin'ireo raha sendra mamono olon - kafa tsinahy izy , kanefa mbola tsy fahavalony tany aloha tany . Ny fandosirana any amin ' ny iray amin'ireo tanàna ireo no mety hahatafavoaka velona azy .
DEU 4:43     Alignment score: 0.729
They were : Bezer in the wilderness , the plain country , for the Reubenites ; Ramoth in Gilead , for the Gadites ; and Golan in Bashan , for the Manassites .
Bezera
tany an - tany efitra , tany amin ' ny tany lemaka , any Robenita ; Ramota tao Gileada , an ' ny Gadita ; ary Golana tany Basana , an ' ny Manasita izany .
DEU 4:44     Alignment score: 0.38
This is the law that Moses placed before the people of Israel ;
Izany no lalàna izay napetrak'i Mosesy teo anoloan'ireo vahoakan'Israely ;
DEU 4:45     Alignment score: 0.306
these
are the covenant decrees , laws , and ordinances that he spoke to the people of Israel when they came out of Egypt ,
ireo no fanekem - pihavanana , lalàna , ary didy hafa izay nambarany tamin ' ny vahoakan'Israely rehefa nivoaka avy tao Egypta izy ireo ,
DEU 4:46     Alignment score: 0.561 → 0.562
when they were east of the Jordan , in the valley opposite Beth Peor , in the land of Sihon , king of the Amorites , who had lived at Heshbon , whom Moses and the people of Israel had defeated when they came out of Egypt .
rehefa teny
atsinanan'i Jordana izy ireo , tany amin ' ny lohasaha nanandrify an'i Beta - Peora , tany amin ' ny tanin'i Sihona , mpanjakan ' ny Amorita , izay nonina tao Hesbona , ilay noresen'i Mosesy sy ny vahoakan'Israely rehefa nivoaka an'i Egypta izy ireo .
DEU 4:47     Alignment score: 0.549
They took his land as a possession
, and the land of Og king of Bashan these , the two kings of the Amorites , who were beyond the Jordan toward the east .
Nalain'izy ireo ho fananany ny taniny , sy ny tanin'i Oga mpanjakan'i Basana ireo no mpanjakan ' ny Amorita anankiroa , izay tany an - dafin'i Jordana niantsinanana .
DEU 4:48     Alignment score: 0.469 → 0.574
This territory went from Aroer , on the edge of the Valley of the Arnon , to Mount Siyon ( or Mount Hermon ) ,
Nanomboka avy tany Aroera , teo amoron ' ny lohasahan'i
Arnona , ka hatrany amin ' ny Tendrombohitra Siona ( na Tendrombohitra Hermona ) izany fari - tany izany ,
DEU 4:49     Alignment score: 0.469
and included all of the plain of the Jordan River valley , eastward beyond the Jordan , to the Sea of the Arabah , to the slopes of Mount Pisgah .
ary tafiditra tao amin'izany ny lemaky
ny lohasahan - driakan'i Jordana rehetra , miantsinanana mankany an - dafin'i Jordana , mankany amin ' ny Ranomasin'i Araba , ka hatrany amin ' ny hantsan ' ny Tendrombohitra Pisga .
DEU 4     Average alignment score: 0.36 for 49 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DEU:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34