Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36 


NUM 35:1     Alignment score: 0.672
Yahweh spoke to Moses on the plains of Moab by the Jordan at Jericho and said ,
Ary Yaveh niteny tamin'i Mosesy teo amin ' ny tany
hain'i Moaba teo akaikin ' ny Jordana tao Jeriko ka nanao hoe :


NUM 35:2     Alignment score: 0.31 → 0.322
" Command the people of Israel to give some of their own shares of the inheritance that they possess to the Levites . They must give them cities to live
in and pastureland surrounding those cities .
" Mandidia ny vahoakan ' ny Israely mba hanome ny sasany amin'ireo zara - taniny ho an'ireo Levita . Aoka hanome azy ireo tanàna mba honenany sy tany firaofam - bilona manodidina ireo tanàna ireo izy ireo .
NUM 35:3     Alignment score: 0.31 → 0.323
The Levites will have these
cities to live in . The pastureland will be for their cattle , their flocks , and all their other animals .
Hahazo izany tanàna izany mba ho fonenany ireo Levita . Ny firaofam - bilona dia ho an ' ny biby fiompiny , ny ondry aman'osiny , ary ireo bibiny rehetra .
NUM 35:4     Alignment score: 0.366 → 0.411
The pasturelands around the cities that you will give to the Levites must extend from the city walls for one thousand cubits in every direction .
Ny firaofam - bilona
manodidina ny tanàna izay homenao ireo Levita dia hihitatra arivo hakiho manomboka eo amin ' ny mandan ' ny tanàna isaky ny lalana rehetra .
NUM 35:5     Alignment score: 0.585
You must measure two thousand cubits from outside the city on the east side , and two thousand cubits to the south side , two thousand cubits to the west side , and two thousand cubits to the north side . This will be the pasturelands for their cities . The cities will be in the center .
Handrefy roa arivo hakiho eo ivelan
' ny tanàna amin ' ny lafiny atsinanana ianao , ary roa arivo hakiho amin ' ny lafiny atsimo , roa arivo hakiho amin ' ny lafiny andrefana , ary roa arivo hakiho amin ' ny lafiny avaratra . Ho firaofam - bilona ho an'ireo tanànany izany . Ny tanàna dia ho eo afovoany .
NUM 35:6     Alignment score: 0.314 → 0.289
Six of the cities that you will give to Levites must serve as cities of refuge . You must provide these
as places to which a person who has killed someone can flee . Also provide forty - two other cities .
Ny enina amin'ireo tanàna izay homenao ireo Levita dia atokana ho tanàna fialofana . Aoka homenareo ho toerana hahafahan'ireo olona izay namono olona mandositra ireo . Hanome tanàna roa amby efa - polo hafa ihany koa .
NUM 35:7     Alignment score: 0.378 → 0.328
The cities that you give
to the Levites will total forty - eight . You must give their pasturelands with them .
Ny tanàna izay nomenao ireo Levita dia hiisa valo amby efa - polo . Aoka homenao azy ireo miaraka amin ' ny firaofam - bilony izany .
NUM 35:8     Alignment score: 0.15 → 0.158
As for the cities which you will give from the possession
of the children of Israel , from tribes with many you shall take many , and from tribes with few you shall take few . Every tribe according to its inheritance shall give some of his cities to the Levites . "
Ny foko lehiben ' ny vahoakan'Israely , ny foko izay manana tany bebe kokoa , dia tsy maintsy hanome tanàna bebe kokoa . Ny foko kely hanome tanàna kely . Ny foko tsirairay dia tsy maintsy hamatsy ho an'ireo Levita araka ny fizarana izay efa noraisiny avy . "
NUM 35:9     Alignment score: 0.313
Then Yahweh spoke to Moses and said ,
Dia niteny tamin'i Mosesy i Yaveh ka nanao hoe :
NUM 35:10     Alignment score: 0.495
" Speak to the people of Israel and say to them , ' When you cross over the Jordan into the land of Canaan ,
" Mitenena amin'ireo vahoakan
' ny Israely ary lazao azy ireo hoe : ' Rehefa miampita eo amin'i Jordana ho any amin ' ny tany Kanana ianareo ,
NUM 35:11     Alignment score: 0.319
then you must choose cities to serve as cities of refuge for you , a place to which a person who has killed someone unintentionally may flee .
dia aoka hifidy tanàna hanompo toy ny tanàna fialofana ho anao , toerana handosirana ho an'izay
namono olona tsy nahy .
NUM 35:12     Alignment score: 0.282 → 0.305
These
cities must be your refuge from the avenger , so that the killer will not die without first standing trial before the community .
Ho fialofana ho anareo amin ' ny mpamaly faty izany tanàna izany , mba tsy ho faty mandra - pitsangany hotsaraina eo anoloan ' ny fiaraha - monina ny voapanga .
NUM 35:13     Alignment score: 0.378
You must choose six cities as cities of refuge .
Aoka hifidy tanàna enina ho tanàna fialofana ianareo .
NUM 35:14     Alignment score: 0.494 → 0.496
You must provide three cities beyond the Jordan and three in the land of Canaan . They will be cities of refuge .
Tsy maintsy manome tanàna telo ao an - dafin'i Jordana sy tanàna telo ao amin ' ny tany Kanana ianareo . Ho tanàna fialofana ireo .
NUM 35:15     Alignment score: 0.216 → 0.234
For the people of Israel , for the foreigner , and for the sojourner , these
six cities will serve as a refuge to which anyone who kills someone unintentionally can flee .
Ho an'ireo vahoakan ' ny Israely , ho an'ireo vahiny , ho an'izay monina eo aminareo , ireo tanàna enina ireo dia hatokana ho fialofana ho an'izay rehetra namono olona tsy nahy mandositr .
NUM 35:16     Alignment score: 0.411 → 0.419
But if an accused man has struck his victim with an instrument of iron , and if his victim dies , then the accused is indeed a murderer . He must certainly be put to death .
Fa raha namely ny lasibany tamin ' ny fitaovana vy ilay olona voapanga , ary raha maty ilay lasibany , dia ho mpamono olona
tokoa ilay voapanga . Aoka ho atao maty tokoa izy .
NUM 35:17     Alignment score: 0.364
If an accused man has struck his victim with a stone in his hand that might kill the victim , and if his victim dies , then the accused is indeed a murderer . He must certainly be put to death .
Raha namely ny lasibany tamin ' ny vato teny
an - tanany izay mety hahafaty ilay voapanga , ary raha maty ilay lasibany , dia ho mpamono olona tokoa ilay voapanga . Ho atao maty tokoa izy .
NUM 35:18     Alignment score: 0.342 → 0.349
If an accused man has struck his victim with a wooden weapon that might kill the victim , and if the victim dies , then the accused is indeed a murderer . He must certainly be put to death .
Raha namely ny lasibany tamin ' ny fitaovam - piadina
hazo izay hahafaty azy ilay voapanga , ary maty ilay lasibany , dia ho mpamono olona tokoa ilay voapanga . Ho vonoina tokoa izy .
NUM 35:19     Alignment score: 0.465 → 0.468
The avenger of blood must put the murderer to death . When he meets him , the avenger of blood must put him to death .
Ny mpamaly dia mety hamono ilay mpamono olona
. Rehefa mifanena aminy izy , dia hamono azy ilay mpamaly .
NUM 35:20     Alignment score: 0.262
If he strikes another in hatred or throws something at him , while hiding to ambush him , so that the victim dies ,
Raha mamely ny hafa amin ' ny fankahalana na manipy zavatra aminy izy , raha miafina mba hanotrika hamely azy , dia ho faty ilay lasibany ,
NUM 35:21     Alignment score: 0.422 → 0.422
or if he strikes him down in hatred with his hand so that the victim dies , then the accused who struck him must surely be put to death . He is a murderer . The avenger of blood may put the murderer to death when he meets him .
na raha mamely azy amin ' ny fankahalana amin ' ny tanany ka mahafaty ilay lasibatra dia ho vonoina tokoa ilay voapanga izay namely azy . Mpamono olona
izy . Ny mpamaly dia hamono ilay mpamono olona rehefa mifanena aminy izy .
NUM 35:22     Alignment score: 0.219 → 0.25
But if an accused man suddenly hits a victim without premeditated hate or throws something that hits the victim without lying in wait
Fa raha mamely ny lasibatra tampoka ny olona voapanga ka tsy nisy fanomanana mialoha nohon ' ny fankahalana na mitoraka zavatra izay hamely ilay lasibatra ka tsy niandriandry nanotrika
NUM 35:23     Alignment score: 0.252 → 0.269
or if he throws a stone that could kill a victim without seeing the victim , then the accused was not the victim 's enemy ; he was not trying to hurt the victim . But this is what to do if the victim dies anyway .
na raha mitoraka vato izay mety hahafaty ilay lasibatra nefa tsy hitany
ilay lasibatra , dia tsy ho fahavalon'ilay lasibatra ilay voapanga ; tsy nitady handratra ilay niharam - boina izy . Fa toy izao no atao rehefa maty ilay lasibatra .
NUM 35:24     Alignment score: 0.284
In that case , the community must judge between the accused and the avenger of blood on the basis of these
rules .
Amin'izany toe - javatra izany , dia hitsara ilay voapanga sy ny mpamaly amin ' ny fototr'ireo lalàna ireo ny fiarahamonina .
NUM 35:25     Alignment score: 0.392 → 0.406
The community must rescue the killer from the power of the avenger of blood . The community must return the accused to the city of refuge to which he had originally fled . He must live there until the death of the current high priest , the one who was anointed with the holy oil .
Tsy maintsy mamonjy ilay voapanga amin ' ny fahefan'ilay mpamaly ny fiaraha - monina . Ny fiaraha - monina dia tsy maintsy hamerina ny voapanga any amin ' ny tanàna fialofana izay nandosirany tany
am - boalohany . Honina any izy mandra - pahafatin ' ny mpisoronabe amin'izany fotoana , ilay tokana izay voahosotra tamin ' ny diloilo masina .
NUM 35:26     Alignment score: 0.335 → 0.348
But if the killer at any time goes beyond the border of the city of refuge to which he fled ,
Fa raha mivoaka amin ' ny fotoana rehetra mihoatra ny faritr'ilay tanàna fialofana ho any amin'izay nandosirany ny voapanga ,
NUM 35:27     Alignment score: 0.449 → 0.455
and if the avenger of blood finds him outside the border of his city of refuge , and if he kills the killer , the avenger of blood will not be guilty of murder .
ary raha hitan
' ny ny mpamaly any ivelan ' ny faritry ny tanàna fialofany , ary raha mamono ilay olona voapanga izy , ny mpamaly dia tsy ho melohina ho mpamono olona .
NUM 35:28     Alignment score: 0.377 → 0.386
This is because the accused man should have remained in his city of refuge until the death of the high priest . After the death of the high priest , the killer may return to the land where he has his own property .
Izany dia nohon ' ny tokony nitoeran ' ny olona voapanga teo amin ' ny tanàna fialofany
mandra - pahafatin ' ny mpisorona be . Aorian ' ny fahafatesan ' ny mpisorona be , ilay voapanga dia hiverina any amin ' ny tany izay misy ny fananany manokana .
NUM 35:29     Alignment score: 0.224 → 0.222
These
laws must be statutes for you through all your people 's generations in all the places where you live .
Izany lalàna izany dia ho lalàna ho anareo amin ' ny taranaky ny vahoaka rehetra any amin ' ny toerana rehetra izay honenanareo .
NUM 35:30     Alignment score: 0.301
Whoever kills any person , the murderer must be killed , as testified to by the words of witnesses
. But one witness 's word alone may not cause any person to be put to death .
Na iza na iza mamono olona , ny mpamono olona dia hovonoina , araka ny voamarin ' ny tenin'ireo vavolombelona . Fa tenin ' ny vavolombelona iray monja dia tsy afaka ny hahatonga ny olona iray ho vonoina ho faty .
NUM 35:31     Alignment score: 0.379
Also , you must not accept ransom for the life of a murderer who is guilty of murder . He must certainly be put to death .
Ary koa , aoka tsy hanaiky ny vidim - panavotana ho an ' ny ain ' ny mpamono olona
izay meloka nohon ' ny famonoan'olona ianareo . Tsy maintsy vonoina tokoa izy .
NUM 35:32     Alignment score: 0.268 → 0.304
You must not accept ransom for the one who has fled to a city of refuge . You must not in this way allow him to reside on his own property until the high priest dies .
Aoka tsy hanaiky ny vidim - panavotana ho an ' ny olona izay mandositra any amin ' ny tanàna fialofana ianareo . Aoka tsy ho amin'izany fomba izany no hamelanao azy honina ao amin ' ny fitoerany mandra - pahafatin ' ny mpisorona be .
NUM 35:33     Alignment score: 0.329
Do not pollute in this way the land where you live
, because blood from murder pollutes the land . No atonement can be made for the land when blood has been shed on it , except by the blood of the one who shed it .
Aza lotoina amin'izany fomba izany ny tany izay onenanao , satria ny ràn ' ny mpamono olona no mandoto ny tany . Tsy misy fanavotana ho an ' ny tany rehefa latsaka amin ' ny tany ny , afa - tsy amin ' ny ràn'izay nandatsaka izany .
NUM 35:34     Alignment score: 0.38 → 0.366
So you must not defile the land in which you live because I am living in it . I , Yahweh , live among the people of Israel . ' "
Ary aoka tsy handoto ny tany izay onenanareo ianareo satria monina ao amin'izany Aho . Izaho , Yaveh , dia monina eo amin ' ny vahoakan
' ny Israely . ' "
NUM 35     Average alignment score: 0.357 for 34 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36