Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DEU:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34 


DEU 27:1     Alignment score: 0.43
Moses and the elders of Israel commanded the people and said , " Keep all the commandments
that I command you today .
Mosesy sy ireo loholon'Israely nandidy ny vahoaka ary niteny hoe : " Tandremo ireo didy rehetra izay andidiako anareo androany .


DEU 27:2     Alignment score: 0.333 → 0.335
On the day when you will pass over the Jordan to the land that Yahweh your God is giving you , you must set up some large stones and plaster them with plaster .
Rehefa hiampita an'i Jordana ianareo indray andro any ho any amin ' ny tany izay omen'i Yaveh Andriamanitrao anao , dia tsy maintsy hametraka vato lehibe maromaro ianao ary handalotra ireo amin ' ny sokay .
DEU 27:3     Alignment score: 0.439 → 0.439
You must write on them all the words of this law when you have passed over , so that you may go into the land that Yahweh your God is giving you , a land flowing with milk and honey , just as Yahweh , the God of your ancestors , promised you .
Tsy maintsy soratanao
ao amin'ireo ny teny rehetra amin'ity lalàna ity rehefa tafita ianao , mba hiditra ao amin'ilay tany izay omen'i Yaveh anao ianao , dia tany tondra - dronono sy tantely , araka ny efa nampanantenain'i Yaveh , ilay Andriamanitr'ireo razambenao .
DEU 27:4     Alignment score: 0.44
When you have passed over the Jordan , set up these
stones that I am commanding you about today , on Mount Ebal , and plaster them with plaster .
Rehefa tafita ny Jordana ianareo , dia hatsangano ireo vato izay handidiako anareo androany , ao an - tendrombohitra Ebala , ary lalory sokay ireo .
DEU 27:5     Alignment score: 0.381 → 0.392
There you must build
an altar to Yahweh your God , an altar of stones ; but you must raise no iron tool to work the stones .
Ao no tsy maintsy hanorenanao alitara ho an'i Yaveh Andriamanitrao , alitara vita amin ' ny vato ; kanefa aza mampiasa fitaovana vy hiasana ireo vato .
DEU 27:6     Alignment score: 0.342 → 0.358
You must build
the altar of Yahweh your God of unworked stones ; you must offer burnt offerings on it to Yahweh your God ,
Vato tsy voapaika no tsy maintsy hanamboaranao ny alitaran'i Yaveh Andriamanitrao ; tsy maintsy hanao fanatitra dorana ho an'i Yaveh Andriamanitrao eo amin'io ianao ,
DEU 27:7     Alignment score: 0.412
and you will sacrifice fellowship offerings
and will eat there ; you will rejoice before Yahweh your God .
ary hanao sorona fanati - pihavanana ianao ka hihinana ao . Hiravoravo eo anatrehan'i Yaveh Andriamanitrao ianao .
DEU 27:8     Alignment score: 0.315 → 0.328
You will write on the stones all the words of this law . Write
them very plainly . "
Ho soratanao feno eo amin'ireo vato ireo ny teny rehetra amin'ity lalàna ity . "
DEU 27:9     Alignment score: 0.535
Moses and the priests , the Levites , spoke to all Israel and said , " Be silent and listen , Israel : Today you have become the people of Yahweh your God .
Mosesy sy ireo mpisorona , ary ireo Levita , niresaka tamin'ireo Israely rehetra , nanao hoe : " Mangina , ary mihainoa , ry Israely : Androany dia efa tonga vahoakan'i
Yaveh Andriamanitrao ianao .
DEU 27:10     Alignment score: 0.411
You must therefore obey the voice of Yahweh your God and obey his commandments and statutes that I am commanding you today . "
Noho izany dia tsy maintsy mankatò ny feon'i
Yaveh Andriamanitrao ianao , ary mankatò ireo didiny sy ny lalàny izay handidiako anao androany . "
DEU 27:11     Alignment score: 0.467
Moses commanded the people the same day and said ,
Tamin'io andro io ihany dia nandidy ny olona i Mosesy ary niteny hoe :
DEU 27:12     Alignment score: 0.583 → 0.583
" These tribes must stand on Mount Gerizim to bless the people after you have passed over the Jordan : Simeon , Levi , Judah , Issachar , Joseph , and Benjamin .
" Ireto foko ireto no tsy maintsy hitsangana eo an - tendrombohitra Gerizima mba hitso - drano ny olona rehefa tafita an'i Jordana ianareo : Simeona , Levy , Joda , Isakara , Josefa , ary Benjamina .
DEU 27:13     Alignment score: 0.546 → 0.624
These are the tribes that must stand on Mount Ebal to pronounce curses : Reuben , Gad , Asher , Zebulun , Dan , and Naphtali .
Ireto foko ireto no tsy maintsy hitsangana eo amin ' ny Tendrombohitra Ebala mba hanonona ozona : Roben , Gada , Asera , Zebolona , Dana , ary Naftaly .
DEU 27:14     Alignment score: 0.42 → 0.421
The Levites will answer and say to all the men of Israel in a loud voice :
Hamaly ireo Levita ary hiteny amin'ireo lehilahin'Israely rehetra amin ' ny feo avo hoe :
DEU 27:15     Alignment score: 0.391 → 0.396
' May the man be cursed who makes a a carved image or a cast metal figure , an abomination
to Yahweh , the work of the hands of a craftsman , and who sets it up in secret . ' Then all the people must answer and say , ' Amen . '
' Ho voaozona anie ny lehilahy izay manao sarin - javatra voasokitra na sarin - javatra an'idina , izay fahavetavetana amin'i Yaveh , ny asan ' ny tanan ' ny mpanao asa tanana , sy izay manangana izany mangingina . ' Ary ny vahoaka rehetra hamaly ary hilaza hoe : ' Amena . '
DEU 27:16     Alignment score: 0.426 → 0.43
' May the man be cursed who dishonors his father or his mother . ' Then all the people must say , ' Amen . '
' Ho voaozona anie ny lehilahy izay manao tsinontsinona ny rainy na ny reniny . ' Ary ny vahoaka rehetra hiteny hoe : ' Amena . '
DEU 27:17     Alignment score: 0.35 → 0.373
' May the man be cursed who removes his neighbor 's landmark . ' Then all the people must say , ' Amen . '
' Ho voaozona anie ny lehilahy izay mamindra ny mari - tanin
' ny mpiray vodirindrina aminy . ' Ary ny vahoaka rehetra hiteny hoe : ' Amena . '
DEU 27:18     Alignment score: 0.492 → 0.496
' May the man be cursed who misleads the blind on the road . ' Then all the people must say , ' Amen . '
' Ho voaozona anie ny lehilahy izay mamery lalana ny jamba . ' Ary ny vahoaka rehetra hiteny hoe : ' Amena . '
DEU 27:19     Alignment score: 0.456 → 0.458
' May the man be cursed who uses force to take away the justice due to a foreigner , fatherless , or widow . ' Then all the people must say , ' Amen . '
' Ho voaozona anie ny lehilahy izay mampiasa hery mba hahazoana ny rariny izay tokony ho an ' ny vahiny , ny kamboty , na ny mpitondratena . ' Ary ny vahoaka rehetra hiteny hoe : ' Amena . '
DEU 27:20     Alignment score: 0.366 → 0.368
' May the man be cursed who lies with his father 's wife , because he has taken away his father 's rights . ' Then all the people must say , ' Amen . '
' Ho voaozona anie ny lehilahy izay miara - mandry amin ' ny vadin
' ny rainy , satria nangalatra ny zon ' ny rainy izy . ' Ary ny vahoaka rehetra hiteny hoe : ' Amena . '
DEU 27:21     Alignment score: 0.338 → 0.342
' May the man be cursed who lies with any animal . ' Then all the people must say , ' Amen . '
' Ho voaozona anie ny lehilahy izay miara - mandry amin'izay mety ho karazam
- bibidia . ' Ary ny vahoaka rehetra hiteny hoe : ' Amena . '
DEU 27:22     Alignment score: 0.44 → 0.442
' May the man be cursed who lies with his sister , the daughter of his father , or with the daughter of his mother . ' Then all the people must say , ' Amen . '
' Ho voaozona anie ny lehilahy izay miara - mandry amin ' ny anabaviny , ny zanaka vavin
' ny rainy , na ny zanaka vavin ' ny reniny . ' Ary ny vahoaka rehetra hiteny hoe : ' Amena . '
DEU 27:23     Alignment score: 0.506 → 0.51
' May the man be cursed who lies with his mother-in-law . ' Then all the people must say , ' Amen . '
' Ho voaozona anie ny lehilahy izay miara - mandry amin ' ny rafozam - baviny . ' Ary ny vahoaka rehetra hiteny hoe : ' Amena . '
DEU 27:24     Alignment score: 0.436 → 0.439
' May the man be cursed who kills his neighbor secretly . ' Then all the people must say , ' Amen . '
' Ho voaozona anie ny lehilahy izay mamono mangingina ny mpiray
vodirindrina aminy . ' Ary ny vahoaka rehetra hiteny hoe : ' Amena . '
DEU 27:25     Alignment score: 0.376 → 0.379
' May the man be cursed who takes a bribe to kill an innocent person . ' Then all the people must say , ' Amen . '
' Ho voaozona anie ny lehilahy izay mandray kolikoly mba hamonoana ny olon
- tsy meloka . ' Ary ny vahoaka rehetra hiteny hoe : ' Amena . '
DEU 27:26     Alignment score: 0.46 → 0.463
' May the man be cursed who does not confirm the words of this law , that he will obey them . ' Then all the people must say , ' Amen . '
' Ho voaozona anie ny lehilahy izay tsy manamafy ireo tenin'ity lalàna ity , fa hankatò azy ireo izy . ' Ary ny vahoaka rehetra hiteny hoe : ' Amena . '
DEU 27     Average alignment score: 0.436 for 26 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DEU:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34