Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DEU:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34 


DEU 13:1     Alignment score: 0.233 → 0.247
Whatever I command you , observe it . Do not add to it or take away from it .
Na inona na inona handidiko
anao , dia tandremo izany . Aza manampy na manaisotra amin'izany .


DEU 13:2     Alignment score: 0.358 → 0.36
If there arises
among you a prophet or a dreamer of dreams , and if he gives you a sign or a wonder ,
Raha misy mpaminany na mpanonofy miseho eo aminareo , ka manao famantarana na fahagagana ,
DEU 13:3     Alignment score: 0.306 → 0.315
and if the sign or the wonder comes about , of which he spoke to you and said , ' Let us go after other gods , that you have not known , and let us worship them , '
ary raha mitranga ilay famantarana na ilay fahagagana , izay resahany aminareo ka manao hoe : ' Andeha isika hanaraka andriamanitra hafa , izay tsy mbola fantatrareo , ary andeha tompointsika izy ireo , '
DEU 13:4     Alignment score: 0.366 → 0.366
do not listen to the words of that prophet , or to that dreamer of dreams ; for Yahweh your God is testing you to know
whether you love Yahweh your God with all your heart and with all your soul .
dia aza mihaino ny tenin'izany mpaminany izany , na izany mpanonofy izany ; satria Yaveh Andriamanitrareo dia mitsapa anareo raha tia an'i Yaveh Andriamanitrareo amin ' ny fonareo manontolo sy amin ' ny fanahinareo manontolo ianareo .
DEU 13:5     Alignment score: 0.324
You will walk after Yahweh your God , honor him , keep his commandments , and obey his voice , and you will worship him and cling to him .
Hanara - dia an'i Yaveh Andriamanitrareo ianareo , hanome voninahitra Azy , hitandrina ireo didiny
, sy hankato ny teniny , ary hidera Azy sy hifikitra aminy .
DEU 13:6     Alignment score: 0.376 → 0.376
That prophet or that dreamer of dreams will be put to death , because he has spoken rebellion against Yahweh your God , who brought you out of the land of Egypt , and who redeemed you out of the house of bondage . That prophet wants to draw you out of the way in which Yahweh your God commanded you to walk . So completely remove the evil from among you .
Ho vonoina izany mpaminany na mpanonofy izany , satria izy dia nanohitra an'i Yaveh Andriamanitrareo , izay nitondra anareo nivoaka avy tao amin ' ny tany Egypta , sy nanafaka anareo tany
amin ' ny tany fanandevozana . Mitady hitaona anareo ivelan ' ny lalana izay nandidin'i Yaveh Andriamanitrareo mba handehananareo izany mpaminany izany . Koa esory tsy ho eo aminareo ny ratsy .
DEU 13:7     Alignment score: 0.236 → 0.252
Suppose that your brother , the son of your mother , or your son , or your daughter
, or the wife of your bosom , or your friend who is to you like your own soul , secretly entices you and says , ' Let us go and worship other gods ' which you have not known , neither you nor your ancestors
Raiso hoe ny rahalahinareo , ny zanaky ny reninareo , na ny zanakareo lahy , na ny zanakareo vavy , na ny vady famihinareo , na ny namanareo izay tianareo tahaka ny tenanareo , no hitaona mangina anareo ary hiteny hoe : ' Aoka isika andeha ary hanompo ireo andriamanitra hafa izay tsy mbola fantatrareo , na ianareo na ireo razambenareo
DEU 13:9     Alignment score: 0.172 → 0.17
You must not give
in to him or listen to him , and you must not permit your eye to pity him , and you must not spare him or conceal him .
Aza manaiky na mihaino azy . Tsy tokony hanana famindram - po aminy ihany koa ny masonareo , na hiantra azy na hanafina azy .
DEU 13:10     Alignment score: 0.321
Instead , you will surely kill him ; your hand will be the first on him to put him to death , and afterwards the hand of all the people .
Fa kosa , tokony ho vonoinareo tokoa izy ; ny tananareo no ho voalohany hamono azy , ary avy eo ny tanan
' ny vahoaka rehetra .
DEU 13:11     Alignment score: 0.362
You will stone him to death with stones , because he has tried to draw you away from Yahweh your God , who brought you out of the land of Egypt , out of the house of bondage .
Hitora - bato
hahafaty azy ianareo , satria izy niezaka hitaona anareo hanalavitra an'i Yaveh Andriamanitrareo , izay nitondra anareo hiala tao amin ' ny tany Egypta , hiala tao amin'ilay tany fanandevozana .
DEU 13:12     Alignment score: 0.4 → 0.404
All Israel will hear and fear , and will not continue to do this kind of wickedness among you .
Handre sy hatahotra ny Israely rehetra , ka tsy hanohy hanao izany karazana faharatsiana izany eo aminareo intsony .
DEU 13:13     Alignment score: 0.315 → 0.35
If you hear anyone say about one of your cities , that Yahweh your God gives you to live
in :
Raha mandre olona miteny momba ny iray amin'ireo tanànanareo , izay nomen'i Yaveh Andriamanitrareo mba hipetrahana ianareo :
DEU 13:14     Alignment score: 0.253 → 0.273
Some wicked fellows have gone out from among you and have drawn away the inhabitants of their city and said , ' Let us go and worship other gods that you have not known . '
fa nisy mpiara - belona ratsy fanahy sasany niala teo aminareo ary nitarika ireo mponina teo amin ' ny tanànan'izy ireo hoe : ' Andeha isika hanompo andriamanitra hafa izay tsy mbola fantatrareo . '
DEU 13:15     Alignment score: 0.194 → 0.199
Then you will examine the evidence , make search , and investigate it thoroughly . When you discover that it is true and certain that such an abominable thing has been done among you , then you will take action .
Dia handinika ny porofo , hanao fikarohana , ary hanadihady lalina
izany ianareo . ' Rehefa hitanareo fa marina izany ary azo antoka fa natao teo aminareo ny zavatra fahavetavetana tahaka izany , dia hihetsika ianareo .
DEU 13:16     Alignment score: 0.392
You will surely attack the inhabitants of that city with the edge of the sword , completely destroy it and all the people who are in it , along with its livestock , with the edge of the sword .
Azo antoka fa hanafika ireo mponina ao amin'izany tanàna izany amin ' ny lelan - tsabatra ianareo , hamotika tanteraka izany sy ny olona rehetra ao aminy , miaraka amin'ireo biby fiompy , amin ' ny alalan ' ny lelan - tsabatra .
DEU 13:17     Alignment score: 0.314 → 0.325
You will gather all the spoil from it into the middle of its street and will burn the city , as well as all its booty , as a burnt offering
for Yahweh your God . The city will be a heap of ruins forever ; it must never be built again .
Hanangona ireo entana rehetra voababo amin'izany ho eo afovoan ' ny lalana ianareo ary handoro ilay tanàna , sy ireo entana voababo rehetra ho an'i Yaveh Andriamanitrareo . Ho tanàna haolo mandrakizay ilay tanàna , ka tsy ho hatsangana intsony izany .
DEU 13:18     Alignment score: 0.248 → 0.249
None of those things set apart for destruction must stick in your hand . This must be the case
, so that Yahweh will turn from the burning of his anger , show you mercy , have compassion on you , and make you increase in numbers , as he has sworn to your fathers .
Tsy tokony hisy hiraikitra eo am - pelatananareo ireo zavatra izay natokana ho ravaina . Izany no tsy maintsy atao , mba hitsahatra amin ' ny fahatezerany i Yaveh , hampiseho famindram - po aminareo , sy hiantra anareo , ary hampitombo isa anareo , araka ny nianianany tamin'ireo razambenareo .
DEU 13:19     Alignment score: 0.367 → 0.386
He will do this because you are listening to the voice of Yahweh your God , to keep all his commandments that I am commanding you today , to do that which is right in the eyes of Yahweh your God .
Hanao izany Izy satria ianareo mihaino ny feon'i
Yaveh Andriamanitrareo , mba hitandremana ireo didiny rehetra izay handidiko anareo anio , sy mba hanaovana izay marina eo imason'i Yaveh Andriamanitrareo .
DEU 13     Average alignment score: 0.314 for 18 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DEU:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34