Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36 


NUM 19:1     Alignment score: 0.521 → 0.522
Yahweh spoke to Moses and Aaron . He said ,
Niteny tamin'i Mosesy sy Arona i Yaveh . Hoy Izy hoe :


NUM 19:2     Alignment score: 0.321
" This is a statute , a law which Yahweh is commanding you : Say to the people of Israel that they must bring to you a red heifer without flaw or blemish , and which has never carried a yoke .
" Izao no lalàna , lalàna izay andidiako
anareo : Lazao ny vahoakan ' ny Israely fa tokony hitondra ombivavy kely mena tsy misy kilema eo aminareo izy ireo , ary izay tsy mbola nasiana zioga .
NUM 19:3     Alignment score: 0.453 → 0.454
Give the heifer to Eleazar the priest . He must bring it outside the camp , and someone must kill it in front of him .
Omeo an'i Eleazara mpisorona ny ombivavy kely . Hitondra izany any ivelan
' ny toby izy , ary hisy olona hamono izany eo anoloany .
NUM 19:4     Alignment score: 0.362 → 0.381
Eleazar the priest must take some of its blood with his finger and sprinkle it seven times toward the front of the tent of meeting .
Eliazara
mpisorono dia haka kely amin ' ny ràn'izany amin ' ny tanany ary hamafy izany impito eo alohan ' ny trano - lay fihaonana .
NUM 19:5     Alignment score: 0.248 → 0.276
The heifer must be burned in his sight its hide , its flesh , and its blood with its dung , must be burned .
Ny mpisorona hafa dia handoro ny ombivavikely eo imasony
. Handoro ny hodiny , ny nofony , ary ny ràny miaraka amin ' ny tainy izy .
NUM 19:6     Alignment score: 0.42 → 0.468
The priest must take cedarwood , hyssop , and scarlet wool , and throw it all into the middle of the burning heifer .
Aoka ny mpisorona haka hazo sedera
, hysopa , sy volon'ondry mena , ary hanipy izany eo afovoan'ilay ombivavikely mirehitra .
NUM 19:7     Alignment score: 0.472 → 0.472
Then he must wash his clothes and bathe in water . Then he may come
into the camp , where he will remain unclean until the evening .
Avy eo dia tsy maintsy manasa ny akanjony sy mandro amin ' ny rano izy . Ary mba ho afaka hankeo an - toby , izay hitoerany maloto mandra - pahariva ny andro izy .
NUM 19:8     Alignment score: 0.465 → 0.465
The one who has burned the heifer must wash his clothes in water and bathe in water . He will remain unclean until the evening .
Izay nandoro ny ombivavy kely dia hanasa ny akanjony amin ' ny rano ary handro amin ' ny rano . Hitoetra maloto mandra - pahariva ny andro izy .
NUM 19:9     Alignment score: 0.438 → 0.442
A man who is clean must gather up the heifer 's ashes and put them outside the camp in a clean place . These
ashes must be kept for the community of the people of Israel . They will mix the ashes with water for purification from sin , since the ashes were from a sin offering .
Ny olona izay madio dia hanangona ireo lavenon ' ny ombivavy kely ary hametraka izany eo amin ' ny toerana madio ivelan ' ny toby . Ireo lavenona ireo dia hotehirizina ho an ' ny fiarahamonin ' ny vahoakan ' ny Israely . Hanafangaro ireo lavenona amin ' ny rano fanadiovana amin ' ny fahotana izy ireo , satria ny lavenona dia avy amin ' ny fanatitra noho ny ota .
NUM 19:10     Alignment score: 0.372 → 0.381
The one who gathered the heifer 's ashes must wash his clothes . He will remain unclean until the evening . This will be a permanent law for the people of Israel and the foreigners
who stay with them .
Izay nanangona ny lavenon ' ny ombivavy kely dia hanasa ny akanjony . Hitoetra maloto mandra - pahariva Izy . Izany dia ho lalàna maharitra ho an ' ny vahoakan'Israely ary ho an'ireo vahiny izay mitoetra miaraka amin'izy ireo .
NUM 19:11     Alignment score: 0.485
Whoever touches the dead body of any man will be unclean for seven days .
Na iza na iza mikasika fatin'olona dia haloto mandritra
ny fito andro .
NUM 19:12     Alignment score: 0.538
Such a person must purify himself on the third day and on the seventh day . Then he will be clean . But if he does not purify himself the third day , then he will not be clean on the seventh day .
Izany olona izany dia tsy maintsy manadio ny tenany amin ' ny andro fahatelo sy amin ' ny andro fahafito . Dia hadio izy . Fa raha tsy manadio ny tenany amin ' ny andro fahatelo izy , dia tsy hadio izy amin ' ny andro fahafito .
NUM 19:13     Alignment score: 0.389 → 0.389
Whoever touches a dead person , the body of a man who has died
, and does not purify himself this person defiles Yahweh 's tabernacle . That person must be cut off from Israel because the water for impurity was not sprinkled on him . He will remain unclean ; his uncleanness will remain on him .
Na iza na iza mikasika fatin'olona , ny vatan ' ny olona izay efa maty , ary tsy manadio ny tenany izany olona izany dia mandoto ny tabernakelin'i Yaveh . Izany olona izany dia hofongorina eo amin'Israely satria tsy nafafy taminy ny rano ho an ' ny fahalotoana . Hitoetra maloto izy ; ny fahalotoany dia hitoetra aminy .
NUM 19:14     Alignment score: 0.409
This is the law for when someone dies in a tent . Everyone who goes into the tent and everyone who is already in the tent will be unclean for seven days .
Izao no lalàna raha misy olona maty ao an - day . Izay rehetra mankao amin ' ny lay sy izay rehetra efa tao amin ' ny lay dia haloto mandritra
ny fito andro .
NUM 19:15     Alignment score: 0.201 → 0.239
Every open container with no cover becomes unclean .
Ny fitoeran - javatra misokatra rehetra tsy misy fonony dia haloto .
NUM 19:16     Alignment score: 0.38 → 0.386
In the same way , anyone outside a tent who touches someone who has been killed with a sword , any other dead body , a human bone , or a grave that person will be unclean for seven days .
Toy izany koa , na iza na iza any ivelan
' ny lay ka mikasika olona izay matin - tsabatra , na fatin'olona hafa , na taolan'olona , na fasana izany olona izany dia haloto mandritra ny fito andro .
NUM 19:17     Alignment score: 0.39 → 0.399
Do this for the unclean person : Take some ashes from the burnt sin offering and mix them in a jar with fresh water .
Ataovy ho an ' ny olona maloto izao : Makà lavenona avy amin ' ny fanatitra dorana nohon ' ny ota ary afangaroy ao anaty siny miaraka amin ' ny rano ireo .
NUM 19:18     Alignment score: 0.4 → 0.401
Someone who is clean must then take hyssop , dip it in the water , and sprinkle it on the tent , on all the containers inside the tent , on the persons who were there , and on anyone who touched the bone , the one who was killed , the one who died
, or the grave .
Ny olona izay madio dia haka hysopa , androboka izany ao anaty rano , ka hamafy izany eo amin ' ny lay , eo amin ' ny fitoeran - javatra rehetra ao anatin ' ny lay , amin'ireo olona izay eo , ary amin'izay rehetra nikasika ny taolana , izay voavono , izay maty , na ny fasana .
NUM 19:19     Alignment score: 0.496 → 0.529
On the third day and on the seventh day , the clean person must sprinkle the unclean person . On the seventh day the unclean person must purify himself . He must wash his clothes and bathe in water . At evening he will become
clean .
Amin ' ny andro fahatelo sy amin ' ny andro fahafito , ny olona madio dia hamafy izany amin ' ny olona maloto . Amin ' ny andro fahafito ny olona maloto dia hanadio ny tenany . Hanasa ny akanjony sy handro amin ' ny rano izy . Hadio izy amin ' ny hariva .
NUM 19:20     Alignment score: 0.367 → 0.369
But anyone who remains unclean , who refuses to purify himself that person will be cut off from the community , because he has defiled Yahweh 's sanctuary . The water for impurity has not been sprinkled on him ; he remains unclean .
Fa izay rehetra mitoetra maloto , izay mandà tsy hanadio ny tenany izany olona izany dia hofongorana eo amin ' ny fiarahamonina
, nohon ' ny fandotoany ny fitoerana masin'i Yaveh . Tsy nafafy taminy ny rano ho an ' ny fahalotoana ; hitoetra maloto izy .
NUM 19:21     Alignment score: 0.328 → 0.335
This will be an ongoing law concerning these
situations . The one who sprinkles the water for impurity must wash his clothes . The one who touches the water for impurity will become unclean until evening .
Ho lalàna mitohy mahakasika ireo toe - javatra ireo izany . Izay mamafy ny ranon ' ny fahalotoana dia hanasa ny akanjony . Izay mikasika ny ranon ' ny fahalotoana dia haloto mandra - pahariva .
NUM 19:22     Alignment score: 0.423 → 0.423
Whatever the unclean person touches will become
unclean . The person who touches it will become unclean until evening . "
Na inona na inona kasihin ' ny olona maloto dia haloto izany . Ny olona izay mikasika izany dia haloto mandra - pahariva . "
NUM 19     Average alignment score: 0.414 for 22 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36