Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36 


NUM 30:1     Alignment score: 0.486
Moses told the people of Israel everything that Yahweh had commanded him to say .
Nolazain'i Mosesy tamin ' ny vahoakan'Israely ny zavatra rehetra izay nandidian'i Yaveh azy holazaina .


NUM 30:2     Alignment score: 0.494 → 0.495
Moses spoke to the leaders of the tribes of the people of Israel . He said , " This is what Yahweh has commanded .
Niteny tamin'ireo mpitarika ny fokon
' ny vahoakan'Israely i Mosesy . Hoy izy hoe : " Izao no nandidian'i Yaveh .
NUM 30:3     Alignment score: 0.324 → 0.338
When a man makes a vow to Yahweh , or swears an oath to bind himself with a binding promise , he must not break his word . He must keep his promise to do everything that comes out of his mouth .
Rehefa misy mivoady amin'i Yaveh , na manao fianianana hamatotra ny tenany amin ' ny fampanantenana , dia aoka izy tsy hivadika amin ' ny teniny
. Aoka izy hitana ny fampanantenany hanao izay rehetra naloaky ny vavany .
NUM 30:4     Alignment score: 0.296 → 0.298
When a young woman living in her father 's house makes a vow to Yahweh and binds herself with a promise , while within the house of her father ,
Raha misy tovovavy mipetraka ao an - tranon
- drainy ka manao voady amin'i Yaveh ary mamatotra ny tenany amin ' ny fampanantenana ,
NUM 30:5     Alignment score: 0.264 → 0.264
if her father hears the vow and the promise by which she has bound herself , and if he says nothing to reverse her , then all her vows will remain in force , and every pledge by which she has bound herself will stand .
raha mandre ny voady ny rainy ka mianiana amin'izay namatorany ny tenany , ary raha tsy miteny na inona na inona izy mba hampivadika azy , dia hanan - kery ihany ny voadiny . Ny fampanantenana rehetra izay namatorany ny tenany dia hanan - kery hatrany .
NUM 30:6     Alignment score: 0.146
But if her father overrules her when he hears about it , none of her vows or the pledges by which she obligated herself will stand ; Yahweh will forgive her because her father has forbidden her .
Fa raha mandre momba ny voadiny sy ny fampanantenany
ny rainy , ary raha tsy miteny na inona na inona aminy , dia ny voady rehetra izay nataony tamin ' ny tenany dia hanan - kery hatrany .
NUM 30:8     Alignment score: 0.145 → 0.149
and her husband hears about it but says nothing to her , then her vows will stand , and the pledges by which she bound herself will stand .
Raha manambady lehilahy iray izy ka mbola voafatotr'ireo voady , na manao fampanatenana maimaika izay hanereny ny tenany
, dia hanan - kery hatrany ireo fanerena ireo .
NUM 30:9     Alignment score: 0.293 → 0.306
But if her husband stops her on the day that he hears about it , then he cancels the vow that she has made , the rash talk of her lips with which she has bound herself , and Yahweh will forgive her .
Fa raha manakana azy amin ' ny andro andrenesany momba izany ny rainy , dia hanafoana ny voady izay nataony izy , dia ilay teny
maimaika nataon ' ny molony izay namatorany ny tenany . Hanafaka azy Yaveh .
NUM 30:10     Alignment score: 0.244
But any vow of a widow or a divorced woman will stand against her .
Fa ny amin ' ny mpitondratena na vehivavy nisara - bady
, izay rehetra namatorany ny tenany dia hana - kery aminy hatrany .
NUM 30:11     Alignment score: 0.357
If a woman made a vow in her husband 's house or bound
herself by a promise with an oath ,
Raha misy vehivavy nanao voady tao an - tranon ' ny vadiny na nanery ny tenany tamin ' ny fanaovana fianianana ,
NUM 30:12     Alignment score: 0.212 → 0.209
and her husband hears of it but he says nothing to her and he does not oppose her , then all her vows will stand , and every pledge by which she bound herself will stand .
ary ren ' ny vadiny izany , saingy tsy miteny na inona na inona aminy izy ary tsy manohitra azy , dia aoka hitoetra ny voadiny rehetra ary aoka hijanona hanan - kery ny fanerena nataony
.
NUM 30:13     Alignment score: 0.324
But if her husband cancels them on the day that he heard about them , then whatever came
out of her lips about her vows or promises will not stand . Her husband has canceled them , and Yahweh will forgive her .
Fa raha foanan ' ny vadiny ireo amin ' ny andro izay nandrenesany momba izany , izay rehetra naloaky ny molony momba ireo voady na fampanantenana dia tsy hanan - kery . Efa nofoanan ' ny vadiny izany . Hanafaka azy Yaveh .
NUM 30:14     Alignment score: 0.162 → 0.169
Any vow and any binding oath to afflict her , her husband may make it stand or her husband may cancel it .
Ny voady rehetra izay ataon
' ny vehivavy iray ka mamatotra azy handà ny tenany dia mety hamafisina na ho foanan ' ny vadiny .
NUM 30:15     Alignment score: 0.301 → 0.301
But if her husband says nothing to her from day to day , then he confirms all her vows and binding promises that she has made , and they will stand , because he has said nothing to her on the day that he heard of them .
Fa raha tsy miteny na inona na inona aminy isan'andro izy , dia manamafy ny voadiny rehetra izy ary mamatotra ny fampanantenana izay nataony . Nohamafisiny
ireo satria tsy nilaza na inona na inona taminy izy tamin ' ny fotoana nandrenesany momba ireo .
NUM 30:16     Alignment score: 0.28
If her husband cancels his wife 's vow after he has heard about them , then he will be responsible for her guilt
. "
Raha mitady ny hanafoana ny voadin ' ny vadiny fotoana ela taorian ' ny nandrenesany momba izany ny lehilahy , dia izy no ho tompon'antoka amin ' ny fahotany . "
NUM 30:17     Alignment score: 0.316 → 0.323
These
are the statutes that Yahweh commanded Moses to announce statutes for what is between a man and his wife and between a father and his daughter when she is in her youth in her father 's family .
Ireo no lalàna nandidian'i Yaveh mba hambaran'i Mosesy lalàna ho an'izay eo amin ' ny lehilahy sy ny vadiny ary eo amin ' ny ray sy ny zanany vavy rehefa ao anatin ' ny fahatanorany ao an - tranon ' ny fianakavian - drainy izy .
NUM 30     Average alignment score: 0.282 for 16 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36