Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36 


NUM 12:1     Alignment score: 0.532
Then Miriam and Aaron spoke against Moses because of the Cushite woman whom he had married .
Avy eo Myriama
sy Arona niresaka nanohitra an'i Mosesy noho ilay vehivavy Kosita izay nampakariny .


NUM 12:2     Alignment score: 0.446
They said , " Has Yahweh spoken only with Moses ? Has he not spoken also with us ? " Now Yahweh heard what they said .
Hoy izy ireo hoe : " Mosesy ihany ve no niresahan'i Yaveh ? Moa tsy niresaka tamintsika koa ve Izy ? " Ary ren'i Yaveh izay nolazain'izy ireo .
NUM 12:3     Alignment score: 0.221 → 0.228
Now the man Moses was very humble , humbler than anyone else on earth .
Ary tena manetri
- tena ilay lehilahy Mosesy , be fanetre - tena noho ny olona rehetra eto an - tany .
NUM 12:4     Alignment score: 0.575 → 0.592
Right away Yahweh spoke to Moses , Aaron , and Miriam : " Come
out , you three , to the tent of meeting . " So the three of them went out .
Teo no ho eo Yaveh dia niresaka tamin'i Mosesy , Arona , ary Miriama hoe : " Mivoaha , ianareo telo , ho any amin ' ny trano - lay fihaonana . " Noho izany dia nivoaka izy telo .
NUM 12:5     Alignment score: 0.503 → 0.506
Then Yahweh came down in a pillar of cloud . He stood at the entrance to the tent and called Aaron and Miriam . They both came
forward .
Avy eo Yaveh nidina teny amin ' ny andrin - drahona . Nitsangana teo amin ' ny fidirana ao amin ' ny lay Izy ary niantso an'i Arona sy Miriama . Samy nandroso izy roa .
NUM 12:6     Alignment score: 0.411 → 0.445
Yahweh said , " Now listen to my words . When a prophet of mine is with you , I will reveal myself to him in visions and speak to him in dreams .
Hoy Yaveh hoe : " Ankehitriny henoy ny teniko . Rehefa miaraka aminareo ny mpaminaniko , dia hanambara ny tenako aminy amin ' ny fahitana Aho ary hiresaka aminy anaty nofy .
NUM 12:7     Alignment score: 0.511
My servant Moses is not like that . He is faithful in all my house .
Tsy toy izany Mosesy mpanompoko . Mahatoky izy ao amin ' ny tranoko rehetra .
NUM 12:8     Alignment score: 0.38 → 0.435
I speak to Moses directly , not with visions or riddles . He sees my form . So why are you unafraid to speak against my servant , against Moses ? "
Miresaka mivantana amin'i Mosesy Aho , fa tsy amin ' ny fahitana na ankamantatra . Hitany
ny endriko . Koa nahoana ianareo no tsy matahotra ny hiresaka hanohitra ny mpanompoko , manohitra an'i Mosesy ? "
NUM 12:9     Alignment score: 0.432
Yahweh 's anger burned against them , and then he left them .
Nirehitra tamin'izy ireo ny hatezeran'i Yaveh , ary avy eo Izy nandao azy ireo .
NUM 12:10     Alignment score: 0.564
The cloud rose
from over the tent , and Miriam was suddenly leprous she was as white as snow . When Aaron turned toward Miriam , he saw that she had leprosy .
Niala teo amin ' ny lay ilay rahona , ary Miriama lasa boka tampoka fotsy toy ny oram - panala izy . Rehefa nitodika tany amin'i Miriama i Arona , dia hitany fa nisy habokana izy .
NUM 12:11     Alignment score: 0.431
Aaron said to Moses , " Oh , my master , please do not hold this sin against us . We have spoken foolishly , and we have sinned .
Hoy Arona tamin'i Mosesy hoe : " Ry tompoko , aza hazonina aminay ity fahotana ity . Niresaka adaladala izahay , ary nanota .
NUM 12:12     Alignment score: 0.308 → 0.308
Please do not let her be like a dead newborn whose flesh is half consumed when it emerges from its mother 's womb . "
Aza avela ho toy ny zaza vao teraka maty izy izay lany ny antsasaky ny nofony
raha vao teraka avy ao an - kibon - dreniny . "
NUM 12:13     Alignment score: 0.533
So Moses called out to Yahweh . He said , " Please heal her , God , please . "
Noho izany dia niantso an'i Yaveh i Mosesy . Hoy izy hoe : " Miangavy re mba sitrano izy , ry Andriamanitra , miangavy . "
NUM 12:14     Alignment score: 0.507
Yahweh said to Moses , " If her father had spit in her face , she would be disgraced for seven days . Shut her outside the camp for seven days . After that bring her in again . "
Hoy Yaveh tamin'i Mosesy hoe : " Raha nandrora tamin ' ny tavany ny rainy , dia ho afa - baraka mandritra
ny fito andro izy . Hidio any ivelan ' ny toby mandritra ny fito andro izy . Aorian'izany dia ento miverina aty indray izy . "
NUM 12:15     Alignment score: 0.373 → 0.397
So Miriam was shut outside the camp for seven days . The people did not journey until she had returned to the camp .
Koa dia nohidina tany
ivelan ' ny toby nandritra ny fito andro izy . Tsy nandeha ny vahoaka nandra - piveriny tao an - toby .
NUM 12:16     Alignment score: 0.593
After that , the people journeyed from Hazeroth and camped in the wilderness of Paran .
Taorian'izany , dia niala avy tao Hazerota ny vahoaka ary nitoby tany an'efitr'i
Parana .
NUM 12     Average alignment score: 0.467 for 16 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36