Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36 


NUM 18:1     Alignment score: 0.364
Yahweh said to Aaron , " You , your sons , and your ancestor
's clan will be responsible for all sins committed against the sanctuary . But only you and your sons with you will be responsible for all sins committed by anyone in the priesthood .
Hoy Yaveh tamin'i Arona : " Ianao , ireo zanakao , ary ireo fokon - drazanao dia ho tompon'andraikitra amin'ireo fahotana rehetra vita tamin ' ny fitoerana masina . Fa ianao sy ireo zanakao irery ihany no ho tompon'andraikitra amin'ireo fahotana rehetra nataon ' ny olona tao amin ' ny fisoronana .


NUM 18:2     Alignment score: 0.294 → 0.292
As for your fellow members of the tribe of Levi , your ancestors ' tribe , you must bring them with you so they may join you and help you when you and your sons serve in front of the tent of the covenant decrees .
Tahaka ny amin'ireo mpiara - mikambana aminao amin ' ny fokon
' ny Levy , ireo fokon - drazanao , dia aoka ho entinao miaraka aminao izy ireo mba hahazoan'izy ireo manantona anao sy manampy anao rehefa manompo eo anoloan ' ny lain ' ny lalàn ' ny fanekena ianao sy ireo zanakao .
NUM 18:3     Alignment score: 0.358 → 0.367
They must perform your duties and the duties of the whole tent . However , they must not come
near to anything in the holy place or connected with the altar , or they and also you will die .
Aoka hanompo anao sy ny lay manontolo izy ireo . Kanefa , aoka izy ireo tsy hanakaiky ireo zavatra ao amin ' ny fitoerana masina na mifandray amin ' ny alitara , fa ho faty izy ireo sy ianao koa .
NUM 18:4     Alignment score: 0.372
They must join you and perform the duties connected with the tent of meeting , for all the work connected with the tent . A foreigner must not come near you .
Aoka hamonjy anao izy ireo ary hikarakara ny trano - lay fihaonana , ho an ' ny asa rehetra mifandray amin ' ny lay . Aoka tsy hanatona eo akaikinao
ireo vahiny .
NUM 18:5     Alignment score: 0.316
You must perform the duties for the holy place and for the altar so that my anger does not come
on the people of Israel again .
Aoka ianao handray andraikitra ho an ' ny fitoerana masina ary ho an ' ny alitara mba tsy hiavian ' ny fahatezerako eo amin'ireo zanak'Israely indray .
NUM 18:6     Alignment score: 0.347 → 0.358
Look , I myself have chosen your fellow members of the Levites from among the descendants of Israel . They are a gift to you , given to me to do the work connected to the tent of meeting .
Indro , Izaho mihitsy no efa nisafidy ireo Levita mpiara - mikambana aminao avy amin'ireo taranak'Israely . Fanomezana ho anao izy ireo , efa nomena Ahy mba hanao ny asa mifandraika amin ' ny trano - lay fihaonana .
NUM 18:7     Alignment score: 0.288
But only you and your sons may exercise the priesthood regarding everything connected with the altar and everything inside the curtain . You yourselves must fulfill those
responsibilities . I am giving you the priesthood as a gift . Any foreigner who approaches must be put to death . "
Saingy ianao sy ireo zanakao no mety hanao ny fisoronana momba ny zavatra rehetra mifandray amin ' ny alitara sy ny zavatra rehetra anatin ' ny lamba . Ianareo ihany no aoka hameno ireo andraikitra ireo . Homeko anao ho fanomezana ny fisoronana . Izay vahiny manatokatona dia aoka ho vonoina . "
NUM 18:8     Alignment score: 0.307 → 0.321
Then Yahweh said to Aaron , " Look , I have given you the duty of handling the contributions lifted up to me , and all the holy offerings
that the people of Israel give to me . I have given these offerings to you as a consecrated portion and to your sons as your assigned portion for all time .
Dia hoy Yaveh tamin ' ny Arona : " Indro , efa nomeko anao ny adidy fikirakirana ireo fanatitra asandratra Amiko , sy ireo fanatitra masina izay omen ' ny zanak'Israely Ahy . Efa nomeko anao sy ireo zanakao ho anjaranao ireo fanatitra ireo .
NUM 18:9     Alignment score: 0.287 → 0.289
This will belong to you from the most holy things that are kept from the fire . From every offering of theirs every grain offering , every sin offering , and every guilt offering
they are set apart to you and to your sons .
Ireto no tena zavatra masina , voaaro amin ' ny afo : avy amin'ireo fanatitr'izy ireo rehetra ny fanatitra hohanina rehetra , ny fanatitra nohon ' ny ota rehetra , ary ny fanatitra nohon ' ny heloka rehetra tena masina ho anao sy ho an'ireo zanakao ireo .
NUM 18:10     Alignment score: 0.402
These
offerings are very holy ; every male must eat it , for they are holy to you .
Tena masina tokoa ireo fanatitra ireo ; aoka hihinana izany ny lehilahy rehetra , fa masina ho anao ireo .
NUM 18:11     Alignment score: 0.236 → 0.248
These are the contributions that will belong to you , set apart out of all their gifts of the wave offerings
of the people of Israel . I have given them to you , your sons , and your daughters , as your portion forever . Everyone who is ceremonially clean in your family may eat any of these offerings .
Ireto avy ny fanatitra izay ho anao : ireo fanomezan'izy ireo , ireo fanatitra ahevahevan ' ny zanak'Israely rehetra . Efa nomeko anao izy ireo , ireo zanakao lahy , sy ireo zanakao vavy , ho anjaranao . Ny rehetra izay madio amin ' ny fombafomba ao amin ' ny ankohonanao dia mahazo mihinana amin'ireo fanatitra ireo .
NUM 18:12     Alignment score: 0.427 → 0.427
All the best of the oil , all the best of the new wine and grain , the firstfruits that the people give
to me all these things I have given to you .
Ny tsara indrindra amin ' ny menaka , ny tsara indrindra amin ' ny divay vaovao sy ny vary , ny voaloam - bokatra izay omen ' ny olona ahy ireo zavatra rehetra dia efa nomeko anao .
NUM 18:13     Alignment score: 0.289 → 0.3
The first ripe produce of all that is in their land , which they bring to me , will be yours . Everyone who is clean in your family may eat these things .
Ireo vokatr'izany rehetra izany matoy voalohany izay eo amin ' ny tanin'izy ireo , dia izay entin'izy ireo aty Amiko , dia ho lasanao . Izay rehetra madio ao amin ' ny ankohonanao
dia mahazo mihinana ireny zavatra ireny .
NUM 18:14     Alignment score: 0.172
Every devoted thing in Israel will be yours .
Ny zavatra rehetra voatokana ao Israely dia ho lasanao avokoa .
NUM 18:15     Alignment score: 0.263 → 0.273
Every first issue of the womb , all the firstborn that the people offer to Yahweh , both of man and animal , will be yours . Nevertheless , the people must certainly redeem every firstborn son , and they must redeem the firstborn male of unclean animals .
Ny zavatra rehetra izay manokatra ny vohoka
, ny voalohan - teraka rehetra izay atolotry ny olona an'i Yaveh , ny olona sy ny biby mitambatra , dia ho lasanao avokoa . Na dia izany aza , aoka ny olona hividy ny zanaka lahy voalohan - teraka rehetra indray , ary aoka izy ireo hividy indray ny lahy voalohan - terak'ireo biby maloto .
NUM 18:16     Alignment score: 0.264 → 0.28
Those
that are to be redeemed by the people must be redeemed after becoming one month old . Then the people may redeem them for the price of five shekels of silver , by the standard weight of the sanctuary shekel , which equals twenty gerahs .
Ireo izay voavidin ' ny olona indray dia aoka hamerina hividy aorian ' ny faha iray volana . Avy eo dia afaka mividy azy ireo indray ny olona , amin ' ny vidiny sekely dimy , araka ny karazan - danjan ' ny sekely fitoerana masina , izay mitovy amin ' ny zeraha roapolo .
NUM 18:17     Alignment score: 0.408 → 0.417
But the firstborn of a cow , or the firstborn of a sheep , or the firstborn of a goat you must not redeem these animals ; they are set apart to me . You must sprinkle their blood on the altar and burn their fat as an offering made by fire , an aroma pleasing to Yahweh .
Fa ny voalohan - teraky ny omby vavy , na ny voalohan - teraky ny ondry , na ny voalohan - teraky ny osy aoka tsy haverinareo ho vidiana ireo biby ireo ; fa voatokana ho Ahy ireny . Aoka hamafy ny ràn'ireny eo amin ' ny alitara ianao ary handoro ny jaboran'izy ireo ho fanatitra natao tamin ' ny afo , hanitra ankasitrahan'i
Yaveh .
NUM 18:18     Alignment score: 0.369
Their meat will be yours . Like the breast and the right thigh that are lifted as an offering
, their meat will be yours .
Ny henan'izy ireo dia ho anao . Tahaka ny tratra sy ny fe ankavanana nasandratra , dia ho anao ny henan'izy ireo .
NUM 18:19     Alignment score: 0.379 → 0.383
All the holy contributions that the people of Israel present to Yahweh , I have given to you , and to your sons and to your daughters
with you , as a continual share . It is an everlasting covenant of salt , a binding covenant forever , before Yahweh for both you and your descendants with you . "
Ny fanatitra masina rehetra izay atolotry ny olona amin'i Yaveh , dia efa nomeko anao , sy ireo zanakao lahy ary ireo zanakao vavy miaraka aminao , ho zara mithohitohy . Fanekena maharitra mandrakizay amin ' ny sira izany , fanekena mamatotra mandrakizay , eo anatrehan'i Yaveh ho anao sy ireo taranakao miaraka aminao . "
NUM 18:20     Alignment score: 0.363
Yahweh said to Aaron , " You will have no inheritance in the people 's land , nor will you have any share of property among the people . I am your share and inheritance among the people of Israel .
Hoy Yaveh tamin'i Arona : " Tsy hanana lova ao amin ' ny tanin ' ny vahoaka ianao , na hanan - jara amin ' ny fananana eo amin ' ny vahoaka . Izaho no anjaranao
sy lovanao eo amin ' ny vahoakan'Israely .
NUM 18:21     Alignment score: 0.395 → 0.395
To the descendants of Levi , look , I have given all the tithes in Israel as their inheritance in return for the service that they provide in working at the tent of meeting .
Ho an ' ny taranak'i Levy , indro , efa nanome ireo ampahafolon - karena rehetra ao Israely ho lovan'izy ireo ho valin
' ny ny asa izay omen'izy ireo amin ' ny fiasana ao amin ' ny trano - lay fihaonana Aho .
NUM 18:22     Alignment score: 0.374
From now on the people of Israel must not come
near the tent of meeting , or they will be responsible for this sin and die .
Manomboka izao dia aoka ny vahoakan'Israely tsy ho avy anakaiky ny trano - lay fihaonana , fa ho tompon'andraikitra amin'izany fahotana izany izy ireo ary ho faty .
NUM 18:23     Alignment score: 0.317 → 0.318
The Levites must do the work connected to the tent of meeting . They will be responsible for any iniquity regarding it . This will be a permanent law throughout your people 's generations . Among the people of Israel they must have no inheritance .
Aoka ireo Levita hanao ny asa mifandraika amin ' ny trano - lay fihaonana . Ho tompon'andraikitra amin ' ny fahotana manodidina izany izy ireo . Ho lalàna maharitra manerana ireo taranaky
ny vahoakanao izany . Aoka tsy hanan - dova eo amin'ireo zanak'Israely izy ireo .
NUM 18:24     Alignment score: 0.288 → 0.299
For the tithes of the people of Israel , which they offer as a contribution to Yahweh it is these
that I have given to the Levites as their inheritance . That is why I said to them , ' They must have no inheritance among the people of Israel . ' "
Satria ny ampahafolon - karen ' ny vahoakan'Israely , izay natolotr'izy ireo ho ny fandraisana anjara aty Amiko ireo no efa nomeko an'ireo Levita ho lovan'izy ireo . Izany no nilazako tamin'izy ireo hoe : ' Aoka tsy hanana lova eo amin'ireo zanak'Israely izy ireo . ' "
NUM 18:25     Alignment score: 0.752
Yahweh spoke to Moses and said ,
Yaveh niresaka tamin'i Mosesy ary nanao hoe :
NUM 18:26     Alignment score: 0.341 → 0.357
" You must speak to the Levites and say to them , ' When you receive from the people of Israel the tenth that I have given to you from them for your inheritance , you will present a contribution from it to Yahweh , a tenth of the tithe .
" Aoka ianao hiresaka amin'ireo Levita ary hilaza amin'izy ireo hoe : ' Rehefa mandray ny ampahafolo izay avy amin ' ny zanak'Israely izay efa nomeko anao avy amin'izy ireo ho lovanao
ianao , dia haneho fandraisana anjara avy amin'izany ho an'i Yaveh , ampahafolony amin ' ny fahafolon - karena .
NUM 18:27     Alignment score: 0.21 → 0.218
Your contribution must be considered by you as if it were a tenth of the grain from the threshing floor or of the production from the winepress .
Ny fandraisanao
anjara dia aoka ho raisinao tahaka ny hoe ampahafolon ' ny voa avy amin ' ny fikororohana na ny famokarana avy amin ' ny famiazam - boaloboka izany .
NUM 18:28     Alignment score: 0.39 → 0.391
So you also must make a contribution to Yahweh from all the tithes that you receive from the people of Israel . From them you must give
his contribution to Aaron the priest .
Koa aoka ihany koa ianao hanao fandraisana anjara amin'i Yaveh avy amin ' ny ampahafolon - karena izay raisinao avy amin ' ny vahoakan'Israely . Fa avy amin'izy ireo no tsy maintsy hanomezanao ny anajarany ho an'i Arona mpisorona .
NUM 18:29     Alignment score: 0.359
Out of all the gifts you receive , you must make every contribution to Yahweh . You must do this from all the best and the holiest things that have been given to you . '
Ankoatra ny fanomezana rehetra raisinao , aoka hanao fandraisana anjara amin'i Yaveh ianao . Aoka hanao izany ianao avy amin ' ny zavatra tsara sy masina indrindra rehetra izay efa nomena anao . '
NUM 18:30     Alignment score: 0.324 → 0.336
Therefore you must say to them , ' When you present the best of it , then it must be credited to the Levites as the product from the threshing floor and the winepress .
Noho izany dia aoka ianao hilaza amin'izy ireo hoe : ' Rehefa manolotra ny tsara indrindra amin'izany ianareo , dia aoka hisaina ho an'ireo Levita ho toy vokatra
avy amin ' ny fikororohana sy ny famiazam - boaloboka izany .
NUM 18:31     Alignment score: 0.313
You may eat the rest of your gifts in any place , you and your families , because it is your pay in return for your work in the tent of meeting .
Dia mahazo mihinana ny ambin
' ny fanomezanareo amin ' ny toerana rehetra ianareo , ianareo sy ny ankohonanareo , satria izany no karamanareo ho tambin ' ny asanareo tao amin ' ny trano - lay fihaonana .
NUM 18:32     Alignment score: 0.268 → 0.27
You will not bear any sin by eating and drinking it , if you have presented to Yahweh the best of what you have received . But you must not profane the holy offerings
of the people of Israel , or you will die . ' "
Tsy ho meloka amin'izay heloka tamin ' ny fihinana sy fisotroana izany ianareo , raha tsy efa nampiseho tamin'i Yaveh ny tsara indrindra avy amin'izay efa noraisinareo . Fa aoka ianareo tsy haniratsira ireo fanatitra masin ' ny vahoakan'Israely , raha tsy izany dia ho faty ianareo . " '
NUM 18     Average alignment score: 0.333 for 32 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36