Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36 


NUM 4:1     Alignment score: 0.576 → 0.577
Yahweh spoke to Moses and to Aaron . He said ,
Niresaka tamin'i Mosesy sy Arona i Yaveh . Hoy Izy hoe :


NUM 4:2     Alignment score: 0.392 → 0.402
" Conduct a census of the male descendants of Kohath from among the Levites , by their clans and ancestral households .
" Manaova fanisana an'ireo lehilahin ' ny taranak'i Kehata eo amin'ireo Levita , araka ny fokon'izy ireo sy ny razamben
' ny ankohonan'izy ireo .
NUM 4:3     Alignment score: 0.424
Count all the men who are thirty to fifty years old . These
men must join the company to serve in the tent of meeting .
Isao ireo lehilahy rehetra izay telopolo hatramin ' ny dimampolo taona . Ireo lehilahy ireo dia tsy maintsy manatevin - daharana ny antoko mba hanompo ao amin ' ny trano - layfihaonana .
NUM 4:4     Alignment score: 0.475
The descendants of Kohath must take care of the most holy things reserved for me in the tent of meeting .
Ireo taranak'i Kehata dia tsy maintsy mikarakara ireo zavatra masina indrindra natokana ho Ahy ao amin ' ny trano - lay fihaonana .
NUM 4:5     Alignment score: 0.411 → 0.413
When the camp prepares to move forward , Aaron and his sons must go into the tent , take down the screening curtain that separates the most holy place from the holy place and cover the ark of the testimony with it .
Rehefa miomana hifindra toerana ny toby , dia tsy maintsy miditra ao amin ' ny lay i Arona sy ireo zanany lahy , mampidina ny lamba fanakonana izay manasaraka ny toerana masina indrindra amin ' ny toerana masina ary manarona ny fiaran ' ny vavolombelona miaraka amin'izany .
NUM 4:6     Alignment score: 0.397 → 0.396
They must cover the ark with a piece of fine leather . They must spread a cloth that is completely blue over it . They must insert the poles to carry it .
Tsy maintsy manarona ilay fiara amin ' ny hodi - takasy izy ireo . Tsy maintsy mamelatra lamba manga eo ambonin'izany izy ireo . Tsy maintsy apetany ireo bao mba hilanjana izany .
NUM 4:7     Alignment score: 0.392 → 0.392
They are to spread a blue cloth on the table of the bread of the presence . On it they must put the dishes , spoons , bowls , and jars for the drink
offering . Bread must always continue to be on the table .
Tsy maintsy mamelatra lamba manga eo ambonin ' ny latabatry ny mofon ' ny fanatrehana izy ireo . Izy ireo dia tsy maintsy mametraka ireo lovia , ireo sotro , ireo lovia boribory , ary siny fandrarahana eo ambonin'izany . Tsy maintsy misy mofo foana eo ambonin ' ny latabatra .
NUM 4:8     Alignment score: 0.353 → 0.355
They are to spread over them a scarlet cloth and cover the same with hides of fine leather . They must insert poles to carry the table .
Tsy maintsy saronan'izy ireo amin ' ny lamba jaky sy amin ' ny hodi - takasy ireo . Tsy maintsy apetak'izy ireo ireo bao mba hilanjana ny latabatra .
NUM 4:9     Alignment score: 0.358
They must take a blue cloth and cover the lampstand , along with its lamps , tongs , trays , and all the jars of oil for the lamps .
Tsy maintsy maka lamba manga izy ireo ary manarona ny fitoeran - jiro , miaraka amin ' ny fanilon'izany , ireo hety , ireo fitoeran - davenona , ary ireo fitoeran - diloilo rehetra ho an'ireo fanilo .
NUM 4:10     Alignment score: 0.297 → 0.299
They must put the lampstand and all its accessories into a covering of fine leather , and they must put it on a carrying frame .
Tsy maintsy apetrak'izy ireo ao anatin
' ny fanaronana vita amin ' ny hodi - takasy ny fanaovan - jiro sy ireo fitaovana rehetra miaraka amin'izany , ary tsy maintsy apetrak'izy ireo eo ambonin ' ny rafitra filanjana izany .
NUM 4:11     Alignment score: 0.468 → 0.468
They must spread a cloth of blue on the gold altar . They must cover it with a covering of fine leather , and then insert the carrying poles .
Tsy maintsy mamelatra lamba manga eo ambonin ' ny alitara volamena izy ireo . Tsy maintsy manarona izany amin ' ny fanaronana vita amin ' ny hodi - takasy izy ireo , ary avy eo mametaka ireo bao filanjana .
NUM 4:12     Alignment score: 0.291 → 0.297
They must take all the equipment for the ministry , with which they serve in the sanctuary , and wrap it in a blue cloth . They must cover that with the hides of fine leather and put the equipment on the carrying frame .
Tsy maintsy maka ireo fitaovana hiasana rehetra any amin ' ny toerana masina izy ireo ary mamono izany ao anatin
' ny lamba manga . Tsy maintsy manarona izany amin ' ny hodi - takasy izy ireo ary mametraka ireo fitaovam - piasana eo amin ' ny rafitra filanjana .
NUM 4:13     Alignment score: 0.436 → 0.458
They must clear away the ashes of fat from the altar and spread a purple cloth on the altar .
Tsy maintsy manala ireo lavenona amin ' ny alitara izy ireo ary mamelatra lamba voloparasy eo amin'ilay alitara .
NUM 4:14     Alignment score: 0.442 → 0.45
They must put on the carrying frame all the equipment that they use in the work of the altar . These
objects are the firepans , forks , shovels , bowls , and all the other equipment for the altar . They must cover the altar with fine leather hides and then insert the carrying poles .
Tsy maintsy apetrak'izy ireo ny rafitra filanjana ireo fitaovam - piasana rehetra izay ampiasain'izy ireo amin ' ny asan ' ny alitara . Ireo fitaovana ireo dia ny fitondrana afo , fitreby , lapelina , lovia famafazana , ary ireo fitaovam - piasana hafa rehetra ho an ' ny alitara . Tsy maintsy manarona ny alitara amin ' ny hodi - takasy izy ireo ary avy eo mametaka ireo bao filanjana .
NUM 4:15     Alignment score: 0.475
When Aaron and his sons have completely covered the holy place and all its equipment , and when the camp moves forward , then the descendants of Kohath must come to carry the holy place . If they touch the holy instruments , they must die . This is the work of the descendants of Kohath , to carry the furnishings in the tent of meeting .
Rehefa avy nanarona tanteraka ny toerana masina sy ireo fitaovam - piasana rehetra niaraka tamin'izany i Arona sy ireo zanany lahy , ary rehefa mifindra toerana ny toby , dia tsy maintsy manatona mba hilanja ilay toerana masina ireo taranak'i Kehata . Raha mikasika ireo fitaovana masina izy ireo , dia tsy maintsy maty . Izao no asan'ireo taranak'i Kehata , dia ny milanja ireo fanaka ao amin ' ny trano - lay fihaonana .
NUM 4:16     Alignment score: 0.423 → 0.434
Eleazar son of Aaron the priest oversees the care of the oil for the light , the sweet incense , the regular grain offering , and the anointing oil . He oversees the care of the entire tabernacle and all that is in it , the holy place and its equipment . "
Eleazara zanaka lahin'i Arona mpisorona no manara - maso ny fikarakarana ny solika ho an ' ny fanilo , ny ditin - kazo manitra , ny fanatitra voa mahazatra , ary ny diloilo fanosotra . Manara - maso ny fikarakarana ny tabernakely manontolo sy izay rehetra ao anatin'izany izy , dia ilay toerana masina sy ireo fitaovam - piasana rehetra miaraka amin'izany . "
NUM 4:17     Alignment score: 0.576 → 0.577
Yahweh spoke to Moses and to Aaron . He said ,
Niresaka tamin'i Mosesy sy Arona i Yaveh . Hoy Izy hoe :
NUM 4:18     Alignment score: 0.231 → 0.263
" Do not allow the Kohathite
tribal clans to be cut off from among the Levites .
" Aza avela ho alàna eo amin'ireo Levita ny fokon ' ny fianakaviamben ' ny Kehatita .
NUM 4:19     Alignment score: 0.302
So do this for them that they may live and not die , when they approach the most holy things : Aaron and his sons must go in , and assign each man to his work and his responsibility .
Arovy izy ireo , mba ho velona fa tsy ho faty , amin ' ny alalan ' ny fanaovana izao . Rehefa manatona ireo zavatra masina indrindra izy ireo
NUM 4:21     Alignment score: 0.468 → 0.513
Yahweh spoke again to Moses . He said ,
Niresaka tamin'i Mosesy indray i Yaveh . Hoy Izy hoe :
NUM 4:22     Alignment score: 0.337
" Conduct a census of the descendants of Gershon also , by their ancestor
's families and by their clans .
" Manaova ihany koa fanisana an'ireo taranak'i Gersona , araka ny ankohonan ' ny razamben'izy ireo , araka ny fokon'izy ireo .
NUM 4:23     Alignment score: 0.458
Count those
who are thirty years old to fifty years old . Count all of them who will join the company to serve in the tent of meeting .
Isao ireo izay telopolo hatramin ' ny dimampolo taona . Isao izay rehetra hanatevin - daharana ny antoko mba hanompo ao amin ' ny trano - lay fihaonana .
NUM 4:24     Alignment score: 0.409
This is the work of the clans of the Gershonites , when they serve and what they carry .
Izao no asan'ireo fokon
' ny Gersonita , rehefa manompo izy ireo ary mitondra entana .
NUM 4:25     Alignment score: 0.423
They must carry the curtains of the tabernacle , the tent of meeting , its covering , the covering of fine leather hides that is on it , and the curtains for the entrance to the tent of meeting .
Tsy maintsy mitondra ireo lamba fanakonana ny tabernakely , ny trano - lay fihaonana , ny fanaronana izany , ny fanaronana vita amin ' ny hodi - takasy izay eo amin'izany , ary ireo lamba fanakonana ny fidirana ao amin ' ny trano - lay fihaonana izy ireo .
NUM 4:26     Alignment score: 0.325 → 0.329
They must carry the curtains of the court , the curtain for the doorway of the court 's gate , which is near the tabernacle and near the altar , their ropes , and all the instruments for their service . Whatever should be done with these things , they must do it .
Tsy maintsy mitondra ireo lamba fanakonana ny fitsaràna izy ireo , ny lamba fanakonana ny vavahadin ' ny fitsaràna , izay eo akaikin
' ny tabernakely sy eo akaikin ' ny alitara , ny tadin'ireo , ary ireo fitaovana rehetra ho an ' ny fanompoan'izy ireo . Izay rehetra tokony ho vita amin'ireo zavatra ireo , dia tsy maintsy ataon'izy ireo .
NUM 4:27     Alignment score: 0.313
Aaron and his sons must direct all the service of the descendants of the Gershonites , in everything that they transport , and in all their service . You must assign them to all their responsibilities .
Arona sy ny zanany lahy dia tsy maintsy manoro ireo asan
' ny taranak'ireo Gersonita rehetra , amin'izay rehetra entin'izy ireo , ary amin ' ny fanompoan'izy ireo rehetra . Tsy maintsy tendrenareo amin ' ny andraikiny rehetra izy .
NUM 4:28     Alignment score: 0.5 → 0.528
This is the service of the clans of the descendants of the Gershonites for the tent of meeting . Ithamar son of Aaron the priest must lead them in their service .
Izany no fanompoan'ireo fokon'ireo taranaky
ny Gersonita ho an ' ny trano - lay fihaonana . Itamara zanaka lahin'i Arona mpisorona dia tsy maintsy mitarika azy ireo amin ' ny fanompoany .
NUM 4:29     Alignment score: 0.32
You must count the descendants of Merari by their clans , and order them by their ancestor
's families ,
Tsy maintsy manisa ireo taranak'i Merary araka ny fokon'izy ireo ianareo , ary mandahatra azy ireo araka ny ankohonan ' ny razamben'izy ireo ,
NUM 4:30     Alignment score: 0.408
from thirty years old and older up to fifty years old . Count everyone who is going to join the company and serve in the tent of meeting .
manomboka amin ' ny telopolo taona no ho mihoatra ka hatramin ' ny dimampolo taona . Isao ireo rehetra izay handeha hanatevin - daharana ny antoko sy hanompo ao amin ' ny trano - lay fihaonana .
NUM 4:31     Alignment score: 0.329 → 0.345
This is their responsibility and their burden in all their service for the tent of meeting . They must care for the framing of the tabernacle , its crossbars , posts , and sockets ,
Izao no andraikitr'izy ireo sy ny asan'izy ireo amin ' ny fanompoan'izy rehetra ho an ' ny trano - lay fihaonana . Tsy maintsy mikarakara ny entan
' ny tabernakely , ny hidin'izany , ireo andry , ary ireo faladia ,
NUM 4:32     Alignment score: 0.24 → 0.259
along with the posts of the courtyard around the tabernacle , their sockets , pegs , and their ropes , with all their hardware . List by name the articles they must carry .
miaraka amin'ireo andrin ' ny fitsaràna manodidina ny tabernakely , ny faladian'ireo , ireo tsatokany , ary ireo tadiny
, miaraka amin'ireo fitaovany rehetra izy ireo . Soraty araka ny anarana ireo fanaka izay tsy maintsy entin'izy ireo .
NUM 4:33     Alignment score: 0.453
This is the service of the clans of the descendants of Merari , what they are to do for the tent of meeting , under the direction of Ithamar son of Aaron the priest . "
Izao no asan'ireo fokon
' ny taranak'i Merary , izay ataon'izy ireo ho an ' ny trano - lay fihaonana , eo ambany fitarihan'Itamara zanaka lahin'i Arona mpisorona . "
NUM 4:34     Alignment score: 0.513
Moses and Aaron and the leaders of the community counted the descendants of the Kohathites by the clans of their ancestor
's families .
Mosesy sy Arona ary ireo mpitarika ny fivondronana no nanisa ireo taranak'i Kehatita araka ny fokon ' ny razamben'izy ireo .
NUM 4:35     Alignment score: 0.377
They counted them from thirty years old and older up to fifty years old . They counted everyone who would join the company to serve in the tent of meeting .
Nisain'izy ireo manomboka amin ' ny telopolo ka hatramin ' ny dimampolo taona izy ireo . Nanisa izay rehetra hanatevin - daharana ny antoko mba hanompo ao amin ' ny trano - lay fihaonana izy ireo .
NUM 4:36     Alignment score: 0.074 → 0.119
They counted 2,750 men by their clans .
Olona
2 . 750 no voaisan'izy ireo araka ny fokony .
NUM 4:37     Alignment score: 0.381 → 0.39
This was the list of the clans of the Kohathites who served in the tent of meeting . Moses and Aaron counted them according to Yahweh 's command that was given through Moses .
Mosesy sy Arona dia nanisa ireo olona
rehetra tao amin'ireo foko sy ireo fianakavian'ireo Kehatita izay manompo ao amin ' ny trano - lay fihaonana . Tamin ' ny fanaovana izany , dia nankatoa izay nodidian'i Yaveh ho ataon'izy ireo tamin ' ny alalan'i Mosesy izy ireo .
NUM 4:38     Alignment score: 0.346
The descendants of Gershon were counted in their clans , by their ancestor 's families ,
Ireo taranak'i Gersona dia nisaina tao amin ' ny fokon'izy ireo , araka ny ankohonan ' ny fianakavian'izy ireo ,
NUM 4:39     Alignment score: 0.429
from thirty to fifty years old , everyone who would join the company to serve in the tent of meeting .
manomboka amin ' ny telopolo ka hatramin ' ny dimampolo taona , izay rehetra hiditra ao amin ' ny antoko mba hanompo ao amin ' ny trano - lay fihaonana .
NUM 4:40     Alignment score: 0.144 → 0.144
All the men , counted by their clans and their ancestor
's families , numbered 2,630 .
Ny olona rehetra , dia nisaina araka ny fokon'izy ireo sy ny ankohonan ' ny razamben'izy ireo avy , 2 . 630 isa .
NUM 4:41     Alignment score: 0.517
Moses and Aaron counted the clans of the descendants of Gershon who would serve in the tent of meeting . In doing this , they obeyed what Yahweh had commanded them to do through Moses .
Mosesy sy Arona dia nanisa ireo fokon
' ny taranak'i Gersona izay hanompo ao amin ' ny trano - layfihaonana . Tamin ' ny fanaovana izany , dia nankatoa izay nodidian'i Yaveh ho ataon'izy ireo amin ' ny talalan'i Mosesy izy ireo .
NUM 4:42     Alignment score: 0.344 → 0.346
The descendants of Merari were counted in their clans by their ancestor
's families ,
Ireo taranak'i Merary dia nisaina tao amin ' ny fokon'izy ireo araka ny ankohonan ' ny razamben'izy ireo ,
NUM 4:43     Alignment score: 0.429
from thirty to fifty years old , everyone who would join the company to serve in the tent of meeting .
manomboka amin ' ny telopolo ka hatramin ' ny dimampolo taona , izay rehetra hiditra ao amin ' ny antoko mba hanompo ao amin ' ny trano - lay fihaonana .
NUM 4:44     Alignment score: 0.148 → 0.149
All the men , counted by their clans and their ancestor
's families , numbered 3,200 .
Ny olona rehetra , dia nisaina araka ny fokon'izy ireo sy ny ankohonan ' ny razamben'izy ireo avy , 3 . 200 isa .
NUM 4:45     Alignment score: 0.451
This was the list of the clans of the descendants of Merari , whom Moses and Aaron counted according to Yahweh 's command that came
by the hand of Moses .
Nanisa ireo olona rehetra ireo i Arona sy Mosesy , dia ireo taranak'i Merary . Tamin ' ny fanaovana izany , dia nankatoa izay nodidian'i Yaveh ho ataon'izy ireo tamin ' ny alalan'i Mosesy izy ireo .
NUM 4:46     Alignment score: 0.256 → 0.282
So Moses , Aaron , and the chiefs of Israel counted all the Levites by their clans in their ancestral families
Koa nanisa ireo Levita rehetra araka ny fokon'izy ireo tao amin ' ny fianakavian ' ny razambeny

NUM 4:47     Alignment score: 0.345
from thirty to fifty years old . They counted everyone who would do work in the tabernacle , and who would carry and care for the items in the tent of meeting .
nanomboka tamin ' ny telopolo ka hatramin ' ny dimampolo taona i Mosesy , Arona , ary ireo mpitarik'Israely . Nisain'izy ireo izay rehetra hiasa ao amin ' ny tabernakely , sy izay hitondra ary hikarakara ireo fanaka ao amin ' ny trano - lay fihaonana .
NUM 4:48     Alignment score: 0.204 → 0.215
They counted 8,580 men .
Olona
8 . 580 no voaisan'izy ireo .
NUM 4:49     Alignment score: 0.355 → 0.378
At Yahweh 's command , Moses counted each man , keeping count of each by the type of work he was assigned to do . He counted each man by the kind of responsibility he would bear . In doing this , they obeyed what Yahweh had commanded them to do through Moses .
Araka ny didin'i Yaveh , dia nanisa ny olona tsirairay i Mosesy , araka ny karazan'asa izay nanendrena azy avy . Nanisa ny olona tsirairay araka ny karazan'andraikitra nosahaniny avy izy . Tamin ' ny fanaovana izany , dia nankatoa izay nodidian'i Yaveh ho ataon'izy ireo tamin ' ny alalan'i
Mosesy izy ireo .
NUM 4     Average alignment score: 0.392 for 48 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36