Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36 


NUM 14:1     Alignment score: 0.487 → 0.489
That night all the community wept loudly .
Tamin'izany alina izany dia nitomany mafy ny fiangonana rehetra .


NUM 14:2     Alignment score: 0.423 → 0.431
All the people of Israel criticized Moses and Aaron . The whole community said to them , " We wish we had died
in the land of Egypt , or here in this wilderness !
Nitsikera an'i Mosesy sy Arona ny vahoakan'Israely rehetra . Hoy ny fiangonana manontolo tamin'izy ireo : " Naleonay maty tany amin ' ny tany Egypta , na eto amin'ity efitra ity !
NUM 14:3     Alignment score: 0.319 → 0.355
Why did Yahweh bring us to this land to die by the sword ? Our wives and our little ones will become victims . Is it not better for us to return to Egypt ? "
Nahoana no nitondra anay tamin'ity tany ity mba ho fatin - tsabatra Yaveh ? Hanjary ho lasibatra amin'izany ny vadinay
sy ny zanakay . Moa ve tsy tsara ho anay ny miverina any Egypta ? "
NUM 14:4     Alignment score: 0.396
They said to one another , " Let us choose another leader , and let us return to Egypt . "
Nifampiteny izy ireo hoe : " Ndeha isika hifidy mpitarika hafa , ka ndeha isika hiverina any Egypta . "
NUM 14:5     Alignment score: 0.245 → 0.287
Then Moses and Aaron lay facedown before all the assembly of the community of the people of Israel .
Dia niankohoka tamin ' ny tavany
teo anoloan ' ny fivorian ' ny fiangonan ' ny vahoakan'Israely rehetra i Mosesy sy Arona .
NUM 14:6     Alignment score: 0.485 → 0.526
Joshua son of Nun and Caleb son of Jephunneh , who were some of those
sent to examine the land , tore their clothes .
Nandrovitra ny fitafian'izy ireo i Josoa zanak'i Nona sy Kaleba zanak'i Jefone , izay sasany tamin'ireo nalefa mba hisafo ny tany .
NUM 14:7     Alignment score: 0.232 → 0.28
They spoke to all the community of the people of Israel . They said , " The land that we passed through and examined is a very good land .
Niteny tamin ' ny fiangonan
' ny vahoakan'i Israely rehetra izy ireo . Hoy izy ireo : " Ny tany izay nandehananay sy nosafoinay dia tany soa tokoa .
NUM 14:8     Alignment score: 0.375 → 0.378
If Yahweh is pleased with us , then he will take us into this land and give it to us . The land flows with milk and honey .
Raha mankasitraka antsika Yaveh , dia hitondra antsika any amin'izany tany izany sy hanome izany ho antsika Izy . Dia tany tondra - dronono sy tantely .
NUM 14:9     Alignment score: 0.353 → 0.354
But do not rebel against Yahweh , and do not fear the people in the land , for they are bread to us . Their protection will be removed from them , because Yahweh is with us . Do not fear them . "
Nefa aza mikomy amin'i Yaveh , ary aza matahotra ny mponin
' ny tany . Handevona azy ireo mora foana tahaka ny hanina isika . Ho esorina amin'izy ireo ny fiarovana azy ireo , satria momba antsika Yaveh . Aza matahotra azy ireo . "
NUM 14:10     Alignment score: 0.435
Then all the congregation said to stone them with stones . But the glory of Yahweh appeared at the tent of meeting to all the people of Israel .
Fa nandrahona hitora - bato
hamono azy ireo ny fiangonana rehetra . Dia niseho tao amin ' ny trano - lay fihaonana tamin ' ny vahoakan'Israely rehetra ny voninahitr'i Yaveh .
NUM 14:11     Alignment score: 0.373 → 0.376
Yahweh said to Moses , " How long must this people despise me ? How long must they fail to trust me , despite all the signs of my power that I have done among them ?
Hoy Yaveh tamin'i Mosesy : " Mandra - pahoviana no hanaovan'ity vahoaka ity tsinontsinona Ahy ? Mandra - pahoviana no tsy hatokian'izy ireo Ahy , na dia teo aza ireo famantarana ny heriko rehetra izay efa nataoko teo amin'izy ireo ?
NUM 14:12     Alignment score: 0.318 → 0.348
I will attack them with plague , disinherit them , and make from your own clan a nation that will be greater and mightier than they are . "
Hamely azy ireo amin ' ny areti - mandringana Aho , tsy hampandova azy ireo , ary hanangana firenena izay ho lehibe sy mahery noho izy ireo avy amin ' ny fokonao ihany Aho . "
NUM 14:13     Alignment score: 0.475
Moses said to Yahweh , " If you do this , then the Egyptians will hear about it , because you rescued this people from them by your power .
Hoy Mosesy tamin'i Yaveh : " Raha manao izany Ianao , dia handre ny momba izany ny Egyptiana , satria efa namonjy ity vahoaka ity tamin'izy ireo tamin ' ny herinao
Ianao .
NUM 14:14     Alignment score: 0.349 → 0.357
They will tell it to this land 's inhabitants . They have heard that you , Yahweh , are present with this people , because you are seen face to face . Your cloud stands over our people . You go before them in a pillar of cloud by day and in a pillar of fire by night .
Hilaza izany amin'ireo mponin'ity tany ity izy ireo . Efa ren'izy ireo fa Ianao , Yaveh , no miaraka amin'ity vahoaka ity , satria efa hita nifanatri - tava Ianao . Nijoro teo amin ' ny vahoakanay ny rahonao
. Nialoha azy ireo tamin ' ny andry rahona Ianao ny andro ary tamin ' ny andry afo ny alina .
NUM 14:15     Alignment score: 0.337
Now if you kill this people as one man , then the nations that have heard this report about you will say ,
Ankehitriny raha mamono ity vahoaka ity tahaka ny olona iray Ianao , dia hiteny ireo firenena izay nandre ny lazanao
ka hanao hoe :
NUM 14:16     Alignment score: 0.381
' Because Yahweh could not take this people into the land that he swore to give them , he has killed them in the wilderness . '
' Satria tsy nahavita nitondra ity vahoaka ity tany
amin ' ny tany izay nianianany homena azy ireo Yaveh , dia novonoiny tany an'efitra izy ireo . '
NUM 14:17     Alignment score: 0.339
Now , I beg you , may the power of my Lord be great . For you have said ,
Ankehitriny , mitalaho Aminao aho , ampiasao ny herinao
lehibe . Fa efa nilaza Ianao hoe :
NUM 14:18     Alignment score: 0.318 → 0.318
' Yahweh is slow to anger and abounding in steadfast love . He forgives iniquity and transgression . He will by no means clear the guilty when he brings the punishment of the ancestors ' sin on their descendants , to the third and fourth generation . '
' Tsy malaky
tezitra Yaveh ary tsy mivadi - panekena . Mamela heloka sy fahotana Izy . Tsy mba manamarina ny meloka Izy fa mamaly ny fahotan ' ny razambe amin ' ny taranak'izy ireo , dia amin ' ny taranaka fahatelo sy fahefatra . '
NUM 14:19     Alignment score: 0.268 → 0.288
Pardon , I plead with you , this people 's iniquity because of the greatness of your covenant faithfulness , just as you have always forgiven this people from the time they were in Egypt until now . "
Mamelà , mitalaho Aminao aho , ny fahotan'ity vahoaka ity nohon ' ny halehiben ' ny famindram - ponao , tahaka ny efa namelanao mandrakariva ity vahoaka ity nanomboka tamin ' ny fotoana naha - tany Egypta azy ireo mandraka ankehitriny . "
NUM 14:20     Alignment score: 0.377
Yahweh said , " I have pardoned them in keeping with your request ,
Hoy Yaveh : " Efa namela azy ireo amin ' ny fanatanterahana ny fangatahanao
Aho ,
NUM 14:21     Alignment score: 0.369
but truly , as I live , and as all the earth will be filled with my glory ,
nefa marina tokoa , raha velona koa Aho , ary raha ho feno ny voninahitro
koa ny tany rehetra ,
NUM 14:22     Alignment score: 0.449
all those
people who saw my glory and the signs of power that I did in Egypt and in the wilderness they have still tested me these ten times and have not listened to my voice .
ireo olona rehetra izay nahita ny voninahitro sy ny famantarana ny hery izay nataoko tany Egypta sy tany an'efitra ireo dia mbola naka fanahy Ahy izay impolo izay izy ireo ary tsy nihaino ny feoko .
NUM 14:23     Alignment score: 0.31 → 0.337
So I say that they will certainly not see the land about which I made an oath to their ancestors . Not one of them who despised me will see it ,
Koa milaza Aho fa tsy hahita ny tany izay efa nianianako tamin'ireo razambeny tokoa izy ireo . Tsy hisy na iray amin'ireo izay nanao tsinontsinona Ahy hahita izany ,
NUM 14:24     Alignment score: 0.327 → 0.347
except for my servant Caleb , because he has a different spirit and follows me wholeheartedly . I will bring him into the land where he had gone , and his descendants will take possession
of it .
afa - tsy i Kaleba mpanompoko , satria manana fanahy hafa izy . Efa nanaraka Ahy tanteraka izy ; dia hitondra azy ao amin ' ny tany izay nandehanany hosafoina Aho . Haka izany ho fananany ireo taranany .
NUM 14:25     Alignment score: 0.539 → 0.548
( Now the Amalekites and Canaanites lived in the valley . ) Tomorrow turn and go to the wilderness by the way of the Sea of Reeds . "
( Ary ireo Amalekita sy Kananita dia nonina tany
an - dohasaha . ) Miverena ka mandehana any an'efitra amin ' ny lalana mankany amin ' ny Ranomasina Mena rahampitso . ' "
NUM 14:26     Alignment score: 0.524
Yahweh spoke to Moses and to Aaron . He said ,
Niteny tamin'i Mosesy sy Arona Yaveh . Hoy Izy :
NUM 14:27     Alignment score: 0.226 → 0.23
" How long must I tolerate this evil community that criticizes me ? I have heard the complaining of the people of Israel against me .
" Mandra - pahoviana no handeferako ity fiangonana ratsy izay manakihana Ahy ity ? Efa reko ny fitarainan ' ny vahoakan
' ny Israely ny Amiko .
NUM 14:28     Alignment score: 0.196 → 0.225
Say to them , ' As I live this is Yahweh 's declaration as you have spoken in my hearing , I will do this to you :
Lazao amin'izy ireo hoe : ' Raha velona koa Aho ' , hoy Yaveh , ' araka ny nolazainareo teo an - tsofiko , no hanaovako izao aminareo Aho :
NUM 14:29     Alignment score: 0.333 → 0.356
Your dead
bodies will fall in this wilderness , all you who complained against me , you who were counted in the census , the whole number of the people from twenty years old and upward .
Hiampatra any an'efitra ny fatinareo , dia ianareo rehetra izay nitaraina ny Amiko , ianareo izay voaisa tamin ' ny fanisam - bahoaka , ny fitambaran'isan ' ny olona roapolo taona no ho miakatra .
NUM 14:30     Alignment score: 0.473 → 0.472
You will certainly not go into the land that I promised to make your home , except Caleb son of Jephunneh and Joshua son of Nun .
Tsy hiditra any amin ' ny tany izay nampanantenaiko hataonareo fonenana tokoa ianareo , afa - tsy Kaleba zanak'i Jefone sy Josoa zanak'i Nona .
NUM 14:31     Alignment score: 0.171
But your little ones who you said would be victims , I will take them into the land . They will experience the land that you have rejected !
Nefa ny zanakareo izay lazainareo fa ho lasibatra , dia ho entiko miditra ao amin ' ny tany izy ireo . Hiaina any amin ' ny tany izay nolavinareo izy ireo !
NUM 14:32     Alignment score: 0.23 → 0.282
As for you , your dead
bodies will fall in this wilderness .
Ary ny aminareo , hiampatra any an'efitra ny fatinareo .
NUM 14:33     Alignment score: 0.418 → 0.424
Your children will be shepherds
in the wilderness for forty years . They must bear the punishment for your acts of rebellion until the end of your corpses in the wilderness .
Ho mpiandry ondry any an'efitra mandritra ny efapolo taona ireo zanakareo . Tsy maintsy hizaka ny vokatry ny asa fikomianareo mandra - pahafatinareo any an'efitra izy ireo .
NUM 14:34     Alignment score: 0.306 → 0.326
According to the number of the days during which you examined the land , forty days , you will bear the punishment for your sins for forty years , one year for every day , and you will know my opposition .
Tahaka ny isan ' ny andro izay nisafoanareo ny tany efapolo andro , dia tsy maintsy hizaka ny vokatry ny fahotanareo mandritra ny efapolo taona toy izany koa ianareo herintaona ho an ' ny iray andro , dia ho fantatrareo hoe ahoana izany ho fahavaloko izany .
NUM 14:35     Alignment score: 0.31
I , Yahweh , have spoken . I will certainly do this to all this evil community that is gathered together against me . They will be completely cut off in this wilderness , and here they will die . ' "
Izaho , Yaveh , no efa niteny . Hataoko ho an'ity fiangonana ratsy izay miara - miangona hanohitra Ahy ity tokoa izany . Hofongorina tanteraka izy ireo , ka ho faty eto . ' "
NUM 14:37     Alignment score: 0.164 → 0.193
these
men who had brought out a bad report about the land were struck down , and they died of a plague before Yahweh .
dia matin ' ny areti - mandringana teo anatrehan'i Yaveh avokoa . Ireo dia ny lehilahy izay niverina ka nitati - dratsy momba ny tany . Izany no nampitaraina ny fiangonana rehetra ny amin'i Mosesy .
NUM 14:38     Alignment score: 0.456 → 0.458
Of those men who had gone to spy out the land , only Joshua son of Nun and Caleb son of Jephunneh remained alive
.
Amin'ireo lehilahy izay nandeha mba hijery ny tany , dia i Josoa zanak'i Nona sy Kaleba zanak'i Jefone ihany no ho sisa velona .
NUM 14:39     Alignment score: 0.426 → 0.426
When Moses reported these
words to all the people of Israel , they mourned very deeply .
Rehefa nitatitra ireo teny ireo tamin ' ny vahoakan ' ny Israely rehetra i Mosesy , dia nalahelo mafy izy ireo .
NUM 14:40     Alignment score: 0.411 → 0.41
They rose up early in the morning and went to the top of the mountain
and said , " Look , we are here , and we will go to the place that Yahweh has promised , for we have sinned . "
Nifoha maraim - be izy ireo ka nankany an - tampon - tendrombohitra ary nanao hoe : " Indro , indreto izahay , ary handeha ho any amin ' ny toerana izay nampanantenain'i Yaveh , fa efa nanota izahay . "
NUM 14:41     Alignment score: 0.523
But Moses said , " Why are you now violating Yahweh 's command ? You will not succeed .
Nefa hoy Mosesy : " Nahoana ianareo no mandika ny didin'i Yaveh ankehitriny ? Tsy hahomby ianareo .
NUM 14:42     Alignment score: 0.336 → 0.336
Do not go , because Yahweh is not with you to prevent you from being defeated by your enemies .
Aza mandeha , satria tsy momba anareo hanakana anareo tsy ho resin ' ny fahavalonareo Yaveh .
NUM 14:43     Alignment score: 0.473 → 0.473
The Amalekites and Canaanites are there , and you will die by the sword because you turned back from following Yahweh . So he will not be with you . "
Any ireo Amalekita sy ireo Kananita , ka ho fatin - tsabatra ianareo satria efa nihodina tamin ' ny fanarahana an'i Yaveh ianareo . Koa tsy homba anareo Izy . "
NUM 14:44     Alignment score: 0.386 → 0.421
But they arrogantly went up into the hill country ; however , neither Moses nor the ark of the covenant of Yahweh left the camp .
Nefa nahasahisahy niakatra tany amin ' ny tany havoana izy ireo ; na izany aza , dia tsy niala tao an - toby na i Mosesy na ny fiaran ' ny faneken'i
Yaveh .
NUM 14:45     Alignment score: 0.497
Then the Amalekites came down , and also the Canaanites who lived on those hills . They attacked the Israelites and beat them down all the way to Hormah .
Dia nidina ireo Amalekita , sy ireo Kananita izay nonina tao amin'ireo havoana ireo koa . Nanafika ireo Israelita sy nandresy azy ireo teny
an - dalana mankany Horma rehetra izy ireo .
NUM 14     Average alignment score: 0.375 for 44 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36