Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DEU:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34 


DEU 7:1     Alignment score: 0.55
When Yahweh your God brings you into the land that you go to possess , he will drive out many nations before you the Hittites , the Girgashites , the Amorites , the Canaanites , the Perizzites , the Hivites , and the Jebusites seven nations greater and mightier than you .
Rehefa nentin'i
Yaveh Andriamanitrao tany amin ' ny tany izay ho fanananao ianao , dia handroaka firenena maro hiala eo anoloanao Izy ireo Hetita , ireo Girgasita , ireo Amorita , ireo Kananita , ireo Perizita , ireo Hivita , ary ireo Jebosita firenena lehibe fito sy mahery kokoa noho ianao .


DEU 7:2     Alignment score: 0.355
It is Yahweh your God who gives them over to you when you defeat them , and then you must completely destroy them . You will make no covenant with them , and show them no mercy .
Izany dia Yaveh Andriamanitrao izay manolotra azy ireo ho anao rehefa mandresy azy ireo ianao , ary tsy maintsy mamotika tanteraka azy ireo ianao . Tsy hanao fifanekena amin'izy ireo ianao , ary tsy haneho famindram - po amin'izy ireo .
DEU 7:3     Alignment score: 0.24 → 0.259
Neither will you arrange any marriages with them . You will not give your daughters
to their sons , and you will not take their daughters for your sons .
Na koa hikarakara fanambadiana amin'izy ireo ianao . Tsy hanome ny zanakao vavy ho an ' ny zanak'izy ireo lahy ianao , ary tsy haka ny zanak'izy ireo vavy ho an ' ny zanakao lahy ianao .
DEU 7:4     Alignment score: 0.329
For they will turn away your sons from following me , so that they may worship other gods . So the anger of Yahweh will be kindled against you , and he will destroy you quickly .
Satria izy ireo dia hampivily lalana
ny zanakao ny amin ' ny fanarahana Ahy , mba hahafahan'izy ireo manompo andriamanitra hafa . Noho izany dia hirehitra aminareo ny hatezeran'i Yaveh , ary handringana anareo faingana Izy .
DEU 7:5     Alignment score: 0.217 → 0.243
This is how you will deal with them : You will break down their altars , dash their stone pillars in pieces , cut down their Asherah poles , and burn their cast idols .
Izao no tokony hifanarahanao amin'izy ireo : hamotika ny alitaran'izy ireo ianareo , hamotika ny tsangam - baton'izy ireo ianareo , hanapaka ny baon'Aserahan'izy ireo , ary handoro ireo sampy voasokitr'izy ireo .
DEU 7:6     Alignment score: 0.309
For you are a nation that is set apart to Yahweh your God . He has chosen you to be a people for him to possess , more than all the other peoples that are on the face of the earth .
Satria ianao dia firenena izay voatokana ho an'i Yaveh Andriamanitrao . Dia nifidy anao mba ho vahoakany
, mihoatra noho ireo vahoaka hafa rehetra eran'izao tontolo izao Izy .
DEU 7:7     Alignment score: 0.26 → 0.277
Yahweh did not set his love upon you or choose
you because you were more in number than any people for you were the fewest of all peoples
Tsy nametraka ny fitiavany teo aminareo na nisafidy anareo nohon ' ny hamaroan'isanareo noho ny vahoaka hafa i Yaveh satria ianareo no vitsy indrindra tamin'ireo vahoaka rehetra
DEU 7:8     Alignment score: 0.41 → 0.41
but because he loves you , and he wished to keep the oath that he had sworn to your fathers . This is why Yahweh has brought you out with a mighty hand and redeemed you out of the house of bondage , from the hand of Pharaoh , king of Egypt .
fa satria tiany anareo , ary naniry ny hitàna ny fianianana izay nampanantenainy
tamin'ireo razanareo Izy . Izany no nahatonga an'i Yaveh nitondra anareo nivoaka tamin ' ny tanana mahery ary nanafaka anareo tao amin ' ny trano fanandevozana , teo an - tanan'i Farao , mpanjakan'i Egypta .
DEU 7:9     Alignment score: 0.331
Therefore know that Yahweh your God he is God , the faithful God , who keeps covenants
and faithfulness for a thousand generations with those who love him and keep his commandments ,
Noho izany dia fantaro fa Yaveh Andriamanitrao Izy no Andriamanitra , ilay Andriamanitra mahatoky , izay mitàna ireo fanekena sy fahatokiana ho an ' ny taranaka an'arivony miaraka amin'ireo izay tia azy sy mitandrina ireo didiny ,
DEU 7:10     Alignment score: 0.255 → 0.276
but repays those
who hate him to their face , to destroy them ; he will not be lenient on whoever hates him ; he will repay him to his face .
fa sazio eny amin ' ny tavany ireo izay mankahala Azy , mba hanimbana azy ireo ; tsy handefitra amin'ireo izay mankahala Azy Izy ; hamaly azy eo anatrehany izy .
DEU 7:11     Alignment score: 0.203 → 0.199
You will therefore keep the commandments
, the statutes , and the decrees that I command you today , so that you will do them .
Noho izany ianao dia hitandrina ireo baiko , ireo lalàna , ary ireo didy izay nodidiko ho ataonao anio , ka hampiatra ireo ianao
DEU 7:12     Alignment score: 0.311
If you listen to these
decrees , and keep and do them , it will happen that Yahweh your God will keep with you the covenant and the faithfulness that he swore to your fathers .
Raha mihaino ireo lalàna ianao , ary mitandrina sy manao izany , dia hitandro ny fanekena sy ny fahatokiana izay nampanantenainy tamin ' ny razanao Yaveh Andriamanitrao .
DEU 7:13     Alignment score: 0.29
He will love you , bless you , and multiply you . He will bless the fruit of your womb , the fruit of your ground your grain , your new wine , and your oil the calves of your herds and the young of your flocks in the land that he swore to your fathers to give you .
Hitia anareo Izy , hitahy anareo , ary hampitombo isa anareo ; hitahy ny vokatry ny vatanareo sy ny vokatry ny taninareo , ny varinareo , ny divay vaovaonareo , sy ny menakareo , ny fitombon'ireo biby fiompinareo sy ireo zanak'ondry aman'osinareo , ao amin ' ny tany izay nampanantenainy tamin'ireo razanareo fa homeny anareo .
DEU 7:14     Alignment score: 0.285 → 0.284
You will be blessed more than all other peoples ; there will not be a childless male or a barren female among you or among your livestock .
Ho voatahy kokoa noho ireo olona hafa rehetra ianao ; tsy hisy lehilahy momba na vehivavy momba eo aminareo na eo amin ' ny biby fiompinareo .
DEU 7:15     Alignment score: 0.295 → 0.32
Yahweh will take away from you all sickness ; none of the evil diseases of Egypt that you have known will he put on you , but he will put them on all those who hate you .
Hanala ny aretina rehetra aminao i Yaveh ; tsy hataony mahazo anao ireo aretin
- dratsin'i Egypta fantatrao , fa ho ataony amin'ireo rehetra izay mankahala anao izany .
DEU 7:16     Alignment score: 0.305
You will consume all the peoples whom Yahweh your God will give
over to you , and your eye will not pity them . You will not worship their gods , for that will be a trap for you .
Handringana ny vondron'olona rehetra izay hanomezan'i Yaveh Andriamanitrao fandresena anao ianao , ary tsy hiantra azy ireo ny masonao . Tsy hanompo ny andriamanitr'izy ireo ianao , satria ho fandrika ho anao izany .
DEU 7:17     Alignment score: 0.313 → 0.315
If you say in your heart , ' These
nations are more numerous than I ; how can I dispossess them ? '
Raha milaza ao am - ponao ianao hoe : " Maro an'isa noho izaho ireo firenena ireo ; ahoana no handreseko ireo ? "
DEU 7:18     Alignment score: 0.519
do not be afraid of them ; you will call to mind what Yahweh your God did to Pharaoh and to all Egypt ;
aza matahotra azy ireo ; hahatsiaro izay nataon'i Yaveh Andriamanitrao tamin'i Farao sy Egypta rehetra ianao ;
DEU 7:19     Alignment score: 0.396 → 0.397
the great sufferings
that your eyes saw , the signs , the wonders , the mighty hand , and the outstretched arm by which Yahweh your God brought you out . Yahweh your God will do the same to all the peoples whom you fear .
ireo fijaliana be izay hitan ' ny masonao , ireo famantarana , ireo fahagagana , ny tanana mahery , sy sandry mitsotra izay nitondran'i Yaveh anao nivoaka . Yaveh Andriamanitrao dia hanao toy izany koa amin'ireo vahoaka rehetra izay hatahoranao .
DEU 7:20     Alignment score: 0.329 → 0.328
Moreover , Yahweh your God will send the hornet among them , until those
who are left and who hide themselves from you perish from your presence .
Fanampin'izany , Yaveh Andriamanitrao dia handefa ny fanenitra eo amin'izy ireo , mandra - paharingan'ireo sisa tavela sy izay manafina ny tenany aminao amin ' ny fanatrehanao .
DEU 7:21     Alignment score: 0.331
You will not be frightened at them , for Yahweh your God is among you , a great and fearsome God .
Tsy hatahotra azy ireo ianao , satria Yaveh Andriamanitrao dia eo aminao , Andriamanitra lehibe sy hatahorana
.
DEU 7:22     Alignment score: 0.265 → 0.28
Yahweh your God will drive out those
nations before you little by little . You will not defeat them all at once , or the wild animals would become very many around you .
Yaveh Andriamanitrao dia handroaka tsikelikely ireo firenena eo anoloanao . Tsy haharesy azy rehetra indray miaraka ianao , fandrao hiamaro ireo bibi - dia hanodidina anao .
DEU 7:23     Alignment score: 0.419 → 0.419
But Yahweh your God will give you victory over them when you meet them in battle ; he will greatly confuse them until they are destroyed .
Fa Yaveh Andriamanitrao dia hanome fandresena ho anao amin'izy ireo rehefa hiady amin'izy ireo ianao ; hampivarahontsana azy ireo Izy mandra - paharingan'izy ireo .
DEU 7:24     Alignment score: 0.289 → 0.289
He will put their kings under your power , and you will make their name perish from under heaven . No one will be able to stand before you , until you have destroyed them .
Ho ataony eo ambany fahefanao
ireo mpanjakan'izy ireo , ka hahafoana ny anaran'izy ireo amin ' ny ambany lanitra ianao . Tsy hisy afaka hitsangana manoloana anao , mandra - paharinganao azy ireo .
DEU 7:25     Alignment score: 0.376 → 0.387
You will burn the carved figures of their gods do not covet the silver or the gold that covers them and take it for yourself , because if you do , you will become
trapped by it for it is an abomination to Yahweh your God .
Handoro ireo sary sokitr'ireo andriamanitr'izy ireo ianareo aza mitsiriritra ny volafotsy na ny volamena izay mandrakotra azy ireo ka maka izany ho an ' ny tenanareo , satria raha manao izany ianareo , dia ho voafandrik'izany satria fanevatevana an'i Yaveh Andriamanitrareo izany .
DEU 7:26     Alignment score: 0.209 → 0.229
You will not bring any abomination
into your house and start to worship it . You will utterly detest and abhor it , for it is set apart for destruction .
Tsy hitondra fahavetavetana ao an - tranonao ianao ka hanomboka hanompo izany . Hankahala izany tokoa ianao , satria efa voatokana ho an ' ny faharavàna izany .
DEU 7     Average alignment score: 0.335 for 26 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DEU:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34