Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36 


NUM 13:1     Alignment score: 0.419 → 0.42
Then Yahweh spoke to Moses . He said ,
Dia niteny tamin'i Mosesy i Yaveh . Hoy Izy hoe :


NUM 13:2     Alignment score: 0.406
" Send some men to examine the land of Canaan , which I have given to the people of Israel . Send a man from every tribe of their ancestors . Each man must be a leader among them . "
" Mandefasa lehilahy maromaro mba hizaha ny tany Kanana , izay nomeko ny vahoakan'Israely . Mandefasa lehilahy iray avy amin ' ny fokon
' ny razamben'izy ireo rehetra . Ireo lehilahy tsirairay dia tsy maintsy mpitarika eo amin'izy ireo . "
NUM 13:3     Alignment score: 0.48
Moses sent them from the wilderness of Paran , so that they might obey Yahweh 's command . All of them were leaders among the people of Israel .
Nandefa azy ireo avy tany an'efitr'i
Parana i Mosesy , mba hahafahan'izy ireo mankatoa ny didin'i Yaveh . Izy rehetra dia samy mpitarika teo amin ' ny vahoakan'Israely avokoa .
NUM 13:4     Alignment score: 0.641
These were their names : from the tribe of Reuben , Shammua son of Zakkur ;
Ireto no anaran'izy ireo : avy amin ' ny fokon'i Robena dia i Samoa zanaka lahin'i Zakora ;
NUM 13:5     Alignment score: 0.718 → 0.72
from the tribe of Simeon , Shaphat son of Hori
;
avy amin ' ny fokon'i Simeona dia i Safata , zanaka lahin'i Hory ;
NUM 13:6     Alignment score: 0.744
from the tribe of Judah , Caleb son of Jephunneh ;
avy amin ' ny fokon'i Joda dia i Kaleba zanaka lahin'i Jefone ;
NUM 13:7     Alignment score: 0.738 → 0.738
from the tribe of Issachar , Igal son of Joseph ;
avy amin ' ny fokon'i Isakara dia i Jigala zanaka lahin'i Josefa ;
NUM 13:8     Alignment score: 0.718
from the tribe of Ephraim , Hoshea son of Nun ;
avy amin ' ny fokon'i Efraima dia i Hosea zanaka lahin'i Nona ;
NUM 13:9     Alignment score: 0.747 → 0.747
from the tribe of Benjamin , Palti son of Raphu ;
avy amin ' ny fokon'i Benjamina dia i Palty zanaka lahin'i Rafo ;
NUM 13:10     Alignment score: 0.774 → 0.774
from the tribe of Zebulun , Gaddiel son of Sodi ;
avy amin ' ny fokon'i Zebolona dia i Gadiela zanaka lahin'i Sody ;
NUM 13:11     Alignment score: 0.721
from the tribe of Joseph ( that is to say , from the tribe Manasseh ) , Gaddi
son of Susi ;
avy amin ' ny fokon'i Josefa ( izay midika hoe avy amin ' ny fokon'i Manase ) dia i Gady zanaka lahin'i Sosy ;
NUM 13:12     Alignment score: 0.769 → 0.769
from the tribe of Dan , Ammiel son of Gemalli ;
avy amin ' ny fokon'i Dana dia i Amiela zanaka lahin'i Gemaly ;
NUM 13:13     Alignment score: 0.78 → 0.78
from the tribe of Asher , Sethur son of Michael ;
avy amin ' ny fokon'i Asera dia i Setora zanaka lahin'i Mikaela ;
NUM 13:14     Alignment score: 0.773 → 0.773
from the tribe of Naphtali , Nahbi son of Vophsi ;
avy amin ' ny fokon'i Naftaly dia i Naby zanaka lahin'i Vofsy ;
NUM 13:15     Alignment score: 0.771 → 0.771
from the tribe of Gad , Geuel son of Maki .
avy amin ' ny fokon'i Gada dia i Geoela zanaka lahin'i Maky .
NUM 13:16     Alignment score: 0.479 → 0.574
These
were the names of the men whom Moses sent to examine the land . Moses called Hoshea son of Nun by the name of Joshua .
Ireo no anaran'ireo lehilahy izay nalefan'i Mosesy mba hizaha ny tany . Nantsoin'i Mosesy tamin ' ny anaran'i Josoa i Hosea zanaka lahin'i Nona .
NUM 13:17     Alignment score: 0.468
Moses sent them to examine the land of Canaan . He said to them , " Approach from the Negev and go up into the hill country .
Nalefan'i
Mosesy mba hizaha ny tany Kanana izy ireo . Hoy izy tamin'izy ireo hoe : " Midira avy any Negeva ary miakara any amin ' ny tany havoana .
NUM 13:18     Alignment score: 0.253 → 0.264
Examine the land to see what it is like . Observe the people who live there , whether they are strong or weak , and whether they are few or many .
Zahao
ny tany mba hahitana hoe toy ny ahoana . Diniho ny mponina mipetraka ao , na matanjaka na malemy , ary na vitsy na maro .
NUM 13:19     Alignment score: 0.332 → 0.345
See what the land is like where they live
. Is it good or bad ? What cities are there ? Are they like camps , or are they fortified cities ?
Jereo ny toetry ny tany ipetrahan'izy ireo . Tsara ve izany sa ratsy ? Tanàna inona no ao ? Toy ny toby ve izy ireo , sa tanàna mimanda ?
NUM 13:20     Alignment score: 0.206 → 0.208
See what the land is like , whether it is good for growing crops or not , and whether there are trees there or not . Be brave and bring back samples of the land 's produce . " Now the time was the season for the first ripe grapes .
Zahao
ny toetry ny tany , raha tsara ho an ' ny fambolena na tsia , ary raha misy hazo maniry ao na tsia . Mahereza ka mitondrà santionany amin ' ny vokatry ny tany . " Ary izany fotoana izany dia fotoan ' ny voaloham - boaloboka masaka .
NUM 13:21     Alignment score: 0.49
So the men went up and examined the land from the wilderness of Zin to Rehob , near Lebo Hamath .
Koa dia niakatra ireo lehilahy ireo ka nisafo ny tany avy any an'efitr'i
Sina ka hatrany Rehoba , akaikin'i Lebo Hamata .
NUM 13:22     Alignment score: 0.612
They went up from the Negev and arrived at Hebron . Ahiman , Sheshai , and Talmai , the descendants of Anak , were there . Now Hebron had been built seven years before Zoan in Egypt .
Niakatra avy tany
Negeva izy ireo ary tonga tany Hebrona . Ahimana , Sesay , ary Talmay , ireo foko avy amin'i Anaka dia tao . Ary Hebrona dia efa tafajoro fito taona mialohan'i Zoana any Egypta .
NUM 13:23     Alignment score: 0.384 → 0.397
When they reached the Valley of Eshkol , they cut down a branch with a cluster of grapes . They carried it on a staff between two of their group . They also brought pomegranates and figs .
Rehefa tonga tao amin ' ny Lohasahan'i
Eskola izy ireo , dia nanapaka sampam - boaloboka . Nolanjain ' ny roa tamin'izy ireo tamin ' ny tehina izany . Nitondra ampongaben - danitra sy aviavy ihany koa izy ireo .
NUM 13:24     Alignment score: 0.361 → 0.357
That place was named the Valley of Eshkol , because of the grape cluster that the people of Israel cut down there .
Izany toerana izany dia nantsoina hoe Lohasahan'i
Eskola , noho ny sampam - boaloboka izay notapahin ' ny vahoakan'Israely tao .
NUM 13:25     Alignment score: 0.392 → 0.393
After forty days , they returned from examining the land .
Afaka efapolo andro , dia niverina avy tany am - pizahana ny tany izy ireo .
NUM 13:26     Alignment score: 0.381
They came back to Moses , Aaron , and all the community of the people of Israel in the wilderness of Paran , at Kadesh . They brought back word to them and to all the community , and showed them the produce from the land .
Niverina tany amin'i Mosesy , Arona , ary ireo fivondronan
' ny vahoakan'Israely tany an'efitr'i Parana , tany Kadesy izy ireo . Nitondra valin - teny tamin'izy ireo sy tamin ' ny fivondronana rehetra , ary naneho tamin'izy ireo ny vokatra avy ao amin'ilay tany izy ireo .
NUM 13:27     Alignment score: 0.347
They told Moses , " We reached the land to which you sent us . It certainly flows with milk and honey . Here is some produce from it .
Hoy izy ireo tamin'i Mosesy hoe : " Tonga tany amin ' ny tany izay nanirahanao anay izahay . Tena tondra - dronono sy tantely tokoa izany . Indreto ny ampahany tamin ' ny vokatra avy tao amin'izany .
NUM 13:28     Alignment score: 0.36
However , the people who make their homes there are strong . The cities are fortified and very large . We also saw descendants of Anak there .
Na izany aza , ireo olona izay manao ny fonenan'izy ireo ao dia matanjaka . Ireo tanàna dia mimanda sy midadasika . Nahita ny taranak'i Anaka tao ihany koa izahay .
NUM 13:29     Alignment score: 0.506
The Amalekites live in the Negev . The Hittites , Jebusites , and Amorites have their homes in the hill country . The Canaanites live by the sea and along the Jordan River . "
Ireo Amalekita monina any Negeva . Ireo Hetita , Jebosita , ary ireo Amorita dia manorina
ny tranon'izy ireo any amin ' ny tany havoana . Ireo Kananita dia monina eny amoron - dranomasina sy manaraka ny Ony Jordana . "
NUM 13:30     Alignment score: 0.37 → 0.386
Then Caleb silenced the people who were before Moses and said , " Let us go up and take possession of the land , for we are certainly able to conquer it . "
Ary Kaleba nampangina ireo vahoaka izay teo anatrehan'i Mosesy ka nanao hoe : " Aoka izahay hiakatra ary haka ny tany ho fananana , satria vitantsika tokoa ny mandresy izany . "
NUM 13:31     Alignment score: 0.332
But the other men who had gone with him said , " We are not able to attack the people because they are stronger than we are . "
Fa ireo lehilahy hafa izay niaraka tamin'izy ireo nanao hoe : " Tsy vitantsika ny hanafika ireo vahoaka satria matanjaka noho isika izy ireo . "
NUM 13:32     Alignment score: 0.199 → 0.201
So they spread around a discouraging report to the people of Israel about the land that they had examined . They said , " The land that we looked at is a land that eats up its inhabitants . All the people whom we saw there are people of great height .
Koa dia nanely tatitra mahakivy tamin ' ny vahoakan'Israely mahakasika ny tany izay avy nozahany izy ireo . Hoy izy ireo hoe : " Ny tany izay nojerenay dia tany mihinana ny mponiny
. Ny olona rehetra izay hitanay dia goavana sy ranjanana avokoa .
NUM 13:33     Alignment score: 0.313 → 0.335
There we saw the Nephilim , descendants of Anak , people who came
from giants . In our own sight we were like grasshoppers in comparison with them , and this is what we were in their sight , too . "
Nahita ireo olona goavana tao izahay , taranak'i Anaka , olona izay avy amin ' ny goavana . Raha ny fijerinay manokana dia tahaka ny valala isika raha ampitahaina amin'izy ireo , ary izany koa izahay raha ny fijerin'izy ireo . "
NUM 13     Average alignment score: 0.454 for 33 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36