Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36 


NUM 28:1     Alignment score: 0.383
Yahweh spoke to Moses and said ,
Niresaka tamin'i Mosesy i Yaveh ary nanao hoe :


NUM 28:2     Alignment score: 0.393
" Command the people of Israel and say to them , ' You must offer sacrifices
to me at the appointed times , the food of my offerings made by fire to produce a sweet aroma for me . '
" Baikoy ny vahoakan'Israely ary lazao izy ireo hoe : ' Tsy maintsy manolotra sorona ho Ahy ianao amin ' ny fotoana voatondro , dia ny sakafo fanatitro natao tamin ' ny afo mba hamokarana hanitra ankasitrahana ho Ahy . '
NUM 28:3     Alignment score: 0.545
You must also say to them , ' This is the offering made by fire that you must offer to Yahweh male lambs a year old without blemish , two each day , as a regular burnt offering .
Tsy maintsy lazainao ihany koa izy ireo hoe : " Izao no fanatitra natao tamin ' ny afo izay tsy maintsy atolotrao
ho an'i Yaveh zanak'ondrilahy herintaona tsy misy kilema , roa isan'andro , ho fanatitra dorana mahazatra .
NUM 28:4     Alignment score: 0.463
One lamb you must offer in the morning , and the other lamb you must offer in the evening .
Zanak'ondry iray no tsy maintsy atolotrao
amin ' ny maraina , ary ny zanak'ondry iray hafa dia tsy maintsy atolotra amin ' ny hariva .
NUM 28:5     Alignment score: 0.388 → 0.48
You must offer a tenth of an ephah of fine flour as a grain offering , mixed with one - fourth of a hin of beaten oil .
Tsy maintsy manolotra koba tsara toto ampahafolon ' ny efaha , mifangaro diloilo voakapoka iray ampahefatry ny hina ho fanatitra hohanina ianao .
NUM 28:6     Alignment score: 0.608
This is the regular burnt offering that was commanded at Mount Sinai to produce a sweet aroma , an offering made by fire to Yahweh .
Izany no fanatitra dorana mahazatra izay nodidiana tao an - Tendrombohitra Sinay mba hamokatra hanitra mamerovero , fanatitra iray natao tamin ' ny afo ho an'i Yaveh .
NUM 28:7     Alignment score: 0.528 → 0.515
The drink offering with it must be one - fourth of a hin for one of the lambs . You must pour out in the holy place a drink offering of strong drink to Yahweh .
Ny fanatitra sotroina miaraka amin'izany dia tsy maintsy iray ampahefatry ny hina ny an ' ny zanak'ondry iray . Tsy maintsy ararakao eo amin ' ny toerana masina ny fanatitra sotroin
' ny zava - pisotro mahery ho an'i Yaveh .
NUM 28:8     Alignment score: 0.464 → 0.464
The other lamb you must offer in the evening along with another grain offering like the one offered in the morning . You must also offer another drink offering with it , an offering made by fire , to produce a sweet aroma for Yahweh .
Ilay zanak'ondry hafa dia tsy maintsy hatolotrao miaraka amin ' ny fanatitra hohanina hafa amin ' ny hariva tahaka ilay natolotra tamin ' ny maraina . Tsy maintsy manolotra fanatitra sotroina miaraka amin'izany ihany koa ianao , fanatitra natao tamin ' ny afo , mba hamokatra hanitra ankasitrahana ho an'i Yaveh .
NUM 28:9     Alignment score: 0.531
On the Sabbath day you must offer two male lambs , each a year old without blemish , and two - tenths of an ephah of fine flour as a grain offering , mixed with oil , and the drink offering with it .
Amin ' ny andro Sabata dia tsy maintsy manolotra zanak'ondrilahy roa ianao , samy herintaona tsy misy kilema , sy koba tsara toto roa ampahafolon ' ny efaha ho fanatitra hohanina , mifangaro diloilo , sy fanatitra sotroina miaraka amin'izany .
NUM 28:10     Alignment score: 0.547
This is to be the burnt offering for every Sabbath , in addition to the regular burnt offering and the drink
offering with it .
Izany dia ho an ' ny fanatitra dorana isaky ny Sabata , ho fanampin ' ny fanatitra dorana mahazatra sy ny fanatitra dorana miaraka amin'izany .
NUM 28:12     Alignment score: 0.251 → 0.281
You must also offer three - tenths of an ephah of fine flour as a grain offering
mixed with oil for each bull , and two - tenths of fine flour as a grain offering mixed with oil for the one ram .
Tsy maintsy manolotra vantotr'ombilahy roa , ondrilahy iray , ary zanak'ondrilahy herintaona tsy misy kilema . Tsy maintsy manolotra koba tsara toto telo ampahafolon ' ny efaha ho fanatitra hohanina mifangaro diloilo ho an ' ny ondrilahy iray ihany koa ianao .
NUM 28:13     Alignment score: 0.519 → 0.521
You must also offer a tenth of an ephah of fine flour mixed with oil as a grain offering for each lamb . This is to be the burnt offering , to produce a sweet aroma , an offering made by fire to Yahweh .
Tsy maintsy manolotra koba tsara toto mifangaro diloilo ampahafolon ' ny efaha ho fanatitra hohanina isaky ny zanak'ondry ihany koa ianao . Izany no ho fanatitra dorana , mba hamoaka hanitra mamerovero , fanatitra natao tamin ' ny afo ho an'i Yaveh .
NUM 28:14     Alignment score: 0.436 → 0.452
The people 's drink offerings
must be half a hin of wine for a bull , a third of a hin for a ram , and one - fourth of a hin for a lamb . This is to be the burnt offering for every month throughout the months of the year .
Tsy maintsy antsasaky ny hinan - divay ho an ' ny omby iray ny fanatitra sotroin ' ny vahoaka , ampahatelon ' ny hina ny an ' ny ondrilahy iray , ary iray ampahefatry ny hina ny an ' ny zanak'ondry iray . Dia izany no fanatitra dorana isam - bolana mandritra ireo volan ' ny taona .
NUM 28:15     Alignment score: 0.493 → 0.495
One male goat as a sin offering to Yahweh must be offered . This will be in addition to the regular burnt offering and the drink offering with it .
Ondrilahy iray ho fanatitra nohon ' ny fahotana ho an'i Yaveh no tsy maintsy atolotra . Izany dia ho fanampin ' ny fanatitra dorana mahazatra sy ny fanatitra sotroina miaraka amin'izany .
NUM 28:16     Alignment score: 0.487
During the first month , on the fourteenth day of the month , comes Yahweh 's Passover .
Mandritra ny volana voalohany , amin ' ny fahefatra ambin ' ny folon ' ny volana , no tonga ny Pask'i
Yaveh .
NUM 28:17     Alignment score: 0.413
On the fifteenth day of this month a feast is to be held
. For seven days , bread without yeast must be eaten .
Amin ' ny andro fahadimy ambin ' ny folon'izany volana izany no hanaovana ny fety . Mandritra ny fito andro , tsy maintsy mofo tsy misy masirasira no hohanina .
NUM 28:18     Alignment score: 0.479 → 0.48
On the first day , there must be a holy assembly to honor Yahweh . You must not do regular work on that day .
Amin ' ny andro voalohany , dia tsy maintsy hisy fiangonana masina hanomezana voninahitra an'i Yaveh . Aoka tsy hanao ny asa mahazatra ianao amin'izany andro izany .
NUM 28:19     Alignment score: 0.489 → 0.502
However , you must offer a sacrifice made by fire , a burnt offering to Yahweh . You must offer two young bulls , one ram , and seven male lambs a year old , without blemish .
Fa kosa , tsy maintsy manolotra fanatitra atao amin ' ny afo ianao , dia fanatitra dorana ho an'i Yaveh . Tsy maintsy manolotra vantotr'ombilahy roa , ondrilahy iray , ary zanak'ondry herintaona fito , tsy misy kilema ianao .
NUM 28:20     Alignment score: 0.436 → 0.431
Along with the bull , you must offer a grain offering of three - tenths of an ephah of fine flour mixed with oil , and along with the ram , two - tenths .
Miaraka amin ' ny ondry , dia tsy maintsy manolotra fanatitra hohanina koba tsara toto mifangaro diloilo telo ampahafolon ' ny efaha ianao , ary miaraka amin ' ny ondrilahy , roa ampahafolony
.
NUM 28:21     Alignment score: 0.294 → 0.349
With each of the seven lambs , you must offer a tenth of an ephah of fine flour mixed with oil ,
Isaky ny iray amin'reo zanak'ondry fito , dia tsy maintsy manolotra koba tsara toto ampahafolon ' ny efaha ianao ,
NUM 28:22     Alignment score: 0.352 → 0.447
and one male goat as a sin offering to make atonement for yourselves .
sy osilahy iray ho fanatitra nohon ' ny fahotana mba hanaovana fanavotana ho an ' ny tenanareo .
NUM 28:23     Alignment score: 0.479 → 0.479
You must offer these
in addition to the regular burnt offering required each morning .
Tsy maintsy hatolotrao ho fanampin ' ny fanatitra dorana mahazatra takiana isa - maraina ireo .
NUM 28:24     Alignment score: 0.478 → 0.484
As described here , you must offer these
sacrifices daily , for the seven days of the Passover , the food of the offering made by fire , a sweet aroma for Yahweh . It must be offered in addition to the regular burnt offering and the drink offering with it .
Araka ny voafaritra eto , tsy maintsy atolotrao isan'andro ireo sorona ireo , mandritra ny fito andron ' ny Paska , dia ny fanatitra hohanina natao tamin ' ny afo , hanitra ankasitrahana ho an'i Yaveh . Tsy maintsy atolotra izany ho fanampin ' ny fanatitra dorana mahazatra sy ny fanatitra sotroina miaraka amin'izany .
NUM 28:25     Alignment score: 0.426
On the seventh day you must have a holy assembly to honor Yahweh , and you must not do regular work on that day .
Amin ' ny andro fahafito dia tsy maintsy miaraka amin ' ny fiangonana masina mba hanome voninahitra an'i Yaveh ianao , ary aoka tsy hanao ny raharaha mahazatra ianao amin'izany andro izany .
NUM 28:26     Alignment score: 0.453 → 0.446
Also on the day of the firstfruits , when you offer a new grain offering to Yahweh in your Festival of Weeks , you must have a holy assembly to honor Yahweh , and you must not do regular work on that day .
Amin ' ny andron ' ny voaloham - bokatra ihany koa , rehefa manatitra fanatitra hohanina vaovao ho an'i Yaveh amin ' ny Herinandron ' ny Firavoravoana ianao , dia tsy maintsy miaraka amin ' ny fiangonana masina mba hanome voninahitra an'i Yaveh ianao , ary tsy mahazo manao ny asa mahazatra ianao amin'izany andro izany .
NUM 28:27     Alignment score: 0.514 → 0.535
You must offer a burnt offering to produce a sweet aroma for Yahweh . You must offer two young bulls , one ram , and seven male lambs a year old .
Tsy maintsy manolotra fanatitra dorana mba hahazoana hanitra mamerovero ho an'i Yaveh ianao . Tsy maintsy manolotra vantotr'ombilahy roa , ondrilahy iray , ary zanak'ondrilahy herintaona fito ianao .
NUM 28:28     Alignment score: 0.419 → 0.456
Offer also grain offering to go with them : Fine flour mixed with oil , three - tenths of an ephah of fine flour mixed with oil for each bull and two - tenths for the one ram .
Manolora ihany koa fanatitra hohanina miaraka amin'ireo : dia koba tsara toto mifangaro diloilo , koba tsara toto mifangaro diloilo telo ampahafolon ' ny efaha ho an ' ny ombilahy tsirairay ary roa ampahafolony
ho an ' ny ondrilahy iray .
NUM 28:29     Alignment score: 0.435
Offer a tenth of an ephah of fine flour mixed with oil for each of the seven lambs ,
Manolora koba tsara toto mifangaro diloilo ho an ' ny zanak'ondry fito tsirairay avy ,
NUM 28:30     Alignment score: 0.512
and one male goat to make atonement for yourselves .
sy osilahy iray mba hanaovana fanavotana ho an ' ny tenanareo .
NUM 28:31     Alignment score: 0.487 → 0.495
When you offer those
animals without blemish , along with their drink offerings , this must be in addition to the regular burnt offering and the grain offering with it .
Rehefa manolotra ireo biby tsy misy kilema ireo ianao , miaraka amin'ireo fanatitra sotroiny , izany dia fanampin ' ny fanatitra mahazatra sy ny fanatitra dorana miaraka amin'izany . "
NUM 28     Average alignment score: 0.469 for 30 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36