Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36 


NUM 17:1     Alignment score: 0.446 → 0.49
Again Yahweh spoke to Moses and said ,
Dia niresaka tamin'i Mosesy indray i Yaveh ary niteny hoe :


NUM 17:2     Alignment score: 0.385 → 0.399
" Speak to Eleazar son of Aaron the priest and let him take up the censers out of the flames , for the censers are set apart to me . Then let him scatter the burning coals at a distance .
" Miresaha amin'i Eleazara zanaka lahin'i Arona mpisorona ary aoka izy hamono ny afo amin ' ny fandorana
ny ditin - kazo manitra , fa ny fitondran'afo dia voatokana ho ahy . Dia avelao izy hampiely ny vain'afo any alavitra .
NUM 17:3     Alignment score: 0.27 → 0.294
Take the censers of those who lost their lives because of their sin . Let them be made into hammered plates as a covering over the altar . Those
men did offer them before me , so they are set apart to me . They will be a sign of my presence to the people of Israel . "
Alaivo ireo fitondran'afon'ireo izay namoy ny ainy nohon ' ny fahotany . Aoka ireny ho atao lovia voatefy mba ho fandrakofana ny alitara . Nanolotra ireny teo anoloako ireny olona ireny , ka voatokana ho Ahy ireny . Ho famantarana ny fisiako amin'ireo vahoakan'Israely ireo .
NUM 17:4     Alignment score: 0.491 → 0.492
Eleazar the priest took the bronze censers that had been used by the men who were burned up , and they were hammered out into a covering for the altar ,
Naka ireo fitondran'afo varahina i Eleazara mpisorona izay nampiasain'ireo olona izay may , ary dia notefena ho fandrakofana ho an ' ny alitara ireo ,
NUM 17:5     Alignment score: 0.483 → 0.483
to be a reminder to the people of Israel , so that no outsider who was not descended from Aaron should come
up to burn incense before Yahweh , so they might not become like Korah and his group just as Yahweh had commanded through Moses .
mba ho fampahatsiahivana ho an'ireo vahoakan'Israely , mba tsy hisy vahiny izay tsy taranaka avy amin'i Arona ho avy handoro ditin - kazo manitra manoloana an'i Yaveh , ka tsy ho tonga tahaka an'i Kora sy ny tariny izy ireo araka izay efa nandidian'i Yaveh tamin ' ny alalan'i Mosesy .
NUM 17:6     Alignment score: 0.533
But the next morning all the community of the people of Israel complained against Moses and Aaron . They said , " You have killed Yahweh 's people . "
Fa ny ampitso maraina dia nitaraina tamin'i Mosesy sy Arona ny fivondronan ' ny vahoakan'Israely rehetra . Hoy izy ireo hoe : " Novonoinareo ny vahoakan'i
Yaveh . "
NUM 17:7     Alignment score: 0.541 → 0.551
Then it happened , when the community had assembled against Moses and Aaron , that they looked toward the tent of meeting and , behold , the cloud was covering it . Yahweh 's glory appeared ,
Ary niseho izany , rehefa nivory hanohitra an'i Mosesy sy Arona ny fivondronana rehetra , raha nijery tao amin ' ny trano - lay fihaonana izy ireo , ary , indro , nandrakotra izany ny rahona . Niseho ny voninahitr'i
Yaveh ,
NUM 17:8     Alignment score: 0.628
and Moses and Aaron came to the front of the tent of meeting .
ary Mosesy sy Arona dia nankeo anoloan ' ny trano - lay fihaonana .
NUM 17:9     Alignment score: 0.339
Then Yahweh spoke to Moses . He said ,
Dia niteny tamin'i Mosesy i Yaveh . Hoy Izy :
NUM 17:10     Alignment score: 0.318 → 0.337
" Go away from in front of this community so that I may consume them immediately . " Then Moses and Aaron lay down with their faces to the ground .
" Mialà lavitra tsy ho eo anoloana
an'io fivondronana io mba hahafahako mandevona azy avy hatrany . " Dia nampiondrika ny tavany tamin ' ny tany i Mosesy sy Arona .
NUM 17:11     Alignment score: 0.498
Moses said to Aaron , " Take the censer , put fire in it from off the altar , put incense in it , carry it quickly to the community , and make atonement for them , because anger is coming from Yahweh . The plague has begun . "
Hoy i Mosesy tamin'i Arona : " Alaivo ny fitondran'afo , asio afo avy eo amin ' ny alitara , asio ditin - kazo manitra ao anatin'izany , ento faingana any amin ' ny fivondronana izany , ary manaova fanavotana ho azy ireo , satria tonga avy amin'i Yaveh ny fahatezerana . Niatomboka ny areti - mandringana . "
NUM 17:12     Alignment score: 0.522
So Aaron did as Moses directed . He ran into the middle of the community . The plague had quickly started to spread among the people , so he put in the incense and made atonement for the people .
Dia nanao araka izay natoron'i Mosesy i Arona . Nihazakazaka ho eo afovoan ' ny fivondronana izy . Efa nanomboka niparitaka faingana teo amin ' ny olona ny areti - mandringana , koa nampidiriny ny ditin - kazo manitra ka nanao fanavotana ho an ' ny olona izy .
NUM 17:13     Alignment score: 0.47 → 0.471
Aaron stood between the dead and the living ; in this way the plague was stopped .
Nitsangana teo anelanelan ' ny velona sy ny maty i Arona ; ka tamin'izany dia nitsahatra ny areti - mandringana .
NUM 17:14     Alignment score: 0.349
Those
who died by the plague were 14,700 in number , besides those who had died in the matter of Korah .
Ireo izay matin ' ny areti - mandringana dia 14 700 , ankoatra ireo izay maty nohon ' ny amin'i Kora .
NUM 17:15     Alignment score: 0.58 → 0.594
Aaron returned to Moses at the entrance to the tent of meeting , and the plague ended .
Niverina tany amin'i Mosesy teo amin ' ny fidiran
' ny trano - lay fihaonana i Arona , dia nitsahatra ny areti - mandringana .
NUM 17:16     Alignment score: 0.404
Yahweh spoke to Moses . He said ,
Niresaka tamin'i Mosesy Yaveh .
NUM 17:17     Alignment score: 0.364 → 0.364
" Speak to the people of Israel and get staffs from them , one for each ancestral tribe , twelve staffs . Write each man 's name on his staff .
Hoy Izy hoe : " Miresaha amin ' ny vahoakan'Isarely
ary makà tehina avy amin'izy ireo , iray isaky ny tsirairay amin'ireo fokon - drazana , dia tehina roa ambin ' ny folo . Soraty eo amin ' ny tehiny avy ny anaran ' ny olona tsirairay .
NUM 17:18     Alignment score: 0.453 → 0.473
You must write Aaron 's name on Levi 's staff . There must be one staff for each leader from his ancestors ' tribe .
Aoka ho soratanao
eo amin ' ny tehin'i Levy ny anaran'i Arona . Tsy maintsy misy tehina iray avy amin ' ny fokon - drazany ho an ' ny mpitarika tsirairay .
NUM 17:19     Alignment score: 0.388 → 0.39
You must place the staffs in the tent of meeting in front of the covenant decrees , where I meet with you .
Tsy maintsy apetrakao ao amin ' ny trano - lay fihaonana eo anoloan ' ny lalàn ' ny fanekena , izay hihaonako aminao ireo thehina .
NUM 17:20     Alignment score: 0.198 → 0.199
It will happen that the staff of the man whom I choose will bud . I will cause
the complaints from the people of Israel to stop , which they are speaking against you . "
Ary ny tehin ' ny olona izay fidiako dia hitsimoka . Hatsahatro ny fitarainana avy amin'ireo olona , izay ambarany hanoherana anao . "
NUM 17:21     Alignment score: 0.4 → 0.401
So Moses spoke to the people of Israel . All the tribal leaders gave him staffs , one staff from each leader , selected from each of the ancestral tribes , twelve staffs in all . Aaron 's staff was among them .
Koa dia niteny tamin'ireo vahoakan'Israely i Mosesy . Nanome tehina azy avokoa ireo mpitarika ara - poko , tehina iray avy ho an'ireo mpitarika tsirairay , izay notendrena
avy amin ' ny fokon - drazana isan'isany , tehina roa ambin ' ny folo no fitambarany . Tao anatin'izany ny tehin'i Arona .
NUM 17:22     Alignment score: 0.485 → 0.487
Then Moses deposited the staffs before Yahweh in the tent of the covenant decrees .
Avy eo dia napetrak'i Mosesy teo anatrehan'i Yaveh tao amin ' ny lain
' ny lalàn ' ny fanekena ireo tehina .
NUM 17:23     Alignment score: 0.402
The next day Moses went into the tent of the covenant decrees and , behold , Aaron 's staff for the tribe of Levi had budded . It grew buds and produced blossoms and ripe almonds !
Ny ampitso dia niditra tao amin ' ny lain
' ny lalàn ' ny fanekena i Mosesy , ary indro , naniry ny tehin'i Arona ho an ' ny fokon'i Levy . Naniry kibory izany ary namoa felany sy amygdala !
NUM 17:24     Alignment score: 0.453 → 0.453
Moses brought out all the staffs from before Yahweh to all the people of Israel , and each man took his staff .
Nentin'i
Mosesy nivoaka tsy ho eo anatrehan'i Yaveh ho eo amin ' ny vahoakan'Israely manontolo ireo tehina rehetra , ary samy naka ny tehiny avy ny olona tsirairay .
NUM 17:25     Alignment score: 0.399 → 0.413
Yahweh said to Moses , " Put Aaron 's staff in front of the covenant decrees . Keep it as a sign of guilt
against the people who rebelled so that you may end complaints against me , or they will die . "
Hoy Yaveh tamin'i Mosesy : " Apetraho eo anoloan ' ny lalàn ' ny fanekena ny tehin'i Arona . Tehirizo ho famantaran - keloka hanohitra ireo olona izay nikomy izany mba hanatsaharanao ny fitarainana manohitra Ahy , raha tsy izany dia ho faty izy ireo . "
NUM 17:26     Alignment score: 0.424 → 0.643
Moses did just as Yahweh had commanded him .
Nanao araka izay nandidian'i Yaveh azy i Mosesy .
NUM 17:27     Alignment score: 0.366 → 0.366
The people of Israel spoke to Moses and said , " We will die here . We will all perish !
Niteny tamin ' i Mosesy ny vahoakan'Israely ka niteny hoe : " Ho faty aty isika . Ho ringana avokoa isika rehetra !
NUM 17:28     Alignment score: 0.43 → 0.431
Everyone who comes up , who approaches Yahweh 's tabernacle , will die . Must we all perish ? "
Izay rehetra miakatra , izay manatona ny tabernakelin'i Yaveh , dia ho faty . Dia tsy maintsy ho faty ve isika rehetra ? "
NUM 17     Average alignment score: 0.436 for 28 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36