Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36 


NUM 5:1     Alignment score: 0.739 → 0.74
Yahweh spoke to Moses . He said ,
Yaveh niresaka tamin'i Mosesy . Hoy Izy hoe :


NUM 5:2     Alignment score: 0.207 → 0.206
" Command the people of Israel to send away from the camp every leper , everyone who has an oozing sore , and whoever is unclean through touching a dead body .
" Didio
ny vahoakan'Israely mba handroaka ny rehetra misy aretin - koditra hiala ao amin ' ny toby , ary izay rehetra misy fery mitsika , ary izay rehetra maloto tamin ' ny fikasihana faty .
NUM 5:3     Alignment score: 0.362
Whether male or female , you must send them out of the camp . They must not defile the camp , because I live in it . "
Na lehilahy na vehivavy , dia aoka halefanao hiala ao amin ' ny toby izy ireo . Aoka tsy handoto ny toby izy ireo , satria ao no mitoetra Aho . "
NUM 5:4     Alignment score: 0.534
The people of Israel did so . They sent them out of the camp , as Yahweh commanded Moses . The people of Israel obeyed Yahweh .
Dia nanao izany ny vahoakan'Israely . Dia nalefan'izy ireo hiala tao amin ' ny toby izy ireo , araka ny nandidian'i Yaveh an'i Mosesy . Dia nankatoa an'i Yaveh ny vahoakan
' ny Israely .
NUM 5:5     Alignment score: 0.312
Again Yahweh spoke to Moses . He said ,
Niresaka tamin'i Mosesy indray Yaveh . Hoy Izy :
NUM 5:6     Alignment score: 0.352 → 0.353
" Speak to the people of Israel . When a man or woman commits any sin such as people do to one another , and is unfaithful to me , that person is guilty .
" Miresaha amin ' ny vahoakan'Israely . Rehefa manao fahotana ny lehilahy na ny vehivavy tahaka ny ifanaovan ' ny olona , ary tsy mahatoky amiko , dia meloka izany olona izany .
NUM 5:7     Alignment score: 0.243 → 0.254
Then he must confess the sin that he has done . He must completely pay back the price of his guilt
and add to the price one - fifth more . He must give this to the one he has wronged .
Ary tsy maintsy miaiky ny fahotana izay efa vitany izy . Tsy maintsy honerany tanteraka ny vidin - kelony ary hanampy ny avo dimy heny amin ' ny vidiny . Tsy maintsy hanome izany amin'iray izay nanaovany ny tsy mety izy .
NUM 5:8     Alignment score: 0.285 → 0.285
But if the wronged person has no close relative to receive the payment , he must pay the price for his guilt
to me through a priest , along with a ram to atone for himself .
Fa raha tsy manana havana hakaiky mba handray ny onitra ilay niharan ' ny tsy mety , dia tsy maintsy honerany amiko amin ' ny alalan ' ny mpisorona ny vidin - kelony , miaraka amin ' ny ondry iray ho fanavotana ny tenany .
NUM 5:9     Alignment score: 0.237 → 0.244
Every contribution , everything the people of Israel have set apart , which they have brought to the priest , will belong to him .
Ny fanatitry
ny vahoakan'Israely rehetra , ireo zavatra izay natokana sy nentina tany amin ' ny mpisorona avy amin ' ny vahoakan'Israely , dia ho azy avokoa .
NUM 5:10     Alignment score: 0.353
The offerings
of every person will be for the priest ; if anyone gives anything to the priest , it will belong to him . "
Ireo fanatitry ny olona rehetra dia ho an ' ny mpisorona ; raha misy manome zavatra ho an ' ny mpisorona , dia ho azy izany . "
NUM 5:11     Alignment score: 0.363
Again , Yahweh spoke to Moses . He said ,
Dia niresaka tamin'i Mosesy indray i Yaveh . Hoy Izy :
NUM 5:12     Alignment score: 0.233
" Speak to the people of Israel . Say to them , ' Suppose that a man 's wife turns away and is unfaithful
to her husband .
" Miresaha amin ' ny voahoakan'Israely . Lazao izy ireo hoe : ' Raiso hoe mivadika ny vadin - dralehilahy ary manota amin ' ny vadiny .
NUM 5:13     Alignment score: 0.136 → 0.156
If a man lies with her and it is hidden from the eyes of her husband , and her impurity is undetected even though she defiled herself , and there is no witness against her , since she was not caught in the act ,
Ary raiso hoe misy lehilahy hafa miara - mandry aminy . Amin'izany , dia voaloto izy . Na dia tsy hitan
' ny vadiny aza izany na fatany ny momba izany , ary na dia tsy misy na iray aza mahatratra azy eo am - panaovana izany ary tsy misy na iray aza mijoro vavolombelona miampanga azy ,
NUM 5:14     Alignment score: 0.314 → 0.32
nevertheless , a spirit of jealousy might still inform the husband that his wife is defiled . However , a spirit of jealousy might falsely come
on a man when his wife is not defiled .
na dia izany aza , ny fanahin ' ny hasarotam - piaro dia mampahafantatra hatrany amin ' ny lahy fa voaloto ny vadiny . Kanefa , ny fanahin ' ny hasarotam - piaro dia ho avy handainga amin'ilay lehilahy rehefa tsy voaloto ny vadiny .
NUM 5:15     Alignment score: 0.288 → 0.292
In such cases , the man must bring his wife to the priest . The husband must take an offering required on her behalf , a tenth of an ephah of barley flour . He must pour no oil on it and put no frankincense on it , because it is a grain offering of jealousy , a grain offering for remembering , as a reminder of the iniquity .
Amin ' ny tranga tahaka izany , ilay lehilahy dia tokony hitondra ny vadiny ho any amin ' ny mpisorona . Tsy maintsy mitondra fanatitra sotroina ho azy ny vadiny
. Tsy maintsy hitondra kobam - bary ampahafolon ' ny efaha izy . Tsy mahazo mandraraka menaka na ditin - kazo manitra amin'izany izy satria fanatitra varin ' ny hasarotam - piaro izany , fanatitra hohanina ho famantarana ny mety ho fisian ' ny fahotana .
NUM 5:16     Alignment score: 0.359
The priest must bring her near and place her before Yahweh .
Aoka hitondra azy akaiky ary hametraka azy eo anatrehan'i Yaveh ny mpisorona .
NUM 5:17     Alignment score: 0.365 → 0.388
The priest must take a jar of holy water and take dust from the floor of the tabernacle . He must put the dust into the water .
Aoka haka ny sinin - drano voahasina ary haka vovoka avy amin ' ny tanin
' ny tabernakely ny mpisorona . Aoka hanisy ny vovoka ao anatin'ilay rano izy .
NUM 5:18     Alignment score: 0.356
The priest will set the woman before Yahweh and he will untie the hair on the woman 's head . He will put into her hands the grain offering of remembrance , which is the grain offering of jealousy
. The priest will hold in his hand the bitter water that can bring a curse .
Ny mpisorona hametraka ilay vehivavy eo anatrehan'Andriamanitra ary hamaha ny volo eo an - dohan'ilay vehivavy . Hapetany eo amin ' ny tanany ny fanatitra voa fahatsiarovana , izay fanatitra voan ' ny ahiahy . Hitazona mafy ny rano mangidy izay mety hitondra ozona amin ' ny tanany ny mpisorona .
NUM 5:19     Alignment score: 0.326 → 0.325
The priest will put the woman under an oath and say to her , ' If no other man has lain with you , and if you have not gone astray
and committed uncleanness , then you will be free from this bitter water that can bring a curse .
Hametraka ilay vehivavy ho ambanin ' ny fianianana ny mpisorona ary hilaza aminy hoe : " Raha mbola tsy nisy lehilahy hafa nanao firaisana ara - nofo taminao , ary raha tsy naniasia sy nanao fahalotoana , dia afaka amin'ity rano mangidy izay mety hitondra ozona ity .
NUM 5:20     Alignment score: 0.174 → 0.175
But if you have gone astray
, though you are under your husband 's authority and you have defiled yourself , and some other man has had sexual relations with you ,
Fa raha ianao , izay vehivavy voafatotry ny vadiny , no efa naniasia , ary raha voaloto ianao , ary raha nisy lehilahy hafa niara - nandry taminao ,
NUM 5:21     Alignment score: 0.354 → 0.368
then , ( the priest must cause
the woman to swear an oath that can bring down a curse on her , and then he must continue speaking to the woman ) ' Yahweh will make you into a curse that will be shown to your people to be such . This will happen if Yahweh causes your thigh to waste away and your abdomen to swell .
dia , ( tsy maintsy ny mpisorona no mampanao fianianana izay afaka mitondra ny ozona aminy amin'ilay vehivavy , ary dia tsy maintsy hanoy resaka amin'ilay vehivavy izy ) ' Yaveh hanao anao anaty ozona izay haseho amin ' ny vahoakanao ho toy izany . Dia hitranga izany raha ataon'i Yaveh mihalò ny fenao ary mivonto ny kibonao .
NUM 5:22     Alignment score: 0.258 → 0.261
This water that brings the curse will go into your stomach and make your abdomen swell and your thighs waste away . ' The woman is to reply , ' Amen . Amen . '
Ity rano izay mitondra ozona ity dia hiditra ao amin ' ny vavoninao ary hampivonto ny kibonao
ary harary ireo fenao . ' Dia aoka hamaly ravehivavy hoe : " Eny , avelao hiseho izany raha meloka aho . '
NUM 5:23     Alignment score: 0.466 → 0.471
The priest must write these curses on a scroll , and then he must wash away the written curses into the bitter water .
Aoka hanoratra ireto ozona ireto ao amin ' ny horonan - taratasy ny mpisorona , ary aoka hodioviny ao amin ' ny rano mangidy ireo ozona voasoratra .
NUM 5:24     Alignment score: 0.467
The priest must make the woman drink
the bitter water that brings the curse . The water that brings the curse will enter her and become bitter .
Aoka hampisotro ny rano mangidy izay mitondra ozona ho an ' ny vehivavy ny mpisorona . Ilay rano izay mitondra ozona dia hiditra ao aminy ary hanjary hangidy .
NUM 5:25     Alignment score: 0.387
The priest must take the grain offering of jealousy out of the woman 's hand . He must hold up the grain offering before Yahweh and bring it to the altar .
Aoka hanala fanatitra voan ' ny hasarotam - piaro amin ' ny tanan
' ny vehivavy izy . Aoka hitazona ny fanatitra voa eo anatrehan'i Yaveh ary hitondra izany eo amin ' ny alitara izy .
NUM 5:26     Alignment score: 0.422 → 0.422
The priest must take a handful of the grain offering as a representative offering
, and burn it on the altar . Then he must give the woman the bitter water to drink .
Aoka haka fanatitra voa eran ' ny tanana ho fanatitra fanehoana ny mpisorona , ary handoro izany eo amin ' ny alitara . Dia aoka homeny ny vehivavy ny rano tena mangidy mba hosotroina .
NUM 5:27     Alignment score: 0.408 → 0.408
When he gives her the water to drink , if she is defiled because she has committed a sin against her husband , then the water that brings the curse will enter her and become
bitter . Her abdomen will swell and her thigh will waste away . The woman will be cursed among her people .
Rehefa omeny azy ny rano ho sotroina , raha voaloto satria efa nanota tamin ' ny vadiny izy , dia hiditra aminy ny rano izay mitondra ozona ary lasa hangidy . Hivonto ny kibony ary harary ny feny . Ho voaozona eo amin ' ny olony ilay vehivavy .
NUM 5:28     Alignment score: 0.344 → 0.353
But if the woman is not defiled and if she is clean , then she must be free . She will be able to conceive children .
Fa raha tsy voaloto kosa ilay vehivavy ary raha madio izy , dia tsy maintsy ho afahana . Ary afaka hanana anaka izy .
NUM 5:29     Alignment score: 0.419
This is the law of jealousy . It is the law for a woman who goes astray from her husband and is defiled .
Izany no lalàn ' ny hasarotam - piaro . Izany no lalàna ho an ' ny vehivavy izay mania amin ' ny vadiny ary voaloto .
NUM 5:30     Alignment score: 0.391
It is the law for a man with a spirit of jealousy when he is jealous of his wife . He must bring the woman before Yahweh , and the priest must do to her everything that this law of jealousy describes .
Izany no lalàna ho an ' ny lehilahy manana
ny fanahin ' ny hasarotam - piaro rehefa saro - piaro amin ' ny vadiny izy . Aoka izy hitondra ny vehivavy eo anatrehan'i Yaveh , ary aoka ny mpisorona hanao aminy izay rehetra voafaritr'io lalànan ' ny hasarotam - piaro io .
NUM 5:31     Alignment score: 0.292
The man will be free from guilt for bringing his wife to the priest . The woman must bear any guilt she might have . "
Ary dia ho afaka amin ' ny fahamelohana
ny amin ' ny fitondrana ny vadiny teo amin ' ny mpisorona ny lehilahy . Aoka hitondra ny heloka izay mety hananany ilay vehivavy . "
NUM 5     Average alignment score: 0.338 for 31 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36