Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DEU:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34 


DEU 22:1     Alignment score: 0.236
You must not watch your fellow Israelite
's ox or his sheep go astray and hide yourself from them ; you must surely bring them back to him .
Tsy tokony hiambina ny ombin'ireo Israelita namanao ianao na ny ondriny mandeha amin ' ny lalan - diso ka manafina ny tenanao amin'ireo ; tsy maintsy ampodinao aminy ireo .


DEU 22:2     Alignment score: 0.328 → 0.334
If your fellow Israelite
is not near to you , or if you do not know him , then you must bring the animal home to your house , and it must be with you until he looks for it , and then you must restore it to him .
Raha tsy akaiky anao ireo Israelita namanao , na raha tsy mahafantatra azy ianao , dia tsy maintsy mitondra ilay biby any an - tranonao ianao , ary tsy maintsy miaraka aminao izany mandra - pitadiavany azy , ary avy eo dia tsy maintsy ampodinao any aminy izany .
DEU 22:3     Alignment score: 0.192 → 0.218
You must do the same with his donkey ; you must do the same with his garment ; you must do the same with every lost thing of your fellow Israelite
's , anything that he has lost and you have found ; you must not hide yourself .
Tokony manao tahaka izany amin ' ny apondrany ianao ; tokony manao tahaka izany amin ' ny fitafiany ianao ; ary tokony manao tahaka izany amin'ireo zavatry ny Israelita namanao very rehetra ihany koa ianao , ny zavany izay very ka hitanao ; tsy tokony manafina ny tenanao ianao .
DEU 22:4     Alignment score: 0.259 → 0.292
You must not see your fellow Israelite
's donkey or his ox fallen down in the road and hide yourself from them ; you must surely help him to lift it up again .
Tsy tokony mijery ny apondran ' ny Israelita namanao na ny ombiny mianjera amin ' ny lalana ka manafina ny tenanao amin'izy ireo ianao ; tokony manampy izany hiarina indray ianao .
DEU 22:5     Alignment score: 0.255 → 0.257
A woman must not wear what pertains to a man , and neither must a man put on women
's clothing ; for whoever does these things is an abomination to Yahweh your God .
Tsy tokony hitafy fitafian - dehilahy ireo vehivavy , ary tsy tokony manao fitafiam - behivavy ireo lehilahy ; fa na iza na iza manao ireo zavatra ireo dia fanevatevana an'i Yaveh Andriamanitrareo izany .
DEU 22:6     Alignment score: 0.225 → 0.227
If a bird 's nest happens to be in front of you on the road , in any tree or on the ground , with young ones or eggs in it , and the mother sitting on the young or on the eggs , you must not take the mother along with the young .
Raha misy akanim - borona
miseho eo anoloanao eny an - dalana , eny amin ' ny hazo rehetra na eny amin ' ny tany , miaraka amin ' ny zanany na atody ao aminy , ary ilay reniny mipetraka eo amin ' ny zanany na eo amin'ireo atody , dia tsy tokony haka ilay reny miaraka amin'ilay zanany ianao .
DEU 22:7     Alignment score: 0.273
You must surely let the mother go , but the young you may take for yourself . Obey this command so that it may go well with you , and that you may prolong your days .
Tokony hamela ilay reny handeha ianao , fa ilay zanany dia afaka alainao ho anao . Mankatoava izany baiko izany mba ho lavorary aminao izany , ary mba hahalava ny andronao
.
DEU 22:8     Alignment score: 0.305 → 0.324
When you build a new house , then you must make a railing for your roof so that you do not bring blood on your house if anyone falls from there .
Rehefa manorina trano vaovao ianao , dia asio aro - fanina ny tafonao mba tsy hitondranao ao an - tranonao
raha misy olona mianjera avy eo amin'izany .
DEU 22:9     Alignment score: 0.364 → 0.367
You must not plant your vineyard with two kinds of seed , so that the whole harvest is not confiscated by the holy place , the seed that you have sown and the yield of the vineyard .
Tsy tokony hamboly ny tanim - boalobokao
miaraka amin ' ny karazana voa roa ianao , mba tsy ho alain ' ny toerana masina ny vokatra rehetra , ireo voa izay nafafinao ary ny vokatry ny tanim - boaloboka .
DEU 22:10     Alignment score: 0.254
You must not plow with an ox and a donkey together .
Aza miasa tany
amin ' ny omby sy apondra indray miaraka ianao .
DEU 22:11     Alignment score: 0.435
You must not wear fabric made of wool and linen together .
Aza mitafy lamba vita tamin ' ny volon'ondry sy rongony miaraka .
DEU 22:12     Alignment score: 0.208 → 0.212
You must make yourself fringes on the four corners of the cloak with which you clothe yourself .
Manamboara somotr'aviavy eo amin ' ny zorony efatra amin ' ny akanjo lava izay anaovanao .
DEU 22:13     Alignment score: 0.217 → 0.226
Suppose a man takes a wife , and he goes to her , and then hates her ,
Raha misy lehilahy iray maka vady , miara - mandry aminy , ary avy eo mankahala azy ,
DEU 22:14     Alignment score: 0.342
and then accuses her of shameful deeds and puts a bad reputation on her , and says , ' I took this woman , but when I came near to her , I found no proof of virginity in her . '
sy manendrikendrika azy amin ' ny zavatra mahamenatra ary manao ratsy laza azy , sy milaza hoe : ' Naka izany vehivavy izany aho , fa rehefa nanatona akaiky azy aho , dia tsy nahita porofo amin ' ny maha virijiny
azy . '
DEU 22:15     Alignment score: 0.362
Then the father and mother of the girl must take proof of her virginity to the elders at the city gate .
Dia tsy maintsy maka porofo ny amin ' ny maha
- virjiny azy ho an'ireo loholona ao amin ' ny vavahadin ' ny tanàna ny ray sy renin'ilay vehivavy .
DEU 22:16     Alignment score: 0.299 → 0.377
The girl 's father must say to the elders , ' I gave my daughter
to this man as a wife , and he hates her .
Ny rain'ilay vehivavy dia tsy maintsy milaza amin'ireo loholona hoe : ' Nanome ny zanako vavy ho vadin'izany lehilahy izany aho , ka nankahala azy izy .
DEU 22:17     Alignment score: 0.305 → 0.308
See , he has accused her of shameful things and said , " I did not find
in your daughter the proof of virginity . " But here is the proof of my daughter 's virginity . ' Then they will spread the garment out before the elders of the city .
Indro , nanendrikendrika azy tamin ' ny zava - mahamenatra izy , ary nilaza hoe : " Tsy hitako tao amin ' ny zanakareo vavy ny porofon ' ny maha virjiny azy . " Kanefa ity ny porofo amin ' ny maha virijiny ny zanako vavy . ' Avy eo izy ireo dia hamelatra ny fitafiany eo anatrehan'ireo loholon ' ny tanàna .
DEU 22:18     Alignment score: 0.412
The elders of that city must take that man and punish him ;
Tokony haka io lehilahy io ireo loholon
' ny tanàna ary hanasazy azy ,
DEU 22:19     Alignment score: 0.307 → 0.314
and they must force him to pay a fine of one hundred shekels of silver , and give them to the father of the girl , because the man has caused a bad reputation for a virgin of Israel . She must be his wife ; he may not send
her away during all his days .
ary tokony hampanonitra azy sekela volafotsy zato izy ireo , ary hanome izany ho an ' ny rain'ilay vehivavy , satria nanao ratsy laza tamin ' ny virijinin'Israely iray ilay lehilahy . Tsy maintsy ho vadiny izy ; ary tsy afaka ny hisaraka aminy izy mandritry ny androny rehetra .
DEU 22:20     Alignment score: 0.33
But if this thing is true , that the proof of virginity was not found in the girl ,
Fa raha marina izany zavatra izany , fa ilay porofo maha - virijiny
dia tsy hita tao amin'ilay vehivavy ,
DEU 22:21     Alignment score: 0.252
then they must bring out the girl to the door of her father 's house , and the men of her city must stone her to death with stones , because she has committed a disgraceful action in Israel , to act as a prostitute in her father 's house ; and you will remove the evil from among you .
dia tsy maintsy hitondra an'ilay vehivavy any amin ' ny varavaran
' ny tranon'ilay ray izy ireo , ary ireo lehilahy any amin ' ny tanàna dia tsy maintsy hitora - bato azy ho faty , satria nanao zavatra maharikoriko tany Israely izy , tamin ' ny fanaovana fihetsika toy ny vehivavy janga tao an - tranon - drainy ; ary hanala ny ratsy eo aminareo ianareo .
DEU 22:22     Alignment score: 0.286 → 0.292
If a man is found
lying with a woman who is married to another man , then they must both die , the man who was lying with the woman and the woman herself ; and you will remove the evil from Israel .
Raha misy lehilahy tratra niara - nandry tamin ' ny vehivavy iray izay manambady lehilahy iray hafa , dia tsy maintsy ho faty izy roa , ilay lehilahy izay niara - nandry tamin'ilay vehivavy sy ilay vehivavy mihitsy ; dia hanala ilay ratsy eo aminao ianao .
DEU 22:23     Alignment score: 0.262
If there is a girl who is a virgin , betrothed to a man , and another man finds her in the city and lies with her ,
Raha misy vehivavy virijiny iray , mivady amin ' ny lehilahy iray , ary lehilahy iray hafa mahatratra azy ao amin ' ny tanàna ka miara mandry aminy ,
DEU 22:24     Alignment score: 0.319 → 0.319
take both of them to the city gate , and stone them to death . You must stone the girl , because she did not cry out , even though she was in the city . You must stone the man , because he violated his neighbor 's wife ; and you will remove the evil from among you .
dia alaivo ho any amin ' ny vavahadin ' ny tanàna izy roa , ka torahy vato ho faty . Tsy maintsy mitoraka ilay vehivavy ianao , satria tsy nitomany izy , na dia tao amin ' ny tanàna aza . Tsy maintsy mitoraka ilay lehilahy ianao , satria nandika ny vadin
' ny mpiara - belona aminy izy ; ary hanala ny ratsy eo aminao ianao .
DEU 22:25     Alignment score: 0.271 → 0.278
But if the man finds the betrothed girl in the field , and if he seizes her and lies with her , then only the man who lies with her must die .
Fa raha tratran
- dralehilahy eny an - tsaha ilay vehivavy efa fofombadin'olona , ka raha azoniny izy ary miara - mandry aminy , dia ilay lehilahy izay miara - mandry aminy ihany no tsy maintsy ho faty .
DEU 22:26     Alignment score: 0.304
But to the girl you must do nothing ; there is no sin worthy of death in the girl . For this case is like when a man attacks his neighbor and kills him .
Fa ilay vehivavy tsy hanaovanao
na inona na inona ; tsy misy heloka mendrika fahafatesana ao amin'ilay vehivavy . Fa izany tranga izany dia toy ny lehilahy iray manafika ny mpiara - belona aminy sy mamono azy .
DEU 22:27     Alignment score: 0.257 → 0.277
For he found her in the field ; the betrothed girl cried out , but there was no one to save her .
Fa hitany tany
an - tsaha izy ; nihiaka mafy ilay vehivavy fofombadin'olona , kanefa tsy nisy olona afaka namonjy az .
DEU 22:28     Alignment score: 0.247 → 0.247
If a man finds a girl who is a virgin but who is not betrothed , and if he seizes her and lies with her , and if they are discovered ,
Raha misy lehilahy mahatratra vehivavy virijiny iray nefa tsy mbola fofombadin'olona , ary raha hazoniny sy miara - mandry aminy izy , ka raha tratra izy ireo ,
DEU 22:29     Alignment score: 0.346
then the man who lay with her must give fifty shekels of silver to the girl 's father , and she must become
his wife , because he has violated her . He may not send her away during all his days .
dia tsy maintsy manome sekely volafotsy dimampolo amin ' ny rain'ilay vehivavy ilay lehilahy niara - nandry taminy , ary tsy maintsy lasa vadiny ilay vehivavy , satria nanala baraka azy izy . Tsy tokony hisaraka aminy izy mandritry ny androny rehetra .
DEU 22     Average alignment score: 0.295 for 29 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DEU:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34