Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36 


NUM 3:1     Alignment score: 0.602 → 0.604
Now this is the history of the descendants of Aaron and Moses when Yahweh spoke with Moses on Mount Sinai .
Ary izao no tantaran ' ny taranak'i Arona sy Mosesy rehefa niteny tamin'i Mosesy tany
amin ' ny tendrombohitra Sinay i Yaveh .


NUM 3:2     Alignment score: 0.762 → 0.762
The names of Aaron 's sons were Nadab the firstborn , and Abihu , Eleazar , and Ithamar .
Ny anaran'ireo zanaka lahin'i Arona dia i Nadaba lahimatoa , sy Abiho , Eleazara , ary Itamara .
NUM 3:3     Alignment score: 0.475
These
are the names of the sons of Aaron , the priests who were anointed and who were ordained to serve as priests .
Ireo no anaran'ireo zanaka lahin'i Arona , ireo mpisorona izay voahosotra sy voatokana hanompo ho mpisorona .
NUM 3:4     Alignment score: 0.583
But Nadab and Abihu fell
dead before Yahweh when they offered to him unacceptable fire in the wilderness of Sinai . Nadab and Abihu had no children , so just Eleazar and Ithamar served as priests with Aaron their father .
Fa Nadaba sy Abiho kosa lavo maty teo anatrehan'i Yaveh rehefa nanolotra Azy afo tsy azo ekena tany amin ' ny efitr'i Sinay izy ireo . Tsy nanan - janaka i Nadaba sy Abiho , ka dia Eleazara sy Itamara ihany no nanompo ho mpisorona niaraka tamin'i Arona rain'izy ireo .
NUM 3:5     Alignment score: 0.316
Yahweh spoke to Moses . He said ,
Niteny tamin'i Mosesy i Yaveh . Hoy izy :
NUM 3:6     Alignment score: 0.548
" Bring the tribe of Levi and present them to Aaron the priest for them to help him .
" Ento ny fokon'i Levy ka ampisehoy amin'i Arona mpisorona izy ireo mba hanampy azy .
NUM 3:7     Alignment score: 0.418 → 0.418
They must perform the duties on behalf of Aaron and the whole community before the tent of meeting . They must serve in the tabernacle .
Aoka hanao ireo adidy amin ' ny anjaran'i Arona sy ny fivondronana manontolo eo anoloan ' ny trano - layfihaonana izy ireo . Aoka izy ireo hanompo ao amin ' ny tabernakely .
NUM 3:8     Alignment score: 0.499 → 0.502
They must care for all the furnishings in the tent of meeting , and they must help the tribes of Israel to carry out the tabernacle service .
Aoka hikarakara ireo fanaka rehetra ao amin ' ny trano - lay fihaonana izy ireo , ary hanampy ireo fokon'Israely hanatanteraka ny asa fanompoana ny tabernakely .
NUM 3:9     Alignment score: 0.4 → 0.415
You must give
the Levites to Aaron and his sons . They are wholly given to help him serve the people of Israel .
Aoka hatolotrao an'i Arona sy ireo zanany lahy ireo Levita . Atolotra manontolo izy ireo mba hanampy azy hanompo ny vahoakan'Israely .
NUM 3:10     Alignment score: 0.317
You must appoint Aaron and his sons as priests , but any foreigner
who comes near must be put to death . "
Tsy maintsy tendrenao ho mpisorona i Arona sy ireo zanany lahy , fa izay olona hafa firenena tonga manakaiky dia tsy maintsy vonoina ho faty . "
NUM 3:11     Alignment score: 0.344 → 0.345
Yahweh spoke to Moses . He said ,
Niteny tamin'i Mosesy i Yaveh . Hoy Izy hoe :
NUM 3:12     Alignment score: 0.308 → 0.31
" Look , I have taken the Levites from among the people of Israel . I have done this instead of taking each firstborn , who opens the womb , from among the people of Israel . The Levites belong to me ,
" Indro , efa naka ireo Levita avy tamin'ireo vahoakan'Israely Aho . Izany no nataoko raha tokony naka ny lahimatoa tsirairay izay teraka tamin ' ny vahoakan'Israely . Ahy ireo Levita .
NUM 3:13     Alignment score: 0.356 → 0.367
for all the firstborn belong to me . On the day that I struck down all the firstborn in the land of Egypt , I set apart for myself all the firstborn in Israel , both men and animals . They belong to me . I am Yahweh . "
Ahy ny voalohan - teraka rehetra . Tamin ' ny andro namelezako ny lahimatoa rehetra tany
amin ' ny tany Egypta , no nanokanako ho Ahy ny voalohan - terak'Israely rehetra , na ny vahoaka na ny biby fiompy . Ahy ireny . Izaho no Yaveh . "
NUM 3:14     Alignment score: 0.457 → 0.458
Yahweh spoke to Moses in the wilderness of Sinai . He said ,
Niteny tamin'i Mosesy tany an'efitr'i
Sinay i Yaveh . Hoy Izy hoe :
NUM 3:15     Alignment score: 0.352
" Count the descendants of Levi in each family , in their clans . Count every male who is one month old and older . "
" Isao isaky ny ankohonana
ny taranak'i Levy , isaky ny ankohonan ' ny razamben'izy ireo . Isao ny lehilahy rehetra izay iray volana no ho miakatra . "
NUM 3:16     Alignment score: 0.479
Moses counted them , following the word of Yahweh , just as he was commanded to do .
Nanisa azy ireo i Mosesy , araka ny tenin'i Yaveh , araka ny nandidiana
azy ho atao .
NUM 3:17     Alignment score: 0.721
The names of the sons of Levi were Gershon , Kohath , and Merari .
Ny anaran'ireo zanaka
lahin'i Levy dia Gersona , Kohata , ary Merary .
NUM 3:18     Alignment score: 0.441 → 0.446
These
are the names of the sons of Gershon , by their clans : Libni and Shimei .
Ny fianakaviam - be avy amin'ireo zanaka lahin'i Gersona dia Libny sy Simey .
NUM 3:19     Alignment score: 0.505 → 0.511
The sons of Kohath , by their clans : Amram , Izhar , Hebron , and Uzziel .
Ny fianakaviam - be avy amin'ireo zanaka lahin'i Kohata
dia Amrama , Izara , Hebrona , Ary Oziela .
NUM 3:20     Alignment score: 0.369 → 0.388
The sons of Merari , by their clans : Mahli and Mushi . These
are the clans of the Levites , listed clan by clan .
Ny fianakaviam - be avy amin'ireo zanaka lahin'i Merary dia Maly sy Mosy . Ireo no fianakaviam - ben'ireo Levita , izay nalahatra araka ny fianakaviany avy .
NUM 3:21     Alignment score: 0.549 → 0.581
The clans of the Libnites and the Shimeites come
from Gershon . These are the clans of the Gershonites .
Ireo fianakaviam - ben'ireo Libnita sy ireo Simeita dia avy amin'i Gersona . Ireo avy no fianakaviamben'ireo Gersonita .
NUM 3:22     Alignment score: 0.176
All the males from a month old and older were counted , totaling 7,500 .
Ny lahy rehetra manomboka iray volana no miakatra dia nisaina , niisa 7 . 500 .
NUM 3:23     Alignment score: 0.478
The clans of the Gershonites must camp on the west side of the tabernacle .
Ny fianakaviam - ben'ireo Gersonita dia hitoby eo amin ' ny ilany andrefan
' ny tabernakely .
NUM 3:24     Alignment score: 0.547 → 0.551
Eliasaph son of Lael must lead the clans of the descendants of the Gershonites .
Eliasafa zanaka lahin'i Laela no tsy maintsy hitarika ireo fianakaviam - ben ' ny taranaky
ny Gersonita .
NUM 3:25     Alignment score: 0.484 → 0.496
The family of Gershon must care for the tent of meeting including the tabernacle . They must care for the tent , its covering , and the curtain used as the entrance to the tent of meeting .
Ny fianakavian'i
Gersona dia tsy maintsy mikarakara ny trano - lay fihaonana ka ao anatin'izany ny tabernakely . Hikarakara ny trano - lay izy ireo , ny firakony , sy ireo lamba ampiasaina amin ' ny fidirana ao amin ' ny trano - lay fihaonana .
NUM 3:26     Alignment score: 0.412 → 0.437
They must care for the courtyard hangings , the curtain at the courtyard entrance the courtyard that surrounds the sanctuary and the altar . They must care for the ropes of the tent of meeting and for everything in it .
Tsy maintsy mikarakara ny lamban - kianja izy ireo , ny lamba eo amin ' ny fidiran
' ny kianja ny kianja izay mihodidina ny fitoerana masina sy ny alitara . Aoka hikarakara ireo tadin ' ny trano - lay fihaonana sy izay rehetra ao aminy izy ireo .
NUM 3:27     Alignment score: 0.14 → 0.327
These
clans come from Kohath : the clan of the Amramites , the clan of the Izharites , the clan of the Hebronites , and the clan of the Uzzielites . These clans belong to the Kohathites .
Avy amin'i Kohata ireo fianakaviam - be ireo : fianakavian ' ny Amramita , ny fianakavian ' ny Izarita , ny fianakavian ' ny Hebronita , ary ny fianakavian ' ny Ozielita .
NUM 3:28     Alignment score: 0.127
8,600 males have been counted aged one month old and older to perform the duties of the sanctuary .
An'ireo Kohatita
ireo fianakaviam - be ireo . 8 . 600 lahy iray volana no ho miakatra no efa voaisa mba hikarakara ireo fananan'i Yaveh .
NUM 3:29     Alignment score: 0.388 → 0.395
The Kohath clans must camp on the south side of the tabernacle .
Ireo fianakavian ' ny taranak'i Kohata
dia tsy maintsy mitoby mianatsimon ' ny tabernakely .
NUM 3:30     Alignment score: 0.299 → 0.311
Elizaphan son of Uzziel must lead the ancestral households of the Kohathites .
Elifaza zanaka lahin'i Oziela no tsy maintsy hitarika ny fianakaviam - ben'ireo Kohatita
.
NUM 3:31     Alignment score: 0.427
They must care for the ark , the table , the lampstand , the altars , the holy things that are used in their service , the curtain , and all the work around it .
Izy ireo no tsy maintsy mikarakara ny fiara , ny latabatra , ny fitoeran - jiro , ireo alitara , ireo zava - masina izay ampiasaina amin ' ny fanompoany
, ny lamba , ary izay asa rehetra mahakasika izany .
NUM 3:32     Alignment score: 0.465 → 0.467
Eleazar son of Aaron the priest must lead the men who lead the Levites . He must supervise the men who perform the duties of the holy place .
Eleazara zanaka lahin'i Arona mpisorona no tsy maintsy hitarika ireo lehilahy izay mitarika ireo Levita . Tokony hanara - maso ireo lehilahy izay mikarakara ny fitoerana masina izy .
NUM 3:33     Alignment score: 0.386
Two clans have come
from Merari : the clan of the Mahlites and the clan of the Mushites . These clans have come from Merari .
Fianakaviam - be roa no avy amin'i Merary : ny fianakavian ' ny Malita sy ny fianakavian ' ny Mosita . Ireo fianakaviambe ireo dia avy amin'i Merary .
NUM 3:34     Alignment score: 0.156 → 0.209
6,200 males have been counted aged one month old and older .
6 . 200 lahy iray volana no ho miakatra no efa voaisa .
NUM 3:35     Alignment score: 0.486 → 0.51
Zuriel son of Abihail must lead the ancestral households of Merari . They must camp on the north side of the tabernacle .
Zoriela zanaka lahin'i Abihaila no tsy maintsy hitarika ireo fianakaviamben'i Merary . Tsy maintsy mitoby mianavaratry ny tabernakely izy ireo .
NUM 3:36     Alignment score: 0.325 → 0.342
The descendants of Merari must care for the framing of the tabernacle , the crossbars , posts , bases , all the hardware , and everything related to them , including
Ny taranak'i Merary dia tokony hikarakara ny rafitry ny tabernakely , ireo barany , tsanganana , faladiany , ny fitaovana rehetra , sy izay rehetra mahakasika ireo , ao anatin'izany
NUM 3:37     Alignment score: 0.448
the pillars and posts of the courtyard that surround the tabernacle , with their sockets , pegs , and ropes .
ireo andry sy tsanganan ' ny kianja izay mihodidina ny tabernakely , miaraka amin ' ny faladian'ireo , fihantonan - javatra , sy tady .
NUM 3:38     Alignment score: 0.364 → 0.388
Moses and Aaron and his sons must camp on the east side of the tabernacle , in front of the tent of meeting , toward the sunrise . They are responsible for performing the duties of the sanctuary and the duties of the people of Israel . Any foreigner
who approaches the sanctuary must be put to death .
Mosesy sy Arona ary ireo zanaka lahin'izy ireo dia tsy maintsy hitoby miatsinanan ' ny tabernakely , eo anoloan ' ny trano - lay fihaonana , tandrifin ' ny fiposahan ' ny masoandro . Izy ireo no tompon'andraikitra ho an ' ny fanatanterahana ireo adidy amin ' ny fitoerana masina sy ireo adidy amin ' ny vahoakan'Israely . Na iza na iza olona hafa firenena manatona ny fitoerana masina dia tsy maintsy ho faty .
NUM 3:39     Alignment score: 0.49 → 0.489
Moses and Aaron counted all the males in the clans of Levi who were aged one month old and older , just as Yahweh commanded . They counted twenty - two thousand men .
Mosesy sy Arona nanisa ny lahy rehetra tamin ' ny fianakaviam - ben'i Levy izay iray volana no ho miakatra , araka izay nandidian'i Yaveh . Niisa roa arivo sy roa alina izy ireo .
NUM 3:40     Alignment score: 0.414
Yahweh said to Moses , " Count all the firstborn males of the people of Israel who are aged one month old and older . List their names .
Hoy Yaveh tamin'i Mosesy : " Isao ny voalohan - teraky ny vahoakan'Israely rehetra izay iray volana no ho miakatra . Raiso ny anaran'izy ireo .
NUM 3:41     Alignment score: 0.41
You must take the Levites for me I am Yahweh instead of all the firstborn of the people of Israel , and the livestock of the Levites instead of the firstborn of the livestock of the descendants of Israel . "
Aoka halainao ho Ahy ireo Levita Izaho Yaveh ho solon ' ny voalohan - teraky ny vahoakan'Israely , sy ny biby fiompin'ireo Levita ho solon ' ny voalohan - teraky ny biby fiompin
' ny taranak'Israely . "
NUM 3:42     Alignment score: 0.534
Moses counted all the firstborn people of Israel as Yahweh had commanded him to do .
Mosesy nanisa ny voalohan - teraky ny vahoakan'Israely rehetra araka izay efa nandidian'i Yaveh azy hatao .
NUM 3:43     Alignment score: 0.253 → 0.293
He counted all the firstborn males by name , aged one month old and older . He counted 22,273 men .
Nanisa ny lahimatoa rehetra araka ny anarana
izy , iray volana no ho miakatra . Nahavoaisa 22 . 273 lahy izy .
NUM 3:44     Alignment score: 0.474 → 0.521
Again , Yahweh spoke to Moses . He said ,
Niteny tamin'i Mosesy indray i Yaveh . Hoy Izy hoe :
NUM 3:45     Alignment score: 0.424
" Take the Levites instead of all the firstborn among the people of Israel , and take the Levites ' livestock instead of the people 's livestock . The Levites belong to me I am Yahweh .
" Alaivo ireo Levita ho solon ' ny voalohan - teraka amin ' ny vahoakan'Israely , ary alaivo ny biby fiompin'ireo Levita ho solon ' ny biby fiompin
' ny vahoaka . Ahy ireo Levita Izaho no Yaveh .
NUM 3:46     Alignment score: 0.282
For the redemption of the 273 firstborn sons of Israel who exceed the number of the Levites
Manangòna sekely dimy ho an ' ny fanavotana isan'olona amin'ireo voalohan - teraky ny vahoakan'Israely izay mihoatra ny isan'ireo Levita .
NUM 3:47     Alignment score: 0.246 → 0.308
you must collect five shekels for each of them . You must use the shekel of the sanctuary as your standard weight . The shekel equals twenty gerahs .
Ampiasao araka ny fenitry ny lanjanao ny sekelin ' ny fitoerana masina . Gera roapolo ny sekely .
NUM 3:48     Alignment score: 0.216 → 0.263
You must give
the redemption money that you paid to Aaron and his sons . "
Homenao an'i Arona sy ireo zanany lahy ny vidim - panavotana izay naloanao . "
NUM 3:49     Alignment score: 0.364 → 0.368
So Moses collected the redemption money from those who exceeded the number of those redeemed by the Levites .
Ka dia nanangona ny vidin
' ny fanavotana avy tamin'ireo izay nihoatra isa tamin'ireo navotan'ireo Levita i Mosesy .
NUM 3:50     Alignment score: 0.386 → 0.4
Moses collected the money from the firstborn of the people of Israel . He collected 1,365 shekels , weighing with the shekel of the sanctuary .
Nanangona ny vola avy tamin ' ny voalohan - teraky ny vahoakan'Israely i Mosesy . Nahangona sekely 1 . 365 izy , nolanjaina tamin ' ny sekelin ' ny fitoerana masina .
NUM 3:51     Alignment score: 0.485 → 0.512
Moses gave the redemption money to Aaron and to his sons . Moses did everything he was told to do by Yahweh 's word , as Yahweh had commanded him .
Mosesy nanome ny volam - panavotana ho an'i Arona sy ireo zanany lahy . Mosesy nanao izay nasain ' ny tenin'i Yaveh nataony , araka izay efa nandidian'i Yaveh azy .
NUM 3     Average alignment score: 0.423 for 51 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36