Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36 


NUM 34:1     Alignment score: 0.286
Yahweh spoke to Moses and said ,
Niteny tamin'i Mosesy i Yaveh ka nanao hoe :


NUM 34:2     Alignment score: 0.428
" Command the people of Israel and say to them , ' When you enter the land of Canaan , the land that will belong to you , the land of Canaan and its borders ,
" Didio
ny vahoakan'Israely ary lazao izy ireo hoe : ' Rehefa hiditra ny tany Kanana ianareo , ilay tany izay ho anareo , ny tany Kanana sy ny faritry ny taniny ,
NUM 34:3     Alignment score: 0.321 → 0.345
your southern border will extend from the wilderness of Zin along the border of Edom . The eastern end of the southern border will be on a line that ends at the southern end of the Salt Sea .
hihitatra hatrany an'efitr'i
Zina manaraka ny sisin'i Edoma ny atsimonareo . Ny sisiny atsinanana amin ' ny sisiny atsimo dia ho eo amin ' ny tsipika izay mifarana ao amin ' ny fiafarana atsimon ' ny Ranomasina Sira .
NUM 34:4     Alignment score: 0.449 → 0.466
Your border will turn south from the hill of Akrabbim and pass along through the wilderness of Zin . From there , it will run south of Kadesh Barnea and continue to Hazar Addar
and further to Azmon .
Ny fari - taninareo dia hihodina mianatsimon ' ny havoan'i Akrabima ary mandeha mamakivaky ny efitr'i Zina . Avy any , no mandeha mianatsimon'i Kadesi - barnea izany ary mitohy mankany Hazara - adara ary mankany Azmona .
NUM 34:5     Alignment score: 0.345 → 0.355
From there , the border will turn from Azmon toward the brook of Egypt and follow it to the sea .
Avy any , ny sisin - tany
dia hiolaka avy ao Azmona mankany amin ' ny lohasahan - driak'i Egypta ka manaraka izany hatrany an - dranomasina .
NUM 34:6     Alignment score: 0.322 → 0.331
The western border will be the coastline of the Great Sea . This will be your western border .
Ny morontsiraka andrefana no ho sisin - tanin
' ny Ranomasina Lehibe . Io no ho fari - tany andrefanareo .
NUM 34:7     Alignment score: 0.337 → 0.34
Your northern border will extend along a line that you must mark out from the Great Sea to Mount Hor ,
Ny fari - taninareo avaratra hihitatra manaraka ny tsipika izay havahanareo hatrany amin ' ny Ranomasina Lehibe ka hatrany amin ' ny Tendrombohitra Hora ,
NUM 34:8     Alignment score: 0.469 → 0.601
then from Mount Hor to Lebo Hamath , then on to Zedad .
ary koa avy any amin ' ny Tendrombohitra Hora ka hatrany Lebo - hamata , avy eo dia hatrany Zedada .
NUM 34:9     Alignment score: 0.417 → 0.417
Then the border will continue to Ziphron and end at Hazar Enan . This will be your northern border .
Avy eo ny fari - tany
hitohy hatrany Zifrona ka mifarana ao Hazar - Enana . Izany no ho fari - tany avaratrareo .
NUM 34:10     Alignment score: 0.474 → 0.485
Then you must mark out your eastern border from Hazar Enan south to Shepham .
Avy eo mariho ny fari - taninao
atsinanana hatrany Hazar - enana atsimo ka hatrany Sefama .
NUM 34:11     Alignment score: 0.422 → 0.423
Then the eastern border will go down from Shepham to Riblah , on the east side of Ain . The border will continue along the east side of the Sea of Kinnereth .
Aorian'izany ny fari - tany
atsinanana hidina avy any Sefama ka hatrany Ribla , ao amin ' ny faritra atsinanan'i Aina . Ny fari - tany hitohy manaraka ny faritra atsinanan ' ny Ranomasina Kinereta .
NUM 34:12     Alignment score: 0.359 → 0.369
Then the border will continue south along the Jordan River to the Salt
Sea and continue down the eastern border of the Salt Sea . This will be your land , following its borders all around . ' "
Avy eo ny fari - tany dia hitohy mianatsimo manaraka ny Ony Jordana ka hatrany amin ' ny Ranomasin - tsira . Izany no ho taninareo , manaraka ny sisiny manodidina rehetra . ' "
NUM 34:13     Alignment score: 0.376
Then Moses commanded the people of Israel and said , " This is the land that you will receive by lot as a possession
, which Yahweh has commanded to give to the nine tribes and to the half tribe .
Dia nandidy ny vahoakan'Israely i Mosesy ary nanao hoe : " Ity no tany izay ho azonareo amin ' ny filokana , izay efa nodidian'i Yaveh homena ho an'ireo foko sivy sy ny atsasaky ny foko .
NUM 34:14     Alignment score: 0.407 → 0.428
The tribe of the descendants of Reuben , following the assignment of property to their ancestor
's tribe , and the tribe of the descendants of Gad , following the assignment of property to their ancestor 's tribe , and the half tribe of Manasseh have all received their land .
Ny fokon ' ny taranak'i Robena , araka ny fanendrem - pananana ho an ' ny fokon - drazan'izy ireo , ary ny fokon ' ny taranak'i Gada , araka ny fanendrem - pananana ho an ' ny fokon - drazan'izy ireo , ary ny antsasa - pokon'i Manase rehetra efa nandray ny tanin'izy ireo .
NUM 34:15     Alignment score: 0.449
The two tribes and the half tribe have received their possession
beyond the Jordan at Jericho eastward , toward the sunrise . "
Ireo foko roa sy ny antsasa - poko efa nandray ny anjara - tany any an - dafin ' ny Jordana miatsinanana an'i Jeriko , manandrify ny fiposahan ' ny masoandro . "
NUM 34:16     Alignment score: 0.286
Yahweh spoke to Moses and said ,
Niteny tamin'i Mosesy i Yaveh ka nanao hoe :
NUM 34:17     Alignment score: 0.559
" These are the names of the men who will divide the land for your inheritance : Eleazar the priest and Joshua son of Nun .
" Ireto avy ny anaran'ireo lehilahy izay hizara ny tanin ' ny lovanareo : Eleazara mpisorona sy Josoa zanak'i Nona .
NUM 34:18     Alignment score: 0.276
You must choose one leader from every tribe to divide the land as their possession
.
Aoka ianao hifidy mpitarika iray avy isaky ny foko mba hizara ny tany ho an ' ny fianakaviamben'izy ireo .
NUM 34:19     Alignment score: 0.65
These are the names of the men : From the tribe of Judah , Caleb son of Jephunneh .
Ireto avy anaran'ireo lehilahy ireo : Avy amin ' ny fokon'i Joda , dia Kaleba zanak'i Jefone .
NUM 34:20     Alignment score: 0.654
From the tribe of the descendants of Simeon , Shemuel son of Ammihud .
Avy amin ' ny fokon
' ny taranak'i Simeona , dia Semoela zanak'i Amihoda .
NUM 34:21     Alignment score: 0.779
From the tribe of Benjamin , Elidad son of Kislon .
Avy amin ' ny fokon'i Benjamina , dia Elidada zanak'i Kislona .
NUM 34:22     Alignment score: 0.555
From of the tribe of the descendants of Dan a leader , Bukki
son of Jogli .
Avy amin ' ny fokon ' ny taranak'i Dana mpitarika iray , dia Boky zanak'i Jogly .
NUM 34:23     Alignment score: 0.637 → 0.638
From the descendants of Joseph , of the tribe of the descendants of Manasseh a leader , Hanniel son of Ephod .
Avy amin ' ny taranak'i Josefa , avy amin ' ny fokon
' ny taranak'i Manase mpitarika iray , dia Haniela zanak'i Efoda .
NUM 34:24     Alignment score: 0.616
From the tribe of the descendants of Ephraim a leader , Kemuel son of Shiphtan .
Avy amin ' ny fokon
' ny taranak'i Efraima mpitarika iray , dia Kemoela zanak'i Siftana .
NUM 34:25     Alignment score: 0.517
From the tribe of the descendants of Zebulun a leader , Elizaphan son of Parnak .
Avy amin ' ny fokon
' ny taranak'i Zebolona mpitarika iray , dia Elifaza zanak'i Parnaka .
NUM 34:26     Alignment score: 0.54
From the tribe of the descendants of Issachar a leader , Paltiel son of Azzan .
Avy amin ' ny fokon
' ny taranak'Isakara mpitarika iray , dia Paltiela zanak'i Azana .
NUM 34:27     Alignment score: 0.589
From the tribe of the descendants of Asher a leader , Ahihud son of Shelomi .
Avy amin ' ny fokon
' ny taranak'i Asera mpitarika iray , dia Ahihody zanak'i Selomy .
NUM 34:28     Alignment score: 0.615
From the tribe of the descendants of Naphtali a leader , Pedahel son of Ammihud . "
Avy amin ' ny fokon
' ny taranak'i Naftaly mpitarika iray , dia Pedahela zanak'i Amihoda . "
NUM 34:29     Alignment score: 0.362 → 0.36
Yahweh commanded these
men to divide the land of Canaan and to give it to each of the tribes of Israel as their possession .
Yaveh nandidy ireo lehilahy ireo mba hizara ny tany Kanana sy hanome ny isam - pokon'Israely ny anjaran'izy ireo .
NUM 34     Average alignment score: 0.456 for 29 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36