Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36 


NUM 32:1     Alignment score: 0.513
Now the descendants of Reuben and of Gad had large numbers of livestock . When they saw the land of Jazer and Gilead , the land was a wonderful place for livestock .
Ary ireo taranak'i Robena sy Gada dia nanana biby fiompy marobe . Rehefa hitan'izy ireo ny tanin'i Jazera sy Gileada , dia toerana mahafinaritra ho an'ireo biby fiompy ilay tany .


NUM 32:2     Alignment score: 0.679 → 0.679
So the descendants of Gad and Reuben came and spoke to Moses , to Eleazar the priest , and to the leaders of the community . They said ,
Dia tonga niresaka tamin'i Mosesy , tamin'i Eleazara mpisorona , ary tamin'ireo mpitarika ny fivondronana ireo taranak'i Gada sy Robena . Hoy izy ireo hoe :
NUM 32:3     Alignment score: 0.669 → 0.733
" This is a list of places we have surveyed : Ataroth , Dibon , Jazer , Nimrah , Heshbon , Elealeh , Sebam , Nebo , and Beon .
" Ity ny lisitr'ireo toerana izay efa nohadihadianay : Atarota
, Dibona , Jazera , Nimra , Hesbona , Elale , Sebama , Nebo , ary Beona .
NUM 32:4     Alignment score: 0.349 → 0.38
These
are the lands that Yahweh attacked before the community of Israel , and they are good places for livestock . We , your servants , have a lot of livestock . "
Ireo avy ireo tany izay notafihan'i Yaveh teo anoloan ' ny fivondronan'Israely , ary toerana tsara ho an'ireo biby fiompy ireo . Izahay , mpanomponao , dia manana biby fiompy maro dia maro . "
NUM 32:5     Alignment score: 0.355
They said , " If we have found
favor in your eyes , let this land be given to us , your servants , as a possession . Do not make us cross over the Jordan . "
Hoy izy ireo hoe : " Raha mahita sitraka eo imasonao izahay , dia aoka mba homena anay , mpanomponao , mba ho fananana ity tany ity . Aza atao miampita amin'i Jordana izahay . "
NUM 32:6     Alignment score: 0.45
Moses replied to the descendants of Gad and Reuben , " Should your brothers go to war while you settle down here ?
Namaly an'ireo taranak'i Gada sy Robena i Mosesy hoe : " Tokony handeha mba hiady ve ireo rahalahinareo raha ianareo kosa manorim - ponenana eto ?
NUM 32:7     Alignment score: 0.323 → 0.357
Why discourage the hearts of the people of Israel from going over into the land that Yahweh has given them ?
Nahoana no hakiviana tsy handeha any amin ' ny tany izay nomen'i
Yaveh azy ireo ny fon'ireo vahoakan'Israely ?
NUM 32:8     Alignment score: 0.424 → 0.424
Your fathers did the same thing when I sent them from Kadesh Barnea to examine the land .
Ireo razambenareo dia nanao toy izany zavatra izany rehefa nalefako avy any Kadesi
- barnea mba hisafo ny tany izy ireo .
NUM 32:9     Alignment score: 0.401 → 0.4
They went up to the Valley of Eshkol . They saw the land and then discouraged the hearts of the people of Israel so that they refused to enter the land that Yahweh had given them .
Niakatra tany amin ' ny Lohasahan'i
Eskola izy ireo . Nahita ny tany izy ireo ary avy eo nanakivy ny fon'ireo vahoakan'Israely mba handàvan'izy ireo tsy hiditra ao amin ' ny tany izay nomen'i Yaveh azy ireo .
NUM 32:10     Alignment score: 0.276
Yahweh 's anger was kindled on that day . He took an oath and said ,
Nirehitra ny hatezeran'i Yaveh tamin'io andro io . Nivoady Izy ary nanao hoe :
NUM 32:11     Alignment score: 0.494
' Surely none of the men who came up out of Egypt , from twenty years old and up , will see the land about which I swore to Abraham , to Isaac , and to Jacob , because they have not completely followed me , except for
' Azo antoka fa tsy hisy amin'ireo olona izay niakatra avy tany
Egypta , manomboka amin ' ny roapolo taona no ho miakatra , hahita ny tany izay nianianako tamin'i Abrahama , tamin ' Isaka , ary tamin'i Jakoba , satria tsy nanaraka Ahy tanteraka izy ireo , afa - tsy
NUM 32:12     Alignment score: 0.721
Caleb son of Jephunneh the Kenizzite
, and Joshua son of Nun . Only Caleb and Joshua have completely followed me . '
Kaleba zanaka lahin'i Jefone Kenizita , ary Josoa zanaka lahin'i Nona . Kaleba sy Josoa ihany no tena nanaraka Ahy tanteraka . '
NUM 32:13     Alignment score: 0.36 → 0.36
So Yahweh 's anger was kindled against Israel . He made them wander around in the wilderness for forty years until all the generation who had done evil in his sight was destroyed .
Ka nirehitra tamin'Israely ny hatezeran'i Yaveh . Nataony nirenireny nanodidina ny tany efitra nandritra
ny efapolo taona ka hatramin ' ny naha - rava ireo taranaka rehetra izay nanao ratsy teo imasony izy ireo .
NUM 32:14     Alignment score: 0.284
Look , you have risen up in your fathers ' place , like just more sinful men , to add to Yahweh 's burning anger toward Israel .
Indro , nisandratra teo amin ' ny toeran
' ny razambenareo ianareo , tahaka ny olona mpanota maro , mba hanampy ny firehetan ' ny hatezeran'i Yaveh amin'Israely .
NUM 32:15     Alignment score: 0.334
If you turn away from following him , he will again leave Israel in the wilderness and you will have destroyed all this people . "
Raha mivily amin ' ny fanarahana Azy ianareo , dia hamela an'Israely any amin ' ny tany efitra indray Izy ary handringana ny vahoakany
rehetra ianareo . "
NUM 32:16     Alignment score: 0.34
So they came near Moses and said , " Allow us to build fences here for our livestock and cities for our families .
Koa nanatona teo akaikin'i
Mosesy izy ireo ary niteny hoe : " Avelao izahay hanorina fefy ho an'ireo biby fiompinay sy tanàna ho an'ireo ankohonanay eto .
NUM 32:17     Alignment score: 0.291 → 0.29
However , we ourselves will be ready and armed to go with Israel 's army until we have led them into their place . But our families will live in the fortified cities because of the other people who still live in this land .
Na izany aza , izahay dia ho vonona ary hitam - piadiana mba handeha miaraka amin ' ny tafik'Israely mandra - pametrahanay azy ireo amin ' ny toeran'izy ireo . Fa ireo ankohonanay kosa dia hipetraka any amin'ireo tanàna voaaro mafy noho ireo vahoaka hafa izay mbola monina amin'ity tany ity .
NUM 32:18     Alignment score: 0.278 → 0.278
We will not return to our houses until every one of the people of Israel has obtained his inheritance .
Tsy hiverina any amin ' ny fonenanay izahay mandra - pahazoan ' ny tsirairay amin ' ny vahoakan'Israely ny lovany avy .
NUM 32:19     Alignment score: 0.403 → 0.403
We will not inherit the land with them on the other side of the Jordan , because our inheritance is here on the east side of the Jordan . "
Tsy handova ny tany miaraka amin'izy ireo any an - dafin'i Jordana izahay , satria ny lovanay
dia eto amin ' ny lafy atsinanan'i Jordana . "
NUM 32:20     Alignment score: 0.412 → 0.415
So Moses replied to them , " If you do what you say , if you arm yourselves to go before Yahweh to war ,
Ka namaly azy ireo i Mosesy hoe : " Raha manao izay lazainareo ianareo , raha manomana ny tenanareo handeha eo anatrehan'i Yaveh mba hiady ianareo ,
NUM 32:21     Alignment score: 0.407
then every one of your armed men must cross over the Jordan before Yahweh , until he has driven out his enemies from before him
ary ny tsirairay amin'ireo lehilahinareo mitam - piadiana dia tsy maintsy miampita an'i Jordana eo anatrehan'i Yaveh , mandra - pandroahany ireo fahavalony tsy ho eo anatrehany

NUM 32:22     Alignment score: 0.271
and the land is subdued before him . Then afterward you may return . You will be guiltless toward Yahweh and toward Israel . This land will be your possession before Yahweh .
ary ny tany dia resy eo anatrehany
. Rehefa afaka izany dia afaka miverina ianareo . Ho tsy manan - tsiny manoloana an'i Yaveh sy manoloana an'Israely ianareo . Ity tany ity dia ho fanananareo eo anatrehan'i Yaveh .
NUM 32:23     Alignment score: 0.291 → 0.292
But if you do not do so , look , you will have sinned against Yahweh . Be sure that your sin will find you out .
Fa raha tsy manao izany ianareo , indro , hanota amin'i Yaveh ianareo . Fantaro tsara fa hahita anareo ny helokareo .
NUM 32:24     Alignment score: 0.278
Build cities for your families and pens for your sheep ; then do what you have said . "
Manorena
tanàna ho an'ireo ankohonanareo ary vala ho an'ireo ondrinareo ; avy eo dia ataovy izay nolazainareo . "
NUM 32:25     Alignment score: 0.512
The descendants of Gad and Reuben spoke to Moses and said , " Your servants will do as you , our master , commands .
Niresaka tamin'i Mosesy ireo taranak'i Gada sy Robena ary niteny hoe : " Hanao araka izay nandidianao
ny mpanomponao , ry tomponay .
NUM 32:26     Alignment score: 0.34 → 0.357
Our little ones , our wives , our cattle , and all our livestock will stay there in the cities of Gilead .
Ireo zanaka
madinikay , ireo vadinay , ireo ondry aman'osinay , ary ireo biby fiompinay rehetra dia hitoetra ao amin'ireo tanànan'i Gileada .
NUM 32:27     Alignment score: 0.362 → 0.391
However , we , your servants , every man who is armed for war , will cross over before Yahweh to battle , as our master says . "
Na izany aza , izahay , mpanomponao , dia hiampita eo anatrehan'i Yaveh mba hiady , ny lehilahy rehetra izay mitam - piadiana
ho amin ' ny ady , araka izay nolazainao , ry tomponay . "
NUM 32:28     Alignment score: 0.435 → 0.453
So Moses gave instructions concerning them to Eleazar the priest , to Joshua son of Nun , and to the leaders of the ancestor
's clans in the tribes of the people of Israel .
Koa nanome torolalana mahakasika azy ireo tamin'i Eleazara mpisorona , tamin'i Josoa zanaka lahin'i Nona , ary tamin'ireo mpitarika ireo fokon ' ny razambe tao amin'ireo fokon ' ny olon'Israely i Mosesy .
NUM 32:29     Alignment score: 0.513
Moses said to them , " If the descendants of Gad and Reuben cross over the Jordan with you , every man who is armed to battle before Yahweh , and if the land is subdued before you , then you will give
them the land of Gilead as a possession .
Hoy i Mosesy tamin'izy ireo hoe : " Raha miampita an'i Jordana miaraka aminareo ireo taranak'i Gada sy Robena , ny lehilahy rehetra izay mitam - piadiana mba hiady eo anatrehan'i Yaveh , ary raha resy eo anatrehanareo ny tany , dia homenareo azy ireo ho fananana ny tanin'i Gileada .
NUM 32:30     Alignment score: 0.395
But if they do not cross over with you armed , then they will acquire their possessions
among you in the land of Canaan . "
Fa raha tsy miampita eo aminareo mitam - piadiana izy ireo , dia any amin ' ny tanin'i Kanana izy ireo no hahazo ny fananan'izy ireo eo aminareo . "
NUM 32:31     Alignment score: 0.557
So the descendants of Gad and Reuben answered and said , " As Yahweh has said to us , your servants , this is what we will do .
Koa namaly ireo taranak'i Gada sy Robena hoe : " Araka izay nolazain'i
Yaveh taminay , mpanomponao , dia izao no ho ataonay .
NUM 32:32     Alignment score: 0.39
We will cross over armed before Yahweh into the land of Canaan , but our possessed inheritance will remain with us on this side of the Jordan . "
Hiampita mitam - piadiana eo anatrehan'i Yaveh any amin ' ny tanin'i Kanana izahay , fa ny lova anjaranay dia hijanona aminay amin'ity lafin'i
Jordana ity . "
NUM 32:33     Alignment score: 0.545 → 0.546
So to the descendants of Gad and Reuben , and also to the half tribe of Manasseh son of Joseph , Moses gave the kingdom of Sihon , king of the Amorites , and of Og , king of Bashan . He gave to them the land , and distributed to them all its cities with their borders , the cities of the land around them .
Koa nomen'i Mosesy an'ireo taranak'i Gada sy Robena , ary koa an ' ny antsasaky ny fokon'i Manase zanak'i Josefa ny fanjakan'i
Sihona , mpanjakan'ireo Amorita , sy Oga , mpanjakan'i Basana . Nomeny azy ireo ny tany , ary nozarainy tamin'izy ireo ny tanànan'izany rehetra miaraka amin'ireo faritaniny , dia ireo tanànan ' ny tany manodidina ireo .
NUM 32:34     Alignment score: 0.68
The descendants of Gad rebuilt Dibon , Ataroth , Aroer ,
Ireo taranak'i Gada dia namerina nanorina an'i Dibona , Atarota
, Aroera ,
NUM 32:35     Alignment score: 0.966 → 0.977
Atroth Shophan , Jazer , Jogbehah ,
Atrota - sofana , Jazera , Jogbeha ,
NUM 32:36     Alignment score: 0.466 → 0.467
Beth Nimrah , and Beth Haran as fortified cities with pens for sheep .
Beti - nimra , ary Beti - harana mba ho tanàna voaaro mafy miaraka amin'ireo vala ho an ' ny ondry .
NUM 32:37     Alignment score: 0.708
The descendants of Reuben rebuilt Heshbon , Elealeh , Kiriathaim ,
Ireo taranak'i Robena dia namerina nanorina an'i Hesbona , Elale , Kiriataima ,
NUM 32:38     Alignment score: 0.516 → 0.518
Nebo , Baal Meon their names were later changed , and Sibmah . They gave other names to the cities that they rebuilt .
Nebo , Bala - meona , Sibma niova ny anaran'ireo taty aoriana . Nomen'izy ireo anarana
hafa ireo tanàna izay naverin'izy ireo naorina .
NUM 32:39     Alignment score: 0.578 → 0.584
The descendants of Makir son of Manasseh went to Gilead and took it away from the Amorites who were in it .
Ireo taranak'i Makira zanaka lahin'i Manase dia nankany Gileada ary nanafaka izany tamin'ireo Amorita izay tao amin'izany .
NUM 32:40     Alignment score: 0.46 → 0.465
Then Moses gave Gilead to the Makirites , the descendants of Manasseh , and his people settled there .
Avy eo dia nomen'i Mosesy an'i Makira zanaka lahin'i Manase i Gileada , ary nanorim - ponenana teo ny vahoakany
.
NUM 32:41     Alignment score: 0.472 → 0.491
Jair , a descendant
of Manasseh , went and captured its towns and called them Havvoth Jair .
Nandeha i Jaira zanaka lahin'i Manase ary nambabo ireo renivohitr'izany ka niantso azy ireo hoe : Havota - jaira .
NUM 32:42     Alignment score: 0.411 → 0.415
Nobah went and captured Kenath and its villages , and he called it Nobah , after his own name .
Nandeha i Noba ka nambabo an'i Kinata
sy ireo zana - bohiny , ary nantsoiny hoe : Noba , araka ny anarany ihany izany .
NUM 32     Average alignment score: 0.447 for 42 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36