Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DEU:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34 


DEU 24:1     Alignment score: 0.271
When a man takes a wife and marries her , if she finds no favor in his eyes because he has found something shameful about her , then he must write her a certificate of divorce , put it into her hand , and send
her out of his house .
Raha misy lehilahy maka vady ka manambady azy , ary raha tsy mahita sitraka eo imasony ravehivavy satria nahita zavatra tsy nety taminy izy , dia tsy maintsy manoratra taratasy fanamarinana fisaraham - panambadiana aminy izy , apetrao eo am - pelatanany izany ary roahy ao an - tranony izy .


DEU 24:2     Alignment score: 0.338
When she has gone out of his house , she may go and be another man 's wife .
Rehefa niala tao amin ' ny tranony
izy , dia afaka mandeha sy ho vadin ' ny lehilahy hafa .
DEU 24:3     Alignment score: 0.378 → 0.395
If the second husband hates her and writes her a certificate of divorce , puts it into her hand , and sends her out of his house ; or if the second husband dies , the man who took her to be his wife
Raha mankahala azy ilay vadiny faharoa ka hanoratra taratasy fanamarinana fisaraham - panambadiana , dia apetraho eo am - pelatanany izany , ary roahy ao an - tranony
izy ; na raha maty ilay vadiny faharoa , ilay lehilahy izay naka azy ho vady
DEU 24:4     Alignment score: 0.326 → 0.358
then her former husband , the one who had first sent her away , may not take her again to be his wife , after she has become
unclean ; for that would be an abomination to Yahweh . You must not cause the land to become guilty , the land that Yahweh your God is giving you as an inheritance .
dia afaka tsy maka vady azy intsony ilay vadiny teo aloha , izay voalohany nandroaka azy , rehefa voaloto izy ; satria ho fahavetavetana amin'i Yaveh izany . Aza manao izay mahatonga ny tany ho meloka ianao , dia ilay tany izay omen'i Yaveh Andriamanitrao ho lova .
DEU 24:5     Alignment score: 0.17 → 0.184
When a man takes a new wife , he will not go to war with the army , neither may he be commanded to go on any forced duty ; he will be free to be at home for one year and will bring joy to his wife whom he has taken .
Raha misy lehilahy vao nampaka - bady
, dia tsy tokony handeha an'ady miaraka amin ' ny tafika izy , na baikoina handeha hanao asa an - terivozona ; ho afaka hipetraka ao ao an - tranony mandritry ny herin - taona ary hampifaly ny vadiny izay nampakariny izy .
DEU 24:6     Alignment score: 0.192 → 0.187
No man may take a mill or an upper millstone as a pledge , for that would be taking a person 's life
as a pledge .
Tsy misy lehilahy maka fikosoham - bary na ny vatony ambony ho antoka , satria izany dia maka ny ain'olona ho antoka .
DEU 24:7     Alignment score: 0.268 → 0.293
If a man is found
kidnapping any of his brothers from among the people of Israel , and treats him as a slave and sells him , that thief must die ; and you will remove the evil from among you .
Raha misy lehilahy tratra maka an - keriny ny iray amin'ireo rahalahiny izay eo amin ' ny vahoakan ' Israely , sy manao azy ho toy ny andevo ary hivarotra azy , dia tsy maintsy ho faty izany mpangalatra izany ; ary hanafaka ny ratsy eo aminao ianao .
DEU 24:8     Alignment score: 0.273 → 0.305
Be careful regarding any plague of leprosy , so that you carefully observe and follow every instruction given to you which the priests , the Levites , teach you ; as I commanded them , so you will act .
Mitandrema amin ' ny areti - mandringan ' ny habokana , mba hahafahanao manara - maso tsara sy manaraka ny toromarika rehetra izay nomena anareo sy izay nampianarin'ireo mpisorona , ireo Levita anareo ; araka ny nandidiako azy ireo , ka ho arahinareo .
DEU 24:9     Alignment score: 0.484
Call to mind what Yahweh your God did to Miriam as you were coming out of Egypt .
Tsarovy ny nataon'i
Yaveh Andriamanitrao tamin'i Miriama rehefa avy tany Egypta ianareo .
DEU 24:10     Alignment score: 0.251 → 0.251
When you make your neighbor any kind of loan , you must not go into his house to fetch his pledge .
Rehefa mampisambo - javatra ny mpiara - belona aminao ianao , dia aza miditra ao an - tranony
mba haka ny antokany .
DEU 24:11     Alignment score: 0.281 → 0.294
You will stand outside , and the man to whom you have lent will bring the pledge outside to you .
Hijoro ao ivelany
ianao , ary ilay lehilahy izay nampindraminao dia hitondra ilay antoka hivoaka eo aminao .
DEU 24:12     Alignment score: 0.336 → 0.376
If he is a poor man , you must not lie down with his pledge in your possession
.
Raha lehilahy mahantra izy , aza entina matory ho fanananao ny antokany .
DEU 24:13     Alignment score: 0.363
You must surely restore to him the pledge by the time the sun goes down , so that he may lie down in his cloak and bless you ; it will be righteousness for you before Yahweh your God .
Fa tsy maintsy averinao
any aminy ilay antoka amin ' ny fotoana hilentehan ' ny masoandro , mba hahafahany matory ao anaty lambany ary hitahiany anao ; ho fahamarinana ho anao eo anatrehan'i Yaveh Andriamanitrao izany .
DEU 24:14     Alignment score: 0.311 → 0.321
You must not oppress a hired servant who is poor and needy , whether he is of your fellow Israelites or of the foreigners
who are in your land within your city gates .
Aza mampahory ny mpanompo nokaramaina izay mahantra sy ao anatin ' ny tsy fahampiana , na zanak'ireo Israelita namanao , na ireo vahiny izay ao amin ' ny tany izay ao am - bavahadin ' ny tanànanao ;
DEU 24:15     Alignment score: 0.287
Each day you must give him his wage ; the sun must not go down on this unsettled matter , for he is poor and is counting on it . Do this so that he does not cry out against you to Yahweh , and so that it not be a sin that you have committed .
omeo azy isan'andro ny karamany
; aza avela ho tratry ny masoandro milentika izany , satria mahantra izy ary miandrandra izany . Ataovy izany mba tsy hitarainany any amin'i Yaveh ny aminao , ary mba tsy ho fahotana ho anao izany .
DEU 24:16     Alignment score: 0.306 → 0.306
The parents must not be put to death for their children , neither must the children be put to death for their parents . Everyone must be put to death for his own sin .
Ny ray aman - dreny dia tsy tokony ho vonoina noho ireo zanany , na ny zanaka
ho vonoina noho ireo ray aman - dreniny . Fa kosa , ny tsirairay avy dia tsy maintsy vonoina nohon ' ny fahotany manokana .
DEU 24:17     Alignment score: 0.342 → 0.355
You must not twist the justice that is due the foreigner or the fatherless , nor take the widow 's cloak as a pledge .
Tsy tokony hampiasa hery ianao mba hanalana ny rariny amin ' ny vahiny na ny kamboty , na haka ny lamban ' ny mpitondratena ho antoka .
DEU 24:18     Alignment score: 0.357 → 0.379
Remember that you were a slave in Egypt , and that Yahweh your God rescued you from there . Therefore I instruct you to obey this command .
Fa kosa , tsarovy fa ianao dia andevo tany Egypta , ary Yaveh Andriamanitrao no namonjy anao tany . Noho izany mananatra anao hankatoa
izany didy izany aho .
DEU 24:19     Alignment score: 0.355 → 0.373
When you reap your harvest in your field , and if you have forgotten an omer of grain in the field , you must not go back to get it ; it must be for the foreigner , for the fatherless , or for the widow , so that Yahweh your God may bless you in all the work of your hands .
Raha mijinja ny vokatrao
any amin ' ny sahanao ianao , ary raha nanadino amboara iray tany an - tsaha , dia aza miverina maka izany ; avelao ho an ' ny vahiny , ho an ' ny kamboty ary ho an ' ny mpitondratena izany , mba hitahian'i Yaveh Andiamanitrao anao amn ' ny asan ' ny tananao rehetra .
DEU 24:20     Alignment score: 0.327 → 0.339
When you beat the olives off your olive tree , you must not go over the branches again ; it will be for the foreigner , for the fatherless , or for the widow .
Rehefa manintsana ny hazo olivanao ianao , dia aza mamerina mitsimpona ireo eny amin ' ny sampany intsony ; ho an ' ny vahiny , ho an ' ny kamboty , ary ho an ' ny mpitondratena izany .
DEU 24:21     Alignment score: 0.407 → 0.407
When you gather the grapes of your vineyard , you must not glean it again . What is left over will be for the foreigner , for the fatherless , and for the widow .
Rehefa manangona ny voaloboka eny amin ' ny tanim - boalobokao
ianao , dia aza mitsimpona izany intsony . Fa izay sisa tavela dia ho an ' ny vahiny , ho an ' ny kamboty , ary ho an ' ny mpitondratena .
DEU 24:22     Alignment score: 0.381 → 0.382
You must call to mind that you were a slave in the land of Egypt ; therefore I instruct you to obey this command .
Tsarovy fa andevo tany
amin ' ny tany Egypta ianao ; noho izany mananatra anao hankato izany didy izany aho .
DEU 24     Average alignment score: 0.323 for 22 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DEU:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34