Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DEU:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34 


DEU 21:1     Alignment score: 0.344 → 0.359
If someone is found killed in the land that Yahweh your God is giving you to possess , lying in the field , and it is not known who has attacked him ;
Raha misy olona hita faty ao amin ' ny tany izay nomen'i
Yaveh Andriamanitrareo ho fananana , mandry eo amin ' ny saha , ary tsy fantatra izay nanafika azy ;


DEU 21:2     Alignment score: 0.31
then your elders and your judges must go out , and they must measure to the cities that are around him who has been killed .
dia tsy maintsy mandeha mivoaka ireo loholonareo sy ireo mpitsaranareo , ary tsy maintsy mandrefy ireo tanàna izay manodidina an'ilay olona
novonoina izy ireo .
DEU 21:3     Alignment score: 0.274 → 0.288
Then the elders of the town nearest to the dead
man 's body must take a heifer from the herd , one that has never been put to work , and that has not borne the yoke .
Ary ireo loholon ' ny tanàn - dehibe izay akaikin ' ny fatin'ilay olona dia tsy maintsy maka ombivavikely avy amin ' ny andian'omby , anankiray izay tsy mbola nampiasaina mihitsy , ary tsy nisy zioga .
DEU 21:4     Alignment score: 0.209 → 0.212
Then they must lead the heifer down to a valley with running water , a valley that has been neither plowed nor sown , and there in the valley they must break the heifer 's neck .
Avy eo dia tsy maintsy roasin'izy ireo midina amin ' ny lohasaha misy rano mandeha ilay ombivavikely , lohasaha izay tsy mbola nasaina tamin ' ny angadin'omby na nambolena , ary eo amin ' ny lohasaha izy ireo no tsy maintsy manolana ny tendan'ilay ombivavikely .
DEU 21:5     Alignment score: 0.313 → 0.354
The priests , descendants of Levi , must come forward , for Yahweh your God has chosen them to serve him and give
blessing in the name of Yahweh and to decide every case of dispute and assault by their word .
Ireo mpisorona , taranak'i Levy , dia tsy maintsy manatona akaiky ; satria izy ireo no nosafidin'i Yaveh Andriamanitrao hanompo Azy sy hitahy ny olona amin ' ny anaran'i Yaveh ; henoy ireo tolo - kevitr'izy ireo , satria ny tenin'izy ireo dia ho didim - pitsaràna amin ' ny fifamaliana rehetra sy amin ' ny fandratrana .
DEU 21:6     Alignment score: 0.347
All the elders of the city that is the nearest to the killed man must wash their hands over the heifer whose neck was broken in the valley ;
Ireo loholon
' ny tanàna rehetra izay akaikin'ilay olona novonoina dia tsy maintsy manasa ny tanan'izy ireo eo amin'ilay ombivavikely izay voaolana teo amin ' ny lohasaha ny tendany ;
DEU 21:7     Alignment score: 0.282
and they must answer to the case
and say , ' Our hands have not shed this blood , neither have our eyes seen it .
ary tsy maintsy mamaly ny zava - misy izy ireo ka miteny hoe : " Ny tananay dia tsy nandatsaka ny ràny , ary tsy nahita izany ny masonay .
DEU 21:8     Alignment score: 0.342 → 0.348
Forgive , Yahweh , your people Israel , whom you have redeemed , and do not put guilt
for innocent bloodshed in the midst of your people Israel . ' Then the bloodshed will be forgiven them .
Mamelà ny vahoaka Israelinao , izay efa navotanao , ry Yaveh , ary aza atao meloka amin ' ny fandatsahan - drà olona tsy manan - tsiny ny vahoaka Israelinao . " Dia ho avela heloka amin ' ny fandatsahan - drà izy ireo .
DEU 21:9     Alignment score: 0.387
In this way you will completely remove the innocent blood from your midst , when you do what is right in the eyes of Yahweh .
Amin'izany fomba izany no hanesoranao ny tsy manan - tsiny eo anivonao , rehefa manao izay marina eo imason'i
Yaveh ianao .
DEU 21:10     Alignment score: 0.332 → 0.341
When you go out to do battle against your enemies and Yahweh your God gives you victory and puts them under your control , and you take them away as captives ,
Rehefa mandeha mivoaka hiady hanohitra ireo fahavalonao
ianao ary Yaveh Andriamanitrao manome fandresena anao sy manao azy ireo ho eo ambany fahefanao , ary mihazona azy ireo ho babo ianao ,
DEU 21:11     Alignment score: 0.271 → 0.269
if you see among the captives a beautiful woman , and you delight in her and wish to take her for yourself as a wife ,
raha mahita vehivavy tsara tarehy eo amin'izy ireo ianao , ary manam - paniriana aminy ka maniry ny haka azy ho vadinao
,
DEU 21:12     Alignment score: 0.355 → 0.357
then you will bring her home to your house ; she will shave her head and cut her nails .
dia ho entinao any an - tranonao
izy ; hanaratra ny lohany izy ary hanapaka ny hohony .
DEU 21:13     Alignment score: 0.227
Then she will take off the clothes she was wearing when she was taken captive and she will remain in your house and mourn for her father and her mother a full
month . After that you may go to her and be her husband , and she will be your wife .
Ary hanala ny akanjo izay nanaovany tamin'izy babo izy ka hijanona ao amin ' ny tranonao ary hisaona ny rainy sy ny reniny mandritry ny iray volana . Rehefa avy miara - mandry aminy ianao ary lasa vadiny , dia ho vadinao izy .
DEU 21:14     Alignment score: 0.245 → 0.248
But if you take no delight in her , then you may let her go where she wishes . But you must not sell her at all for money , and you must not treat her like a slave , because you have humiliated her .
Fa raha tsy mahazo fahafinaretana aminy ianao , dia hamela azy handeha any amin'izay iriany aleha . Fa tsy azonao atao ny mivarotra azy ho fahazoam - bola
, ary tsy azonao atao ny mitondra azy tahaka ny andevo , satria efa nanala baraka azy ianao .
DEU 21:15     Alignment score: 0.266 → 0.269
If a man has two wives and one is loved and the other is hated , and they have both borne
him children both the beloved wife and the hated wife if the firstborn son is of her that is hated ,
Raha manana vady roa ny lehilahy iray ary ny iray dia tiana fa ny iray ankahalaina , ka samy niteraka zaza ho azy avokoa ireo roa ireo ilay vady tiana sy ilay vady ankahalaina raha avy amin'ilay ankahalaina ny lahimatoa ,
DEU 21:16     Alignment score: 0.259 → 0.276
then on the day that the man causes his sons to inherit what he possesses , he may not make the son of the beloved wife the firstborn before the son of the hated wife , the son who is actually the firstborn .
amin ' ny andro izay hampandovan'ilay lehilahy izay hananany an'ireo zanany , dia tsy tokony hanao ny zanak'ilay vady tiana ho lahimatoa alohan ' ny zanak'ilay vady ankahalaina izy , ilay zanaka izay lahimatoa ankehitriny .
DEU 21:17     Alignment score: 0.237 → 0.239
Instead , he must acknowledge the firstborn , the son of the hated wife , by giving him a double portion of all that he possesses , for that son is the beginning of his strength . The right of the firstborn belongs to him .
Fa kosa , tsy maintsy miaiky izay lahimatoa izy , dia ilay zanaky
ny vady ankahalaina , amin ' ny alalan ' ny fanomezana azy anjaran - droa amin'izay fananany rehetra ; satria io zanaka io no fiandohan ' ny tanjany ; ka azy ny fizokiana .
DEU 21:18     Alignment score: 0.345 → 0.344
If a man has a stubborn and rebellious son who will not obey the voice of his father or the voice of his mother , and who , even though they correct him , will not listen to them ;
Raha misy lehilahy iray manana zanaka mafy loha sy mpikomy izay tsy hankato
ny feon ' ny rainy na ny feon ' ny reniny , ary izay , na dia ahitsin'izy ireo aza izy , dia tsy hihaino azy ireo ;
DEU 21:19     Alignment score: 0.257 → 0.255
then his father and his mother must lay hold
on him and bring him out to the elders of his city and to the gate of his city .
dia tsy maintsy manery azy sy mitondra azy mivoaka mankany amin'ireo loholon ' ny tanànany sy any am - bavahadin ' ny tanànany ny rainy sy ny reniny .
DEU 21:20     Alignment score: 0.335 → 0.335
They must say to the elders of his city , ' This son of ours is stubborn and rebellious ; he will not obey our voice ; he is a glutton and a drunkard
. '
Tsy maintsy miteny amin'ireo loholon ' ny tanànany izy ireo hoe : " Ity zanakay ity dia mafy loha sy mpikomy ; tsy hankato ny feonay izy ; tendan - kanina sy mpimamo izy . "
DEU 21:21     Alignment score: 0.276
Then all the men of his city must stone him to death with stones ; and you will remove the evil from among you . All Israel will hear of it and fear .
Dia tsy maintsy mitora - bato
azy ho faty avokoa ny olon - drehetran ' ny tanànany ; ary ianao dia hanala ny ratsy eo aminao . Ny Israely rehetra dia handre izany ka hatahotra .
DEU 21:22     Alignment score: 0.295 → 0.334
If a man has committed a sin worthy of death and he is put to death , and you hang him on a tree ,
Raha nanao fahotana mendrika fahafatesana ny olona iray ary vonoina izy , ka haraviravinao eny amin ' ny hazo ,
DEU 21:23     Alignment score: 0.244 → 0.271
then his body must not remain all night on the tree . You must surely bury him the same day ; for whoever is hanged is cursed by God . You must not defile the land that Yahweh your God is giving you as an inheritance .
dia tsy azo ajanona eo amin ' ny hazo mandritry
ny alina tontolo mihitsy ny fatiny . Fa kosa , tsy maintsy alevinao amin'io andro io ihany izy ; satria na iza na iza naraviravy dia voahozon'Andriamanitra . Ankatoavy ny didiny mba tsy handoto ny tany izay nomen'i Yaveh Andriamanitrao ho lova ianao .
DEU 21     Average alignment score: 0.296 for 23 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DEU:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34