Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36 


NUM 16:1     Alignment score: 0.526 → 0.581
Now Korah son of Izhar son of Kohath son of Levi , along with Dathan and Abiram sons of Eliab , and On son of Peleth , descendants of Reuben , gathered some men .
Ary Kora no zanaka lahin'i Jizara zanaka lahin'i Kehata zanaka lahin'i Levy , miaraka amin'i Datana sy Abirama zanaka lahin'i Eliaba , sy Ona zanak'í Peleta
, taranak'i Robena , dia nampivory lehilahy sasan - tsasany .


NUM 16:2     Alignment score: 0.259 → 0.266
They rose up against Moses , along with other men from the people of Israel , 250 leaders of the community who were men of reputation in the community .
Nitsangana hanohitra an'i Mosesy izy ireo , ka niaraka tamin'ireo lehilahy hafa avy tamin ' ny vahoakan'Israely , mpitarika fiangonana dimampolo sy roanjato izay mpikambana fanta - daza teo amin ' ny fiangonana .
NUM 16:3     Alignment score: 0.365 → 0.373
They assembled themselves together to confront Moses and Aaron . They said to them , " You have gone too far ! All the community is set apart , every one of them , and Yahweh is among them . Why do you lift up yourselves above the rest of Yahweh 's community ? "
Niara - niangona izy ireo mba hifanandrina amin'i Mosesy sy Arona . Hoy izy ireo taminy : " Lasa lavitra loatra ianareo ! Fa voatokana ny fiangonana rehetra , ny tsirairay amin'izy ireo , ary Yaveh dia eo amin'izy ireo . Nahoana no manandratra ny tenanareo eo amin ' ny ambin
' ny fiangonan'i Yaveh ianareo ? "
NUM 16:4     Alignment score: 0.508 → 0.523
When Moses heard that , he lay facedown .
Rehefa ren'i Mosesy izany , dia nampiankohoka ny tavany izy .
NUM 16:5     Alignment score: 0.315 → 0.332
He spoke to Korah and all his companions , " In the morning Yahweh will make known who belongs to him and who is set apart to him . He will bring that person near to him . The one he chooses he will bring near to himself .
Niteny tamin'i Kora sy ireo rehetra izay niaraka taminy izy hoe : " Amin ' ny maraina dia hampahafantarin'i Yaveh ireo izay Azy sy ireo izay voatokana ho Azy . Hoentiny ho eo akaikiny
izany olona izany . Ny iray izay voafidiny dia hoentiny hanakaiky ny tenany .
NUM 16:6     Alignment score: 0.494
Do this , Korah and all your group . Take censers
Ataovy izao , ry Kora sy ny tariny rehetra . Alaivo ny fitondran'afo
NUM 16:7     Alignment score: 0.543 → 0.543
tomorrow and put fire and incense in them before Yahweh . The one whom Yahweh chooses , that man will be set apart to Yahweh . You have gone too far , you descendants of Levi . "
rahampitso ary asio sy afo sy ditin - kazo manitra anatin'izany eo anoloan'i
Yaveh . Ny iray izay fidian'i Yaveh , dia ho voatokana ho an'i Yaveh izany olona izany . Lasa lavitra loatra ianao , ry taranak'i Levy . "
NUM 16:8     Alignment score: 0.654 → 0.669
Again , Moses said to Korah , " Now listen , you descendants of Levi :
Dia hoy indray Mosesy tamin'i Kora hoe : " Ankehitriny mihainoa , ianareo ry taranak'i Levy :
NUM 16:9     Alignment score: 0.323 → 0.338
is it a small thing for you that the God of Israel has separated you from the community of Israel , to bring you near to himself , to do work in Yahweh 's tabernacle , and to stand before the community to serve them ?
moa zavatra kely aminareo ve ny nampisarahan'Andriamanitra anareo tamin ' ny fiangonan'Israely , mba hitondra anareo akaikin
' ny tenany , mba hanao ny asany ao amin ' ny tabernakelin'i Yaveh , ary hijoro eo anoloan ' ny fiangonana mba hanompo azy ireo ?
NUM 16:10     Alignment score: 0.41 → 0.413
He has brought you near , and all your kinfolk , the descendants of Levi , with you , yet you are seeking the priesthood also !
Nitondra anao akaiky Izy , sy ireo rahalahinao
rehetra , taranak'i Levy , miaraka aminao , nefa mbola mitady ny fisoronana ihany koa ianareo !
NUM 16:11     Alignment score: 0.228 → 0.259
Therefore you and all your company have gathered together against Yahweh . Who is Aaron that you grumble against him ? "
Noho izany no nivondronanareo sy ny tarinao hanohitra an'i Yaveh . Ka nahoana ianareo no mitaraina mahakasika an'i Arona , izay mankatoa an'i Yaveh ? "
NUM 16:12     Alignment score: 0.645 → 0.645
Then Moses called for Dathan and Abiram , the sons of Eliab , but they said , " We will not come
up .
Ary Mosesy niantso an'i Datana sy Abirama , zanaka lahin'i Eliaba , fa niteny izy ireo hoe : " Tsy hiakatra izahay .
NUM 16:13     Alignment score: 0.382 → 0.382
Is it a small thing that you have brought us up out of a land flowing with milk and honey , to kill us in the wilderness ? Now you want to make yourself ruler over us !
Zavatra kely aminao angaha ny nitondranao anay niakatra nivoaka ny tany tondra - dronono sy tantely , mba hamono anay any an'efitra ? Ankehitriny dia maniry ny tenanao hanapaka eo aminay ianao !
NUM 16:14     Alignment score: 0.38 → 0.414
In addition , you have not brought us into a land flowing with milk and honey , or given us the fields and vineyards
as an inheritance . Now do you want to blind us with empty promises ? We will not come to you . "
Ho fanampin'izany , tsy nitondra anay tany amin ' ny tany tondra - dronono sy tantely Ianao , na nanome anay ireo saha sy tanim - boaloboka ho lova . Ankehitriny dia maniry hahajamba anay amin'ireo fampanantenana foana ve Ianao ? Tsy ho any aminao izahay . "
NUM 16:15     Alignment score: 0.389
Moses was very angry and said to Yahweh , " Do not respect their offering . I have not taken one donkey from them , and I have not harmed any of them . "
Tezitra mafy i Mosesy ary niteny tamin'i Yaveh hoe : " Aza manaiky ny fanatiny . Tsy naka na apondra iray tamin'izy ireo aho , ary tsy nanisy ratsy na ny iray tamin'izy ireo aza . "
NUM 16:16     Alignment score: 0.563 → 0.566
Then Moses said to Korah , " Tomorrow you and all your companions must go before Yahweh you and they , and Aaron .
Ary niteny tamin'i Kora i Mosesy hoe : " Rahampitso dia tsy maintsy handeha eo anatrehan'i Yaveh ianao sy ny tarikao ianao sy izy ireo , ary Arona .
NUM 16:17     Alignment score: 0.38 → 0.399
Each of you must take his censer and put incense in it . Then each man must bring before Yahweh his censer , 250 censers . You and Aaron , also , must each bring your censer . "
Samia maka ny fitondran'afony ianareo tsirairay ary manisy ny ditin - kazo manitra ao amin'izany . Avy eo dia aoka hitondra ny fitondran'afony eo anoloan'i
Yaveh avy ny tsirairay , fitondran'afo dimam - polo sy roan - jato . Ianao sy Arona , ihany koa , dia aoka hitondra ny fitondran'afonareo tsirairay . "
NUM 16:18     Alignment score: 0.472
So every man took his censer , put fire in it , laid incense in it , and stood at the entrance to the tent of meeting with Moses and Aaron .
Ka dia naka ny fitondran'afony ny olona tsirairay , nandrehitra afo tamin'izany , ary nitsangana teo amin ' ny fidiran
' ny trano - lay fihaonana niaraka tamin'i Mosesy sy Arona .
NUM 16:19     Alignment score: 0.608
Korah assembled all the community against Moses and Aaron at the entrance to the tent of meeting , and Yahweh 's glory appeared to all the community .
Nampivory ireo fivondronana rehetra manohitra an'i Mosesy sy Arona teo amin ' ny fidiran
' ny trano - lay fihaonana i Kora , ary niseho tamin ' ny fivondronana rehetra ny voninahitr'i Yaveh .
NUM 16:20     Alignment score: 0.588
Then Yahweh spoke to Moses and to Aaron :
Dia niresaka tamin'i Mosesy sy Arona i Yaveh hoe :
NUM 16:21     Alignment score: 0.238
" Separate yourselves from among this community that I may consume them immediately . "
" Saraho amin'ity fiangonana ity ny tenanareo mba hahafahako mandevona azy ireo avy hatrany . "
NUM 16:22     Alignment score: 0.427 → 0.45
Moses and Aaron lay facedown and said , " God , the God of the spirits of all humanity , if one man sins , must you be angry with all the community ? "
Niankohoka i Mosesy sy Arona ary niteny hoe : " Andriamanitra , Andriamanitry ny fanahin
' ny olombelona rehetra , raha manota ny olona iray , dia ho tezitra amin ' ny fiangonana rehetra ve ianao ?
NUM 16:23     Alignment score: 0.446
Yahweh replied to Moses . He said ,
Namaly an'i Mosesy i Yaveh .
NUM 16:24     Alignment score: 0.519 → 0.52
" Speak to the community . Say , ' Get away from the tents of Korah , Dathan , and Abiram . ' "
Hoy Izy hoe : " ' Mitenena amin ' ny fivondronana . Mitenena hoe : " Mialà amin ' ny lain'i
Kora , Datana , ary Abirama . "
NUM 16:25     Alignment score: 0.64
Then Moses rose up and went to Dathan and Abiram ; the elders of Israel followed him .
Dia niainga i Mosesy ary nankany Datana sy Abirama ; ireo loholon'Israely dia nanaraka azy .
NUM 16:26     Alignment score: 0.31
He spoke to the community and said , " Now leave the tents of these
wicked men and touch nothing of theirs , or you will be consumed by all their sins . "
Niresaka tamin ' ny fivondronana izy ka niteny hoe : " Ankehitriny dia mialà amin'ireo lain ' ny ratsy fanahy ary aza mikitika na inona na inona ny azy ireo , fandrao ho levona amin ' ny alalan'ireo fahotany rehetra ianao . "
NUM 16:27     Alignment score: 0.496 → 0.506
So the community on every side of the tents of Korah , Dathan , and Abiram left them . Dathan and Abiram came out and stood at the entrance to their tents , with their wives , sons , and their little ones .
Koa nandao azy ireo tamin ' ny zoron'ireo lain'i
Kora , Datana , ary Abirama ny fivondronana . Nivoaka i Datana sy Abirama ary nitsangana teo amin ' ny fidiran ' ny lain'izy ireo , niaraka tamin'ireo vadiny , zanaka lahy , ary ireo madininy .
NUM 16:28     Alignment score: 0.377 → 0.376
Then Moses said , " By this you will know
that Yahweh has sent me to do all these works , for I have not done them of my own accord .
Ary niteny i Mosesy hoe : " Amin'izao no ahafantaranareo fa Yaveh no naniraka ahy hanao ireo asa rehetra , fa tsy nanao ireny tamin ' ny saiko ihany aho .
NUM 16:29     Alignment score: 0.36
If these men die a natural death such as normally happens , then Yahweh has not sent me .
Raha maty amin ' ny fahafatesana voajanahary tahaka ny zava - misy ara - dalàna ireny olona
ireny , dia tsy nandefa ahy i Yaveh .
NUM 16:30     Alignment score: 0.32 → 0.312
But if Yahweh creates something new , and the earth opens its mouth and swallows them , with everything that they possess , and they go down alive
into Sheol , then you must understand that these men have despised Yahweh . "
Fa raha mamorona fisokafana amin ' ny tany izay mitelina azy ireo ao tahaka ny vava lehibe i Yaveh , miaraka amin'ireo fianakaviany rehetra , ary raha midina velona any amin ' ny fiainan - tsy hita izy ireo , dia aoka ho fantatrao fa ireny olona ireny dia nanao tsinontsinona an'i Yaveh . "
NUM 16:31     Alignment score: 0.312
As soon as Moses finished speaking all these
words , the ground opened under those men .
Raha mbola tsy tapitra ny fitenenan'i Mosesy ireo teny rehetra ireo , dia nisokatra teo ambanin'ireo lehilahy ireo ny tany .
NUM 16:32     Alignment score: 0.433
The earth opened its mouth and swallowed them , their families , and all the people who belonged to Korah , as well as all their possessions
.
Nanokatra ny vavany ny tany ary nitelina azy ireo , ireo fianakaviany , ary ireo olona rehetra izay an'i Kora , ary koa ireo fananany rehetra .
NUM 16:33     Alignment score: 0.25 → 0.254
So they and all that they possessed went down alive
into Sheol . The earth closed over them , and they perished from among the community .
Dia latsaka velona tany amin ' ny fiainan - tsy hita izy ireo sy ireo rehetra tao amin'ireo fianakaviany . Nikatona teo ambonin'izy ireo ny tany , ary tamin'izany no nahafongotra azy ireo teo afovoan ' ny fivondronana .
NUM 16:34     Alignment score: 0.335 → 0.344
All Israel around them fled from their cries . They exclaimed , " The earth may swallow us up also ! "
Ireo Israely rehetra manodidina azy ireo dia nandositra tamin'ireo hiakiakany . Nihiaka izy ireo hoe : " Mety hitelina antsika ihany koa ny tany ! "
NUM 16:35     Alignment score: 0.587
Then fire flashed out from Yahweh and devoured the 250 men who had offered incense .
Dia nitselatra ny afo avy tamin'i Yaveh ary nandrapaka ireo 250 olona izay nanolotra ditin - kazo manitra .
NUM 16     Average alignment score: 0.426 for 35 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36