Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36 


NUM 9:1     Alignment score: 0.634 → 0.634
Yahweh spoke to Moses in the wilderness of Sinai , in the first month of the second year after they came
out from the land of Egypt . He said ,
Ary Yaveh niteny tamin'i Mosesy tany an'efitr'i Sinay , tamin ' ny volana voalohany tamin ' ny taona faharoa taorian ' ny nivoahan'izy ireo ny tany Egypta . Hoy Izy hoe :


NUM 9:2     Alignment score: 0.493
" Let the people of Israel keep the Passover at its fixed time of year .
" Aoka ny vahoakan
' ny Israely hitandrina ny Paska amin ' ny fotoana raikitra amin ' ny taona .
NUM 9:3     Alignment score: 0.368 → 0.387
On the fourteenth day of this month , at evening , you must keep the Passover at its fixed time of year . You must keep it , follow all the regulations , and obey all the decrees that are related to it . "
Amin ' ny harivan ' ny andro fahefatra ambin ' ny folo amin'ity volana ity , no tsy maintsy hitandremanao ny Paska amin ' ny fotoana raikitra amin ' ny taona . Hitandrina izany ianao , araho ny didy amam - pitsipika rehetra , ary ankatoavy ny didy rehetra izay mifandraika amin'izany . "
NUM 9:4     Alignment score: 0.472
So , Moses told the people of Israel that they should keep the Festival of the Passover .
Koa , niteny tamin ' ny vahoakan
' ny Israely i Mosesy fa tokony hitandriana ny firavoravoan ' ny Paska izy ireo .
NUM 9:5     Alignment score: 0.533 → 0.561
So they kept the Passover in the first month , on the fourteenth day of the month , at evening , in the wilderness of Sinai . The people of Israel obeyed everything that Yahweh commanded Moses to do .
Dia nitandrina ny Paska tamin ' ny volana voalohany izy ireo , tamin ' ny andro fahefatra ambin ' ny folon ' ny volana , tamin ' ny hariva , tany an'efitr'i
Sinay . Nankatoa ny zavatra rehetra izay nandidian'i Yaveh hataon'i Mosesy ny vahoakan ' ny Israely .
NUM 9:6     Alignment score: 0.367 → 0.367
There were certain men who became
unclean by the body of a dead man . They could not keep the Passover on that day . They went before Moses and Aaron on that same day .
Ary nisy olona sasany naloto tamin ' ny fatin ' ny olona iray . Tsy afaka nitandrina ny Paska tamin'izany andro izy ireo . Dia nankeo anatrehan'i Mosesy sy Arona izy ireo tamin'izany andro izany .
NUM 9:7     Alignment score: 0.444 → 0.444
Those
men said to Moses , " We are unclean because of the dead body of a man . Why do you keep us from offering the sacrifice to Yahweh at the fixed time of year among the people of Israel ? "
Hoy ireo olona ireo tamin'i Mosesy hoe : " Maloto nohon ' ny fatin'olona izahay . Nahoana no tsy avelanao hanatitra sorona ho an'i Yaveh amin ' ny fotoana raikitra amin ' ny taona eo amin ' ny vahoakan ' ny Israely izahay ? "
NUM 9:8     Alignment score: 0.422
Moses said to them , " Wait for me to hear what Yahweh will instruct about you . "
Hoy Mosesy tamin'izy ireo : " Andraso aloha aho hihaino izay handidian'i Yaveh ny aminareo . "
NUM 9:9     Alignment score: 0.272
Yahweh spoke to Moses . He said ,
Niteny tamin'i Mosesy i Yaveh . Hoy izy hoe :
NUM 9:10     Alignment score: 0.371
" Speak to the people of Israel . Say , ' If any of you or your descendants are unclean because of a dead body , or are on a long journey , he may still keep the Passover to Yahweh . '
" Mitenena amin ' ny vahoakan
' ny Israely . Lazao hoe , ' Raha misy maloto eo aminareo na ny taranakareo nohon ' ny fatin'olona , na amin ' ny dia lavitra , dia tsy afaka mitandrina ny Paska ho an'i Yaveh izy ireo . '
NUM 9:11     Alignment score: 0.324 → 0.364
In the second month on the fourteenth day at evening , they will eat the Passover meal . They must eat the Passover lamb with bread that is made without yeast and with bitter herbs .
Aoka hitandrina ny Paska amin ' ny harivan ' ny andro fahefatra ambin ' ny folo amin ' ny volana faharoa izy ireo . Mofo tsy misy masirasira sy anana mangidy no tsy maintsy hihinanany izany .
NUM 9:12     Alignment score: 0.395 → 0.395
They must not leave any of it until the morning , or break any of its bones . They must follow all the regulations for the Passover .
Tsy tokony hamela izany mandra - maraina izy ireo , na hanapaka ny taolany
. Aoka hanaraka ny didy amam - pitsipika rehetra amin ' ny Paska izy ireo .
NUM 9:13     Alignment score: 0.352
But any person who is clean and is not on a journey , but who fails to keep the Passover , that person must be cut off from his people because he did not bring the offering that Yahweh requires at the fixed time of year . That man must carry his sin .
Fa ny olona izay madio sy tsy nandia lavitra , nefa tsy mitandrina ny Paska , izany olona izany dia hofongorana tsy ho eo amin ' ny olony
satria tsy nanatitra ny fanatitra izay takian'i Yaveh amin ' ny fotoana raikitra amin ' ny taona izy . Izany olona izany dia hilanja ny helony .
NUM 9:14     Alignment score: 0.258 → 0.265
If a stranger lives among you and keeps the Passover to Yahweh , he must keep it according to the statute of the Passover and according to its rule . You must have one statute both for the sojourner and for the one who was born in the land . "
Raha misy vahiny monina eo aminao ary mitandrina ny Paska ho voninahitr'i
Yaveh , aoka izy hitandrina izany sy hanao ireo didiny rehetra , ary hankatoa ireo fitsipiky ny Paska , ary mankatoa ny lalàna amin'izany . Aoka hanana lalàna mitovy ho an'ireo vahiny sy ny rehetra izay efa teraka ao amin'ilay tany ianao . "
NUM 9:15     Alignment score: 0.587 → 0.587
On the day that the tabernacle was set up , the cloud covered the tabernacle , the tent of the covenant decrees . At evening the cloud was over the tabernacle . It appeared like fire until morning .
Tamin ' ny andro nametrahana ny tabernakely , ny rahona nandrakotra ny tabernakely , ilay lain
' ny lalàn ' ny fanekena . Tamin ' ny hariva ny rahona dia teo ambonin ' ny tabernakely . Niseho toy ny afo mandra - maraina izany .
NUM 9:16     Alignment score: 0.492
It continued that way . The cloud covered the tabernacle and appeared like fire at night .
Nitohy tahak'izany foana izany . Nandrakotra ny tabernakely ny rahona ary niseho ho toy ny afo amin ' ny alina .
NUM 9:17     Alignment score: 0.412 → 0.434
Whenever the cloud was taken up from over the tent , the people of Israel would set out on their journey . Wherever the cloud stopped , the people would camp .
Na oviana na oviana ny rahona no nampiakarina avy teo amin ' ny lay , dia niainga tamin ' ny diany ny vahoakan'Israely . Na taiza na taiza no nijanonan ' ny rahona , dia nitoby teo ny vahoakan
' ny Israely .
NUM 9:18     Alignment score: 0.309
At Yahweh 's command , the people of Israel would travel , and at his command , they would camp . While the cloud stopped over the tabernacle , they would stay in their camp .
Araka ny didin'i Yaveh , ny vahoakan
' ny Israely dia nandeha , ary tamin ' ny didiny , no nitobian'izy ireo . Raha nijanona teo ambonin ' ny tabernakely ny rahona , dia nijanona tany amin ' ny tobiny izy ireo .
NUM 9:19     Alignment score: 0.427 → 0.427
When the cloud remained on the tabernacle for many days , then the people of Israel would obey Yahweh 's instructions and not travel .
Rehefa nitoetra andro maro teo amin ' ny tabernakely ny rahona , dia nankatoa ny toro - lalan'i
Yaveh izy ireo ary tsy nandeha .
NUM 9:20     Alignment score: 0.35
Sometimes the cloud remained a few days on the tabernacle . In that case , they would obey Yahweh 's command they would make camp and then travel on again at his command .
Indraindray ny rahona dia nitoetra andro vitsy teo amin ' ny tabernakely . Tamin'izany toe - javatra izany , dia nankatoa ny didin'i Yaveh izy ireo nitoby ary nanohy ny diany
indray tamin ' ny didiny .
NUM 9:21     Alignment score: 0.424 → 0.424
Sometimes the cloud was present in camp from evening until morning . When the cloud lifted in the morning , they journeyed . If it continued for a day and for a night , only when the cloud lifted would they journey on .
Indraindray ny rahona dia nijanona nitoby hatramin ' ny hariva ka mandra - maraina . Raha niakatra ny maraina ny rahona , dia nandeha izy ireo . Raha nitohy ny andro na ny alina izany , dia rehefa niakatra ihany ny rahona vao nanohy nandeha izy ireo .
NUM 9:22     Alignment score: 0.322 → 0.342
Whether the cloud stayed on the tabernacle for two days , a month , or a year , for as long as it stayed there , the people of Israel would stay in their camp and not travel . But whenever the cloud was taken up , they would set out on their journey .
Na indroa andro , na iray volana , na herintaona no nijanonan ' ny rahona teo ambonin ' ny tabernakely , raha mbola nijanona teo koa izany , dia nijanona tao an - tobiny
ary tsy nandeha ny vahoakan'Israely . Fa isaky ny nakarina ny rahona , dia nanainga tamin ' ny diany izy ireo .
NUM 9:23     Alignment score: 0.398 → 0.4
They would camp at Yahweh 's command , and they would travel at his command . They obeyed Yahweh 's command given through Moses .
Nitoby araka ny didin'i Yaveh izy ireo . Nankatoa ny didin'i Yaveh izay nomena avy tamin'i Mosesy izy ireo .
NUM 9     Average alignment score: 0.41 for 23 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36