Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36 


NUM 15:1     Alignment score: 0.405
Then Yahweh spoke to Moses . He said ,
Ary niresaka tamin'i Mosesy i Yaveh . Hoy Izy :


NUM 15:2     Alignment score: 0.392 → 0.38
" Speak to the people of Israel and say to them , ' When you go into the land where you will live , which Yahweh will give
to you ,
" Miresaha amin ' ny vahoakan'i Israely ary teneno izy ireo hoe : ' Rehefa handeha any amin ' ny tany izay honenanareo ianareo , dia izay homen'i Yaveh anareo ,
NUM 15:3     Alignment score: 0.465 → 0.479
you are to prepare an offering by fire to Yahweh , either a burnt offering or a sacrifice to fulfill a vow or a freewill offering , or an offering at your feasts , to produce a pleasing aroma for Yahweh from the herd or the flock .
dia hanomana fanatitra amin ' ny afo ho an'i Yaveh ianareo , na fanatitra dorana na sorona mba hanatanterahana voady na fanatitra an - tsitra - po , na fanatitra amin ' ny fanasanareo , mba hamokatra hanitra ankasitrahana ho an'i Yaveh , avy amin ' ny omby na ondry .
NUM 15:4     Alignment score: 0.314 → 0.334
You must offer to Yahweh a burnt offering
as well as a grain offering of a tenth of an ephah of fine flour mixed with one - fourth of a hin of oil .
Aoka hanolotra sorona dorana ho an'i Yaveh ianareo ary koa ampahafolon ' ny efaha amin ' ny lafarina tsara toto voaharoharo amin ' ny menaka ampahefatry ny hina ho fanatitra hohanina .
NUM 15:5     Alignment score: 0.312 → 0.299
You must also offer with the burnt offering , or for the sacrifice
, one - fourth of a hin of wine for the drink offering for each lamb .
Aoka hanolotra divay ampahefatry ny hina ho fanatitra sotroina ho an ' ny zanak'ondry tsirairay ihany koa ianareo , miaraka amin ' ny fanatitra dorana , na ho an ' ny sorona .
NUM 15:6     Alignment score: 0.279 → 0.339
If you are offering
a ram , you must prepare as a grain offering two - tenths of an ephah of fine flour mixed with a third of a hin of oil .
Raha manolotra ondry lahy ianareo , dia aoka hanomana lafarina tsara toto roa ampahafolon ' ny efaha voaharo amin ' ny menaka ampahatelon ' ny hina ianareo ho fanatitra hohanina .
NUM 15:7     Alignment score: 0.544 → 0.545
For the drink offering , you must offer a third of a hin of wine . It will produce a sweet aroma for Yahweh .
Ny amin ' ny fanatitra sotroina , aoka hanolotra divay ampahatelon ' ny hina ianareo . Hamokatra hanitra mani - pofona ho an'i Yaveh izany .
NUM 15:8     Alignment score: 0.41 → 0.437
When you prepare a bull as a burnt offering or as a sacrifice to fulfill a vow , or as a fellowship offering
to Yahweh ,
Raha manomana omby ho fanatitra dorana ianareo na ho sorona hanatanterahana voady , na ho fanatim - piombonana amin'i Yaveh ,
NUM 15:9     Alignment score: 0.173 → 0.271
then you must offer with the bull a grain offering
of three - tenths of an ephah of fine flour mixed with half a hin of oil .
dia aoka hanolotra lafarina tsara toto ampahatelon ' ny efaha voaharo amin ' ny menaka antsasaky ny hina miaraka amin ' ny omby ianareo ho fanatitra hohanina .
NUM 15:10     Alignment score: 0.554 → 0.555
You must offer as the drink offering half a hin of wine , as an offering made by fire , to produce a sweet aroma for Yahweh .
Aoka hanolotra divay antsasaky ny hina ianareo ho fanatitra sotroina , toy ny fanatitra vita amin ' ny afo , mba hamokatra hanitra manim - pofona ho an'i Yaveh .
NUM 15:11     Alignment score: 0.32 → 0.336
It must be done this way for each bull , for each ram , and for each of the male lambs or young goats .
Aoka ho vita ho an ' ny omby tsirairay izany fomba izany , ho an ' ny ondry lahy tsirairay , ary ho an ' ny zanak'ondry lahy tsirairay na koa osy tanor .
NUM 15:12     Alignment score: 0.245
Every sacrifice that you prepare and offer must be done as described here .
Ny sorona tsirairay izay omaninareo sy atolotrareo dia aoka ho vita tahaka ny voafaritra eto .
NUM 15:13     Alignment score: 0.357 → 0.361
All who are native - born must do these
things in this way , when anyone brings an offering made by fire , to produce an aroma that is pleasing to Yahweh .
Ny tera - tany Israelita rehetra dia aoka hanao ireo zavatra ireo amin'io fomba io , rehefa misy olona mitondra sorona vita amin ' ny afo , mba hamokatra hanitra izay ankasitrahan'i Yaveh .
NUM 15:14     Alignment score: 0.326 → 0.333
If a sojourner is staying with you , or whoever may live among you throughout your people 's generations , he must make an offering made by fire , to produce a sweet aroma for Yahweh . He must act as you act .
Raha misy vahiny mitoetra miaraka aminareo , na koa izay rehetra mety honina eo aminareo mandritra ny taranaky
ny vahoakanareo , dia aoka hanao fanatitra vita amin ' ny afo izy , mba hamokatra hanitra manim - pofona ho an'i Yaveh . Aoka hanao toy ny fanaonareo izy .
NUM 15:15     Alignment score: 0.314 → 0.313
There must be the same law for the community and for the foreigner who stays with you , a permanent law throughout your people 's generations . As you are , so also must be the sojourner staying with you . He must act as you act before Yahweh .
Aoka ho lalàna mitovy ho an ' ny fiaraha - monina sy ho an ' ny vahiny izay mitoetra miaraka aminareo izany , lalàna maharitra mandritra ny taranaky
ny vahoakanareo . Tahaka anareo , no aoka hitoeran'ireo mpandeha ihany koa eo aminareo . Aoka hanao toy ny fanaonareo eo anatrehan'i Yaveh izy .
NUM 15:16     Alignment score: 0.242
The same law and decree must apply to you and to the foreigner who is staying with you . ' "
Aoka ho didy aman - dalàna mitovy no ampiharina aminareo sy amin ' ny vahiny izay mitoetra miaraka aminareo . ' "
NUM 15:17     Alignment score: 0.329 → 0.367
Again Yahweh spoke to Moses . He said ,
Mbola niresaka tamin'i Mosesy indray i Yaveh . Hoy Izy :
NUM 15:18     Alignment score: 0.287
" Speak to the people of Israel and say to them , ' When you come
into the land where I will take you ,
" Miresaha amin ' ny vahoakan'i Israely ary teneno izy ireo hoe : ' Raha tonga eo amin ' ny tany izay hakako anareo ianareo ,
NUM 15:19     Alignment score: 0.191 → 0.219
when you eat the food produced in the land , you must lift up a contribution to Yahweh .
raha mihinana ny sakafo vokatra
eo amin ' ny tany ianareo , dia aoka hanolotra fanatitra sy haneho izany Amiko ianareo .
NUM 15:20     Alignment score: 0.242 → 0.255
From the first of your dough you must offer a loaf to lift it up as a contribution , a contribution from the threshing floor . You must lift it up in this way .
Avy amin ' ny voalohan
- kobanareo no tsy maintsy anateranareo mofo mba hampiakarina izany ho fanatitra asandratra avy amin ' ny fikororohana . Aoka hanandratra izany ambony amin'izany fomba izany ianareo .
NUM 15:21     Alignment score: 0.24 → 0.237
You must give to me a lifted contribution throughout your people 's generations from the first of your dough .
Aoka hanome fanatitra asandratra ho Ahy ianareo mandritra ny taranaky
ny vahoakanareo avy amin ' ny voalohan - kobanareo .
NUM 15:22     Alignment score: 0.325 → 0.324
You will sometimes sin without intending to do so , when you do not obey all these
commands that I have spoken to Moses
Hanota tsy nahy ianareo indraindray , raha tsy mankatò ireo didy rehetra izay efa noresahako tamin'i Mosesy ireo ianareo
NUM 15:23     Alignment score: 0.288 → 0.323
everything that I have commanded you through Moses from the day that I began to give
you commands and onward throughout your people 's generations .
ny zavatra rehetra izay efa nandidiako anareo tamin ' ny alalan'i Mosesy hatramin ' ny andro izay nanombohako nanomezana didy ary mitohy mandritra ireo taranaky ny vahoakanareo .
NUM 15:24     Alignment score: 0.347 → 0.377
In the case
of unintentional sin without the community 's knowledge , then all the community must offer one young bull as a burnt offering to produce a sweet aroma for Yahweh . Along with this must be made a grain offering and drink offering , as commanded by the decree , and one male goat as a sin offering .
Amin ' ny trangan ' ny fahotana tsy nahy amin ' ny tsy fahalalan ' ny fiaraha - monina , dia aoka hanolotra vatotr'ombilahy iray ny fiaraha - monina manontolo ho fanatitra dorana mba hamokatra hanitra manim - pofona ho an'i Yaveh . Miaraka amin'izany dia ho vita ny fanatitra hohanina sy fanatitra sotroina , tahaka nandidiana tamin'ireo didy , ary osy lahy iray ho fanatitra noho ny ota .
NUM 15:25     Alignment score: 0.423
The priest must make atonement for all the community of the people of Israel . They will be forgiven because the sin was an error . They have brought their sacrifice , an offering made by fire to me . They have brought their sin offering before me for their error .
Aoka hanao fanavotana ho an ' ny fiaraha - monin ' ny vahoaka Israely rehetra ny mpisorona . Ho voavela heloka izy ireo satria fahadisoana ny fahotana . Efa nitondra ny sorony
izy ireo , ilay fanatitra vita tamin ' ny afo ho Ahy . Efa nitondra ny fanatitra noho ny otany teo anoloako izy ireo ho an ' ny fahadisoan'izy ireo .
NUM 15:26     Alignment score: 0.321
Then all the community of the people of Israel will be forgiven , and also the foreigners
who are staying with them , because all the people committed the sin unintentionally .
Dia ho voavela heloka avokoa ny fiarahamonin ' ny vahoakan'Israely , sy ireo vahiny mitoetra miaraka amin'izy ireo ihany koa , satria nahavita heloka tsy nahy avokoa ny vahoaka rehetra .
NUM 15:27     Alignment score: 0.436 → 0.436
If a person sins unintentionally , then he must offer a female goat a year old as a sin offering .
Raha manota tsy nahy ny olona iray , dia aoka hanolotra osy vavy herintaona ho fanatitra noho ny ota izy .
NUM 15:28     Alignment score: 0.418
The priest must make atonement before Yahweh for the person who goes astray
and sins unintentionally . That person will be forgiven when atonement has been made .
Aoka hanao fanavotana eo anatrehan'i Yaveh ny mpisorona ho an ' ny olona izay nanota tsy nahy . Ho voavela heloka izany olona izany rehefa vita ny fanavotana .
NUM 15:29     Alignment score: 0.316
You must have the same law for the one who does anything unintentionally , the same law for the one who is native born among the people of Israel and for the foreigners
who are staying among them .
Aoka hanana lalàna mitovy ianareo ho an'izay manao zavatra tsy nahy , lalàna mitovy ho an'izay tera - tany eo amin ' ny vahoakan'Israely sy ho an ' ny vahiny izay mitoetra eo amin'izy ireo .
NUM 15:30     Alignment score: 0.277
But the person who does anything with a high hand , whether he is native born or a foreigner , blasphemes me . That person must be cut off from among his people .
Fa ny olona izay manao zavatra amin ' ny fihantsiana
, na tera - tany izy na vahiny , dia miteny ratsy Ahy . Aoka ho fongorana eo amin ' ny vahoakany izany olona izany .
NUM 15:31     Alignment score: 0.266
Because he has despised my word and has broken my commandment
, that person must be cut off completely . His iniquity will be on him . ' "
Satria efa nanao tsinontsinona ny teniko izy ary nandika ny didiko , dia aoka ho fongorana tanteraka izany olona izany . Ho aminy anie ny fahotany . ' "
NUM 15:32     Alignment score: 0.403
While the people of Israel were in the wilderness , they found a man gathering wood on the Sabbath day .
Raha mbola tany
an - tany efitra ny vahoakan'Israely , dia nahita lehilahy nanangona hazo tamin ' ny andro sabata izy ireo .
NUM 15:33     Alignment score: 0.539
Those
who found him brought him to Moses , Aaron , and all the community .
Ireo izay nahita azy dia nitondra azy tany amin'i Mosesy , Arona , ary ny fiaraha - monina rehetra .
NUM 15:34     Alignment score: 0.314 → 0.311
They kept him in custody because it had not been declared what should be done with him .
Notanan'izy ireo am - ponja izy satria mbola tsy voalaza izay tokony natao taminy .
NUM 15:35     Alignment score: 0.418
Then Yahweh said to Moses , " The man must surely be put to death . All the community must stone him with stones outside the camp . "
Dia nilaza tamin'i Mosesy i Yaveh hoe : " Aoka ho vonoina tokoa ilay lehilahy . Aoka ny fiaraha - monina rehetra hitora - bato
azy any ivelan ' ny toby . "
NUM 15:36     Alignment score: 0.52
So all the community brought him outside the camp and stoned him to death as Yahweh had commanded Moses .
Koa nitondra azy ivelan
' ny toby ny fiaraha - monina rehetra ary nitora - bato azy ho faty araka izay efa nandidian'i Yaveh an'i Mosesy .
NUM 15:37     Alignment score: 0.329 → 0.367
Again Yahweh spoke to Moses . He said ,
Mbola niresaka tamin'i Mosesy indray i Yaveh . Hoy Izy :
NUM 15:38     Alignment score: 0.214 → 0.225
" Speak to the descendants of Israel and command them to make for themselves tassels to hang from the borders of their garments , to hang them from each border by a blue cord . They must do this throughout their people 's generations .
" Miresaha amin ' ny taranak'Israely ary mandidia
azy ireo mba hanao somitr'aviavy ho an ' ny tenan'izy ireo hiraviravy avy eo amin ' ny moron'akanjon'izy ireo , mba hampiraviravy azy ireo isaky ny morony amin ' ny tady mangamanga . Aoka hanao izany izy ireo mandritra ny taranaky ny vahoakany .
NUM 15:39     Alignment score: 0.253 → 0.283
It will be a special reminder to you , when you may look at it , of all my commandments , to carry them out so that you do not look to your own heart and your own eyes and prostitute yourselves to them .
Ho fampahatsiahivana manokana ho anareo ireo didiko rehetra izany , mba hanatanteraka azy ireo ka tsy hijerenareo manokana ny fonareo sy ny masonareo ka hivarotanareo tena amin'izy ireo .
NUM 15:40     Alignment score: 0.321 → 0.348
Do this so that you may call to mind and obey all my commandments , and so that you may be holy , reserved for me , your God .
Ataovy izany mba hahatsiarovanareo sy hankatoavanareo ny didiko rehetra , ary mba ho masina ianareo , natokana ho Ahy , Andriamanitrareo .
NUM 15:41     Alignment score: 0.494
I am Yahweh your God , who brought you out of the land of Egypt , to become
your God . I am Yahweh your God . "
Izaho no Yaveh Andriamanitrareo , izay nitondra anareo nivoaka ny tany Egypta , mba ho lasa Andriamanitrareo . Izaho no Yaveh Andriamanitrareo . "
NUM 15     Average alignment score: 0.357 for 41 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36