Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36 

NUM 7:1     Alignment score: 0.483 → 0.5
On the day that Moses completed the tabernacle , he anointed it and set it apart to Yahweh , together with all of its furnishings . He did the same for the altar and all its utensils . He anointed them and set them apart to Yahweh .
Tamin ' ny andro nahavitan'i Mosesy ny tabernakely , dia nosorany izany ary natokany
ho an'i Yaveh , niaraka tamin ' ny fanaka rehetra . Nataony toy izany koa ny alitara sy ny fanaka rehetra . Nosorany izany ary natokany ho an'i Yaveh .

NUM 7:2     Alignment score: 0.262
On that day , the leaders of Israel , the heads of their ancestor
's families , offered sacrifices . These men were leading the tribes . They had overseen the counting of the men in the census .
Tamin'izany andro izany dia nanolotra sorona ireo mpitarik'Israely , sy ireo lohan ' ny fianakavian ' ny razambeny . Ireo lehilahy ireo no nitarika ny foko . Izy ireo no nanara - maso ny fanisana ny olona tamin ' ny fanisam - bahoaka .
NUM 7:3     Alignment score: 0.411 → 0.433
They brought their offerings
before Yahweh . They brought six covered carts and twelve oxen . They brought one cart for every two leaders , and each leader brought one ox . They presented these things in front of the tabernacle .
Nentin'izy ireo teo anatrehan'i Yaveh ny fanatitr'izy ireo . Nitondra sarety misarona enina sy omby roa ambin ' ny folo izy ireo , ary ny mpitarika tsirairay dia nitondra omby iray . Nitondra sarety iray isaky ny mpitarika roa avy izy ireo , ary ny mpitarika tsirairay dia nitondra omby iray avy . Naterin'izy ireo teo anatrehan ' ny tabernakely ireo zavatra rehetra ireo .
NUM 7:4     Alignment score: 0.487 → 0.488
Then Yahweh spoke to Moses . He said ,
Dia niresaka tamin'i Mosesy i Yaveh . Hoy Izy hoe :
NUM 7:5     Alignment score: 0.393 → 0.423
" Accept the offerings
from them and use the offerings for the work in the tent of meeting . Give the offerings to the Levites , to each one as his work needs them . "
" Ekeo ny fanatitra avy amin'izy ireo ary ampiasao ho amin ' ny asa ao amin ' ny trano - lay fihaonana ny fanatitra . Omeo an'ireo Levita ireo fanatitra , dia amin ' ny tsirairay araka ny ilain'izy ireo amin ' ny asany avy . "
NUM 7:6     Alignment score: 0.551
Moses took the carts and the oxen , and he gave them to the Levites .
Nalain'i Mosesy ireo sarety sy ireo omby , ary nomeny
an'ireo Levita .
NUM 7:7     Alignment score: 0.477 → 0.478
He gave two carts and four oxen to the descendants of Gershon , because of what their work needed .
Nanome sarety roa sy omby efatra ho an ' ny taranak'i Gersona izy , nohon ' ny filan'izy ireo amin ' ny asany
.
NUM 7:8     Alignment score: 0.533
He gave four carts and eight oxen to the descendants of Merari , in the care of Ithamar son of Aaron the priest . He did this because of what their work required .
Nanome sarety efatra sy omby valo ho an ' ny taranak'i Merary izy , ho eo amin ' ny fiahian'i
Itamara zanak'i Arona mpisorona . Nataony izany noho izay notakian ' ny asan'izy ireo .
NUM 7:9     Alignment score: 0.373 → 0.379
But he gave none of those things to the descendants of Kohath , because theirs would be the work related to the things that belong to Yahweh that they would carry on their own shoulders .
Fa tsy nanome na inona na inona tamin'ireo zavatra ireo ho an ' ny taranak'i Kehata izy , satria ny azy ireo dia asa mifandraika amin ' ny zavatra izay an'i Yaveh izay ho lanjainy eo an - tsorony .
NUM 7:10     Alignment score: 0.501 → 0.53
The leaders offered their goods for the dedication of the altar on the day that Moses anointed the altar . The leaders offered their sacrifices
in front of the altar .
Nanolotra ireo fanomezany ireo mpitarika mba ho an ' ny fanokanana ny alitara tamin ' ny andro izay nanosoran'i Mosesy ny alitara . Nanolotra ny sorony teo anoloan ' ny alitara ireo mpitarika .
NUM 7:11     Alignment score: 0.549 → 0.549
Yahweh said to Moses , " Each leader must offer on his own day his sacrifice for the dedication of the altar . "
Hoy Yaveh tamin'i Mosesy hoe : " Aoka ny mpitarika tsirairay hanolotra ny sorony
amin ' ny androny avy ho an ' ny fanokanana ny alitara . "
NUM 7:12     Alignment score: 0.689 → 0.693
On the first day , Nahshon son of Amminadab , of the tribe of Judah , offered his sacrifice .
Tamin ' ny andro voalohany , dia Nasona zanak'i Aminadaba , avy amin ' ny fokon'i Joda , no nanolotra ny sorony
.
NUM 7:13     Alignment score: 0.497 → 0.518
His sacrifice was one silver platter weighing 130 shekels and one silver bowl weighing seventy shekels , by the standard weight of the sanctuary shekel . Both of these objects were full of fine flour mixed with oil for a grain offering .
Ny sorony
dia lovia volafosty iray milanja sekely 130 sy lovia jobo iray milanja sekely fitopolo , araka ny sandan ' ny lanjan ' ny sekelin ' ny toerana masina . Ireo zavatra ireo dia samy feno divay sy lafarina tsara toto miharo menaka hatao fanatitra hohanina .
NUM 7:14     Alignment score: 0.453 → 0.468
He gave one gold dish that weighed ten shekels and was full of incense .
Nanome lovia volamena iray milanja sekely folo sady feno ditin - kazo manitra izy .
NUM 7:15     Alignment score: 0.355 → 0.336
He gave as a burnt offering
one young bull , one ram , and a one - year - old male lamb .
Nanome vantotr'ombilahy iray , ondry iray , ary zanak'ondry lahy herintaona , ho fanatitra dorana izy .
NUM 7:16     Alignment score: 0.327 → 0.34
He gave one male goat as a sin offering .
Nanome osilahy ho fanatitra nohon ' ny ota izy .
NUM 7:17     Alignment score: 0.565 → 0.564
He gave two oxen , five rams , five male goats , and five male lambs that were a year old , as the sacrifice for a fellowship offering
. This was the sacrifice of Nahshon son of Amminadab .
Nanome omby roa , ondry dimy , osilahy dimy , ary zanak'ondry lahy dimy izay herintaona , ho sorona hatao fanati - pihavanana izy . Izany no soron'i Nasona zanak'i Aminadaba .
NUM 7:18     Alignment score: 0.583
On the second day , Nethanel son of Zuar
, leader of Issachar , offered his sacrifice .
Tamin ' ny andro faharoa , Netanela zanak'i Zoara , mpitarik'i Isakara , no nanolotra ny sorony .
NUM 7:19     Alignment score: 0.496 → 0.518
He offered as his sacrifice
one silver platter weighing 130 shekels and one silver bowl weighing seventy shekels , by the standard weight of the sanctuary shekel . Both of these objects were full of fine flour mixed with oil for a grain offering .
Nanolotra lovia volafotsy milanja sekely 130 sy lovia jobo milanja sekely fitopolo izy ho sorony , araka ny sandan ' ny lanjan ' ny sekelin ' ny toerana masina . Samy feno lafarina tsara toto miharo menaka ho fanatitra hohanina ireo zavatra ireo .
NUM 7:20     Alignment score: 0.477 → 0.501
He also gave one gold dish weighing ten shekels , full
of incense .
Nanome lovia volamena milanja sekely folo , feno ditin - kazo manitra ihany koa izy .
NUM 7:21     Alignment score: 0.352 → 0.333
He gave as a burnt offering
one young bull , one ram , and a one - year - old male lamb .
Nanome vantotr'ombilahy iray , ondry iray , ary zanak'ondry lahy herintaona , ho fanatitra dorana ihany koa izy .
NUM 7:22     Alignment score: 0.371 → 0.382
He gave one male goat as a sin offering .
Nanome osilahy iray ho fanatitra nohon ' ny ota izy .
NUM 7:23     Alignment score: 0.507 → 0.553
He gave two oxen , five rams , five male goats , and five male lambs that were a year old , as the sacrifice for a fellowship offering
. This was the sacrifice of Nethanel son of Zuar .
Nanome omby roa , ondry dimy , osilahy dimy , ary zanak'ondry lahy izay herintaona , ho sorona hatao fanati - pihavanana izy . Izany no soron'i Netanela zanak'i Zora .
NUM 7:24     Alignment score: 0.678
On the third day , Eliab son of Helon , leader of the descendants of Zebulun , offered his sacrifice .
Tamin ' ny andro fahatelo , Eliaba zanak'i Helona , mpitarika ireo taranak'i Zebolona , no nanolotra sorona .
NUM 7:25     Alignment score: 0.558
His sacrifice was one silver platter weighing 130 shekels , and one silver bowl weighing seventy shekels by the standard weight of the sanctuary shekel . Both of these
objects were full of fine flour mixed with oil for a grain offering .
Ny sorony dia lovia volafotsy iray milanja sekely 130 , ary lovia jobo iray milanja sekely fitopolo araka ny sandan ' ny lanjan ' ny sekelin ' ny toerana masina . Samy feno lafarina tsara toto miharo menaka ho an ' ny fanatitra hohanina ireo zavatra ireo .
NUM 7:26     Alignment score: 0.477 → 0.501
He also gave one gold dish weighing ten shekels , full
of incense .
Nanome lovia volamena milanja sekely folo , feno ditin - kazo manitra ihany koa izy .
NUM 7:27     Alignment score: 0.353 → 0.333
He gave as a burnt offering
one young bull , one ram , and a one - year - old male lamb .
Nanome vantotr'ombilahy iray , ondry iray , ary zanak'ondry lahy herintaona ho fanatitra dorana izy .
NUM 7:28     Alignment score: 0.371 → 0.382
He gave one male goat as a sin offering .
Nanome osilahy iray ho fanatitra nohon ' ny ota izy .
NUM 7:29     Alignment score: 0.569 → 0.571
He gave two oxen , five rams , five male goats , and five male lambs that were a year old , as the sacrifice for a fellowship offering
. This was the sacrifice of Eliab son of Helon .
Nanome omby roa , ondry dimy , osilahy dimy , ary zanak'ondry lahy dimy izay herintaona , ho sorona ho an ' ny fanati - pihavanana izy . Izany no soron'i Eliaba zanak'i Helona .
NUM 7:30     Alignment score: 0.651
On the fourth day , Elizur son of Shedeur , leader of the descendants of Reuben , offered his sacrifice .
Tamin ' ny andro fahefatra , Elizora zanak'i Sedeora
, mpitarika ireo taranak'i Robena , no nanolotra ny sorony .
NUM 7:31     Alignment score: 0.556 → 0.559
His sacrifice was one silver platter weighing 130 shekels and one silver bowl weighing seventy shekels , by the standard weight of the sanctuary shekel . Both of these
objects were full of fine flour mixed with oil for a grain offering .
Ny sorony dia lovia volafotsy milanja sekely 130 sy lovia jobo iray milanja sekely fitopolo , araka ny sandan ' ny lanjan ' ny sekelin ' ny toerana masina . Samy feno lafarina tsara toto miharo menaka ho fanatitra hohanina ireo zavatra ireo .
NUM 7:32     Alignment score: 0.539 → 0.56
He also gave one gold dish weighing ten shekels , full of incense .
Nanome lovia volamena iray milanja sekely folo , feno ditin - kazo manitra ihany koa izy .
NUM 7:33     Alignment score: 0.339 → 0.32
He gave as a burnt offering
one young bull , one ram , and a one - year - old male lamb .
Nanome vantotr'ombilahy iray , ondy iray , ary zanak'ondry lahy herintaona ho fanatitra dorana izy .
NUM 7:34     Alignment score: 0.327 → 0.34
He gave one male goat as a sin offering .
Nanome osilahy ho fanatitra nohon ' ny ota izy .
NUM 7:35     Alignment score: 0.526 → 0.553
He gave two oxen , five rams , five male goats , and five male lambs that were a year old , as the sacrifice for a fellowship offering
. This was the sacrifice of Elizur son of Shedeur .
Nanome omby roa , ondry dimy , osilahy dimy , ary zanak'ondry lahy dimy izay herintaona , ho sorona ho an ' ny fanati - pihavanana izy . Izany no soron'i Elizora zanak'i Sedora .
NUM 7:36     Alignment score: 0.671
On the fifth day , Shelumiel son of Zurishaddai , leader of the descendants of Simeon , offered his sacrifice .
Tamin ' ny andro fahadimy , Selomiela zanak'i Zorisaday , mpitarika ny taranak'i Simeona , no nanolotra ny sorony
.
NUM 7:37     Alignment score: 0.558 → 0.559
His sacrifice was one silver platter weighing 130 shekels and one silver bowl weighing seventy shekels , by the standard weight of the sanctuary shekel . Both of these
objects were full of fine flour mixed with oil for a grain offering .
Ny sorony dia lovia volafotsy milanja sekely 130 sy lovia jobo milanja sekely fitopolo , araka ny sandan ' ny lanjan ' ny sekelin ' ny toerana masina . Samy feno lafarina tsara toto miharo menaka ho fanatitra hohanina ireo zavatra ireo .
NUM 7:38     Alignment score: 0.477 → 0.501
He also gave one gold dish weighing ten shekels , full
of incense .
Nanome lovia volamena milanja sekely folo , feno ditin - kazo manitra ihany koa izy .
NUM 7:39     Alignment score: 0.353 → 0.333
He gave as a burnt offering
one young bull , one ram , and a one - year - old male lamb .
Nanome vantotr'ombilahy iray , ondry iray , ary zanak'ondry lahy herintaona ho fanatitra dorana izy .
NUM 7:40     Alignment score: 0.371 → 0.382
He gave one male goat as a sin offering .
Nanome osilahy iray ho fanatitra nohon ' ny ota izy .
NUM 7:41     Alignment score: 0.544 → 0.546
He gave two oxen , five rams , five male goats , and five male lambs that were a year old , as the sacrifice for a fellowship offering
. This was the sacrifice of Shelumiel son of Zurishaddai .
Nanome omby roa , ondry dimy , osilahy dimy , ary zanak'ondry lahy izay herintaona , ho sorona ho an ' ny fanati - pihavanana izy . Izany no soron'i Selomiela zanak'i Zorisaday .
NUM 7:42     Alignment score: 0.616
On the sixth day , Eliasaph son of Deuel , leader of the descendants of Gad , offered his sacrifice .
Tamin ' ny andro fahenina , Eliasafa zanak'i Doela , mpitaraka
ny taranak'i Gada , no nanolotra ny sorony .
NUM 7:43     Alignment score: 0.556 → 0.559
His sacrifice was one silver platter weighing 130 shekels and one silver bowl weighing seventy shekels , by the standard weight of the sanctuary shekel . Both of these
objects were full of fine flour mixed with oil for a grain offering .
Ny sorony dia lovia volafotsy iray milanja sekely 130 sy lovia jobo iray milanja sekely fitopolo , araka ny sandan ' ny lanjan ' ny sekelin ' ny toerana masina . Samy feno lafarina tsara toto miharo menaka ho fanatitra hohanina ireo zavatra ireo .
NUM 7:44     Alignment score: 0.539 → 0.56
He also gave one gold dish weighing ten shekels , full of incense .
Nanome lovia volamena iray milanja sekely folo , feno ditin - kazo manitra ihany koa izy .
NUM 7:45     Alignment score: 0.353 → 0.333
He gave as a burnt offering
one young bull , one ram , and a one - year - old male lamb .
Nanome vantotr'ombilahy iray , ondry iray , ary zanak'ondry lahy herintaona ho fanatitra dorana izy .
NUM 7:46     Alignment score: 0.371 → 0.382
He gave one male goat as a sin offering .
Nanome osilahy iray ho fanatitra nohon ' ny ota izy .
NUM 7:47     Alignment score: 0.54 → 0.542
He gave two oxen , five rams , five male goats , and five male lambs that were a year old , as the sacrifice for a fellowship offering
. This was the sacrifice of Eliasaph son of Deuel .
Nanome omby roa , ondry dimy , osilahy dimy , ary zanak'ondry lahy izay herintaona , ho sorona ho an ' ny fanati - pihavanana izy . Izany no soron'i Eliasafa zanak'i Doela .
NUM 7:48     Alignment score: 0.681
On the seventh day , Elishama son of Ammihud , leader of the descendants of Ephraim , offered his sacrifice .
Tamin ' ny andro fahafito , Elisama zanak'i Amihoda , mpitarika ny taranak'i Efraima , no nanolotra ny sorony
.
NUM 7:49     Alignment score: 0.509 → 0.524
His sacrifice was one silver platter weighing 130 shekels and one silver bowl weighing seventy shekels , by the standard weight of the sanctuary shekel . Both of these
objects were full of fine flour mixed with oil for a grain offering .
Ny sorony dia lovia volafotsy irsekely ay milanja 130 sy lovia jobo iray milanja sekely fitopolo , araka ny sandan ' ny lanjan ' ny sekelin ' ny toerana masina . Samy feno lafarina tsara toto miharo menaka ho fanatitra hohanina ireo zavatra ireo .
NUM 7:50     Alignment score: 0.477 → 0.501
He also gave one gold dish weighing ten shekels , full
of incense .
Nanome lovia volamena milanja sekely folo , feno ditin - kazo manitra ihany koa izy .
NUM 7:51     Alignment score: 0.353 → 0.333
He gave as a burnt offering
one young bull , one ram , and a one - year - old male lamb .
Nanome vantotr'ombilahy iray , ondry iray , ary zanak'ondry lahy herintaona ho fanatitra dorana izy .
NUM 7:52     Alignment score: 0.371 → 0.382
He gave one male goat as a sin offering .
Nanome osilahy iray ho fanatitra nohon ' ny ota izy .
NUM 7:53     Alignment score: 0.535 → 0.537
He gave two oxen , five rams , five male goats , and five male lambs that were a year old , as the sacrifice for a fellowship offering
. This was the sacrifice of Elishama son of Ammihud .
Nanome omby roa , ondry dimy , osilahy dimy , ary zanak'ondry lahy izay herintaona , ho sorona ho an ' ny fanati - pihavanana izy . Izany no soron'i Elisama zanak'i Amihoda .
NUM 7:54     Alignment score: 0.668
On the eighth day , Gamaliel son of Pedahzur , leader of the descendants of Manasseh , offered his sacrifice .
Tamin ' ny andro fahavalo , Gamaliela zanak'i Pedazora , mpitarika ny taranak'i Manase , no nanolotra ny sorony
.
NUM 7:55     Alignment score: 0.503 → 0.521
His sacrifice was one silver platter weighing 130 shekels and one silver bowl weighing seventy shekels , by the standard weight of the sanctuary shekel . Both of these
objects were full of fine flour mixed with oil for a grain offering .
Ny sorony dia lovia volafotsy milanja sekely 130 sy lovia jobo milanja sekely topolo , araka ny sandan ' ny lanjan ' ny sekelin ' ny toerana masina . Samy feno lafarina tsara miharo menaka ho fanatitra hohanina ireo zavatra ireo .
NUM 7:56     Alignment score: 0.477 → 0.501
He also gave one gold dish weighing ten shekels , full
of incense .
Nanome lovia volamena milanja sekely folo , feno ditin - kazo manitra ihany koa izy .
NUM 7:57     Alignment score: 0.353 → 0.333
He gave as a burnt offering
one young bull , one ram , and a one - year - old male lamb .
Nanome vantotr'ombilahy iray , ondry iray , ary zanak'ondry lahy herintaona ho fanatitra dorana izy .
NUM 7:58     Alignment score: 0.371 → 0.382
He gave one male goat as a sin offering .
Nanome osilahy iray ho fanatitra nohon ' ny ota izy .
NUM 7:59     Alignment score: 0.544 → 0.546
He gave two oxen , five rams , five male goats , and five male lambs that were a year old , as the sacrifice for a fellowship offering
. This was the sacrifice of Gamaliel son of Pedahzur .
Nanome omby roa , ondry dimy , osilahy dimy , ary zanak'ondry lahy izay herintaona , ho sorona ho an ' ny fanati - pihavanana izy . Izany no soron'i Gamaliela zanak'i Pedazora .
NUM 7:60     Alignment score: 0.689
On the ninth day , Abidan son of Gideoni , leader of the descendants of Benjamin , offered his sacrifice .
Tamin ' ny andro fahasivy , Abidana zanak'i Gideony , mpitarika ny taranak'i Benjamina , no nanolotra ny sorony
.
NUM 7:61     Alignment score: 0.558 → 0.559
His sacrifice was one silver platter weighing 130 shekels and one silver bowl weighing seventy shekels , by the standard weight of the sanctuary shekel . Both of these
objects were full of fine flour mixed with oil for a grain offering .
Ny sorony dia lovia volafotsy milanja sekely 130 sy lovia jobo milanja sekely fitopolo , araka ny sandan ' ny lanjan ' ny sekelin ' ny toerana masina . Samy feno lafarina tsara toto miharo menaka ho fanatitra hohanina ireo zavatra ireo .
NUM 7:62     Alignment score: 0.477 → 0.501
He also gave one gold dish weighing ten shekels , full
of incense .
Nanome lovia volamena milanja sekely folo , feno ditin - kazo manitra ihany koa izy .
NUM 7:63     Alignment score: 0.353 → 0.333
He gave as a burnt offering
one young bull , one ram , and a one - year - old male lamb .
Nanome vantotr'ombilahy iray , ondry iray , ary zanak'ondry lahy herintaona ho fanatitra dorana izy .
NUM 7:64     Alignment score: 0.371 → 0.382
He gave one male goat as a sin offering .
Nanome osilahy iray ho fanatitra nohon ' ny ota izy .
NUM 7:65     Alignment score: 0.544 → 0.546
He gave two oxen , five rams , five male goats , and five male lambs that were a year old , as the sacrifice for a fellowship offering
. This was the sacrifice of Abidan son of Gideoni .
Nanome omby roa , ondry dimy , osilahy dimy , ary zanak'ondry lahy izay herintaona , ho sorona ho an ' ny fanati - pihavanana izy . Izany no soron'i Abidana zanak'i Gideony .
NUM 7:66     Alignment score: 0.666
On the tenth day , Ahiezer son of Ammishaddai , leader of the descendants of Dan , offered his sacrifice .
Tamin ' ny andro fahafolo , Ahiezera zanak'i Amisaday , mpitarika ny taranak'i Dana , no nanolotra ny sorony
.
NUM 7:67     Alignment score: 0.558 → 0.559
His sacrifice was one silver platter weighing 130 shekels and one silver bowl weighing seventy shekels , by the standard weight of the sanctuary shekel . Both of these
objects were full of fine flour mixed with oil for a grain offering .
Ny sorony dia lovia volafotsy milanja sekely 130 sy lovia jobo milanja sekely fitopolo , araka ny sandan ' ny lanjan ' ny sekelin ' ny toerana masina . Samy feno lafarina tsara toto miharo menaka ho fanatitra hohanina ireo zavatra ireo .
NUM 7:68     Alignment score: 0.477 → 0.501
He also gave one gold dish weighing ten shekels , full
of incense .
Nanome lovia volamena milanja sekely folo , feno ditin - kazo manitra ihany koa izy .
NUM 7:69     Alignment score: 0.329 → 0.312
He gave as a burnt offering
one young bull , one ram , and a one - year - old male lamb ..
Nanome vantotr'ombilahy iray , ondry iray , ary zanak'ondry lahy herintaona ho fanatitra dorana izy .
NUM 7:70     Alignment score: 0.371 → 0.382
He gave one male goat as a sin offering .
Nanome osilahy iray ho fanatitra nohon ' ny ota izy .
NUM 7:71     Alignment score: 0.544 → 0.546
He gave two oxen , five rams , five male goats , and five male lambs that were a year old , as the sacrifice for a fellowship offering
. This was the sacrifice of Ahiezer son of Ammishaddai .
Nanome omby roa , ondry dimy , osilahy dimy , ary zanak'ondry lahy izay herintaona , ho sorona ho an ' ny fanati - pihavanana izy . Izany no soron'i Ahiezera zanak'i Amisaday .
NUM 7:72     Alignment score: 0.626
On the eleventh day , Pagiel son of Okran , leader of the descendants of Asher , offered his sacrifice .
Tamin ' ny andro fahiraika ambin ' ny folo , Pagiela zanak'i Okrana , mpitarika ny taranak'i Asera , no nanolotra ny sorony
.
NUM 7:73     Alignment score: 0.527 → 0.543
His sacrifice was one silver platter weighing 130 shekels and one silver bowl weighing seventy shekels , by the standard weight of the sanctuary shekel . Both of these
objects were full of fine flour mixed with oil for a grain offering .
Ny sorony dia lovia volafotsy milanja sekely 130 sy lovia jobo milanja sekely fitopol , araka ny sandan ' ny lanjan ' ny sekelin ' ny toerana masina . Samy feno lafarina tsara toto miharo menaka ho fanatitra hohanina ireo zavatra ireo .
NUM 7:74     Alignment score: 0.477 → 0.501
He also gave one gold dish weighing ten shekels , full
of incense .
Nanome lovia volamena milanja sekely folo , feno ditin - kazo manitra ihany koa izy .
NUM 7:75     Alignment score: 0.353 → 0.333
He gave as a burnt offering
one young bull , one ram , and a one - year - old male lamb .
Nanome vantotr'ombilahy iray , ondry iray , ary zanak'ondry lahy herintaona ho fanatitra dorana izy .
NUM 7:76     Alignment score: 0.371 → 0.382
He gave one male goat as a sin offering .
Nanome osilahy iray ho fanatitra nohon ' ny ota izy .
NUM 7:77     Alignment score: 0.541 → 0.542
He gave two oxen , five rams , five male goats , and five male lambs that were a year old , as the sacrifice for a fellowship offering
. This was the sacrifice of Pagiel son of Okran .
Nanome omby roa , ondry dimy , osilahy dimy , ary zanak'ondry lahy izay herintaona , ho sorona ho an ' ny fanati - pihavanana izy . Izany no soron'i Pagiela zanak'i Okrana .
NUM 7:78     Alignment score: 0.623
On the twelfth day , Ahira son of Enan , leader of the descendants of Naphtali , offered his sacrifice .
Tamin ' ny andro faharoa ambin ' ny folo , Ahira zanak'i Enana , mpitarika ny taranak'i Naftaly , no nanolotra ny sorony
.
NUM 7:79     Alignment score: 0.558 → 0.559
His sacrifice was one silver platter weighing 130 shekels and one silver bowl weighing seventy shekels , by the standard weight of the sanctuary shekel . Both of these
objects were full of fine flour mixed with oil for a grain offering .
Ny sorony dia lovia volafotsy milanja sekely 130 sy lovia jobo milanja sekely fitopolo , araka ny sandan ' ny lanjan ' ny sekelin ' ny toerana masina . Samy feno lafarina tsara toto miharo menaka ho fanatitra hohanina ireo zavatra ireo .
NUM 7:80     Alignment score: 0.477 → 0.501
He also gave one gold dish weighing ten shekels , full
of incense .
Nanome lovia volamena milanja sekely folo , feno ditin - kazo manitra ihany koa izy .
NUM 7:81     Alignment score: 0.353 → 0.333
He gave as a burnt offering
one young bull , one ram , and a one - year - old male lamb .
Nanome vantotr'ombilahy iray , ondry iray , ary zanak'ondry lahy herintaona ho fanatitra dorana izy .
NUM 7:82     Alignment score: 0.371 → 0.382
He gave one male goat as a sin offering .
Nanome osilahy iray ho fanatitra nohon ' ny ota izy .
NUM 7:83     Alignment score: 0.541 → 0.543
He gave two oxen , five rams , five male goats , and five male lambs that were a year old , as the sacrifice for a fellowship offering
. This was the sacrifice of Ahira son of Enan .
Nanome omby roa , ondry dimy , osilahy dimy , ary zanak'ondry lahy izay herintaona , ho sorona ho an ' ny fanati - pihavanana izy . Izany no soron'i Ahira zanak'i Enana .
NUM 7:84     Alignment score: 0.303 → 0.304
This was the dedication offering
for the altar on the day that it was anointed : the chiefs of Israel set apart the twelve silver platters , twelve silver bowls , and twelve gold dishes .
Natokan'ireo mpitarika ny Israely tamin ' ny andro nanosoran'i Mosesy ny alitara ireo zavatra ireo . Natokan'izy ireo ny lovia volafotsy roa ambin ' ny folo , ireo lovia jobo roa ambin ' ny folo , ary ireo lovia volamena roa ambin ' ny folo .
NUM 7:85     Alignment score: 0.504
Each silver platter weighed 130 shekels and each bowl weighed seventy shekels . All the silver vessels weighed 2,400 shekels , by the standard weight of the sanctuary shekel .
Ny lovia volafotsy tsirairay dia samy nilanja sekely 130 avy ary ny lovia jobo dia nilanja sekely fitopolo avy . Ireo fanaka volafosty rehetra dia nilanja sekely 2 . 400 , araka ny sandan ' ny lanjan ' ny sekelin ' ny toerana masina .
NUM 7:86     Alignment score: 0.547
Each of the twelve gold dishes , full of incense , weighed ten shekels by the standard weight of the sanctuary shekel . All the gold dishes weighed 120 shekels .
Ny tsirairay amin'ireo lovia volamena roa ambin ' ny folo , feno ditin - kazo manitra , dia nilanja sekely folo araka ny sandan ' ny lanjan ' ny sekelin ' ny toerana masina . Ny lovia volamena rehetra dia nilanja sekely 120 .
NUM 7:87     Alignment score: 0.446 → 0.459
They set apart all the animals for the burnt offerings
, twelve bulls , twelve rams , and twelve year - old male lambs . They gave their grain offering . They gave twelve male goats as a sin offering .
Natokan'izy ireo avokoa ireo biby ho fanatitra dorana , dia ombilahy roa ambin ' ny folo , ondry roa ambin ' ny folo , ary zanak'ondry lahy herintaona roa ambin ' ny folo . Nomen'izy ireo ny fanatitra hohaniny . Nanome osilahy roa ambin ' ny folo ho fanatitra nohon ' ny ota izy ireo .
NUM 7:88     Alignment score: 0.411 → 0.451
From all their cattle , they gave twenty - four bulls , sixty rams , sixty male goats , and sixty male lambs a year old , as the sacrifice for the fellowship offering
. This was for the dedication of the altar after it was anointed .
Nanome ombilahy efatra amby roapolo , ondry enimpolo , osilahy enimpolo , ary zanak'ondry lahy herintaona enimpolo avy tamin ' ny biby fiompiny izy ireo , ho sorona ho an ' ny fanati - pihavanana . Izany dia ho an ' ny fanokanana ny alitara taorian ' ny nanosorana azy .
NUM 7:89     Alignment score: 0.52 → 0.52
When Moses went into the tent of meeting to speak with Yahweh , he heard his voice speaking to him . Yahweh spoke to him from above the atonement lid on the ark of the testimony , from between the two cherubim . He spoke to him .
Rehefa niditra tao amin ' ny trano - lay fihaonana mba hiresaka tamin'i Yaveh i Mosesy , dia nandre ny feony niteny taminy izy . Niteny taminy avy teo ambonin ' ny saronam - panavotana teo amin ' ny fiaran ' ny vavolombelona , avy teo anelanelan ' ny kerobima anankiroa Yaveh . Niresaka taminy Izy .
NUM 7     Average alignment score: 0.501 for 89 sentences.     Evaluation statistics page