Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36 


NUM 31:1     Alignment score: 0.383
Yahweh spoke to Moses and said ,
Niresaka tamin'i Mosesy i Yaveh ary nanao hoe :


NUM 31:2     Alignment score: 0.268 → 0.276
" Take vengeance on the Midianites for what they did to the people of Israel . After doing that , you will die and be gathered to your people . "
" Manaova valifaty amin'ireo Midianita nohon ' ny nataon'izy ireo tamin'ireo Israelita . Rehefa vita izany , dia ho faty ianao ary hangonina eo amin ' ny olonao
. "
NUM 31:3     Alignment score: 0.417
So Moses spoke to the people . He said , " Arm some of your men for war so they may go against Midian and carry out Yahweh 's vengeance on it .
Koa niresaka tamin'ireo vahoaka i Mosesy . Hoy izy hoe : " Rongoy fiadina ho amin ' ny ady ny sasany amin'ireo olonareo mba handehanan'izy ireo hanohitra an'ireo Midiana sy hanatanteraka valifatin'i Yaveh amin'izany .
NUM 31:4     Alignment score: 0.271
Every tribe throughout Israel must send a thousand soldiers to war . "
Ny foko rehetra manerana an'Israely dia tsy maintsy mandefa miaramila ho any an'ady . "
NUM 31:5     Alignment score: 0.204 → 0.208
So out of Israel 's thousands
of men , one thousand from each tribe were provided from the clans of Israel , twelve thousand men armed for war .
Koa tamin'ireo olona an'arivorivon'Israely , dia avy any amin ' ny foko rehetra ho an ' ny ady ny an'arivony , roa arivo sy iray alina no fitambarany .
NUM 31:6     Alignment score: 0.408
Then Moses sent them to battle , a thousand from every tribe , along with Phinehas son of Eleazar the priest , and with some articles from the holy place and the trumpets in his possession
for sounding signals .
Avy eo nalefan'i Mosesy an'ady izy ireo , arivo avy amin ' ny foko rehetra , niaraka tamin'i Finehasa zanaka lahin'i Eleazara mpisorona , sy niaraka tamin ' ny fanaka sasany avy ao amin ' ny fitoerana masina ary trompetra eny an - tanany mba hitsofana ny fanairana .
NUM 31:7     Alignment score: 0.617
They fought against Midian , as Yahweh had commanded Moses . They killed every man .
Niady tamin ' ny Midiana izy ireo , araka ny nandidian'i Yaveh an'i Mosesy . Novonoin'izy ireo ny olona rehetra .
NUM 31:8     Alignment score: 0.533 → 0.567
They killed the kings of Midian with the rest of their dead
: Evi , Rekem , Zur , Hur , and Reba , the five kings of Midian . They also killed Balaam son of Beor , with the sword .
Novonoiny ireo mpanjakan'i Midiana niaraka tamin ' ny sisan ' ny matin'izy ireo : Evy , Rekema , Zora , Hora , ary Reba , ireo mpanjaka dimin'i Midiana . Novonoin'izy ireo tamin ' ny sabatra ihany koa Balama zanaka lahin'i Beora .
NUM 31:9     Alignment score: 0.375
The army of Israel took captive the women of Midian , their children , all their cattle , all their flocks , and all their goods . They took these
as plunder .
Nalain ' ny tafik'Israely ho babo ireo vehivavin'i Midiana , ny zanak'izy ireo , ny biby fiompin'izy rehetra , ireo ondry aman'osin'izy ireo , ary ny fananan'izy rehetra . Nalain'izy ireo ho babo avokoa ireo .
NUM 31:10     Alignment score: 0.382
They burned all their cities where they lived and all their camps .
Nodoran'izy ireo ny tanànany
rehetra izay nonenan'izy ireo ary ireo tobiny rehetra .
NUM 31:11     Alignment score: 0.394
They took all the plunder and prisoners , both people and animals .
Nalain'izy ireo avokoa ireo babo sy gadra rehetra , na olona na biby .
NUM 31:12     Alignment score: 0.51 → 0.512
They brought the prisoners , the booty , and the spoil to Moses , to Eleazar the priest , and to the community of the people of Israel . They brought these to the camp in the plains of Moab , by the Jordan near Jericho .
Nentin'izy ireo tany amin'i Mosesy , Eleazara mpisorona , ary tany
amin ' ny fianakaviamben ' ny olon'Israely ireo gadra , ny babo , ary ireo zavatra azo . Nentin'izy ireo tany amin ' ny toby tany amin'ireo tany hain'i Moaba , amoron'i Jordana akaikin'i Jeriko ireo .
NUM 31:13     Alignment score: 0.485
Moses , Eleazar the priest , and all the leaders of the community went to meet them outside the camp .
Nandeha nivoaka nitsena azy ireo tany
ivelan ' ny toby i Mosesy , Eleazara mpisorona , sy ireo mpitarika ny fianakaviambe rehetra .
NUM 31:14     Alignment score: 0.443 → 0.444
But Moses was angry with the officers of the army , the commanders
of thousands and the captains of hundreds , who came from serving in the battle .
Fa Mosesy dia tezitra tamin'ireo manam - pahefan ' ny tafika , ireo mpifehy ny arivo sy ireo kapitenin ' ny zato , izay tonga avy any an'ady .
NUM 31:15     Alignment score: 0.45 → 0.46
Moses said to them , " Have you let all the women
live ?
Hoy Mosesy tamin'izy ireo hoe : " Navelanareo ho velona ve ny vehivavy rehetra ?
NUM 31:16     Alignment score: 0.428 → 0.446
Look , these
women caused the people of Israel , through Balaam 's advice , to commit faithlessness against Yahweh in the matter of Peor , when the plague spread among Yahweh 's community .
Indro , nataon'ireo vehivavy ireo nanota tamin'i Yaveh ny amin'i Peora tamin ' ny alalan'i torohevitr'i Balama ny olon'Israely , rehefa niparitaka teo amin ' ny fiangonan'i Yaveh ny areti - mandoza .
NUM 31:17     Alignment score: 0.289 → 0.293
Now then , kill every male among the little ones , and kill every woman who has known a man by lying with him .
Ankehitriny ary , vonoy ny zazalahy eo amin ' ny madinika rehetra , ary vonoy ny vehivavy rehetra izay efa niara - nandry tamin ' ny lehilahy .
NUM 31:18     Alignment score: 0.213
But keep alive
for yourselves all the young girls who have not known a man by lying with him .
Fa ento ho anareo ny tovovavy rehetra izay tsy mbola niara - nandry tamin ' ny lehilahy mihitsy .
NUM 31:19     Alignment score: 0.398 → 0.402
All of you who have killed anyone or touched anyone who was killed must stay outside the camp for seven days . On the third day and the seventh day you must purify yourselves and your captives .
Tsy maintsy mitoby ivelan
' ny tobin'Israely mandritra ny fito andro ianareo . Ianareo rehetra izay efa namono olona na nikitika olona maty tsy maintsy manadio ny tenanareo ianareo amin ' ny andro fahatelo sy amin ' ny andro fahafito ianareo sy ireo gadranareo .
NUM 31:20     Alignment score: 0.286 → 0.377
You must purify every garment and everything made of animal hide and goats ' hair , and everything made of wood . "
Tsy maintsy manadio ny akanjonareo rehetra sy ny zavatra rehetra vita amin ' ny hodi - biby sy volon'osy , ary ny zavatra rehetra vita amin ' ny hazo ianareo . "
NUM 31:21     Alignment score: 0.453
Eleazar the priest said to the soldiers who had gone to war , " This is a decreed law that Yahweh has commanded Moses :
Eleazara mpisorona dia nilaza tamin'ireo miaramila izay nandeha tany
an'ady hoe : " Ity dia lalàna voadidy izay nomen'i Yaveh an'i Mosesy :
NUM 31:22     Alignment score: 0.688
The gold , silver , bronze , iron , tin , and lead ,
Ny volamena , volafotsy , varahina , vy , vifotsy , sy firaka ,
NUM 31:23     Alignment score: 0.345 → 0.346
and everything that resists fire , you must put it through the fire , and it will become
clean . You must then purify those things with the water of cleansing . Whatever can not go through the fire you must cleanse with that water .
ary ny zavatra rehetra izay tsy andairan ' ny afo , dia tsy maintsy ataonareo anaty afo , ka hadio izany . Avy eo tsy maintsy diovinareo amin ' ny rano fandiovana ireo zavatra ireo . Na inona na inona tsy afaka mandalo amin ' ny afo dia tsy maintsy diovinareo amin'izany rano izany .
NUM 31:24     Alignment score: 0.343 → 0.372
You must wash your clothes on the seventh day , and then you will become
clean . Afterward you may come into Israel 's camp . "
Amin ' ny andro fahafito dia tsy maintsy sasanareo ny fitafianareo , ary avy eo ianareo hadio . Aorian'izany dia ho tonga ao amin ' ny tobin'Israely ianareo . "
NUM 31:25     Alignment score: 0.687
Then Yahweh spoke to Moses and said ,
Avy eo Yaveh niresaka tamin'i Mosesy ary niteny hoe :
NUM 31:26     Alignment score: 0.25 → 0.294
" You and Eleazar the priest and the heads of the community 's ancestral clans are to count all the plundered things that were captured , both men and animals .
" Isao ireo zavatra babo rehetra izay azo , na olona
na biby . Ianao , Eleazara mpisorona , ary ireo mpitarika ny fianakaviamben'ireo fokon ' ny razambenao
NUM 31:27     Alignment score: 0.285 → 0.291
Divide the plunder into two parts . Divide it between the soldiers who went out to battle and all the rest of the community .
dia tsy maintsy mizara ireo babo ho fizarana roa . Zarao eo amin'ireo miaramila izay nandeha an'ady sy ireo ambin
' ny fianakaviambe rehetra izany .
NUM 31:28     Alignment score: 0.4
Then levy a tax to be given to me from the soldiers who went out to battle . This tax must be one out of every five hundred , whether persons , cattle , donkeys , sheep , or goats .
Avy eo mitakia hetra avy amin'ireo miaramila izay nandeha an'ady mba homena Ahy . Izany hetra izany dia tsy maintsy iray isan - dimanjato , na olona , biby fiompy , boriky , ondry , na osy .
NUM 31:29     Alignment score: 0.395
Take this tax from their half and give it to Eleazar the priest for a contribution to Yahweh .
Alaivo amin ' ny antsasak'ireo izany hetra izany ary omeo an'i Eleazara mpisorona izany mba ho fanatitra hatolotra ho Ahy .
NUM 31:30     Alignment score: 0.344 → 0.354
Also from the people of Israel 's half , you must take one out of every fifty from the persons , cattle , donkeys , and sheep from all the animals . Give these
to the Levites who perform the duties of my tabernacle . "
Ary avy amin ' ny antsasaky ny Israely ihany koa , dia tsy maintsy maka iray isan - dimam - polo ianao avy amin'ireo olona , biby fiompy , boriky , ondry , ary osy . Omeo an'ireo Levita izay mikarakara ny tabernakeliko ireo . "
NUM 31:31     Alignment score: 0.614
So Moses and Eleazar the priest did as Yahweh had commanded Moses .
Koa dia nataon'i Mosesy sy Eleazara mpisorona araka ny nandidian'i Yaveh .
NUM 31:32     Alignment score: 0.153
Now the booty that remained of the spoil that the men of war had plundered was 675,000 sheep ,
Ary ny babo izay sisa tamin'ireo azon'ireo miaramila dia ondry 675 . 000 ,
NUM 31:33     Alignment score: 0.384 → 0.399
seventy - two thousand cattle ,
omby roa arivo sy fito alina ,
NUM 31:34     Alignment score: 0.112 → 0.085
sixty - one thousand donkeys ,
boriky arivo sy enina
alina ,
NUM 31:35     Alignment score: 0.335 → 0.342
and thirty - two thousand women
who had not known a man by lying with him .
ary vehivavy roa arivo sy telo alina izay tsy mbola niara - nandry tamin ' ny lehilahy mihitsy .
NUM 31:36     Alignment score: 0.239 → 0.316
The half that was kept for the soldiers numbered 337,000 sheep ,
Ny antsasany izay nohazonin'ireo miaramila dia ondry miisa 337 . 000 .
NUM 31:37     Alignment score: 0.586
and the tax for Yahweh of the sheep was 675 .
Ny anjaran'i Yaveh dia ondry 675 .
NUM 31:38     Alignment score: 0.369 → 0.334
The cattle were thirty - six thousand , from which the tax for Yahweh was seventy - two .
Ireo omby dia enina arivo sy telo alina ary roa amby fito - polo no hetran'i Yaveh .
NUM 31:39     Alignment score: 0.314 → 0.38
The donkeys were 30,500 from which the tax for Yahweh was sixty - one .
30 . 500 ny isan'ireo boriky ary iraika amby enim - polo no anjaran'i Yaveh .
NUM 31:40     Alignment score: 0.43 → 0.428
The persons were sixteen thousand women
, from which the tax for Yahweh was thirty - two .
Enina arivo sy iray alina ireo olona ka roa amby telopolo no hetran'i Yaveh .
NUM 31:41     Alignment score: 0.524
Moses took the tax that was to be a contribution presented to Yahweh . He gave it to Eleazar the priest , as Yahweh commanded Moses .
Nalain'i Mosesy ny hetra izay tokony ho fanatitra atolotra
ho an'i Yaveh . Nomeny an'i Eleazara mpisorona izany , araka ny nandidian'i Mosesy .
NUM 31:42     Alignment score: 0.398
As for the people of Israel 's half that Moses had taken from the soldiers who had gone to war
Raha ny amin'ireo antsasaky ny olon'Israely izay nalain'i Mosesy avy amin'ireo miaramila izay nandeha tany
an'ady
NUM 31:43     Alignment score: 0.164 → 0.193
the community 's half was 337,500 sheep ,
dia ondry 337 . 500 ,
NUM 31:44     Alignment score: 0.345 → 0.43
thirty - six thousand oxen ,
omby enina arivo sy telo alina ,
NUM 31:45     Alignment score: 0.192 → 0.192
30,500 donkeys ,
boriky 30 . 500 ,
NUM 31:47     Alignment score: 0.436 → 0.436
From the people of Israel 's half , Moses took one out of every fifty , both of people and animals . He gave them to the Levites who performed the duties of Yahweh 's tabernacle , as Yahweh had commanded him to do .
Avy amin'ireo antsasaky ny olon'Israely , dia naka iray isan - dimam - polo i Mosesy , na olona na biby . Nomeny
an'ireo Levita izay nikarakara foana ny tabernakelin'i Yaveh ireo , araka ny nandidian'i Yaveh azy mba hatao .
NUM 31:48     Alignment score: 0.449
Then the officers of the army , the commanders
over thousands and the captains over hundreds , came to Moses .
Avy eo ireo manam - pahefan ' ny tafika , ireo mpifehy ny arivo sy ireo kapitenin ' ny zato , tonga tany amin'i Mosesy .
NUM 31:49     Alignment score: 0.308 → 0.329
They said to Moses , " Your servants have counted the soldiers who are under our command , and not one man is missing .
Hoy izy ireo taminy hoe : " Nisain'ireo mpanomponao
ireo miaramila izay ambanin ' ny fifehezanay , ary tsy misy na iray aza tsy ao .
NUM 31:50     Alignment score: 0.341 → 0.369
We have brought Yahweh 's offering
, what each man found , articles of gold , armlets and bracelets , signet rings , earrings , and necklaces , to make atonement for ourselves before Yahweh . "
Nentinay ny fanatitr'i Yaveh , izay hitan ' ny olona tsirairay , fanaka volamena , fehin - tanana sy haba , peratra fanombohan - kase , kavina , ary rojo , mba hanaovana fanavotana ho anay eo anoloan'i Yaveh . "
NUM 31:51     Alignment score: 0.469
Moses and Eleazar the priest received from them the gold all the articles of craftsmanship .
Mosesy sy Eleazara dia nandray ny volamena sy ireo fanaky ny asa tanana rehetra avy amin'izy ireo .
NUM 31:52     Alignment score: 0.363 → 0.37
All the gold of the contribution that they gave to Yahweh the offerings
from the commanders of thousands and from the captains of hundreds weighed 16,750 shekels .
Ireo volamena rehetra tamin ' ny fanatitra izay nomen'izy ireo an'i Yaveh ireo fanatitra avy amin'ireo mpifehy ny arivo sy avy amin'ireo mpifehy ny zato dia milanja sekely 16 . 750 .
NUM 31:53     Alignment score: 0.403
Each soldier had taken plunder , each man for himself .
Ny miaramila tsirairay dia samy naka babo , olona tsirairay ho an ' ny tenany .
NUM 31:54     Alignment score: 0.524
Moses and Eleazar the priest took the gold from the commanders
of thousands and captains of hundreds . They took it into the tent of meeting as a reminder of the people of Israel for Yahweh .
Mosesy sy Eleazara mpisorona dia naka volamena avy amin'ireo mpifehy ny arivo sy ireo kapitenin ' ny zato . Nentin'izy ireo tao amin ' ny trano - lay fihaonana izany ho fahatsiarovana ny olon'Israely ho an'i Yaveh .
NUM 31     Average alignment score: 0.4 for 53 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36