Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36 


NUM 6:1     Alignment score: 0.673 → 0.674
Yahweh spoke to Moses . He said ,
Yaveh niteny tamin'i Mosesy . Hoy Izy hoe :


NUM 6:2     Alignment score: 0.381 → 0.391
" Speak to the people of Israel . Say to them , ' When a man or a woman consecrates himself to Yahweh with the special vow of a Nazirite ,
" Mitenena amin ' ny vahoakan'i
Israely . Lazao amin'izy ireo hoe : ' Raha misy lehilahy na vehivavy mitokan - tena ho an'i Yaveh amin ' ny voady manokan ' ny Nazirita ,
NUM 6:3     Alignment score: 0.399 → 0.399
he must abstain from wine and strong drink . He must not drink vinegar made from wine or from strong drink . He must not drink any grape juice or eat fresh grapes or raisins .
dia aoka hifady divay na zava - pisotro mahery izy . Aoka tsy hisotro vinaingitra natao tamin ' ny divay na tamin ' ny zava - pisotro mahery izy . Aoka tsy hisotro ranom - boaloboka izy na hihinana voaloboka tsara na voaloboka maina .
NUM 6:4     Alignment score: 0.259 → 0.259
In all the days of his consecration , he must eat nothing that is made from the grape vine , including everything from the seeds to the skins .
Amin ' ny andro rehetra izay hitokanany ho Ahy , dia aoka tsy hihinana na inona na inona izay vita amin ' ny voaloboka izy , anisan'izany ny zavatra rehetra vita hatramin ' ny voany ka hatramin ' ny hodiny .
NUM 6:5     Alignment score: 0.35 → 0.357
During all the time of his vow of consecration , no razor is to be used on his head until the days of his consecration to Yahweh are fulfilled . He must be set apart to Yahweh . He must let the hair grow
long on his head .
Mandritra ny fotoan ' ny voadim - pitokanany rehetra , dia tsy hisy hareza hampiasaina amin ' ny lohany mandra - pahatapitry ny andron ' ny fitokanany ho an'i Yaveh . Aoka hatokana ho an'i Yaveh izy . Aoka hamela ny volony hihalava amin ' ny lohany izy .
NUM 6:6     Alignment score: 0.344
During all the time that he sets himself apart to Yahweh , he must not come
near a dead body .
Mandritra ny fotoana rehetra izay hitokanany ho an'i Yaveh , dia aoka tsy hanakaiky faty izy .
NUM 6:7     Alignment score: 0.307 → 0.309
He must not make himself unclean even for his father , mother , brother , or sister , if they die . This is because he is consecrated to God , as everyone can see by his long hair .
Aoka tsy handoto ny tenany izy eny fa na dia ho an ' ny rainy , reniny , rahalahiny , na anabaviny aza , raha maty ireo . Izany dia satria efa nitokana ho an'Andriamanitra izy , izay hitan
' ny olona amin ' ny halavan ' ny volony .
NUM 6:8     Alignment score: 0.516
During all the time of his consecration he is holy , reserved for Yahweh .
Mandritra ny fotoan
' ny fitokanany rehetra dia masina izy , voatokana ho an'i Yaveh .
NUM 6:9     Alignment score: 0.423 → 0.423
If someone very suddenly dies beside him and defiles his consecrated head , then he must shave his head on the day of his purification on the seventh day he must shave it .
Raha misy olona maty tampoka eo akaikiny
ka mandoto ny lohany voamasina , dia aoka hanaratra ny lohany izy amin ' ny andron ' ny fanadiovana azy amin ' ny andro fahafito no tsy maintsy hanaratany izany .
NUM 6:10     Alignment score: 0.527
On the eighth day he must bring two doves or two young pigeons to the priest at the entrance to the tent of meeting .
Amin ' ny andro fahavalo dia aoka hitondra voromailala roa na zana - boromailala roa ho an ' ny mpisorona eo amin ' ny fidirana mankao amin ' ny trano - lay fihaonana izy .
NUM 6:11     Alignment score: 0.365 → 0.377
The priest must offer one bird as a sin offering and the other as a burnt offering . These
will atone for him because he sinned by being near the dead body . He must consecrate his head again on that day .
Aoka hanolotra vorona iray ho fanatitra nohon ' ny ota ary iray hafa ho fanatitra dorana ny mpisorona . Ireo dia hanonitra azy satria nanota tamin ' ny naha - teo akaikin ' ny faty azy izy . Aoka hanamasina ny lohany indray izy amin'izany andro izany .
NUM 6:12     Alignment score: 0.29 → 0.301
He must set himself apart to Yahweh for the days of his consecration . He must bring a male lamb one year old as a guilt offering . The days before he defiled himself must not be counted , because his consecration was defiled .
Aoka hanoka - tena ho an'i Yaveh mandritra
ny andron ' ny fanamasinana azy izy . Aoka hitondra zanak'ondry lahy herintaona ho fanatitra noho ny heloka izy . Ny andro nialohan ' ny nandotoany ny tenany dia aoka tsy hisaina , satria nolotoina ny fahamasinany .
NUM 6:13     Alignment score: 0.472
This is the law about the Nazirite for when the time of his consecration is complete . He must be brought to the entrance of the tent of meeting .
Izany no lalàna momba ny Nazirita rehefa feno ny fotoan
' ny fitokanany . Aoka ho entina eo amin ' ny fidirana mankao amin ' ny trano - lay fihaonana izy .
NUM 6:14     Alignment score: 0.458 → 0.457
He must present his offering to Yahweh . He must offer as a burnt offering a male lamb one year old and without blemish . He must bring as a sin offering a female lamb one year old and without blemish . He must bring a ram as a fellowship offering
that is without blemish .
Aoka hanolotra ny fanatiny ho an'i Yaveh izy . Aoka hanolotra zanak'ondry lahy herintaona sady tsy misy kilema ho fanatitra dorana izy . Aoka hanolotra zanak'ondry vavy herintaona sady tsy misy kilema ho fanatitra noho ny ota izy . Aoka hitondra ondrilahy izay tsy misy kilema ho fanati - pihavanana izy .
NUM 6:15     Alignment score: 0.404
He must also bring a basket of bread made without yeast , loaves of fine flour mixed with oil , wafers without yeast rubbed with oil , together with their grain offering and drink offerings
.
Aoka hitondra mofo tsy misy lalivay eran ' ny harona , mofo vita amin ' ny kobam - bary tsara toto miharo menaka , mofo manify tsy misy lalivay natsoboka tao amin ' ny menaka , miaraka amin ' ny fanatitra hohanina sy fanatitra sotroina ihany koa izy .
NUM 6:16     Alignment score: 0.449
The priest must present them before Yahweh . He must offer his sin offering and burnt offering .
Aoka hanolotra ireo eo anatrehan'i Yaveh ny mpisorona . Aoka hanolotra ny fanatitra noho ny otany sy ny fanatitra dorany
izy .
NUM 6:17     Alignment score: 0.465
With the basket of unleavened bread , he must present the ram as a sacrifice , the fellowship offering
to Yahweh . The priest must present also the grain offering and the drink offering .
Miaraka amin ' ny mofo tsy misy masirasira eran ' ny harona , no aoka hanolorany ny ondrilahy ho sorona , dia ny fanati - pihavanana ho an'i Yaveh . Aoka hanolotra ny fanatitra hohanina sy ny fanatitra sotroina ihany koa ny mpisorona .
NUM 6:18     Alignment score: 0.373 → 0.417
The Nazirite must shave his consecrated head at the entrance to the tent of meeting . He must take the hair from his head and put it on the fire that is under the sacrifice of fellowship offerings
.
Aoka hanaratra ny lohany ilay Nazirita ho fanehoana ny fitokanany ho an'Andriamanitra eo amin ' ny fidirana mankao amin ' ny trano - lay fihaonana . Aoka haka ny volo eo an - dohany izy ka handefa izany ao anaty afo izay ao ambanin ' ny sorona ho fanati - pihavanana .
NUM 6:19     Alignment score: 0.308 → 0.322
The priest must take the boiled shoulder of the ram , one loaf of bread without yeast out of the basket , and one wafer without yeast . He must place them into the hands of the Nazirite after he has shaved his consecrated hair .
Aoka haka ny soroky ny ondrilahy mangotraka , singa - mofo tsy misy lalivay ao amin ' ny harona , ary mofo manify tsy misy lalivay iray ny mpisorona . Aoka hametraka ireo eo an - tanan'ilay Nazirita izy rehefa avy nanaratra ny lohany hanehoana
ny fitokanany izy .
NUM 6:20     Alignment score: 0.451 → 0.456
The priest must wave them as an offering before Yahweh , a holy portion for the priest , together with the breast that was waved and the thigh that was the contribution for the priest . After that , the Nazirite may drink wine .
Ny mpisorona dia aoka hanevaheva ireo ho fanatitra eo anatrehan'i Yaveh , anjara masin
' ny mpisorona , miaraka amin ' ny tratra izay nahevaheva sy ny fe izay natolotra ho an ' ny mpisorona . Aorian'izay , dia afaka misotro divay ilay Nazirita .
NUM 6:21     Alignment score: 0.369 → 0.377
This is the law for the Nazirite who vows his offering to Yahweh for his consecration . Whatever else he may give
, he must keep the obligations of the vow he has taken , to keep the promise indicated by the law of his consecration . ' "
Izany no lalàna ho an ' ny Nazirita izay mivoady hitondra ny fanatiny ho an'i Yaveh ho an ' ny fitokanany . Na inona na inona mety omeny , dia aoka hitandrina ireo adidin ' ny voady nataony izy , mba hitàna ny fampanantenana lazain ' ny lalàna ho an ' ny Nazirita . ' "
NUM 6:22     Alignment score: 0.257
Again Yahweh spoke to Moses . He said ,
Niteny tamin'i Mosesy indray Yaveh . Hoy Izy :
NUM 6:23     Alignment score: 0.282
" Speak to Aaron and to his sons . Say , ' You must bless the people of Israel in this way . You must say to them ,
" Mitenena amin'i Arona sy ireo zanany lahy . Lazao hoe : ' Tsofinareo rano amin'izao fomba izao ny vahoakan'i
Israely . Lazaonao amin'izy ireo hoe :
NUM 6:24     Alignment score: 0.162 → 0.373
" May Yahweh bless you and keep you .
" Hitahy anao sy hiaro anao anie Yaveh .
NUM 6:25     Alignment score: 0.152 → 0.3
May Yahweh make his face shine on you and be gracious to you .
Hampamirapiratra ny tavany aminao sy hamindra fo aminao anie Yaveh .
NUM 6:26     Alignment score: 0.207 → 0.347
May Yahweh look on you with favor and give you peace . " '
Hijery anao amim - pankasitrahana sy hanome fiadanana anao anie Yaveh . ' "
NUM 6:27     Alignment score: 0.326
It is in this way that they must give
my name to the people of Israel . Then I will bless them . "
Amin'izany fomba izany no tsy maintsy hametrahan'izy ireo ny anarako eo amin ' ny vahoakan ' ny Israely . Dia hitahy azy ireo Aho . "
NUM 6     Average alignment score: 0.391 for 27 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36