Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36 


NUM 23:1     Alignment score: 0.615
Balaam said to Balak , " Build seven altars here for me and prepare seven bulls and seven rams . "
Hoy Balama tamin'i Balaka : " Manorena
alitara fito eto ho ahy ary manomàna ombilahy fito sy ondry fito . "


NUM 23:2     Alignment score: 0.344 → 0.422
So Balak did as Balaam requested . Then Balak and Balaam offered a bull and a ram on every altar .
Koa dia nanao araka izay nangatahin'i Balama i Balaka . Dia nanolotra omby iray sy ondry iray teo amin'ireo alitara rehetra i Balaka sy Balama .
NUM 23:3     Alignment score: 0.407 → 0.409
Then Balaam said to Balak , " Stand at your burnt offering and I will go . Perhaps Yahweh will come
to meet me . Whatever he shows me I will tell you . " So he went away to a hilltop with no trees .
Dia hoy Balama tamin'i Balaka hoe : " Mijoroa eo akaikin ' ny fanatitra doranao dia handeha aho . Mety ho avy hihaona amiko angamba Yaveh . Na inona na inona asehony ahy dia ho lazaiko aminao . " Koa dia lasa nankany amin ' ny tampon - kavoana tsy nisy hazo izy .
NUM 23:4     Alignment score: 0.392 → 0.398
Then God met Balaam , and Balaam said to him , " I have built seven altars , and I have offered up a bull and a ram on each one . "
Rehefa teo amin ' ny tampon - kavoana izy , dia nihaona taminy Andriamanitra , ary hoy Balama taminy : " Efa nanorina alitara fito aho , ary efa nanolotra ombilahy iray sy ondry iray avy teo amin ' ny tsirairay . "
NUM 23:5     Alignment score: 0.547
Yahweh put a message in Balaam 's mouth and said , " Return to Balak and speak to him . "
Nametraka hafatra teo am - bavan'i
Balama i Yaveh ka niteny hoe : " Miverena any amin'i Balaka ka miresaha aminy . "
NUM 23:6     Alignment score: 0.545 → 0.545
So Balaam returned to Balak , who was standing by his burnt offering , and all the leaders of Moab were with him .
Koa dia niverina tany amin'i Balaka i Balama , izay nitsangana teo akaikin ' ny fanatitra dorany
, ary ny mpitarika an'i Moaba rehetra dia niaraka taminy .
NUM 23:7     Alignment score: 0.493 → 0.501
Then Balaam began to speak his proverb and said , " Balak has brought me from Aram , the king of Moab from the eastern mountains
. ' Come , curse Jacob for me , ' he said . ' Come , denounce Israel . '
Dia nanomboka nilaza ny faminaniany i Balama ka niteny hoe : " Efa nitondra ahy avy any amin'i Arama , mpanjakan'i Moaba avy any amin ' ny tendrombohitra atsinanana i Balaka . ' Avia , ozony ho ahy Jakoba , ' hoy izy . ' Avia , mihantsia an'Israely . '
NUM 23:8     Alignment score: 0.248 → 0.269
How can I curse those
whom God has not cursed ? How can I denounce those whom Yahweh does not denounce ?
Amin ' ny fomba ahoana no hanozonako ireo izay tsy mbola nozonin'Andriamanitra ? Amin ' ny fomba ahoana no hanoherako ireo izay tsy notoherin'i Yaveh ?
NUM 23:9     Alignment score: 0.343 → 0.342
For from the top of the rocks I see him ; from the hills I look at him . See , there is a people who live alone and do not consider themselves as just an ordinary nation .
Avy eo an - tampon ' ny vatolampy no ahitako Azy ; avy eny amin ' ny havoana no hijereko Azy . Indro , misy vahoaka izay mitoetra irery ary tsy mihevitra ny tenany ho firenena tsotra .
NUM 23:10     Alignment score: 0.346 → 0.364
Who can count the dust of Jacob or number even only one - fourth of Israel ? Let me die the death of a righteous person , and let my life 's end be like his ! "
Iza no afaka manisa ny vovok'i
Jakoba na manisa na dia ny ampahefatr'Israely aza ? Aoka ho faty amin ' ny fahafatesan ' ny olo - marina aho , ary aoka ny fahataperan ' ny aiko ho tahaka ny azy ! "
NUM 23:11     Alignment score: 0.469
Balak said to Balaam , " What have you done to me ? I brought you to curse my enemies , but look , you have blessed them . "
Hoy Balaka tamin'i Balama : " Inona ity nataonao
tamiko ? Nentiko hanozona ny fahavaloko ianao , nefa indro , notahianao izy ireo . "
NUM 23:12     Alignment score: 0.448 → 0.477
Balaam answered and said , " Should I not be careful to say only what Yahweh puts in my mouth ? "
Namaly i Balama ka niteny hoe : " Tsy tokony hitandrina ny hilaza izay apetrak'i Yaveh eo am - bavako
ihany ve aho ? "
NUM 23:13     Alignment score: 0.3 → 0.3
So Balak said to him , " Please come
with me to another place where you can see them . You will only see the nearest of them , not all of them . There you will curse them for me . "
Koa hoy Balaka taminy : " Mba miaraha amiko ho any an - toeran - kafa izay hahafahanao mahita azy ireo . Ho hitanao ny akaiky indrindra amin'ireo , fa tsy izy rehetra . Any no hanozonanao azy ireo ho ahy . "
NUM 23:14     Alignment score: 0.484 → 0.484
So he took Balaam into the field of Zophim , to the top of Mount Pisgah , and built seven more altars . He offered up a bull and a ram on each altar .
Koa dia nentiny
tao amin ' ny sahan'i Zofima i Balama , teo an - tampon ' ny Tendrombohitr'i Pisga , ary nanorina alitara fito hafa izy . Nanolotra ombilahy iray sy ondry iray teo amin ' ny alitara tsirairay izy .
NUM 23:15     Alignment score: 0.468
Then Balaam said to Balak , " Stand here by your burnt offering , while I meet with Yahweh over there . "
Avy eo dia hoy Balama tamin'i Balaka : " Mijoroa
eto akaikin ' ny fanatitra doranao eto , raha mbola mihaona amin'i Yaveh eny ambony eny aho . "
NUM 23:16     Alignment score: 0.491
So Yahweh met Balaam and put a message in his mouth . He said , " Return to Balak and give
him my message . "
Koa dia nihaona tamin'i Balama i Yaveh ary nametraka hafatra teo am - bavany . Hoy Izy hoe : " Miverena any amin'i Balaka ary halefao aminy ny hafatro . "
NUM 23:17     Alignment score: 0.522
Balaam returned to him , and look , he was standing by his burnt offering , and the leaders of Moab were with him . Then Balak said to him , " What has Yahweh said ? "
Niverina tany aminy i Balama , ary indro , nitsangana teo akaikin ' ny fanatitra dorany
izy , ary niaraka taminy ireo mpitarik'i Moaba . Dia hoy Balaka taminy : " Inona no nolazain'i Yaveh ? "
NUM 23:18     Alignment score: 0.465
Balaam began his prophecy . He said , " Rise
up , Balak , and hear . Listen to me , you son of Zippor .
Natombok'i Balama ny faminaniany . Hoy izy hoe : " Mitsangàna , ry Balaka , ary mandrenesa . Mihainoa ahy , ianao ry zanak'i Zipora .
NUM 23:19     Alignment score: 0.198 → 0.222
God is not a man , that he should lie , or a human being , that he should change his mind . Has he promised anything without doing it ? Has he said he would do something without carrying it out ?
Tsy olona Andriamanitra , ka hoe handainga , na olombeloana , ka hoe hiova hevitra . Efa nampanantena zavatra ka tsy nanao izany ve Izy ? Efa niteny ve Izy fa hanao zavatra ka tsy notanterahiny izany ?
NUM 23:20     Alignment score: 0.381
Look , I have been commanded to bless . God has given a blessing , and I can not reverse it .
Indro , efa nodidiana aho mba hitahy . Efa nanome fitahiana Andriamanitra , ary tsy afaka hamadika izany aho .
NUM 23:21     Alignment score: 0.288 → 0.313
He has not looked upon disaster in Jacob , and he has not seen trouble in Israel . Yahweh their God is with them , and the shout of the king is among them .
Tsy nahita ady sarotra tao amin'i Jakoba na fahoriana tao amin'Israely Izy . Momba azy ireo Yaveh Andriamanitr'izy ireo , ary eo amin'izy ireo ny hiakiaka ho an ' ny mpanjakany
.
NUM 23:22     Alignment score: 0.445
God brought them out of Egypt with strength like that of a wild ox .
Andriamanitra no nitondra azy ireo avy tany
Egypta tamin ' ny hery tahaka ny an ' ny ombidia .
NUM 23:23     Alignment score: 0.246 → 0.252
There is no sorcery that works against Jacob , and no divination harms Israel . Now it must be said about Jacob and Israel , ' Look what God has done ! '
Tsy misy mosavy izay mihatra amin'i Jakoba , ary tsy misy zara
- vintana hanisy ratsy an'Israely . Fa kosa , aoka ho lazaina ny amin'i Jakoba sy Israely hoe : " Jereo izay nataon'Andriamanitra ! "
NUM 23:24     Alignment score: 0.288 → 0.307
Look , the people rise like a lioness
, as a lion emerges and attacks . He does not lie down until he eats his victim and drinks the blood of what he has killed . "
Indro , mitsangana tahaka ny liom - bavy ny olona , tahaka ny fivoahan ' ny liona ka mamely . Tsy mandrimandry izy raha tsy efa mihinana ny hazany ary misotro ny ràn'izay novonoiny . "
NUM 23:25     Alignment score: 0.49
Then Balak said to Balaam , " Do not curse them or bless
them at all . "
Dia hoy Balaka tamin'i Balama : " Aza manozona azy ireo na mitahy azy ireo akory . "
NUM 23:26     Alignment score: 0.472 → 0.472
But Balaam answered and said to Balak , " Did I not tell you that I must say all that Yahweh tells me to say ? "
Fa namaly Balama ka niteny tamin'i Balaka hoe : " Tsy efa nilaza taminao ve aho fa tsy maintsy milaza izay rehetra asain'i Yaveh lazaiko ? "
NUM 23:27     Alignment score: 0.402
So Balak replied to Balaam , " Come now , I will take you to another place . Perhaps it will please God for you to curse them there for me . "
Koa dia namaly an'i Balama i Balaka hoe : " Avia ary , hoentiko any amin ' ny toeran
- kafa ianao . Angamba mety hahafaly an'Andriamanitra ny hanozonanao azy ireo ho ahy any . "
NUM 23:28     Alignment score: 0.353 → 0.353
So Balak took Balaam to the top of Mount Peor , which looks down on the wilderness .
Koa nentin'i
Balaka teny amin ' ny tampon ' ny Tendrombohitra Peora , izay mahatazana ny tany efitra i Balama .
NUM 23:29     Alignment score: 0.617 → 0.618
Balaam said to Balak , " Build me seven altars here and prepare seven bulls and seven rams . "
Hoy Balama tamin'i Balaka : " Manorena
alitara fito eto ary manomàna ombilahy fito sy ondry fito . "
NUM 23:30     Alignment score: 0.47
So Balak did as Balaam had said ; he offered up a bull and a ram on each altar .
Koa dia nanao araka izay nolazain'i
Balama i Balaka ; nanolotra ombilahy iray sy ondry iray teo amin ' ny alitara tsirairay izy .
NUM 23     Average alignment score: 0.421 for 30 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36