Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DEU:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34 


DEU 17:1     Alignment score: 0.394 → 0.397
You must not sacrifice to Yahweh your God an ox or a sheep in which is any blemish or anything bad , for that would be an abomination
to Yahweh your God .
Aza manao sorona omby na ondry izay misy kilema na zavatra ratsy ho an'i Yaveh Andriamanitrareo , satria izany dia fahavetavetana amin'i Yaveh Andriamanitrareo .


DEU 17:2     Alignment score: 0.296 → 0.325
If there is found among you , within any of your city gates that Yahweh your God is giving you , any man or woman who does what is evil in the sight of Yahweh your God and transgresses his covenant ,
Ary raha misy eo aminareo , ao amin'ireo vavahadin ' ny tanànareo izay nomen'Andriamanitra anareo , lehilahy na vehivavy hita manao izay ratsy eo imason'i Yaveh Andriamanitrareo ary mivadika amin ' ny fanekeny
,
DEU 17:3     Alignment score: 0.295 → 0.295
anyone who has gone and worshiped other gods and bowed down to them , either the sun , the moon , or any of the host of heaven nothing that I have commanded
na iza na iza nandeha sy nanompo andriamani - kafa ary miankohoka amin'izy ireo , na masoandro , na volana , na izay zavatra rehetra eny amin ' ny lanitra izay tsy nandidiko
anareo
DEU 17:4     Alignment score: 0.269 → 0.281
and if you are told about this , or if you have heard of it , then you must make a careful investigation . If it is true and certain that such an abomination
has been done in Israel , this is what you should do .
ary raha lazaina ny amin'izany ianareo , na efa renareo izany , dia aoka ianareo hanao fanadihadiana tsara . Raha marina ary azo antoka fa nisy fametavetana tahaka izany natao tao Israely , dia izao no tokony ataonareo .
DEU 17:5     Alignment score: 0.277
You must bring that man or woman , who has done this evil thing , to your city gates , that very man or woman
, and you must stone that person to death .
Aoka ho entinareo eo amin ' ny vavahadin ' ny tanàna , ny lehilahy na vehivavy , izay nanao izany zava - dratsy izany , aoka ho torahanareo amin ' ny vato ho faty izany olona izany .
DEU 17:6     Alignment score: 0.37
At the mouth of two witnesses
, or three witnesses , will he who must die be put to death ; but at the mouth of only one witness he must not be put to death .
Amin ' ny tenin ' ny vavolombelona roa , na vavolombelona telo , dia aoka ho vonoina ho faty izy ; fa amin ' ny tenin ' ny vavolombelona iray monja dia aoka tsy ho vonoina ho faty izy .
DEU 17:7     Alignment score: 0.33 → 0.33
The hand of the witnesses
must be the first to put him to death , and afterward the hand of all the people ; and you will remove the evil from among you .
Tsy maintsy ny tanan'ireo vavolombelona no voalohany mamono azy ho faty , ary aorian'izany dia ny tanan'ireo vahoaka rehetra ; ary ho esorinao tsy ho eo aminareo ny ratsy .
DEU 17:8     Alignment score: 0.212 → 0.246
If a matter arises
that is too hard for you to judge perhaps a question of one kind of bloodshed or another , of one kind of lawsuit or another , or of one kind of wound or another matters of controversy within your city gates then you must go up to the place that Yahweh your God chooses .
Raha misy raharaha mitranga izay sarotra loatra aminareo ny mitsara azy mety hoe resaka vono olona na fahafatesana tsinahy , teo amin ' ny zon'olona sy zon'olona iray hafa , na karazana fandratrana natao , na karazana raharaha hafa , raharaha mampiady hevitra eo amin'ireo vavahadin ' ny tanànanareo dia aoka ianareo hiakatra any amin ' ny toerana izay ho fidian'i Yaveh Andriamanitrareo ho fitoerany masina .
DEU 17:9     Alignment score: 0.329 → 0.345
You must go to the priests , the descendants of Levi , and to the judge who will be serving at that time ; you will seek their advice , and they will give
you the verdict .
Aoka ianareo handeha any amin'ireo mpisorona , ireo taranak'i Levy , ary any amin'ireo mpitsara izay tompon'anjara amin'izany fotoana izany ; hitady ny hevitr'izy ireo ianareo , ary homen'izy ireo anareo ny didim - pitsaràna .
DEU 17:10     Alignment score: 0.157 → 0.17
Then you must do according to what they order you to do , at the place Yahweh will choose . Be careful to do all that they teach you .
Aoka arahinareo ny lalàna nomena anareo ao amin ' ny toerana ho safidian'i Yaveh ho fitoerany masina . Hitandrina hanao ny zava - drehetra izay hanoron'izy ireo lalana
hataonareo ianareo .
DEU 17:11     Alignment score: 0.303 → 0.311
Follow the law they teach you , and do according to the decisions
they give you . Do not turn aside from what they tell you , to the right hand or to the left .
Araho ny lalàna izay ampianarin'izy ireo anareo , ary ataovy araka ireo fanapahan - kevitra omen'izy ireo anareo . Aza mivily amin'izay nolazain'izy ireo anareo , ho any ankavanana na ho any ankavia .
DEU 17:12     Alignment score: 0.312 → 0.312
Anyone who acts in arrogance , listening neither to the priest who is standing to serve before Yahweh your God nor to the judge that man will die ; you will completely remove the evil from Israel .
Na iza na iza miavonavona , amin ' ny tsy fihainoana ny mpisorona izay mitsangana hanompo eo anatrehan'i Yaveh Andriamanitrareo , na amin ' ny tsy fihainoana ny mpitsara izany olona izany dia ho faty ; hanala ny ratsy amin'Israely ianareo .
DEU 17:13     Alignment score: 0.309
All the people must hear and fear , and act arrogantly no more .
Aoka ny olona rehetra handre ary hatahotra , ary tsy hiavonavona intsony .
DEU 17:14     Alignment score: 0.353 → 0.354
When you have come
to the land that Yahweh your God gives you , and when you take possession of it and begin to live in it , and then you say , ' I will set a king over myself , like all the nations that are round about me , '
Rehefa tonga any amin ' ny tany izay omen'i Yaveh Andriamanitrareo anareo ianareo , ary rehefa azonareo izany ka manomboka mipetraka ao ianareo , dia hoy ianareo hoe : " Hametraka mpanjaka eo amiko aho , tahaka ireo firenena rehetra izay manodidina ahy , '
DEU 17:15     Alignment score: 0.302 → 0.338
then you must surely set as king over yourself someone whom Yahweh your God will choose . You must set as king over yourself someone from among your brothers . You must not put a foreigner , who is not your brother , over yourself .
ary dia tsy maintsy hametraka mpanjaka eo aminareo tokoa ianareo izay olona ho fidian'i Yaveh Andriamanitrareo . Tsy maintsy hametraka mpanjaka eo aminareo ianareo izay olona avy amin'ireo rahalahinareo . Tsy afaka mametraka vahiny , izay tsy rahalahinareo , eo aminareo ianareo .
DEU 17:16     Alignment score: 0.374
But he must not multiply horses for himself , nor cause the people to return to Egypt so that he may multiply horses , for Yahweh had said to you , ' You will never return that way again . '
Kanefa tsy azony atao ny manamaro soavaly ho an ' ny tenany , na hahatonga ny vahoaka hiverina any Egypta mba hahafahany manamaro ireo soavaly , fa hoy Yaveh taminareo hoe : " Tsy hiverina amin'izany lalana izany intsony ianareo . '
DEU 17:17     Alignment score: 0.3 → 0.316
He must not take many wives for himself , so that his heart does not turn away . He must not accumulate large amounts of silver and gold .
Tsy mahazo maka vady maro ho an ' ny tenany izy , mba tsy hiodinan ' ny fony any an - kafa . Tsy mahazo manangona volafotsy sy volamena be dia be izy .
DEU 17:18     Alignment score: 0.518 → 0.52
When he sits on the throne of his kingdom , he must write
for himself in a scroll a copy of this law , from the law that is before the priests , who are Levites .
Rehefa mipetraka eo amin ' ny seza fiandrianan ' ny fanjakany izy , dia tsy maintsy soratany ho an ' ny tenany amin ' ny horonan - taratasy ny lalàna , avy amin ' ny lalàna izay eo anoloan'ireo mpisorona , izay Levita .
DEU 17:19     Alignment score: 0.283 → 0.324
The scroll must be with him , and he must read in it all the days of his life
, so that he may learn to honor Yahweh his God , so as to keep all the words of this law and these statutes , to observe them .
Tsy maintsy miaraka aminy ny horonan - taratasy , ary tsy maintsy vakiany izany amin ' ny andro rehetra hiainany , mba hahafahany mianatra manaja an'i Yaveh Andriamanitrareo , mba hitànany ireo teny rehetran'ireto didy aman - dalàna ireto , mba hitandremana azy ireo .
DEU 17:20     Alignment score: 0.31
He must do this so that his heart is not lifted up above his brothers , and so that he does not turn away from the commandments
, to the right hand or to the left , so he may prolong his days in his kingdom , he and his descendants in the midst of Israel .
Tsy maintsy ataony izany mba tsy hireharehan ' ny fony amin'ireo rahalahiny , ary mba tsy hiviliany amin'ireo didy , ho any an - kavanana na ho any an - kavia ; mba hahalava ireo androny sy ireo zanany ao amin ' ny fanjakany , eo amin'Israely .
DEU 17     Average alignment score: 0.323 for 20 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DEU:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34