Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36 


NUM 26:1     Alignment score: 0.631 → 0.631
It came
about after the plague that Yahweh spoke to Moses and Eleazar son of Aaron the priest . He said ,
Ary taorian ' ny areti - mandringana izay nolazain'i Yaveh an'i Mosesy sy Eleazara zanak'i Arona mpisorona . Hoy Izy hoe :


NUM 26:2     Alignment score: 0.347
" Count all the community of the people of Israel , from twenty years old and up , by their ancestor
's families , all who are able to go to war for Israel . "
" Isao ny fivondronan ' ny vahoakan'Israely rehetra , hatramin ' ny roapolo taona no ho miakatra , araka ny ankohonan ' ny razambeny , ireo rehetra izay afaka andeha hiady ho an ' ny Israely . "
NUM 26:3     Alignment score: 0.621
So Moses and Eleazar the priest spoke to them in the plains of Moab by the Jordan at Jericho and said ,
Ary Mosesy sy Eleazara mpisorona nilaza tamin'izy ireo tao amin ' ny tany
lemak'i Moaba teo amoron'i Jordana tao Jeriko nanao hoe :
NUM 26:4     Alignment score: 0.526
" Count the people , from twenty years old and up , as Yahweh commanded Moses and the people of Israel , who came out of the land of Egypt . "
" Isao ny vahoaka , hatramin ' ny roapolo taona no ho miakatra , araka ny nandidian'i Yaveh an'i Mosesy sy ny vahoakan'Israely , izay nivoaka ny tany Egypta .
NUM 26:5     Alignment score: 0.656
Reuben was the firstborn of Israel . From his son Hanok came
the clan of the Hanokites . From Pallu came the clan of the Palluites .
Robena no lahimatoan'Israely . Avy tamin'i Hanoka zanany ny fokon ' ny Hanokita . Avy tamin'i Palo ny fokon ' ny Paloita .
NUM 26:6     Alignment score: 0.715
From Hezron came
the clan of the Hezronites . From Karmi came the clan of the Karmites .
Avy tamin'i Hezrona ny fokon ' ny Hezronita . Avy tamin'i Karmy ny fokon ' ny Karmita .
NUM 26:7     Alignment score: 0.167
These
were the clans of Reuben , who numbered 43,730 men .
Ireo no fokon ' ny taranak'i Rebonita , izay miisa 43 . 730 lahy .
NUM 26:8     Alignment score: 0.27 → 0.694
Eliab was a son of Pallu .
Zanak'i
Palo i Eliaba .
NUM 26:9     Alignment score: 0.675
Eliab 's sons were Nemuel , Dathan , and Abiram . These
were the same Dathan and Abiram who were in the company of Korah when they rebelled against Moses and Aaron and rebelled against Yahweh .
Ary ny zanak'i Eliaba dia Nemoela sy Datana ary Abirama . Ireo ihany ilay Datana sy Abirama izay nanaraka an'i Kora rehefa nanohitra an'i Mosesy sy Arona ary nikomy an'i Yaveh .
NUM 26:10     Alignment score: 0.492
The earth opened its mouth and swallowed them up together with Korah when all his company died
. At that time , fire devoured 250 men , who became a warning sign .
Nanokatra ny vavany ny tany ary nitelina azy ireo niaraka tamin'i Kora rehefa maty daholo ny mpanaraka azy . Tamin'izany fotoana izany , ny afo nandevona 250 lahy , izay lasa famantarana fampitandremana .
NUM 26:11     Alignment score: 0.285
But Korah 's line did not die out .
Saingy tsy lany tamingana ny taranak'i Kora .
NUM 26:12     Alignment score: 0.613
The clans of Simeon 's descendants were these : Through Nemuel , the clan of the Nemuelites , through Jamin , the clan of the Jaminites , through Jakin , the clan of the Jakinites ,
Ny fokon
' ny taranak'i Simeona dia ireto avy : avy tamin'i Nemoela , ny fokon ' ny Nemoelita , avy tamin'i Jamina , ny fokon ' ny Jaminita , avy tamin'i Jakina , ny fokon ' ny Jakinita ,
NUM 26:13     Alignment score: 0.421
through Zerah , the clan of the Zerahites , through Shaul
, the clan of the Shaulites .
avy tamin'i Zera , ny fokon ' ny Zerita , avy tamin'i Saoly , ny fokon ' ny Saolita .
NUM 26:14     Alignment score: 0.236 → 0.236
These
were the clans of Simeon 's descendants , who numbered 22,200 men .
Ireo no fokon ' ny taranak'i Simeonita , izay miisa 22 . 200 lahy .
NUM 26:15     Alignment score: 0.498 → 0.539
The clans of Gad 's descendants were these : Through Zephon , the clan of the Zephonites , through Haggi , the clan of the Haggites , through Shuni , the clan of the Shunites ,
Ny fokon
' ny taranak'i Gada dia ireto avy : avy tamin'i Zefona , ny fokon ' ny Zefonita , avy tamin'i Hagy , ny fokon ' ny Hagita , avy tamin'i Sony , ny fokon ' ny Sonita ,
NUM 26:16     Alignment score: 0.592
through Ozni , the clan of the Oznites , through Eri , the clan of the Erites ,
avy tamin'i Ozny , ny fokon ' ny Oznita , avy tamin'i Era , ny fokon ' ny Erita ,
NUM 26:17     Alignment score: 0.644
through Arod
, the clan of the Arodites , through Areli , the clan of the Arelites .
avy tamin'i Aroda , ny fokon ' ny Arodita , avy tamin'i Arely , ny fokon ' ny Arelita .
NUM 26:18     Alignment score: 0.455 → 0.455
These
were the clans of Gad 's descendants , who numbered 40,500 men .
Ireo no fokon ' ny taranak'i Gada , izay miisa 40 . 500 lahy .
NUM 26:19     Alignment score: 0.614
Judah 's sons were Er and Onan , but these
men died in the land of Canaan .
Era sy Onana no zanak'i Joda , nefa maty tao amin ' ny tany Kanana ireo lehilahy ireo .
NUM 26:20     Alignment score: 0.43 → 0.44
The clans of Judah 's other descendants were these : through Shelah
, the clan of the Shelanites , through Perez , the clan of the Perezites , and through Zerah , the clan of the Zerahites .
Ny fokon ' ny taranak'i Joda hafa dia ireto avy : avy tamin'i Sela , ny fokon ' ny Selita , avy tamin'i Fareza , ny fokon ' ny Farezita , avy tamin'i Zera ny fokon ' ny Zerita .
NUM 26:21     Alignment score: 0.596
The descendants of Perez were these
: Through Hezron , the clan of the Hezronites , through Hamul , the clan of the Hamulites .
Ny taranak'i Fareza dia ireo avy : avy tamin'i Hezrona , ny fokon ' ny Hezronita , avy tamin'i Hamola ny fokon ' ny Hamolita .
NUM 26:22     Alignment score: 0.372 → 0.372
These
were the clans of Judah 's descendants , who numbered 76,500 men .
Ireo no fokon ' ny taranak'i Joda , izay miisa 76 . 500 lahy .
NUM 26:23     Alignment score: 0.468
The clans of Issachar 's descendants were these : Through Tola , the clan of the Tolaites , through Puah , the clan of the Puites ,
Ny fokon
' ny taranak'Isakara dia ireto avy : avy tamin'i Tola , ny fokon ' ny Tolita , avy tamin'i Pova , ny fokon ' ny Povita ,
NUM 26:24     Alignment score: 0.371
through Jashub , the clan of the Jashubites , through Shimron , the clan of the Shimronites .
avy tamin'i Jasoba , ny fokon ' ny Jasobita , avy tamin'i Simrona , ny fokon ' ny Simronita .
NUM 26:25     Alignment score: 0.25 → 0.249
These
were the clans of Issachar , who numbered 64,300 men .
Ireo no fokon ' ny taranak'Isakara , izay miisa 64 . 300 lahy .
NUM 26:26     Alignment score: 0.627
The clans of Zebulun 's descendants were these : Through Sered , the clan of the Seredites , through Elon , the clan of the Elonites , through Jahleel , the clan of the Jahleelites .
Ny fokon
' ny taranak'i Zebolona dia ireto avy : avy tamin'i Sereda , ny fokon ' ny Seredita , avy tamin'i Elona , ny fokon ' ny Elonita , avy tamin'i Jahalela , ny fokon ' ny Jahalelita .
NUM 26:27     Alignment score: 0.271 → 0.271
These
were the clans of the Zebulunites , who numbered 60,500 men .
Ireo no fokon ' ny Zebolonita , izay miisa 60 . 500 lahy .
NUM 26:28     Alignment score: 0.713
The clans of Joseph 's descendants were Manasseh and Ephraim .
Ny fokon
' ny taranak'i Josefa dia i Manase sy Efraima .
NUM 26:29     Alignment score: 0.554
The descendants of Manasseh were these : through Makir , the clan of the Makirites ( Makir was Gilead 's father ) , through Gilead , the clan of the Gileadites
.
Ireo taranak'i Manase dia ireto avy : avy tamin'i Makira , ny fokon ' ny Makirita ( Makira no rain'i Gileada , avy tamin'i Gileada , ny fokon ' ny Gileadita .
NUM 26:30     Alignment score: 0.528
Gilead 's descendants were these : Through Iezer , the clan of the Iezerites , through Helek , the clan of the Helekites ,
Ny taranak'i Gileada dia ireto avy : avy tamin'i Jezera , ny fokon ' ny Jezerita , avy tamin'i Heleka , ny fokon ' ny Helekita ,
NUM 26:31     Alignment score: 0.498
through Asriel , the clan of the Asrielites , through Shechem , the clan of the Shechemites ,
avy tamin'i Asriela , ny fokon ' ny Asrielita , avy tamin'i Sekema , ny fokon ' ny Sekemita ,
NUM 26:32     Alignment score: 0.533
through Shemida , the clan of the Shemidaites , through Hepher , the clan of the Hepherites .
avy tamin'i Semida , ny fokon ' ny Semidita , avy tamin'i Hefera , ny fokon ' ny Heferita .
NUM 26:33     Alignment score: 0.568 → 0.571
Zelophehad son of Hepher had no sons , but only daughters
. The names of his daughters were Mahlah , Noah , Hoglah , Milkah , and Tirzah .
Ary Zelofada zanak'i Hefera dia tsy nanan - janakalahy , fa zanaka vavy ihany . Ny anaran ' ny zanaka vaviny dia Mahala sy Noa sy Hogla sy Milka ary Tirza .
NUM 26:34     Alignment score: 0.305 → 0.305
These
were the clans of Manasseh , who numbered 52,700 men .
Ireo no fokon'i Manase , izay miisa 52 . 700 lahy .
NUM 26:35     Alignment score: 0.498 → 0.546
The clans of Ephraim 's descendants were these : Through Shuthelah , the clan of the Shuthelahites , through Beker , the clan of the Bekerites , through Tahan , the clan of the Tahanites .
Ny fokon
' ny taranak'i Efraima dia ireto avy : avy tamin'i Sotela , ny fokon ' ny Sotelita , avy amin'i Bekera , ny fokon ' ny Bekerita , avy tamin'i Tahana , ny fokon ' ny Tahanita .
NUM 26:36     Alignment score: 0.728
The descendants of Shuthelah were , by Eran , the clan of the Eranites .
Ny taranak'i Sotela , dia avy amin'i Erana , ny fokon ' ny Eranita .
NUM 26:37     Alignment score: 0.413 → 0.413
These
were the clans of Ephraim 's descendants , who numbered 32,500 men . These were Joseph 's descendants , counted in each of their clans .
Ireo no fokon ' ny taranak'i Efraima , izay miisa 32 . 500 lahy . Ireo no fokon ' ny taranak'i Josefa , isaina ao amin ' ny taranany tsirairay .
NUM 26:38     Alignment score: 0.441 → 0.475
The clans of Benjamin 's descendants were these : Through Bela , the clan of the Belaites , through Ashbel , the clan of the Ashbelites , through Ahiram , the clan of the Ahiramites ,
Ny fokon
' ny taranak'i Benjamina dia ireto avy : avy tamin'i Bela , ny fokon ' ny Belita , avy tamin'i Asibela , ny fokon ' ny Asibelita , avy tamin'i Ahirama , ny fokon ' ny Ahimarita ,
NUM 26:39     Alignment score: 0.538
through Shephupham , the clan of the Shuphamites , through Hupham , the clan of the Huphamites .
avy tamin'i Sefofama , ny fokon ' ny Sefofamita , avy tamin'i Hofama , ny fokon ' ny Hofamita .
NUM 26:40     Alignment score: 0.439
The descendants of Bela were Ard and Naaman . From Ard came
the clan of the Ardites , and from Naaman came the clan of the Naamites .
Ny zanaka lahin'i Bela dia i Arda sy Namana . Avy tamin'i Arda nahazoana ny fokon ' ny Ardita , avy tamin'i Namana nahazoana ny fokon ' ny Namanita .
NUM 26:41     Alignment score: 0.328 → 0.361
These
were the clans of Benjamin 's descendants . They numbered 45,600 men .
Ireo no fokon ' ny taranak'i Benjamina . Miisa 45 . 600 lahy izy ireo .
NUM 26:42     Alignment score: 0.474
The clans of Dan 's descendants were , by Shuham
, the clans of the Shuhamites . These were the clans of Dan 's descendants .
Ny fokon ' ny taranak'i Dana dia , avy tamin'i Sohama , ny fokon ' ny Sohamita . Ireo no fokon ' ny taranak'i Dana .
NUM 26:43     Alignment score: 0.082 → 0.082
All the clans of the Shuhamites numbered 64,400 men .
Ny fokon'i
Sohamita manontolo dia miisa 64 . 400 lahy .
NUM 26:44     Alignment score: 0.428
The clans of Asher 's descendants were these : Through Imnah , the clan of the Imnites , through Ishvi , the clan of the Ishvites , through Beriah , the clan of the Beriites .
Ny fokon
' ny taranak'i Asera dia ireto avy : avy tamin'i Jimna , ny fokon ' ny Jimnita , avy tamin'i Jisvy , ny fokon ' ny Jisvita , avy tamin'i Bena , ny fokon ' ny Berita .
NUM 26:45     Alignment score: 0.577
The descendants of Beriah were these : Through Heber
, the clan of the Heberites , through Malkiel , the clan of the Malkielites .
Ny taranak'i Bena dia ireto avy : avy tamin'i Hebera , ny fokon ' ny Heberita , avy tamin'i Malkiela , ny fokon ' ny Malkielita .
NUM 26:46     Alignment score: 0.634
The name of Asher 's daughter was Serah .
Ny anaran
' ny zanakavavin'i Asera dia Sera .
NUM 26:47     Alignment score: 0.455 → 0.455
These
were the clans of Asher 's descendants , who numbered 53,400 men .
Ireo no fokon ' ny taranak'i Asera , izay miisa 53 . 400 lahy .
NUM 26:48     Alignment score: 0.592
The clans of Naphtali 's descendants were these : Through Jahzeel
, the clan of the Jahzeelites , through Guni , the clan of the Gunites ,
Ny fokon ' ny taranak'i Naftaly dia ireto avy : avy tamin'i Jaziela , ny fokon ' ny Jazielita , avy tamin'i Gony , ny fokon ' ny Gonita ,
NUM 26:49     Alignment score: 0.467
through Jezer , the clan of the Jezerites , through Shillem , the clan of the Shillemites .
avy tamin'i Jezera , ny fokon ' ny Jezerita , avy tamin'i Silema , ny fokon ' ny Silemita .
NUM 26:50     Alignment score: 0.363 → 0.362
These
were the clans of Naphtali 's descendants , who numbered 45,400 men .
Ireo no fokon ' ny taranak'i Naftaly , izay miisa 45 . 400 lahy .
NUM 26:51     Alignment score: 0.109 → 0.131
This was the complete count of men of Israel : 601,730 .
Ireo no isa fenon ' ny lehilahy teo amin ' ny vahoakan'Israely dia 601 . 730 .
NUM 26:52     Alignment score: 0.666
Yahweh spoke to Moses and said ,
Yaveh niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe :
NUM 26:53     Alignment score: 0.271
" The land must be divided among these
men as an inheritance according to the number of their names .
" Ny tany dia tsy maintsy zaraina eo amin'ireo lehilahy tahaka ny lova iray araka ny isan ' ny anarany avy .
NUM 26:54     Alignment score: 0.289
To the larger clans you must give
more inheritance , and to the smaller clans you must give less inheritance . To every family you must give an inheritance according to the number of men who were counted .
Ny amin ' ny foko lehibe dia tsy maintsy omenao lova betsaka , ary ny amin ' ny foko kelikely dia tsy maintsy omenao lova kely . Ny amin ' ny fianakaviana rehetra dia tsy maintsy omenao lova araka ny isan ' ny lehilahy izay voaiisa .
NUM 26:55     Alignment score: 0.25 → 0.262
However , the land must be divided by random lots . They must inherit the land according to the names of their ancestors ' tribes .
Na izany aza , ny tany tsy maintsy sarahina amin ' ny filokana kisendrasendra . Mandova ny tany izy ireo raha ho zarana eo amin ' ny fokon
' ny razambeny izany .
NUM 26:56     Alignment score: 0.303
Their inheritance must be divided among the larger and the smaller clans , distributed to them by random lot . "
Ny lovany dia tsy maintsy mizara eo amin ' ny foko lehibe sy kely , nozaraina azy ireo tamin ' ny filokana kisendrasendra . "
NUM 26:57     Alignment score: 0.49
The Levite clans , counted clan by clan , were these : Through Gershon , the clan of the Gershonites , through Kohath , the clan of the Kohathites , through Merari , the clan of the Merarites .
Ny fokon'i
Levita , isaina foko isam - poko , dia ireto avy : avy tamin'i Gersona , ny fokon ' ny Gersonita , avy tamin'i Kehata , ny fokon ' ny Kehatita , avy amin'i Merary , ny fokon ' ny Merarita .
NUM 26:58     Alignment score: 0.5 → 0.561
The clans of Levi were these : the clan of the Libnites , the clan of the Hebronites , the clan of the Mahlites , the clan of the Mushites , and the clan of the Korahites . Kohath was Amram 's ancestor
.
Ny fokon'i Levy dia ireto avy : ny fokon ' ny Libnita , ny fokon ' ny Hebronita , ny fokon ' ny Mahalita , ny fokon ' ny Mosita , ny fokon ' ny Koralta . Ary Kehata no razamben'i Amrama .
NUM 26:59     Alignment score: 0.625
The name of Amram 's wife was Jochebed , a descendant
of Levi , who was born to Levites in Egypt . She bore to Amram their children , who were Aaron , Moses , and Miriam their sister .
Ny anaran ' ny vadin'i Amrama dia i Jokebeda , taranak'i Levy , izay nateraky ny Levita tany Egypta . Dia niteraka ireo zanany tamin'i Amrama izy , dia i Arona sy Mosesy ary Miriama anabaviny .
NUM 26:60     Alignment score: 0.781 → 0.782
To Aaron were born
Nadab and Abihu , Eleazar and Ithamar .
Arona niteraka an'i Nadaba sy Abiho , Eleazara ary Itamara .
NUM 26:61     Alignment score: 0.617
Nadab and Abihu died
when they offered before Yahweh unacceptable fire .
Maty i Nadaba sy Abiho rehefa nanolotra afo tsy azo ekena teo anoloanan'i Yaveh izy ireo .
NUM 26:62     Alignment score: 0.356 → 0.356
The males who were counted among them numbered twenty - three thousand , all males one month old and up . But they were not counted among Israel 's descendants because no inheritance was given to them among the people of Israel .
Ny lahy izay nisaina teo amin'izy ireo dia miisa telo arivo sy roa alina , dia ny lahy rehetra hatramin'iray volana no ho miakatra . Fa tsy voaisa teo amin ' ny taranak'Israely izy ireo satria tsy nisy lova nomena azy ireo teo amin ' ny vahoakan'Israely .
NUM 26:63     Alignment score: 0.593
These
are the ones who were counted by Moses and Eleazar the priest . They counted the people of Israel in the plains of Moab by the Jordan at Jericho .
Ireo no zavatra izay voaisan'i Mosesy sy Eleazara mpisorona . Nanisa ny vahoakan'Israely tao amin ' ny lemak'i Moaba teo amoron'i Jordana tao Jeriko izy ireo .
NUM 26:64     Alignment score: 0.449 → 0.464
But among these
there was no man who had been counted by Moses and Aaron the priest when the descendants of Israel were counted in the wilderness of Sinai .
Nefa teo amin'izany dia tsy nisy olona avy tamin'izay voaisan'i Mosesy sy Arona mpisorona nanisa ny taranak'Israely tao an'efitr'i Sinay .
NUM 26:65     Alignment score: 0.493 → 0.522
For Yahweh had said that all of those
people would certainly die in the wilderness . There was not a man left among them , except Caleb son of Jephunneh and Joshua son of Nun .
Satria Yaveh fa nilaza fa ho faty any an'efitra tokoa ireo olona rehetra ireo . Tsy nisy olona sisa tavela teo amin'izy ireo , afa - tsy Kaleba zanak'i Jefona sy Josoa zanak'i Nona .
NUM 26     Average alignment score: 0.491 for 65 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36