Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36 


NUM 2:1     Alignment score: 0.594 → 0.595
Yahweh spoke again to Moses and Aaron . He said ,
Niresaka tamin'i Mosesy sy Arona indray i Yaveh . Hoy Izy hoe :


NUM 2:2     Alignment score: 0.35 → 0.375
" Each one of the people of Israel must camp around his standard , with the banners of their fathers ' houses . They will camp around the tent of meeting on every side .
" Ireo Israelita tsirairay avy dia tsy maintsy mitoby manodidina ny vondrony avy , miaraka amin'ireo fanevan
' ny ankohonan - drain'izy ireo . Hitoby manodidina ny lafin ' ny trano - lay fihaonana rehetra izy ireo .
NUM 2:3     Alignment score: 0.426 → 0.473
Those
will be camping on the east of the tent of meeting , where the sun rises , they are the camp of Judah by their armed groups , and they are camping under their standard . Nahshon son of Amminadab is the leader of the people of Judah .
Ireo hitoby eny antsinanan ' ny trano - lay fihaonana , izay hiposahan ' ny masoandro , dia izy ireo no tobin'i Joda ary mitoby araka ny vondrony izy ireo . Nasona zanaka lahin'i Aminadaba no mpitariky ny vahoakan'i Joda .
NUM 2:4     Alignment score: 0.517
The number of the host of the people of Judah is 74,600 .
Ny isan ' ny vahoakan'i
Joda dia 74 . 600 .
NUM 2:5     Alignment score: 0.454 → 0.493
The tribe of Issachar must camp next to Judah . Nethanel son of Zuar
must lead the army of Issachar .
Ny fokon'Isakara dia tsy maintsy mitoby eo akaikin'i Joda . Netanela zanaka lahin'i Zoara dia tsy maintsy mitarika ny tafik'Isakara .
NUM 2:6     Alignment score: 0.054 → 0.056
The number of the host of the people of Issachar is 54,400 men .
Lehilahy 54 . 400 no tao amin ' ny fizarany .
NUM 2:7     Alignment score: 0.561 → 0.562
The tribe of Zebulun must camp next to Issachar . Eliab son of Helon must lead the army of Zebulun .
Ny fokon'i Zebolona dia tsy maintsy mitoby eo anilan'Isakara . Eliaba zanaka lahin'i Helona no tsy maintsy mitarika ny tafik'i
Zebolona .
NUM 2:8     Alignment score: 0.104 → 0.102
The number of the host of the people of Zebulun is 57,400 .
Miisa 57 . 400 ny ao amin ' ny fizarany .
NUM 2:9     Alignment score: 0.41 → 0.427
All the number of the camp of Judah is 186,400 . They will set out first .
Miisa 186 . 400 ny isan ' ny tobin'i Joda rehetra . Izy ireo no hiainga voalohany .
NUM 2:10     Alignment score: 0.502 → 0.504
On the south side will be the camp of Reuben under their standard . The leader of the camp of Reuben is Elizur son of Shedeur .
Any amin ' ny ilany atsimo no hisy ny tobin'i Robena araka ny vondrony . Ny mpitarika ny tobin'i Robena dia Elizora zanaka lahin'i Sedera
.
NUM 2:11     Alignment score: 0.092 → 0.09
The number of the host of the people of Reuben is 46,500 .
Miisa 46 . 500 ny ao amin ' ny fizarany .
NUM 2:12     Alignment score: 0.564 → 0.564
Simeon is camping next to Reuben . The leader of the tribe of Simeon is Shelumiel son of Zurishaddai .
Mitoby eo anilan'i
Robena i Simeona . Ny mpitarika ny vahoakan'i Simeona dia i Selomiela zanaka lahin'i Zorisaday .
NUM 2:13     Alignment score: 0.043 → 0.041
The number of the host of the people of Simeon
is 59,300 .
Niisa 59 . 300 ny tao amin ' ny fizaran'izy ireo .
NUM 2:14     Alignment score: 0.439 → 0.439
The tribe of Gad is next . The leader of the people of Gad is Eliasaph son of Deuel .
Ny fokon'i Gada dia teo akaiky teo . Ny mpitarika ny vahoakan'Andriamanitra dia i Eliasafa zanaka lahin'i Roela .
NUM 2:15     Alignment score: 0.078 → 0.081
The number of the host of the people of Gad is 45,650 .
Miisa 45 . 650 ny ao amin ' ny fizarany .
NUM 2:16     Alignment score: 0.334 → 0.361
The number of all the men assigned to the camp of Reuben , according to their divisions , is 151,450 . They will set out second .
Miisa 151 . 450 ireo rehetra mitoby ao amin'i Robena araka ny fizarany avy . Izy ireo dia hiainga faharoa .
NUM 2:17     Alignment score: 0.382 → 0.396
Next , the tent of meeting must go out from the camp with the Levites in the middle of all the camps . They must go out from the camp in the same order as they come
into the camp . Every man must be in his place , by his banner .
Manaraka izany , ny trano - lay fihaonana dia tsy maintsy mivoaka ny toby miaraka amin'ireo Levita eo afovoan ' ny toby rehetra . Tokony hivoaka ny toby araka ny filaharana nidiran'izy ireo tao amin ' ny toby izy ireo . Ny lehilahy rehetra dia tokony ho eo amin ' ny toerany avy , araka ny fanevany .
NUM 2:18     Alignment score: 0.518 → 0.518
On the west side will be the divisions of the camp of Ephraim under their standard . The leader of the people of Ephraim is Elishama son of Ammihud .
Ireo fizaran ' ny tobin'i Efraima dia eo ambanin ' ny vondron'izy ireo . Ny mpitarika ny vahoakan'i
Efraima dia i Elisama zanaka lahin'i Amihoda .
NUM 2:19     Alignment score: 0.089 → 0.09
The number of the host of the people of Ephraim is 40,500 .
Miisa 40 . 500 ny ao amin ' ny fizarany .
NUM 2:20     Alignment score: 0.646 → 0.646
Next to them is the tribe of Manasseh . The leader of Manasseh is Gamaliel son of Pedahzur .
Eo anilan'izy ireo no hisy ny fokon'i Manase . Ny mpitarika an'i Manase dia i Gamaliela zanaka lahin'i Pedazora .
NUM 2:21     Alignment score: 0.073 → 0.076
The number of the host of the people of Manasseh is 32,200 .
Miisa 32 . 200 ny ao amin ' ny fizarany .
NUM 2:22     Alignment score: 0.61
Next will be the tribe of Benjamin . The leader of Benjamin is Abidan son of Gideoni .
Eo anilany
no misy ny fokon'i Benjamina . Ny mpitarik'i Benjamina dia Abidana zanaka lahin'i Gideony .
NUM 2:23     Alignment score: 0.101 → 0.102
The number of the host of the people of Benjamin is 35,400 .
Miisa 35 . 400 ny ao amin ' ny fizarany .
NUM 2:24     Alignment score: 0.319 → 0.371
All those
numbered in the camp of Ephraim is 108,100 . They will set out third .
Miisa 108 . 100 ireo rehetra mitoby ao Efraima . Izy ireo no hiainga fahatelo .
NUM 2:25     Alignment score: 0.628 → 0.628
On the north will be the divisions of the camp of Dan . The leader of the people of Dan is Ahiezer son of Ammishaddai .
Any avaratra no hisy ny fizaran ' ny tobin'i Dana . Ny mpitarika ny vahoakan'i
Dana dia i Ahiezera zanaka lahin'i Amisaday .
NUM 2:26     Alignment score: 0.073 → 0.076
The number the host of the people of Dan is 62,700 .
Miisa 62 . 700 ny ao amin ' ny fizarany .
NUM 2:27     Alignment score: 0.588 → 0.588
The people of the tribe of Asher camp next to Dan . The leader of Asher is Pagiel son of Okran .
Ny vahoakan
' ny fokon'i Asera dia nitoby teo anilan'i Dana . Ny mpitarika ny vahoakan'i Asera dia i Pagiela zanaka lahin'i Okrana .
NUM 2:28     Alignment score: 0.09 → 0.091
The number the host of the people of Asher is 41,500 .
Miisa 41 . 500 ny ao amin ' ny fizarany .
NUM 2:29     Alignment score: 0.523 → 0.523
The tribe of Naphtali is next . The leader of Naphtali is Ahira son of Enan .
Teo anilany
ny fokon'i Naftaly . Ny mpitarika an'i Naftaly dia i Asira zanaka lahin'i Enana .
NUM 2:30     Alignment score: 0.101 → 0.102
The number of the host of the people of Naphtali is 53,400 .
Miisa 53 . 400 ny ao amin ' ny fizarany .
NUM 2:31     Alignment score: 0.366 → 0.382
All those
numbered in the camp with Dan is 157,600 . They will go out from the camp last , under their banner . "
Miisa 157 . 600 ireo rehetra nitoby niaraka tamin'i Dana . Izy ireo no hiainga ao amin ' ny toby farany , eo ambanin ' ny fanevan'izy ireo . "
NUM 2:32     Alignment score: 0.288 → 0.314
These
are the descendants of Israel , numbered according to their ancestral households . All those counted in their camps , by their divisions , are 603,550 .
Ireo no isan'ireo Israelita araka ny fianakavian'izy ireo . Ireo rehetra voaisa tao amin ' ny tobin'izy ireo , araka ny fizaran'izy ireo dia 603 . 550 .
NUM 2:33     Alignment score: 0.503 → 0.503
But the Levites were not counted along with the people of Israel , as Yahweh had commanded Moses .
Fa Mosesy sy Arona dia tsy nanisa ireo Levita tao amin ' ny vahoakan'Israely . Izany dia araka ny efa nandidian'i Yaveh an'i Mosesy .
NUM 2:34     Alignment score: 0.405
The people of Israel did everything that Yahweh commanded Moses . They camped by their banners . They went out from the camp by their clans , in the order of their ancestor
's households .
Ny vahoakan'Israely dia nanao izay rehetra nandidian'i Yaveh an'i Mosesy . Nitoby araka ireo fanevany izy ireo . Nivoaka ny toby araka ny fokony izy ireo , araka ny filaharan ' ny fianakavian ' ny razambeny .
NUM 2     Average alignment score: 0.41 for 34 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36